AKOTV.NET
AKOTV.NET
  • 278
  • 202 364
FIFIDIANANA 11DECEMBRE : N°2 IHANY NO VAHAOLAN'ANTEHIROKA.
Laharam-pahamehana ny fampianarana, hoy Zoky Mamy, laharana faharoa amin’ny bulletin unique ho amin’ny fifidianana ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Antehiroka. Tsy tokony hisalasalana ny fahatanterahan’ny programan’asany noho izy efa zatra mandray andraikitra na mbola tsy teo amin’ny toerana aza, raha ny fandresendahatr’ireo mpomba azy. Isan’ny nanampy be tamin’ny fanamboaran-dalana ny tenany ary nanavao ihany koa ireo fotodrafitrasa maro eo an-toerana, toy ny famatsiandrano. Saingy hahatanteraka ny vina dia ny fampandrosoana haingana ny kaominina dia lohalaharana indrindra ny fanabeazana.
Niavaka koa ny fakàn’i zoky Mamy ny fon’ny mpifidy amin’ny fitetezany an-tongotra sy am-bisikilety ny faritry ny tanàna hiadidiany atsy ho atsy. Tsy mba isan’ireo miaingitraingitra fa tonga hatrany anelakelantrano ary mandray avy hatrany ny hetahetan’ireo mponina. Inoana ny hahatongavan’ny maharary ny vahoaka eny an-tsofin’ny mpanatanteraka raha maro ny olona manetry tena toa azy.
Переглядів: 3

Відео

FENITRA N°2 : KANDIDA AFAKA HAMPIAKATRA NY KAOMININA ANOSIALA
Переглядів 9Місяць тому
Mila « AVOTRA » Anosiala sy ireo tantsaha 85% mandrafitra azy, saika tantsaha avokoa no minina ao amin’ireo fokontany 13n’Anosiala ary mivelona amin’ny fiompiana sy fambolena amin’ny ankapobeny. Tanjona efa nifotoran-dRamatoa Rafenomanana Oniarisoa Fenitriniaina ny fampivoarana sy fanampiana ny tantsaha, noho izay antony izay indrindra no nisafidianan’ny « FIVOI » ny tenany ho kandidà misolo te...
EFA 30 TAONA NO TOKONY NANANA LISEA NY KAOMININA ANTEHIROKA
Переглядів 5Місяць тому
Hatramin’izao, voahangatra raha samy kaominina Antehiroka ; izy irery no kaominina tsy manana lisea eo afovoan’ireo kaominina manodidina azy. Zon’ny vahoaka ny misitraka fotodrafitrasa mifanaraka amin’ny filàny ary andraikitry ny ben’ny tanàna no mameno ny banga sy ny maharary ny vahoaka, hoy Mamy Rakotompanahatra na Zoky Mamy Kandidà mitondra ny laharana faharoa ao amin’ny kaominina Antehiroka...
Mouvement Gaskar : HAMETRAKA OLOM-BAOVAO MIHITSY.
Переглядів 19Місяць тому
Ireo vahoaka leo ny zava-misy ankehitriny no aoka hitsangana hoy Gasikara fenosoa filoha mpitarika ny Mouvement Gasikara. Nentaniny hanohana ny kandidà napetraky ny MG laharana faharoa ao amin’ny biletà tokana ho amin’ny fifidianana ny 11 septambra izao, Mamy Rakotompanahatra na zoky Mamy ireo rehetra miandrandra fanovàna. Nisongadina tamin’ny kabariny fa tsy mipetraka ireo tsaho mandoko politi...
Fanjakana imerina Atsimo : Mitaraina amin'ny fisian'ny Fisandohana fahefana ny Loham-pianakaviana.
Переглядів 132Рік тому
Nandritra ny enina taona izao no nisy misandoka ho mpitondra sy mpanjakan'ny Vakinankaratra na Imerina atsimo , hoy ny loham-pianakaviana Andrianaivotiana Fanantenana RAZATOVO . Azy ny fiandrianana noho izy mpandova Rà mivantana araka ny tetiharana notanisainy. Entin'ny olona mitady vola ny hasim-piandrianan'i Vakinankaratra, hoy izy ka mila atsahatra faran'izay haingana.
Puissance divine : Les abeilles en temoignent.
Переглядів 168Рік тому
Manonga hasina ny Dadivavy mariah Rakotondrabe, manamarika an’izany ny fahatongavana andian-tantely an’arivony ao amin’ny Doany anompoany an-dRainilezafy razambeny no sady fanahy mpiahy azy. Nandritra ny herinandro roa no efa nisian’ireo adian-tantely ireo. Manamarika soa miditra izany hoy ny fanazavany. Aoka isika Malagasy hanamasina ny kolontsaintsika sy ny maha-izy azy antsika hoy ny fanazav...
GJMD : Aoka mba ho taom-pilaminana ny 2023.
Переглядів 73Рік тому
Niarahaba nahatratra ny taona ny Malagasy rehetra sy ny mpikambana politika aminy ny filoha mpitarika ny antoko nasionaly GJMD (Groupe des Jeunes Malagasy pour la Democratie) Zama Mino. Nirary taom-pilaminana ho an’ny taona mifandimby ny tenany tamin’izany saingy nametraka kosa ireo tokony ataon’ny mpitondra ao anatin’ity taom-pifidianana ity. Nanao jery todika ny zava-nisy teo amin’ny rafi-pit...
Fivavahana mitety Doany : Nampitandrina ireo mpomba ny ara-drazana.
Переглядів 1,5 тис.Рік тому
Nanaitra ireo ray aman-dreny ara-drazana sy mpandala ny fomba ara-drazana ny hetsika nataona mpino kristiana teny ambohimanga andro vitsy lasa izay. Voalaza ho nitety Doany fanasinana teny Ambohimanga sy nitory filazantsara ary nandroaka devoly teny amin’ireo toerana ireo ireto mpivavaka kristiana ireto. “Aoka tsy handranitra adim-pinoana fa ny adim-pinoana nisy teto faha-mpanjaka efa naharitra...
Anosiavaratra Isahafa : Voahambana hiala amin’ny taniny ny mponina sy ny kaominina.
Переглядів 55Рік тому
Tany amin’ny 70 taona lasa no efa nampiasan’ny fokonolona ho fambolena sy ivelomana ny tany mihodidina ny 17 ha, araka ny fanazavan’ny filoham-pokontany ao Isahafa Anosiavaratra Jemison Randriamahazonoro. Nampiasain’ny fanjakana niarahana tamin’ny orinasa vahiny OFMATA tamina voly paraky ny tany taty aoriana, Nisoratra tamin’ny talen’io orinasa io anefa ny tany rehefa tapitra ny fifanarahana. T...
Tsenan'Anosizato : Tsy manana olana ny tsena
Переглядів 442 роки тому
Manatanteraka fanadiovana faobe isam-bolana ny tsenan'Anosizato antsinanana ho enti-manatevina ny ezaky ny tsirairay andavanandro. Natao izany ho fiarovana ny mety ho fihanaky ny aretina samihafa, "toerana maro mpivezivezy hifangaroan'ny karazan'entana sy mora manangom-pako ny tsena, mihanaka manaraka izany ny valan'aretina maro karazana" hoy ny lehiben'ny tsena; ka tokony ho tandrovana. Tafidi...
"Eid Al Adha": Nankalazain'ny mpino Silamo anio.
Переглядів 842 роки тому
Nankalaza ny "Eid Al Adha" fety faharoa amin'ny finoana silamo ireo mpino anio; hanamarihana indrindra ny fanafahana ny mpaminany Abrahama tamin'ny sorona nitsapan'Andriamanitra azy no fototry ny fankalazana hoy ny filohan'ny Fikambanan'ny Silamo Malagasy (FSM) Abousoary Saïd Arsene . Notsiahiviny fa nosoloan'Andriamanitra ondry ny aina notakian'Andriamanitra tamin'ny Abrahama amin'ny fanoloran...
Rectorat de Mayotte : Abus de pouvoir et harcèlements professionnels dénoncés
Переглядів 182 роки тому
L’injustice, le favoritisme, les violations des droits et les abus de pouvoir minent le rectorat de Mayotte depuis plusieurs années. Ces pratiques coloniales, visant spécialement des responsables dont un contrôleur de gestion, impactent sur la santé et la vie du personnel mais le recteur semble dépassé par l’évènement. Des fonctionnaires ont finalement décidé de dénoncer les harcèlements, humil...
Nitsangana hiaro ny kolontsaina ny "NAMA"
Переглядів 843 роки тому
Nijoro tamin'ny fomba ofisialy, notsofin-drano ary natrehin'ireo ray aman-dreny ara-drazana ny faran'ny herinandro teo ny fikambanana NAMA (Naman'ny Mpihiragasy Arivonimamo). Marefo sy nohambaniana ny kolontsaina Gasy ka izany no mamandroso ny fahantrana eto Madagasikara hoy ny filohan'ny NAMA , Ny Zanakantitra Justin Rakotonirina. Hamerin-kasina izany no antom-pisian'ny Fikambanana mba hiterak...
Tsena Anosizato : Atrehina mialoha ny valanaretina, hoy ny mpitantana.
Переглядів 213 роки тому
Manoloana ny valanaretina misy ankehitriny sy ny mety ho faharefoam-pahasalaman’ny tsirairay, nanatanteraka fanadiovana faobe ireo mpiandraikitra ny fitantanana ny tsenan’Anosizato antsinanana. Mpivarotra eo an-toerana manodidina ny 500 no indray niara-nihetsika tamin’izany nohotronin’ireo mpitantana sy mpanara-maso ny tsena. Ahiana ny fahamoràn’ny fidiran’ny aretina amin’ny tsirairay amin’izao...
Tranoben'Imerina : Manohitra ny fomba sy fahendrena Gasy ny ITG.
Переглядів 4373 роки тому
Hitarika hatramin’ny fiovan’ny lalana mifehy ny ara-piarahamonina sy fifampifehezana an-tokantrano ny fandaniana ny ITG (Interruption Thérapeutique de Grossesse) eny anivon’ny Antenimieram-pirenena. Ankoatra izay, endrika famonoana olona izay tsy tafiditra anatin’ny soatohavina Malagasy ary fomba voapetraka ho fady hatry ny Fahagola izany, hoy ny Andriana Robert Randrianantoandro Ray aman-dreny...
Kaominina Ampitatafika : Nanitatra efitrano fianarana hanatsarana ny fanabeazana.
Переглядів 123 роки тому
Kaominina Ampitatafika : Nanitatra efitrano fianarana hanatsarana ny fanabeazana.
La médecine traditionnelle ne s’apprend pas, elle se transmet.
Переглядів 3383 роки тому
La médecine traditionnelle ne s’apprend pas, elle se transmet.
Taombaovao Iraisana : Fanamafisana ny Fihavanana Napetraka hatry ny Fahagola.
Переглядів 2083 роки тому
Taombaovao Iraisana : Fanamafisana ny Fihavanana Napetraka hatry ny Fahagola.
Ny fiovan-toetsain'ny Mpitondra ihany no hampandroso, hoy ny Kohën Rivolala.
Переглядів 1993 роки тому
Ny fiovan-toetsain'ny Mpitondra ihany no hampandroso, hoy ny Kohën Rivolala.
FIER MADA : Fampivoarana tohanan'ny veliranon'ny Filoha.
Переглядів 183 роки тому
FIER MADA : Fampivoarana tohanan'ny veliranon'ny Filoha.
Charmelle formation : afaka misoratra anarana isan'andro.
Переглядів 333 роки тому
Charmelle formation : afaka misoratra anarana isan'andro.
Voninkazo : Sady fialamboly no famokaram-bola.
Переглядів 3413 роки тому
Voninkazo : Sady fialamboly no famokaram-bola.
Fitsaboana ara-dRazana : Natao Hanasoavana ny Fananan-kery, hoy heryfana.
Переглядів 2,5 тис.3 роки тому
Fitsaboana ara-dRazana : Natao Hanasoavana ny Fananan-kery, hoy heryfana.
Taombaovao Malagasy: Tanteraka fa...niova endrika.
Переглядів 4523 роки тому
Taombaovao Malagasy: Tanteraka fa...niova endrika.
Foko antemoro Ampanabàka : Nanandratra ny Ampanjakan'Ambahive
Переглядів 1,6 тис.3 роки тому
Foko antemoro Ampanabàka : Nanandratra ny Ampanjakan'Ambahive
Tetiandro 2021: Ampanjakao ny Fihavanana tsy hifamotika; hoy ny Tranoben'Imerina.
Переглядів 7264 роки тому
Tetiandro 2021: Ampanjakao ny Fihavanana tsy hifamotika; hoy ny Tranoben'Imerina.
Vaky fasana tao Toliary: Misy tsy mazava ny raharaha.
Переглядів 884 роки тому
Vaky fasana tao Toliary: Misy tsy mazava ny raharaha.
Taombaovao Iraisan'ny Malagasy boeny : Ahemotra ho amin'ny 2021 ny fankalazana.
Переглядів 3164 роки тому
Taombaovao Iraisan'ny Malagasy boeny : Ahemotra ho amin'ny 2021 ny fankalazana.
Taombaovaon'Imerina : Tontosa ny fanamarihana.
Переглядів 1384 роки тому
Taombaovaon'Imerina : Tontosa ny fanamarihana.
Fanefitry ny Coronavirus : Hitan'ny Mpitsabo nentim-paharazana.
Переглядів 3554 роки тому
Fanefitry ny Coronavirus : Hitan'ny Mpitsabo nentim-paharazana.

КОМЕНТАРІ

  • @FlorineDoolee
    @FlorineDoolee 4 місяці тому

    Coucou

  • @haryhary6633
    @haryhary6633 6 місяців тому

    Misaotra amin'ny fanazavana Andriamatoa Ny Andriana Robert. Tokony asiana taranja "Kolontsaina Merina" eto amin'ny sekoly eto Imerina.

  • @AnisAbou-l6b
    @AnisAbou-l6b Рік тому

    Bonjour

  • @haryhary6633
    @haryhary6633 2 роки тому

    Mankasitraka tompoko. Fa maninona ny vahiny no mi finance an 'io??? Maninona raha mba manao karazana eo Financement participatif an'i diaspora aty an dafy dia samy manome ny Merina . Mbola hoatran'ny fanajanahatany ihany raha toa ka vahiny avy any La Reunion no mi finance ny tranomanara!!!!

  • @ANSLAVERITECHRISTIQUE
    @ANSLAVERITECHRISTIQUE 2 роки тому

    Manary vahoaka. Ireo teny isankarazany rehetra rehetra ireo ve zany no ahatonga saina ny Malagasy tsirairay ary ahatafoaka izy ireo tsirairay avy ao anatin’ny haizina ka hampiakatra sy hampiova ny toetsan’i Malagasy tsirairay ary koa hampiverina ny sain’i Malagasy rehetra ao anatin’ny fahazavana ve ??????? Tsy ny leçon de morale velively no hilain’i vahoaka Malagasy rehetra fa ny tena marina mikasika azy ireo. Fampianarana foana daholo ireo no sady tsy mitombina no sady vao maika mampidina tanteraka ny sain’i vahoaka Malagasy amin’ny faritra farany izay ambany indrindra. Fampianarana foana izay efa henon’i sofin’i olombelona miaina eto ambony hatramin’izay niainany teto ambony teto ireo ataonao io ry tsara tsara mesia ary isan’izay nahay nahavery azy ireo tanteraka ihany koa ankehitriny. Raha ny fampianarana araka moraly dia tsy hanavotra n’iza n’iza izany eo mihintsy fa ny marin’i kristy Jesosy ihany no maha vonjy ny saina sy vatana izay mitady sy mila vonjy eo fa tsy ireo teny isankarazany izay teny manome hery sy tanjaka ny maha tokana vatana anao ireo io.

  • @andrearakotonandrianina5856
    @andrearakotonandrianina5856 2 роки тому

    Attention à vous blasphémateur Tsaratsara.,car la punition sera à la hauteur de l'affront.

  • @sitrakaranomenjanahary7202
    @sitrakaranomenjanahary7202 2 роки тому

    N'importe quoi

  • @jolijojo6697
    @jolijojo6697 2 роки тому

    Mankasitraka .

  • @martinahharis1294
    @martinahharis1294 3 роки тому

    Amin Anarany JESOSY mivoka devoly

  • @martinahharis1294
    @martinahharis1294 3 роки тому

    Devoly aiza gasy ary vao maika latsaka any anaty lavaka, ry pamonany sandoka Matio 7 : 15 - 16

  • @haryhary6633
    @haryhary6633 3 роки тому

    Misaotra Ramose.Tokony ho ampianarina any sekoly ny sotoavina Malagasy.

  • @solofoniainanirinarakotoar6674
    @solofoniainanirinarakotoar6674 3 роки тому

    Taranak'andevo misandoka ho Andriana Merina.

  • @marieandry7887
    @marieandry7887 3 роки тому

    👑🕊️🙏🙏🙏😘😘😘TSARA TSARA AAA

  • @emmanuelratsimbazafy5749
    @emmanuelratsimbazafy5749 3 роки тому

    I jesosy teraka tao antranonomby fa i tsaratsara ndray nefa avy nangalatromby. Sao d mba le tranony le omby avy nangalariny tsaratsara ary no niterahany jesoa kkkk

  • @anarana5988
    @anarana5988 3 роки тому

    Fa masinana hiany n hitondranazy

  • @anarana5988
    @anarana5988 3 роки тому

    Mpaminany satoka

    • @roykylan677
      @roykylan677 3 роки тому

      i realize it's pretty off topic but do anybody know of a good place to stream newly released series online?

  • @anarana5988
    @anarana5988 3 роки тому

    Mpaminany satoka

  • @nomenjanaharyrajaonarivoah5378
    @nomenjanaharyrajaonarivoah5378 3 роки тому

    Aza mirediredy e!

  • @fanja5471
    @fanja5471 3 роки тому

    Zanak i satana ianao io !! Efa resin i Jesosy kristy Tompo avy any Nazareth i satana . Maty teo @ hazo fijaliana i Jesosy Tompo hamonjena ny olona izay mino izay. I satana dia afobe mirehitra afo no miandry azy. Izay manao tsinontsinona ny fanahy masina dia tsy ho voavela heloka mandrakizay . Efa resy satana dia ianao io !!!!

  • @anarana5988
    @anarana5988 3 роки тому

    aiza n famasinanao ma mpaminany anao miteniteny fona n loko menamolotra haza ts afak k hoe mpaminany

  • @KoungouManga
    @KoungouManga 3 роки тому

    Lahawula ses des sorciers regarder le sang les fétiches qu'Allah vous maudissent

  • @BM-dj1uk
    @BM-dj1uk 3 роки тому

    Faite attention elle prend votre argent ensuite elle vous fait manger poison de nuit qu’elle aille en enfer

  • @jagatheesanchandrasekharan7248
    @jagatheesanchandrasekharan7248 3 роки тому

    ua-cam.com/video/XQYo_69zebM/v-deo.html thewisemind.net/kalama-sutta-summary/ Buddha dia nangataka azy ireo hiaina, hitady ny fahamarinan'izy ireo manokana, tsy hanaraka ny zavatra henony, fa kosa ny hitandrina. Mba hananganana ny fehin-kevitr'izy ireo manokana amin'ny porofo voahangy sy voamarina, nohazavainy fa tsy misy fomba hafa hamaritana raha misy zavatra tsara na tsia, raha tsy hoe miaina izany. Ny lahatenin'i Buddha dia nantsoina hoe Suttas. Raha ny mahazatra, ny teny miaraka amin'i Sutta dia manondro ireo olona niresahany. Ny kabary nataony ho an'ny Kalamas dia tena fantatra, satria io no lahatsoratra manasongadina ny fankasitrahan'i Buddha ny famotopotorana. Izany no antony niantsoana ity Sutta ity ho The Enquiry Sutta. Ny fiandohana Rehefa tonga tany Kalamas i Buddha dia faly be izy rehetra ny hifanatrika amin'ilay Mifoha amin'ny fahatsiarovan-tena. Nanana fanontaniana izy ireo ary dodona ihany koa ny hianatra avy amin'ny Bouddh tenany. Nivory nanodidina an'i Bouddha izy rehetra, niaraka tamin'ny mpianany. Tamin'izany no nisy lehilahy Kalama iray nanantona an'i Buddha, tamin'ny fomba feno fanajana indrindra, ary nanontany azy momba ny olon-kendry izay ho avy sy handeha ho any amin'ny tanànany. Nanazava izy fa ireo lehilahy ireo dia hanandratra ny finoany matetika ary hitsikera ny zavatra inoany hafa. Izy rehetra dia samy hanana antony lehibe hanamarinana ny finoany manokana amin'ny finoana hafa. Ka ireo lehilahy rehetra ireo dia noheverina ho hendry tokoa, ary izany no tsy nahalalan'ny mponina hoe iza no hino, na iza no hanaraka Ny fomba fanadihadiana Nanaiky sy nahatakatra an'io fikorontanana io i Buddha, noho ny fampahalalana mifanipaka rehetra. Tamin'izay izy no nampianatra azy ireo ny fomba famotopotorana. Nilaza tamin'izy ireo izy mba tsy hino na hanaiky na inona na inona miorina amin'izay milaza azy, na satria ao amin'ny soratra masina, na noho ny toetran'ireo izay mampihatra azy. Na ny fampianarany aza tsy azo nekena raha tsy nisy fanontaniana. Nangataka tamin'izy ireo izy hiaina, hitady ny fahamarinan'izy ireo manokana, tsy hanaraka ny zavatra henony, fa kosa mba hitandrina. Ary hanangana ny fehin-kevitr'izy ireo manokana amin'ny porofo voangona sy voamarika. Nanazava izy fa tsy misy fomba hafa hamaritana raha misy zavatra tsara na tsia, raha tsy hoe miaina izany. Ny Kalamas dia nanana fisalasalana momba ny fahaizan'izy ireo mitsara momba izay tsara sy izay tsy. Tamin'izay i Buddha no nanonona andalana fanontaniana mitaratra, fitondran-tena sy vokany miisa, ary mangataka amin'ny Kalamas hitsara azy ireo ho tsara na ratsy. Nahavita asa lehibe ny Kalamas ary nampahafantatra azy ireo i Buddha fa efa nanana izay ilaina hanapahana hevitra samirery izy ireo. Ny niandohan'ny fijaliana Ny nahasarika ny saintsika dia ireo fanontaniana taratra napetraky ny Buddha tamin'ny Kalamas dia mifototra amin'ny fiandohan'ny fijaliana telo. Manontany momba ny olona iray mifikitra amin'ny zavatra izy, ary momba ny olona iray feno fahatezerana ary ny iray hafa miaina amin'ny delestazy. Niaiky ny Kalamas fa hiteraka vokany ratsy izany ka tsy tokony hatao ohatra. Buddha dia nino fa ny fijalian'ny lehilahy dia manana fiaviana na firaketana fototra telo - Ny voalohany dia ny fifandraisan'ny olona lalina amin'ny zava-manan'aina maharitra na zavatra, izay tsy an'ny olon-drehetra. Ny fiaviany faharoa amin'ny fijaliana dia ny fankahalana - ny fahatezerana mety hiainanao dia ampy hanapahana azy tsy hahita izay tsara sy mahitsy. Ary ny farany sy fahatelo dia delestazy - fahazarana miaina toa tsy misy fijaliana, toy ny tsy misy fiafarana, toy ny tsy misy fiovana tsy tapaka. Mino ny zava-misy tsy miova izay tsy misy. Buddha, satria fahita tamin'izany fotoana izany ho fanabeazana tsara, dia hanontany ny toe-javatra mpanohitra. Hanontany momba olona tsy misy firaiketam-po izy, tsy misy fankahalana ary tsy misy fitaka. Hanontany momba ny vokatra azo avy amin'ireto lehilahy ireto sy ny vokatry ny asany izy ireo. Kamma (Lalànan'ny antony sy ny toe-javatra) Ny fanazavana ny niandohan'ny fijaliana tamin'izany fomba izany dia fitaovana iray lehibe nampiasain'i Buddha hanehoana antsika amin'ny fomba hitantanana ny kamma manokana. Matetika rehefa maheno ny teny Kamma isika dia mieritreritra ny vokany ratsy. Na izany aza, Kamma dia miresaka zavatra tsara ihany koa. Ny soa rehetra ataonao dia miverina aminao ihany koa. Ny fanaovana zavatra ho an'ity tanjona manokana ity dia tsy mety fa lasa voajanahary. Raha ny marina dia sahy milaza aho fa efa, farafaharatsiny mba farafaharatsiny, voajanahary aminao. Manampy olona iray hitondra kitapo any ambony rihana ianao, na any anaty fiara, ary misy sakana vitsivitsy eo alohan'izay hihaona amin'ny olona iray tena tianao jerena indray, saingy very ny nomeraon-telefaoniny. Ireo zavatra ireo dia azo raisina ho toy ny kisendrasendra, fa matetika tsy. Tsy tsapanay izany, satria ny tsara nataonao taloha dia voajanahary, tsy niandry valisoa isan-karazany ianao. Ny Sutta dia manome anao ny lakile eny an-dalana, ireo no fitaovana filozofia ilaina amin'ny fitomboanao manokana. Izy ireo dia miasa ho toy ny vato fananganana ifotony ho an'ny fampandrosoana manokana anao. Miankina aminao ny ambiny, satria tsy maintsy ho mpampianatra anao ianao, mila mamoha ny fanahinao manokana. Tsidiho: sarvajan.ambedkar.org Kushinara Nibbana Bhumi Pagoda- Oniversite fikarohana sy fampiharana an-tserasera an-tserasera ho an'ny "Discovery an'i Bouddha Ilay Nofohazina niaraka tamin'izao Rehetra Izao" amin'ny fiteny klasika 116 3D 360 Degree Circle Vision Meditation. Mitaky fanaraham-pomba ny "FANDROANA". AKOTV.NET 812 subscribers Mitovy ny andro, saingy tsy mitovy kosa ny fomba fanatanterahana ny fankalazana ny taombaovao Malagasy sy ny andro fandroana ny 18 marsa ho avy izao. Ho an’ny « andro fandroana » ho averin’ireo mpitahiry ny hasim-piandrianana eto Imerina amin’ny fomba fanatanterahana azy hatramin’ny andron’ny Mpanjaka Andrianampoinimerina ny fanatontosàna azy ity. Ity fomba ity rahateo, hoy izy ireo, no renin’ny fomba rehetra eto amin’ny nosintsika. Misy firavoravoana sy fiaraha-misakafo ary ny nofonkena mitam-pihavanana anatin’izany, saingy tsy maitsy ialohavana fisoronana sy fanasinana izany. Ity fomba farany izay tsy tanterahin’ireo mpankalaza taombaovao Malagasy. Noho izy tsy noforonina vao haingana toy ity farany sy amin’ny maha-lova napetraky ny fanjakàna fahagola sy ireo razam-be masim-piandrianana azy, mitaky fepetra maro ny fanatanterahana ny Fandroana. Isan’izany ny fahangonan’ireo fanaka masina naparitaka tamin’ny hasim-piandrianana teny amin’ny tendrombohitra roa ambin’ny folo manjaka, izay voatery nafenina taorian’ny fanjakàn-dRadama I, ka efa tafavory eny amin’ny tranoben’ny Merina ankehitriny. Ny fanajariana ireo hasim-piandrianana nisy teto no tena hevi-dehiben’ny Andro fandroana. Ny famerenan-kasina ny fomba Gasy rehetra rahateo no tena hevi-dehibe nivoitra tamin’ny vovonan’ireo Mpanjaka sy ny Sojabe, ny Manana ny antony sy ny Tangalamena ary ireo Andriana isam-poko ny 21 septambra 2017 teo. Tsy ny rehetra kosa anefa no afaka hanatrika ireo fombafomba fanao ho amin’ny famerenan-kasina ny Andro Fandroana amin’ity taona ity.

  • @docteurfrancois3743
    @docteurfrancois3743 4 роки тому

    Pour tout vos problèmes WhatsApp disponible 00229 99 95 37 87 1- d'agrandissement et développement du pénis 2- faiblesse sexuelle 3- éjaculation précoce 4- hémorroïdes internes et externes 5- hernie 6- urticaire 7- la gale, acné 8- fibrome 9- kystes 10- ulcères 11- cancers 12- sinusite 13- épilepsie 14- tumeurs du cerveau 15- ménopause précoce 16- hépatites AB 17- manque de spermatozoïdes dans le sperme 18- infertilité féminine et masculine 19- la drépanocytose 20- plaie incurables 21- et autres...nous nous avons des produits fabriqués à base des plantes très très efficaces et sans effets secondaires Nous les envoyons par DHL Express ou par la poste €

  • @andrew91mil200
    @andrew91mil200 4 роки тому

    vehivavy ve izany kay ilay iny ? 🤔.

  • @williamjamesrakotondramait701
    @williamjamesrakotondramait701 4 роки тому

    Angamba tsy tokony asiana ady hevitra ilay izy satria sasanangy samy hafa ilay izy. Izahay any Antsihanaka dia roa ny vanintaona anaovana fankalazana dia ny Volambita sy ny Asarabe.

  • @richardramanana5136
    @richardramanana5136 4 роки тому

    Misaotra amin'ny fanazavana tompoko.

  • @richardramanana5136
    @richardramanana5136 4 роки тому

    Misaotra amin'ny fanazavana tompoko.

  • @richardramanana5136
    @richardramanana5136 4 роки тому

    Misaotra amin'ny fanazavana tompoko.

  • @richardramanana5136
    @richardramanana5136 4 роки тому

    Misaotra amin'ny fanazavana tompoko.

  • @soloman6011
    @soloman6011 4 роки тому

    Comment on pourrait la contacter ?

  • @sohainaxavierromeo1956
    @sohainaxavierromeo1956 4 роки тому

    Alle mangery Tsaratsara

  • @williamjamesrakotondramait701
    @williamjamesrakotondramait701 4 роки тому

    Mankasitraka sy mankatelina anareo rehetra manandratra ny maha Malagasy e. Izahay dia zaza taty aoriana ka miandrandra mafy ny hiverenenan'ny hasin-drazantsika eto Madagasikara lavitry ny toe-tsaina, toe-batana ary toe-panahy voazanaka amin'ny endriny rehetra.

  • @williamjamesrakotondramait701
    @williamjamesrakotondramait701 4 роки тому

    Samia manao ny azy e. Any Antsihanaka dia manana ny Volambita sy Sarabe izy. Boina manana ny fanompoam-be, ny Menabe manana ny fitampoha. Samia masina @ izay hajainy. Tsy natao hiadivana ny fomba fa samy manaja sy manamasina ny azy.

  • @mamytina6722
    @mamytina6722 4 роки тому

    Masina Tsara Tsara amen 🙏

  • @nassimmohamed5847
    @nassimmohamed5847 4 роки тому

    بسيم الله ماشاء لله

  • @nassimmohamed5847
    @nassimmohamed5847 4 роки тому

    بسيم الله ماشاء لله

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 роки тому

    Ilaina ny hitohizany ity fandaharana ity misaotra indrindra ry Andriana Robert Randrianantoandro. Ny mpankafy ny tena FOMBA GASY REHETRA. MISAOTRA TOMPOKÔ

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 роки тому

    Tena tarabe aho vao nahita sy naheno ity video ity.. Ela velona ny Malagasy rehetra tsy ANKANAVAKA sy ny FOKO REHETRA SY IREO MPITAHIRY NY FOMBANDRAZANA GASY

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 роки тому

    Tena tsarabe ny fanazavanao Razoky.

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 роки тому

    Isaorana ny manohy ny fomba.

  • @tokimalalaavotriniaina5405
    @tokimalalaavotriniaina5405 5 років тому

    Hita mihintsy fa mpiisoloky saady mpanakoroon-tana fomba gasy

    • @AKOTVNET
      @AKOTVNET 5 років тому

      Misaotra tompoko, miandry ny fanandratanao sy ny fiarovanao ny fomba Gasy

  • @jeanmonsieur2748
    @jeanmonsieur2748 5 років тому

    Azfd, afaka fantarina ve inona daholo ireo foko 22 isa zay lazainareo ao anaty video ? 18 manko ny isan'ny foko fantatra h@zay. Misaotra mialoha

    • @AKOTVNET
      @AKOTVNET 5 років тому

      ny foko 18 efa fantatrao miampy ny Anjohaty , ny Antanosiboahangy , ny Antanala ary ny Mikea

    • @jeanmonsieur2748
      @jeanmonsieur2748 5 років тому

      @@AKOTVNET Ary ny Antevolo (Vatovavy-Fitovivany), ny Masikoro (Toliara), ny Saraha (Toliara), ny Tanalàgna (Toliara), ny Tandrôka (Toliara) zany ahoana ?

  • @crypto8211
    @crypto8211 5 років тому

    Aiz misy izy ty

  • @ckimfanahramiaranarivo2049
    @ckimfanahramiaranarivo2049 5 років тому

    Saan ah. Sam milaz azy manan fahefahn dahol ento na hendr na n adala. Na jiolamboto atatambatr. Tsotra Nefa fatako Dia inoako izay namoron ahy iany.

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 5 років тому

    Tsara be Razoky là Misaotra indrindra tompoko ô

    • @AKOTVNET
      @AKOTVNET 5 років тому

      Misaotra anao, mirary soa dia mitomboa Hasina

  • @zrtzrt9114
    @zrtzrt9114 5 років тому

    Afaka mba mahazo num ve?

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 5 років тому

    Super musique, belle paroles qui explique entièrement les méthodes de soins pour guérir. Merci

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 5 років тому

    Faly tokoa mahita sy mahalala ny tena tantara... Elavelona Razoky be

  • @jackelsonandrianirina7447
    @jackelsonandrianirina7447 5 років тому

    ahahahah!diso kajy e!!!!!!!!!