Bravo Mr le député A.Cris,ne jamais baisser les bras, c'est un regime MAFIA,ns sommes entièrement d'accord avec toi,merci de denoncer les mauvaises pratiques du régime, il faut que ça change, on a marr de voir les leches bottes des oranges...
Dia mety v zany fa hoy Radomelina fa rehefa propagande ihany vao mahazo jiro akoho mazava fa aminy dia mitovy aminy akoha n'y vahaoka malagasy izany vava izany v dia ekenareo ry malagasy mba Tonga saina efa ompa zany
Ha ha ha Samy mampiasa ny politikany io fa aza be koretaka lava eo fa otrany nataonao t@Atoa rivo rakotovao sy nataony honorable député Siteny namadika ny c11 t@andro farany dia las nanao propangady ka mijereva fitaratra Kalo enao io vao mitatata faly manenjika ny hafa eo foana no hainao okay
Il parle bien ce monsieur.
Mba misia jery anareo vahoaka eee voafitaka lava
Mankasitraka mr Honorable ah fa tena miaro ny vahoaka enao
raiso ry vahoka ny fanomezana fa fotona zo isafidiantsika ny tena olona vonona itondra fandrosona ho an firenena
Bravo Mr le député A.Cris,ne jamais baisser les bras, c'est un regime MAFIA,ns sommes entièrement d'accord avec toi,merci de denoncer les mauvaises pratiques du régime, il faut que ça change, on a marr de voir les leches bottes des oranges...
.
tsy fivarotana aminy lalana fotsiny no hatao hoe fijaliana malagasy , hangamba tsy hitanareo koa olona matory aminy lalana reo draka zaza madiniky reo basy eky fampijaliana vahoaka fa😢😢😢😢😢 fa tsy anatiny poches nareo fona no zaha nareo misaotra tompoko
Hay ve misy matory an-dalana koa ao Mahajanga, ataoko fa ao Tana ihany no misy an'ireo tsy misy ialofana ireo.
@@balimalalachou9625 tsy Tana fotsiny toerana jiaby maro tsisy trano matory aminy lalana sy zaza madiniky fa manino raha hanovana foyer sociale < logement social > mba himpetraha nolo mijaly reo
Dia mety v zany fa hoy Radomelina fa rehefa propagande ihany vao mahazo jiro akoho mazava fa aminy dia mitovy aminy akoha n'y vahaoka malagasy izany vava izany v dia ekenareo ry malagasy mba Tonga saina efa ompa zany
Ha ha ha Samy mampiasa ny politikany io fa aza be koretaka lava eo fa otrany nataonao t@Atoa rivo rakotovao sy nataony honorable député Siteny namadika ny c11 t@andro farany dia las nanao propangady ka mijereva fitaratra Kalo enao io vao mitatata faly manenjika ny hafa eo foana no hainao okay
fijaliana sy zava maha gaga mihitsy zavatra mandalo aminy tanana Madagascar zavatra tsiary mba nisy mihitsy rango taona naha rayamandreny taloha olona teraka Madagascar rayamandreny sy zanaka raha koa anao mandahy anarana Musulmans de tsy malagasy anao ,kanefany any ivelany tsy manao zany mahamenatra mihitsy toetra malagasy est-ce que hitanareo fa normale zany zavatra hotrazany , tsisy boky misy anaranolo tsony ao aminy Firahisana < la Marie > Majunga maha gaga sady mahamenatra , io tsy vola baba ke nahazahoa nareo vola baba io moa tsy avy aminy vahoaka raha tsy vahoaka tsy nazonareo vola baba, io no fisorana mahazo vahoaka vava hotrazany misiha jery atsika vahoaka fa mazava teny zany sady mampalahelo
mifohaza atsika vahoaka Madagascar aza mety hadalahy dreo koa atsika vahay tsika maso tsika izeo ,fa maro vola fanjakana hoany dreo hampihadana dreo la famille dreo kanefany vahoaka mijaly basy misiha jery atsika vahoaka Madagascar, ny anatiny poches dreo fona no tadiavy dreo fa tsisy fahatsarovana vahoaka miandry fa hakahiky vote haindreo tsara mihantso vahoaka eo manao resaka mamy tsaravelatsiny satria mitady intérêt dreo reo , rehefa mahazo toerana reo hadino dreo vahoaka fa ny poches dreo fona no hilaina dreo, avy propagande dreny vahoaka miala trano dreo sy jaly dreo mandihy herany lalana jiaby io hotrany adala hadino dreo jaly dreo fanampihana anareo mba misy ahazahoa nareo toerana tampoko mahazo toerana anareo hadino vahoaka ôh leroa 😢😢😢😢 basy eky vahoaka misiha jery vahao maso aza hakadalahy dreo draka fizarana vola sy zavatra madiniky firy aminy io zavatra zarahy dreo reo no hazo dreo aminy poches dreo sy aminy toka trano dreo
Asoro any io président io tsy misy ilainq azy werawera io asany managadra olo fona sokafo lalanq comore io fa io hivelomanay e
Zay natao hoe Fijalina Malagasy raha mivarotra aminy Lalana ny olo ray😊😮