Ilay andry domelina apooondra anie kanosa e! Mialokaloka ao an-damosin’ny miaramila, zandary ary polisy fa esory ange ireo dia ho hitanareo ny tahony! Mamosavy ny malagasy fotsiny no ataony! Mitambara dieny izao re ramalagasy hanaisotra io andry apooondra mpamotika firenena poizin ny malagasy io! Tsara ilay dia be ny afo tsy maty ary tadidio fa ny mita be tsy laniny mamba! Asa fa tsy kabary intsony izao! Mankasitra an i Marco, tafità soa ny tolona!
Efa tsy hataona olona Mbola bé resaka eo ihany Matoa Ianareo tsy mahataona olona dia ef leo ny vahoaka e,atao sorona isan'andro izao ny olona Ny olona tsy te hanara- dia amin'i Mr Jean Luce Olona lavitra any daholo 'o mandrisika
Tsy marina izany , fa ireo any ivelany ireo ihany no mandrisika ! Tsy fantatrao ny eto antoerana , fa izay eto antoerana angaha adala , ka hanao toy izao ! Na tinao , na tsy tinao tompoko , dia tsy maintsy ho vaky ny ady tompoko !
Tongava aty Madagasikara mitarika hoy ahy mantsy anareo any ivelany ireo fa tsy alika ny malagasy ka andeha hamporisihanareo fotsiny dia andeha hanao sorona ny tenany.
Raha mba azo atao de zao e! tsara be le oe anadao hihetsika fa mba ataovy zavatra mitombina, ary koa tsy oe hitondra krizy ela be fa tena efa mahantra ny vahoaka
Voarain'Andriamanitra tsara ny fikasanao tompoko.Hitsarana anao izany am fotoana anjaranao.Vakio tsara ny matio 12-36 !!!! vakio tsara dia mitenena am izay eo anatrehan'Andriamanitra hoe "tsy rarahiko izany"!
ianao raha eto antanana izany manao toa izao dia migadra e! aleo any andafy zareo mba milaza ny heviny mba ahatonga saina ny malagasy maro an'isa tsy mahalala ny tokony atao manoloana ny toetran'ireo mpitondra ireo
nareo ne efa tafa any afinda daholo e! izay no amporisihinareo ho tifirindry zanalah voalohany aty! tena tsy tafa a, ho very asa eo izahay na ho faty eo de ho aiza ny vady aman-janakay? aleo izao ihany aloh e! nareo reefa tonga ny fifidianana mihemotra indray nefa izahay efa vonona ny hifidy.
Tsy mampirisika ny olona any ivelany fa malagasy toy ny malàgasy aty magasikara izy fa tsy araka ny fitenin’ny fozarehetra hoe Modi aty ra mafy ! Fa ianareo Foza aza Any no handositra andray avion fa aza maika e ! Ho avy ny andro be ny hiparitaka tsy ahita ny lalana ombany tsarovy ny fahorian’ny malagasy nandritrany fitondran’ity mafia ity misy fêtera ny zavatra rehetra
Maninona anao raha manao fampandrosoana n'y firenena raha matanjaka n'y mpitarika korontana ar izy n'y adala Maty fahatany Amin fitiavantena vitsy an isa
Fa le elah ve manompa olana e? Raha ratsy ve rey olona n'y elah , ka naona nampivady mifankatia no mampiasa elah? Manambara fa tena mifankatia sy mifakaiky tsara ry zareo. Ka mandiniha Kely.💪💪💪💪👍👍👍 Ndao ee!!!
AMPATSIAHIVO AZY NY ZAVA NISY TAO RWANDA NAHAZO NY PRESIDENT DE IO NO HANJO AZY TSY HO ELA SY NY MPANOHANA AZY MITETIKA NY HITSOAKA FA EFA VOADINIKA AVOKOA NY FARITRA METY AZONAREO HITSOAHANA
Ianao bé vava any France any fotsiny fa tsy misy n'inonina akory.Aza mirediredy eo rehefa tsy misy action,mahazo te hiteny ratsy ny mihaino anareo any andafy, mangina ranga rehefa tsy misy action
Ity tena lehilahy lehibe tsy mentra ny mikapokapoka , mba mahalala menatra fa mba ray amandreny ihany tsy menantra mandaigna mihintsy, mandehana mody fa aza mikapokapoka aty , aiza i Gasikarako tanindrazako handroso ireto ny holona naterany 😂😂😂😂
Atambaro ny hery e 💪💪💪💪💪
Lasa izao eee!! 💪💪💪💪👍👍👍👍 Sahia fa aza kanosa ry malagasy mahery fo! ❤❤❤
Ilay andry domelina apooondra anie kanosa e! Mialokaloka ao an-damosin’ny miaramila, zandary ary polisy fa esory ange ireo dia ho hitanareo ny tahony! Mamosavy ny malagasy fotsiny no ataony! Mitambara dieny izao re ramalagasy hanaisotra io andry apooondra mpamotika firenena poizin ny malagasy io! Tsara ilay dia be ny afo tsy maty ary tadidio fa ny mita be tsy laniny mamba! Asa fa tsy kabary intsony izao! Mankasitra an i Marco, tafità soa ny tolona!
Mankasitraka lehbe a 💪💪💪
Raiketo am zay ny Actions fa tena efa tsy rariny loatra.
Raha i Tojo sy Marc no andrasana dia inanenganiny eto foana.
lokona kalson, kkkk , ho an'ny tandapa izany , ry viavy promotion canapé
Any Marolita izany ny DADARABE an'i Cedric
F aon no tactique tsika vahoaka ko ve de aseho @mpanohitra aniro vahavalo mpamadika Firenena ireo
Efa tsy hataona olona Mbola bé resaka eo ihany
Matoa Ianareo tsy mahataona olona dia ef leo ny vahoaka e,atao sorona isan'andro izao ny olona
Ny olona tsy te hanara- dia amin'i Mr Jean Luce
Olona lavitra any daholo 'o mandrisika
Olona aty ivelany daholo ireo mampirisika 😂😂😂😂😂😂 ara-bakiteny mihintsy vendrana Izay mihaino Antony.
Tsy marina izany , fa ireo any ivelany ireo ihany no mandrisika ! Tsy fantatrao ny eto antoerana , fa izay eto antoerana angaha adala , ka hanao toy izao ! Na tinao , na tsy tinao tompoko , dia tsy maintsy ho vaky ny ady tompoko !
Tongava aty Madagasikara mitarika hoy ahy mantsy anareo any ivelany ireo fa tsy alika ny malagasy ka andeha hamporisihanareo fotsiny dia andeha hanao sorona ny tenany.
De iareto ao ary ny fiainan alikan laisany fa aza be menomenona hoe lafo ny vary e tapaka ny jiro e mihinana ny aman laisany ao
Raha mba azo atao de zao e! tsara be le oe anadao hihetsika fa mba ataovy zavatra mitombina, ary koa tsy oe hitondra krizy ela be fa tena efa mahantra ny vahoaka
Izay no hiraritsika fa kosa matetika rehef misy fietsiketsehana dia tsy maintsy misy ny krizy na tiatsika na tsy tiatsika
enao mitsy no tokony mitarika voalohany eny @ 13 Mai fa aza mamporisika fotsiny e
Ny tafika no tokony mihetsika eto fa efa feno ny fepetra.
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Tsy mbola nahita Filoham- pirenena ratsy fitondrana toy ity Andry Rajoelina ity, hatramin'izay niainako tompoko ! Ny probleme aloha , dia probleme hoan- tsika rehetra !
mitadiava géopolitique matanjaka e!
iza indray izany vao nahazo vady izany ?
Voarain'Andriamanitra tsara ny fikasanao tompoko.Hitsarana anao izany am fotoana anjaranao.Vakio tsara ny matio 12-36 !!!! vakio tsara dia mitenena am izay eo anatrehan'Andriamanitra hoe "tsy rarahiko izany"!
Mila vonina atsika malagasy rehetr komasy mihoman rh tihatsika ny hiova pejy
Raharaha netena hoy Ranoro zay .
iza ny hitarika nefa
Sur mihitsy zoky a, endaso rehefa afaka le tongo-beany manao V iny
TSY ANDRY PROBLÈME FA RAVATOMANGA TENA LA CLÉ NY PROBLÈME JIABY Aby aby
fa ny tena marina koa ne nareo le mpitabataba any an-dafy ireo tokony mody aty e
ianao raha eto antanana izany manao toa izao dia migadra e! aleo any andafy zareo mba milaza ny heviny mba ahatonga saina ny malagasy maro an'isa tsy mahalala ny tokony atao manoloana ny toetran'ireo mpitondra ireo
Zahay ts andh r ts Tonga aty Marco mitarik a
Le vava zoky a, sô de mba asina fanajana iany e😊
Fanajana inona indray no mbola homena ny mpitondra ratsy fanahy tompoko !
Isika vahoaka malagasy aza tsy asian'ireo mpitondra ireo hasiny sy hajany ka aleo izy haneho ny heviny
🇲🇬 L'union fait la force. Baïonnette au canon, à la guerre comme à la guerre ! Tsy misy mihemotra, mandroso miaraka atsika jiaby ! 💪💪💪
nareo ne efa tafa any afinda daholo e! izay no amporisihinareo ho tifirindry zanalah voalohany aty! tena tsy tafa a, ho very asa eo izahay na ho faty eo de ho aiza ny vady aman-janakay? aleo izao ihany aloh e! nareo reefa tonga ny fifidianana mihemotra indray nefa izahay efa vonona ny hifidy.
Mpdia fz tsy be taimbava
Tsy mampirisika ny olona any ivelany fa malagasy toy ny malàgasy aty magasikara izy fa tsy araka ny fitenin’ny fozarehetra hoe Modi aty ra mafy ! Fa ianareo Foza aza Any no handositra andray avion fa aza maika e ! Ho avy ny andro be ny hiparitaka tsy ahita ny lalana ombany tsarovy ny fahorian’ny malagasy nandritrany fitondran’ity mafia ity misy fêtera ny zavatra rehetra
Ok
Tena manao pacte amin'ny devoly marina anie reo e. Tsy mbola nahita ohatran'i ty
@@RatiandrenyArisoa-l1l ?
Maninona anao raha manao fampandrosoana n'y firenena raha matanjaka n'y mpitarika korontana ar izy n'y adala Maty fahatany Amin fitiavantena vitsy an isa
Fangaha ity Meur. Marco ity no filoha mitondra ! Ity fitondrana ity tompoko , dia tsy misy fiainana milamina @ vahoaka izany . Raha mahita fa milamina @ aminao ity fitondrana ity : dia anisan'ny miaraka aminireo tia - tena ireo ianao tompoko !
Modia ary Grand aaaa.Mpitarika eny Ankianja no ilaina fa tsy An-tambajotra
Hody hogajaina ?
De rahoviana nareo no hoavy zany?🥺
Sa rehefa vita le tolona de Tonga nareo ?
Sao nareo hitazana fotsiny any alavitra any zahay maty ato!🤬
Marina izany fa andao hatambatra ny hery. Efa vonona ny vahoaka fa aza sasatra maneho hevitra.
Iza ilay "isika" rehefa hoe hanao révolution ?
Mankasitraka
Zahay reraka révolution depuis 1972 .
ABIIASANDEROZY AMINY TOTO ZANY A BELO IO KKK
SOD TSIK NDRAY NY KITOZA EO RAMOSE KKKKKK tsy met vit le elah elah rajoelina kkkk met mvanitika iany rajoelina an kkkkkk
Fa le elah ve manompa olana e? Raha ratsy ve rey olona n'y elah , ka naona nampivady mifankatia no mampiasa elah? Manambara fa tena mifankatia sy mifakaiky tsara ry zareo. Ka mandiniha Kely.💪💪💪💪👍👍👍 Ndao ee!!!
AMPATSIAHIVO AZY NY ZAVA NISY TAO RWANDA NAHAZO NY PRESIDENT DE IO NO HANJO AZY TSY HO ELA SY NY MPANOHANA AZY MITETIKA NY HITSOAKA FA EFA VOADINIKA AVOKOA NY FARITRA METY AZONAREO HITSOAHANA
Ianao bé vava any France any fotsiny fa tsy misy n'inonina akory.Aza mirediredy eo rehefa tsy misy action,mahazo te hiteny ratsy ny mihaino anareo any andafy, mangina ranga rehefa tsy misy action
MOI JE L ATTEND A L AEROPORT TOUS CES CONSORS ESSAYE DE PRENDRE L AVION
tongava aty anareo mitarika fa zay nge vonona e, ianareo mitsy no andraisanay hitarika io ee haha
Ity tena lehilahy lehibe tsy mentra ny mikapokapoka , mba mahalala menatra fa mba ray amandreny ihany tsy menantra mandaigna mihintsy, mandehana mody fa aza mikapokapoka aty , aiza i Gasikarako tanindrazako handroso ireto ny holona naterany 😂😂😂😂
Lany andro manao korontana satria i Andry RAJOELINA mampivoatra n'y faritra côtier no ambadikin io korontana
Mora mora avao leroa zoky