HAFATRA HO ANAREO MPANOHANA FITONDRAN’ i ANDRY RAJOELINA PORY ... ... [ Luc Hervé ]
Вставка
- Опубліковано 7 лют 2025
- HAJAO NY LALÀNA , AVERENO NY VOLAMBAHOAKA LANINAREO , MIALA PORY FA EFA TSY ILAINAY INTSONY ...
Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
Bravo bravo bravo Luc merci ...
Bravo Zoky Luc 👏👏
J'adore beaucoup ça
Sahaza anao zay tokony tampahany gny no te apiasainao io
Kkkkkkk ataovy sérieux ma Luc. Top.
Merci ,mon frère, mivolagna la vérité.,
Merci beaucoup et bravo razoky Luc 👏👏👏
Marina muhintsy zany teneninao zany Luc
Marina izany Luck Hervé fa ndre Ambaniandro izahay tsy mila io rajoel io a! Aleo ny fahavalom-pirenena no hiadivana fa tsy iresaka zavatra kara izany intsony a! Ireo mpinono v lazainao ireo no manohana an'io ts manjary maty io.
Nahavaly an'ireo tsara iaanao Luc Hervé ! Tsy nisy laany député ireo fa namahan-tay daholo ! Patsy patsa 😅😅😅
Zoky vodinolo jiaby 😂😂
atavy srx Luc ,fa mercy be anao roo
Timbavo mitsy reo ampombo mpanohana Andry rajoelina reo difitra ny kolikoly tanteraka Ataovy maniemaniny any
Efa tena tonga saina ny vahoaka ka isaorana ianao ianareo. Tohizo hatrany fa mila izany izahay mponina eto Madagasikara
Merisi zokinaka hopanao namoha madry
Zah aloh, anti rajoel fa kosa mba maniry ny hihavanan'ny Malagasy rehetra e! Ambaniandro 100% fa ts raciste kosa a!
Mba asio fahendrena ilay tena malagasy ny fanehoankevitrao fa lasa be tenindratsy be ka manahirana ny mihaino ny fanehoankevitrao n'a dia tokony ho tsara de lasa mahatsiravina.Ataovy ampahendrena
Tsy menatra mihitsy ireto ao aminy fitondrana ity
Izy mianakavy no tompon'antoka t@ fangalarana maso na Varira, dia mody nomena trano ilay Varira nihira ho fiarovana ny Varira, Mbola hisy farany raha jiaby Luc hervé an
Asimo kely, on est la même établissements aux collèges 😂😂😂😂😂
Zanaka Mahajanga tsy mpinono vody.😂😂😂
La vengeance sera terrible
Grsve koa marina acussation .tokony midy enquete raha tokony hoizy
Mandat de perquisition !!!!
F’anga anao mino zanahary koa tengonenty
😮😮😮😮😮😮😮
Hay anao taranaka Merina Kotomaditra, nefa ndraindrai anao manopa Merina , fa dia nahoana loatra re anao no tsy tia Merina ?
😅😅😅
Ie hotriny mandinika marina anie Zaho e.Hoe inona daholo no antony halatra voamaso.toa tsy hita mazava h@ izao.
Ka anao miteny ratsy , dia nobloken'ny Fb izany koa
Ireto blogeurs ireto koa mody tsy tia, fa manohana.
👍
Tieko olo mivolana raha marina karaty😂😂😂😂
Madagascar sa France izy ity?
Merci
❤❤❤❤
Faise boky pory
Mamoromporona ndray an😂😁Ary lazao hoe ny momba ny taolam-paty🙈
Violation de domicile baka zegny
Abadoagna fo zegny. Tanana tsisy làlàgna Madagascar 🇲🇬
Tokony atao decentralisation izy ty
Mampalahelo zaza tsy manantsigny angalarigny ny voa-masony 😭
Aza magnasaha fa tsô bloqué ny Facebook
kkkkkk
😂😂😂😂😂😂😂😂😂
😅😅😅😅😅😅😅
😂😂😂😂😂😂
I Viavy efa mieritreritra ny tompon'ny tsy maintsy mandresy ! Mila mailo.fa sezany Io arovany Io !!!
😂😂😂😂😂😂😂😂😂
😂😂😂😂😂😂
😂😂😂😂😂😂