Merci beaucoup à vous, fa efa niteny zà fa imbu de sa personne io nandra io, mety mintsy enao mampafantatra azy ny toetrany am pahendrena,tsy mitovy koa ny niveau intellectuel nareo e
Aleo tsy miady hevitra fa ny endry mody voky hoy ny fitenenana fa ny adala misesika ihany fa ny olona toy izao dia mihevitra ny tenany ny ho tapitrohitra ary tsy misy manana saina hafa tsy izy irery ihany.
Marary saina Sady frustré tsy MBA Afaka miara-miaina @gasy aty Mcar iny Koto iny. N'y tena tiany mantsy Dia n'y matikambo mampiseho n'y maha izy azy. @ gasy heveriny fa Vendrana daholo.Izy anefa ity toa sesitany any ivelany
sao de tsy nanompa anao kosa izy fa ohatra ny mbola tsy nahita an'izany aho an. Loza ho an'izay nahatonga ny fanafitohinana. Ka sao dia izay no nahazo anao de mampitomany anao io. Mba mitsarà tena aloha. Efa nanitsaka ve ianao vao mody nifona, efa vita izany ny tsy mety nataonao ko inona indray.
Oh ranga Ty a avelao n'y j'aime aminy face Book Dia MBA mandehana mitady vahaolana aminy tsy fisiany rano s'y j'iro any aminireo any Madagascar any y a d'autre problème bcpx plus important a résoudre laisse Koto
Il faut comprendre qqun avant de juger. La sagesse de haut niveau c' est de ne pas juger qui que ce soit. Mbola isaina @ rantsatanana no manana izany. Koto n'est pas intelligent du tout, c est un grand complexé . Au fond c est un homme malheureux.
Dokotera aah ! Be ireo Malagasy mila ary Manana Fasahiranana Ara-Pahasalamana.! Avelao any i Koto sy ny Forongony faha Ataovy ny Asa Nankin' ny Firenena napetraka ho Totosainao. OK Dokotera.
❤Marina izany aleo manaja tena fa olona lehibe no manana haja s'y voninahitra
Radoko manana intelligence emotionnelle de haut niveau.
Nianatra ny bokin'i Goleman👍👍👍.
Bravo.
I Koto zany anie ka olona tsy tafody eto Mada intsony fa ianareo no lany andro amin olona tss ilana azy io
dia maninona mo raha tsy tafody na tsy hody. hevitra no tsy ifanekena fa tsy mist idiran hoe tafody na tsia
Gaga @ maha dr anao aho , aza mànambany tena milàhatra @ i koto
Merci beaucoup à vous, fa efa niteny zà fa imbu de sa personne io nandra io, mety mintsy enao mampafantatra azy ny toetrany am pahendrena,tsy mitovy koa ny niveau intellectuel nareo e
Merci doctor, omeo azy amzay ny ordonance
Aleo tsy miady hevitra fa ny endry mody voky hoy ny fitenenana fa ny adala misesika ihany fa ny olona toy izao dia mihevitra ny tenany ny ho tapitrohitra ary tsy misy manana saina hafa tsy izy irery ihany.
👌👍
Izahay maka an'i Koto e. Ary ianao miteny dia sady dondrona no vendrana. Manokatra youtube daholo koa ty adala rehetra ty.
I koto nao zany nandra niakatra ville sady olona tss fahendrena ko very tanindrazana
Ty vavanao, asio fetrany o
MERCI MON FRERE BONNE EDUCATION BRAVO
Bravo ❤👍
Ny marina de marary saina le koto fa tsy fantany😂,de tsy tokony tsy miresaka aminy, point 😢
Tena tiako be ny toetranao Radoko, calme ianao , toa anao izao mihitsy no olona atao hoe empathique
Marary saina Sady frustré tsy MBA Afaka miara-miaina @gasy aty Mcar iny Koto iny. N'y tena tiany mantsy Dia n'y matikambo mampiseho n'y maha izy azy. @ gasy heveriny fa Vendrana daholo.Izy anefa ity toa sesitany any ivelany
sao de tsy nanompa anao kosa izy fa ohatra ny mbola tsy nahita an'izany aho an. Loza ho an'izay nahatonga ny fanafitohinana. Ka sao dia izay no nahazo anao de mampitomany anao io. Mba mitsarà tena aloha. Efa nanitsaka ve ianao vao mody nifona, efa vita izany ny tsy mety nataonao ko inona indray.
Tsy hitako izay tokony hiainoko an'i Koto,
Oh ranga Ty a avelao n'y j'aime aminy face Book Dia MBA mandehana mitady vahaolana aminy tsy fisiany rano s'y j'iro any aminireo any Madagascar any y a d'autre problème bcpx plus important a résoudre laisse Koto
Iza indray ny hiady @ i Koto @ herin'andro
Tena marina zany! Izy no tena tsy mazaka raha vo tsy mitovy hevitra dia bloquer .Izy no tena vendrana
Zany mihintsy fombany iny,impiry nanaovako compte samy hafa fa bloquer bory
Zanaki rijaasoamanana nga enao?
Monsieur laisse tomber y a d autre problème a résoudre pour les Malgaches
Il faut comprendre qqun avant de juger. La sagesse de haut niveau c' est de ne pas juger qui que ce soit. Mbola isaina @ rantsatanana no manana izany.
Koto n'est pas intelligent du tout, c est un grand complexé . Au fond c est un homme malheureux.
marina loatra le hoe raha mahazo zaime bedb ianao de nefa ilay hevitra tsy mitovy @ i koto. maha frustrE azy io
Dokotera aah ! Be ireo Malagasy mila ary Manana Fasahiranana Ara-Pahasalamana.! Avelao any i Koto sy ny Forongony faha Ataovy ny Asa Nankin' ny Firenena napetraka ho Totosainao. OK Dokotera.
Mahay miaina enao ry zandry !
Manana fahendrena ve hifanasa vangy ety am réseau au lieu de manasitrana ireo marsry be de be mila azy ao madagasikara...
Bravo dokotera❤
Bien dit , tena égocentrique tokoa, satria tsy manana ny Fanahin Jeso Kristy ao anatiny.
Raha dokotera ianao Dia tena bé kolikoly satria betsaka n'y mijaly dokotera any Madagascar any
Fa iza ihany izany no tsy attaquer n'ity Koto ty e? Dia mbola misoratena ho hendry 😢
Aza Olena tsiny re koto fa io famakafakany no antompisiany fa Raha tsy zany tsy fantatry ny olona😂
Dokotera ve dia maninona.........