Révélation
Révélation
  • 483
  • 2 433 327

Відео

Somahil Barabasy - MANANKASINA i MADAGASIKARA KA TSY ANAOVAN-DRATSY , NIVOAKA IHANY NY MARINA ...
Переглядів 2 тис.20 годин тому
NIVOAKA TAMPOKA NY VALIM-PIFIDIANANA MARINA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Fanirisoa Ernaivo - NY VOKAPIFIDIANANA MARINA NIVOAKA TSY NAHY TAO @ TRANOKALAN'NY CENI ...
Переглядів 2,9 тис.21 годину тому
ARAHO TSARA NY FANAZAVANA FA IZAO FOANA NO NITRANGA IZANY HATRAMIN'NY 2018 ! MANOMBOKA ETO DIA VOAPOROFO FA CENI NO MANOVA NY VOKAPIFIDIANANA !! AMPATSIAHIVINA FA MELOHIN'NY LALÀNA IZANY !!! ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Zokibé Grivas - TSIMAINTSY i Harilala RAMANANTSOA NO LANY EO HOY i Andry RAJOELINA ...
Переглядів 3,5 тис.7 годин тому
EFA MANAO Y TSY FANAO MIHITSY ILAY FITONDRANA RAJOELINA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Zokibé Grivas - POTEHIN' i Mamy RAVATOMANGA sy ny EKIPANY i MADAGASIKARA ...
Переглядів 6 тис.16 годин тому
MANDRAVA TANY n' OLONA , MANONDRANA HAREM-PIRENENA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Zokibé Grivas - BADO NY MPTITONDRA , BADO IHANY KOA NY VAHOAKA HOENTINA , TSY AVOTRA i MADAGASIKARA
Переглядів 3,1 тис.21 годину тому
RAHA TSY FONGORINA HATRA @ FAKANY IREO FOZA ORANA DIA TSY HO AVOTRA INTSONY NY FIRENENTSIKA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Paolo Emilio - AOKA MBA HANAJA NY ASANY ISIKA MPIASAM-PANJAKANA TSIRAIRAY ...
Переглядів 935День тому
OLONA ANAKIRAY NO TSY MANAJA NY ASANY DIA NY MPIASA REHETRA NO MISEDRA NY OLANA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Somahil B - RY MAPAR TGV sy ny FORONGONY : AZA TERENA HO TIA SY HANDANY ANAREO NY VAHOAKA MALAGASY
Переглядів 2,5 тис.День тому
EFA MANOMBOKA HO TONGA SAINA @ZAY NY GASY KA TSY HANAIKY HO BADOINA INTSONY ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Afakandro Christian - AFERA DADDY NUMERO 5 : NY TENA ZAVA-NISY MARINA TAMIN'NY ILAY FIFANDONANAY ...
Переглядів 9 тис.День тому
CINEMA FOTSINY IRENY HOANTINA HANGALA-BATO ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Judicael Ramangalaza - MISAOTRA NY VAHOAKAN’NY SAMBAVA , MITOHY NY DIA , HANDROSO NY TANÀNA ...
Переглядів 2,2 тис.День тому
SAMBAVA MAHAZO ONONDRAHA , ANKASITRAHINA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Luc Hervé - TSY LANY IREO ANDEVO MITOMANY TE HO BEN'NY TANÀNA ...
Переглядів 11 тис.День тому
AROVY NY SAFIDINAREO , ARAHO MASO AKAIKY NY FANISAM-BATO ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Somahil Barabasy - MANOMBOKA HO TONGA SAINA NY VAHOAKA , FÉLICITATIONS FA LANY NY OLO NITOHANANTSIKA
Переглядів 4,7 тис.День тому
MISAOTRA NY VAHOAKAN'NY SAMBAVA sy DIEGO REHETRA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Zokibé Grivas - FOTOANA IZAO : NDAO @ZAY HANAO REVOLUTION ISIKA MALAGASY , UNION FAIT LA FORCE ...
Переглядів 13 тис.День тому
ZAO VE NY ZAVATRA IANANA DIA MBOLA HANDEFITRA IHANY ISIKA ?? ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Fanirisoa Ernaivo - PLAN DE CONTINGENCE PV DE CONTINGENCE : REHEFA INONA NO ATAO sy ILAINA ?? ...
Переглядів 11 тис.День тому
RAHA MANAIKY TSOTRA IZAO IREO MPAMOHITRA DIA TSY MISY VARANY MANOHITRA INTSONY IANAREO ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Luc Hervé - ATAOVY NY VALIFATY NAREO , MANDEHANA MIFIDY ...
Переглядів 1,9 тис.День тому
AZA KAMO MANDEHA MIFIDY FA IO NO VAHAOLANA AFAHANA MIADY @ IREO TSY MATAHOTODY IREO ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Afakandro Christian - NANAO SARY TORANA NITSIPATSIPAKA i DADDY : FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA MAHAJANGA
Переглядів 15 тис.День тому
Afakandro Christian - NANAO SARY TORANA NITSIPATSIPAKA i DADDY : FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA MAHAJANGA
Paolo Emilio - FANENTANANA MBA HANDEHA HIFIDY : MANDEHA MIFIDY FA ZO sy ADIDY IZANY ...
Переглядів 429День тому
Paolo Emilio - FANENTANANA MBA HANDEHA HIFIDY : MANDEHA MIFIDY FA ZO sy ADIDY IZANY ...
Afakandro Christian - MAFANA NY RAHARAHA ETO MAHAJANGA MAHAKASIKA NY FIFIDIANANA BEN'NY TANÀNA ...
Переглядів 6 тис.День тому
Afakandro Christian - MAFANA NY RAHARAHA ETO MAHAJANGA MAHAKASIKA NY FIFIDIANANA BEN'NY TANÀNA ...
Luc Hervé - RAVATOMANGA, RAVALOMANANA , RAJOELINA NO TOMPONANDRAIKITRA @ FAHAPOTEHAN'NY MADAGASIKARA
Переглядів 4,3 тис.День тому
Luc Hervé - RAVATOMANGA, RAVALOMANANA , RAJOELINA NO TOMPONANDRAIKITRA @ FAHAPOTEHAN'NY MADAGASIKARA
Paolo Emilio - Tojo RAVALOMANANA : AOKA HIFANAJA ISIKA , AZA MIFANAVAKAVAKA FA SAMY MALAGASY ...
Переглядів 6 тис.День тому
Paolo Emilio - Tojo RAVALOMANANA : AOKA HIFANAJA ISIKA , AZA MIFANAVAKAVAKA FA SAMY MALAGASY ...
Zokibé Grivas - Harilala RAMANANTSOA : TSY MENDRIKA ANAO NY HO BEN’NY TANÀNAN’NY ANTANANARIVO ...
Переглядів 6 тис.День тому
Zokibé Grivas - Harilala RAMANANTSOA : TSY MENDRIKA ANAO NY HO BEN’NY TANÀNAN’NY ANTANANARIVO ...
Afakandro Christian - ARRESTATION sy INTIMIDATION ATAO @ OLONAY AOKA MBA HAJANONA ...
Переглядів 4,7 тис.14 днів тому
Afakandro Christian - ARRESTATION sy INTIMIDATION ATAO @ OLONAY AOKA MBA HAJANONA ...
Fanirisoa Ernaivo - NOHITSAKITSAHIN'NY FITONDRANA RAJOELINA IO TARANJA PETANQUE IO FA TAFARINA IRERY
Переглядів 3,2 тис.14 днів тому
Fanirisoa Ernaivo - NOHITSAKITSAHIN'NY FITONDRANA RAJOELINA IO TARANJA PETANQUE IO FA TAFARINA IRERY
Luc Hervé - Achim KELY : MPANAO POLITIKA MITOVY @ TARONDRO , MIVADIBADIKA LOKO ISAN'ANDRO ...
Переглядів 2,8 тис.14 днів тому
Luc Hervé - Achim KELY : MPANAO POLITIKA MITOVY @ TARONDRO , MIVADIBADIKA LOKO ISAN'ANDRO ...
Zokibé Grivas - LAHARANA VOALOHANY @ FIRENENA MAHANTRA INDRINDRA ERAN-TANY i MADAGASIKARA ...
Переглядів 2,5 тис.14 днів тому
Zokibé Grivas - LAHARANA VOALOHANY @ FIRENENA MAHANTRA INDRINDRA ERAN-TANY i MADAGASIKARA ...
Marco R - FITSARANA ATY FRANTSA : NIALA MAINA TOY NY NANDEVINA ALIKA i NGAHY RAJOELINA ...
Переглядів 9 тис.14 днів тому
Marco R - FITSARANA ATY FRANTSA : NIALA MAINA TOY NY NANDEVINA ALIKA i NGAHY RAJOELINA ...
Luc Hervé - ABDALLAH Rosalie TSY MAHAZO MANAO PROPAGANDE FA NAHAZO MENANCE TAMIN' i Mamy RAVATOMANGA
Переглядів 9 тис.14 днів тому
Luc Hervé - ABDALLAH Rosalie TSY MAHAZO MANAO PROPAGANDE FA NAHAZO MENANCE TAMIN' i Mamy RAVATOMANGA
Fanirisoa Ernaivo - FIFIDIANANA MAIRE ETO MADAGASIKARA : MBOLA HANAIKY HOSOKA IHANY VE ISIKA ?? ...
Переглядів 9 тис.14 днів тому
Fanirisoa Ernaivo - FIFIDIANANA MAIRE ETO MADAGASIKARA : MBOLA HANAIKY HOSOKA IHANY VE ISIKA ?? ...
Luc Hervé - VAZAHA MODY MIADY FOTSINY IREO FA NY GASY NO DRABA TSY METY TONGA SAINA ...
Переглядів 2,5 тис.14 днів тому
Luc Hervé - VAZAHA MODY MIADY FOTSINY IREO FA NY GASY NO DRABA TSY METY TONGA SAINA ...
Fanirisoa Ernaivo - TSY MIANDANY @ FITONDRANA RAJOELINA NY FITSARANA ATY FRANTSA ...
Переглядів 11 тис.14 днів тому
Fanirisoa Ernaivo - TSY MIANDANY @ FITONDRANA RAJOELINA NY FITSARANA ATY FRANTSA ...

КОМЕНТАРІ

  • @harvelrandriamihevitra8514
    @harvelrandriamihevitra8514 45 хвилин тому

    marigny loatra raha koragninao zokibe eeeeee

  • @clauderakotomalala2354
    @clauderakotomalala2354 Годину тому

    Tsy misy sahy mietsika ei re fa sao marary fo eo ianao fa tsy jisy hietsika izany intsony eo efa miforitra ny rambony avokoa namana voasambotra tsy misy mietsika akory be vava fotsiny fa dia avelao ande @ izao aloe samia.mahataty

  • @KarineSophie-o1r
    @KarineSophie-o1r 5 годин тому

    Ka tsy oe manaratsy le fomba gasy nge fa le makamo aminy le izy de tsy maintsy miarakaminy tromba

  • @naharimamyfarelyuri665
    @naharimamyfarelyuri665 5 годин тому

    Fidiana raha volagniny fa tsy midika hoe kay andafy tsy ho voasambotro

  • @NiainaJessica
    @NiainaJessica 7 годин тому

    Tena tsika gasy alo de tena hoe be vendrana ark ny teny I koto fa tokony le Ceni mintsy no dorana pr any fa matsiravina

  • @NiainaJessica
    @NiainaJessica 7 годин тому

    Zay ko le eritreritro we nisy Zara volana Tao de naka llll ny sasany

  • @MalalaMarie-d3w
    @MalalaMarie-d3w 7 годин тому

    Mila olona mahay manazava tsara toy izao mihitsy ny olo-pirenena fa betsaka ny mihinana am-bolony fotsiny izay lazain'ny ceni dia mionona amin'izao foana Misaotra anao Madama ho ela velona fa ilain'ny firenena ny olona toa anao

  • @ranaivosonjeansen3354
    @ranaivosonjeansen3354 8 годин тому

    mirediredy fa tsy sahy mody aty dago , tongava aty lesy raha tena mpitolona , tsy matahotra fonja ; mampirisika olona fotsiny.

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 9 годин тому

    Révolution mihintsy no sisa anavotana ity firenena.

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 9 годин тому

    Misaotra eh. Marina izany fa tena tia ity tanindrazantsika ianao. Izany no tokony hatao

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 9 годин тому

    za ko MBA gaga ,tena tsy misy réaction mihintsy vé ny liona tamin'ireny fisamborana ny olona tena TIM hiringiriny reny ..nefa dia nohon'ny fiarovana azy no nahavoasambotra azy ...tsy misy n'a dia réaction à chaud aza tao amin'ny MBS

  • @nicolasrazafimandimby8301
    @nicolasrazafimandimby8301 11 годин тому

    Zahko mba gaga zah. Olotrotra ity aza mbola sarotra ny piraté nenah ko vomaika v fanjakana.

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c 15 годин тому

    Ary tifirin'ireo zandary tsisy saina...

  • @joser.3370
    @joser.3370 15 годин тому

    Nisy fausse manoeuvre tao?

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 16 годин тому

    Marina ny voalazanao Mr Marco.. tena zany mihitsy no tokony atao, ohatra ny mifampiandriiandry foana 🤷🏽‍♀️

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 16 годин тому

    Flagrants délit de mr dama Arsène 😅😅😅😅 😅 😅 😅

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 16 годин тому

    Flagrant délit des Ceni dama

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 17 годин тому

    Tsy fomba ny mitsako voanjo rehefa miteny à micro

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 17 годин тому

    Tsy dia misy ifanomezan tsiny re a. Rà mifori drambo ny olona, atao ahoana ? Ny vahoaka miandry ny mpanao politika ; hy mpanao pôlitika miandry ny vahoaka. Dia eo tsy mandroso ny Firenena. Nanao sorona ny tenany i Jean-Luce. Vendrana izay tsy maha takatra izany. Ny tokony atao n'ny hafa rehetra izao dia ny manaraka azy, satria efa nomeny ny Top. Ndao mba tsy ho vendrana daholo. Maro ireo olona miandry ny ho afahantsika.

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 17 годин тому

    Mankasitrraka anao tanteraka, ry frère. Mitovy fahitàna aminao tanteraka. Tsy misy ariary zato ho azo am pandriana. Ny olona nanary salaka tà 1947, ka tsy mihevitra ny hisalotra ny salaka intsony, ho tako kenatra, ireo olona ireo dia afaka manantena fa ho violer n'i rajwel isan andro. Olona 30 millionss, dia na dia 1 aza tsy misy mahafoy tena ho an'ny hafa ; na ny ray aza tsy mahafoy ny ainy ho an'ny zanany. Fa mazoto miaina mahantra, naona, maloto masiso mandra paha faty. Aiza ny tani n'ny zanakao no avelanao ome n'i rajwel ho an'ny vahiny ???. Violer n'i rajwel isan andro à zandary vaseline. Zary lasa hémorroïdes sisa, mbola mazoto ihany i rajwel sy ny zanfary. Rehefa lasa cancer indray, dia ilaza izy hoe : "Ndeha izato izy à vava indray" !!!

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 17 годин тому

    Misaotra anao Fanirisoa. Mahereza hatrany

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 17 годин тому

    Misaotra anao Fanirisoa mijoro sy manampy ireto vahoaka . Tohananay vavaka ianao ka mijoroa matokia miaraka aminay vahoaka fa tena mankarary mihintsy mahita an ity firenentsika lasa farany mahantra . Enga anie hisy vokany izao fitadiavana ny marina izao

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 18 годин тому

    Fa mahafantatrz ve ny membres Ceni fa voasazy zay mi'manipuler resultat vote toy izao ! Sa 😮😮😮😮ry zareo mody fanina?

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 18 годин тому

    Ela nitoratorahana ny Ceni ka nahavoa mason'angatra!!! Mitafy bouc émissaires ndray ry zareo ka ny olonz innocent no nosamborina ! Arovy ry vahoaka izay nifidy an'Tojo ny safidinareo fa aza avela viravirain'Ceni gotdiny 😮😮😮😮.Ireo zay mahay informatique dia tsy maintsy sécuriser ny documents => sécuriser et verrouiller!😅😅😅😅! Ny marina tdy mba maty❤😂❤😂😂

  • @swann6
    @swann6 18 годин тому

    𝙉𝙔 𝙎𝙄𝙏𝙀 𝙒𝙀𝘽 𝙏𝙎𝙔 𝙑𝙄𝙏𝘼 𝙎𝘼𝘿𝙔 𝙏𝙎𝙔 𝘼𝙕𝙊 𝙋𝙄𝙍𝘼𝙏𝙀́-𝙉𝘼 𝙏𝙎𝙔 𝙈𝙄𝙏𝙊𝙑𝙔 𝘼𝙈𝙄𝙉'𝙉𝙔 𝙁𝘼𝘾𝙀𝘽𝙊𝙊𝙆 𝘼𝙆𝙊𝙍𝙔 𝙉𝙔 𝙎𝙄𝙏𝙀 𝙒𝙀𝘽 𝙁𝘼 𝙉𝙄𝙎𝙔 𝙊𝙇𝙊𝙉𝘼 𝘼𝙊 𝘼𝙈𝙄𝙉'𝙄𝙇𝘼𝙔 𝙎𝙄𝙏𝙀 𝙉𝙊 𝙉𝘼𝙉𝘼𝙊 𝘼𝙕𝙔

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 18 годин тому

    Hanomboka ny ramatahora ataon’i Rajoelina, 😠 satria hatahorany mafy mihitsy ny TIM. Reto be Boty reto d tena pâte à modèler q’dRadomelina mihitsy, mahatsikaiky😂

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 18 годин тому

    Mampiteny Ratsy Vahoaka Malagasy mihitsy IANAREO Mpangalatra Fitondrana sy Harempirenena tsy tanindrana tsy tanivo Aleo MISARAKA TSIMISY MARATRA HALAMBAHOAKA IANAREO TSY MAHALALA VOKY VOLA IRETO

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 18 годин тому

    Misaotra tompoko 🙏 Courage daholo tsika rehetra, fa ratsy fanahy reto tranondainga reto. D bonnes fêtes daholo ho antsika rehetra ❤❤

  • @PierrotAlbert
    @PierrotAlbert 18 годин тому

    Loza 2 , Loza 3 ty sanabavy

  • @JésusChrist-m4z
    @JésusChrist-m4z 19 годин тому

    Tia hisambotra ny olona TIM I SAFIOTRA ANDRY RAJOEL VAZAH ttasy 8 cm mpisolokyamin: zavatra rehetra eto antanindrazana

  • @JésusChrist-m4z
    @JésusChrist-m4z 19 годин тому

    Faritany 6 nahodin' CENI

  • @dood587
    @dood587 19 годин тому

    Enga anie ary Iangaviana mba hisy Thierry Rakotonarivo indray.,!!!

  • @dood587
    @dood587 20 годин тому

    Mitombona tsara Ary azo raisina. Saingy ho hita Mazava ( mamoaka P.V ny Candidats rehetra) 💪🙏

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 20 годин тому

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Tena hombako manana ilay fiarovana ny safidy ! Ny safidy no maha - olombelona antsika eo @ fiainana milamina , koa tena marina fa ny safidy dia tsy azo hahodinkodina tompoko , fa anisan'ny zavatra saropady , ary raha manaiky ny safin- tsika ahodinkodina isika , dia aza manao fifidianana mandrakizay tompoko ! Ary ireo izay milalao safidim- bahoala ireo tompoko , dia mpamosavy ny safidim- bahoaka , ary ho voaheloka eo @ fiainany mandrakizay ! Tsy hiova @ ntsika olona Malagasy ny lainga sy fahantrana , fa lasa taranakin'ny mpandainga ny maro @ ntsika Malagasy , dia ny Firenen-tsika koa mijanona mahantra mandrakizay ! Sanatria tsy ho tonga @ izany tompoko ! Masina ny Tanindrazana !

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 20 годин тому

    Manahoana tompoko Marina be mihitsy ny voalazanao madame Fanirisoa , ❤❤ Merci beaucoup manome vaovao🙏 Reto CeNI reto mihitsy no fototry ny korontana, tena tsy misy ilana azy, ndrindra lay rangahy be solomaso vendrana io, lehilahy lehibe mpandainga sy mpangalatra Takio ny marina ry vahoaka, Aza Misy manaiky fa arovy ny vatonareo Ny antsika d Tojo ihany no nofiditsika Ary izy no nandresy. Bravo Tojo👍🙏

  • @philibertsolondrainy3192
    @philibertsolondrainy3192 21 годину тому

    Ianao aloha de Mahafinaritra e!

  • @RALAISOLOMARCEL
    @RALAISOLOMARCEL 21 годину тому

    Tena marina n'y voalazanao zany Mme Fanirisoa Ernaivo misaotra anao mazava marina

  • @VictorienMahavy
    @VictorienMahavy День тому

    Tsy misy resaky manambany zao koahy teo Nahoda fa iha kea aloha 12 language, iha kea ndre manta leroa

  • @inayatsama6059
    @inayatsama6059 День тому

    Misaotra razoky be 👍💪🙏

  • @inayatsama6059
    @inayatsama6059 День тому

    Mazava tsara zegny merci beaucoup razoky be 👍💪🙏

  • @inayatsama6059
    @inayatsama6059 День тому

    Merci beaucoup zoky be 👍💪🙏

  • @manorosoaangeliqueveroya3498

    😢😢😢😢😢😢😢

  • @manorosoaangeliqueveroya3498

    😢😢😢

  • @manorosoaangeliqueveroya3498

    ❤❤❤❤

  • @manorosoaangeliqueveroya3498

    😢😢😢 mitsangana @ zay isika malagasy tompko ooo. Merci

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 2 дні тому

    MBOLA HO AVY ILAY MARAINA É

  • @nanieraharison2008
    @nanieraharison2008 2 дні тому

    MISAOTRA TOMPOKO MIKELY AINA HO AN' NY VAHOAKA MALAGASY , MAHEREZA FA MBOLA HO LAVA NY ADY ,MANAOVA FETY TSARA MIARAKA AMINY FIANANKAVIANAO , MANANA FAHASALAMANA TSARA FA AZA KIVY !

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao5079 2 дні тому

    Kajikajia vola e. Hagnano raha matomboko antsika!!!!

  • @issopdessay7032
    @issopdessay7032 2 дні тому

    Il faut déloger ces hommes au pouvoir parsqu'ils sont en train de mentir à la population, il faut arrêter cette dictature avant que ça soit trop tard

  • @sibelerafenomanantsoa5308
    @sibelerafenomanantsoa5308 2 дні тому

    😢