Mbola hafa ihany NY AINGA .Tena mahatsiaro anao ry OM-GUY mandria am-piadanana fa ny hiranao dia ho ventsoiko sy henoiko hatrany.Tsy mampino hoe tsy eo intsony IANA0.
tsy mahajery hafa ankoatra ity aloha fa tena mbola tsy zaka ka! nanana occasion nahitana anao aho t@ nianatra tao @ ESJA! vakiana eny @ endrikao ny ao am-ponao, olona tena tsotra!!!
Toa mangingina ety raha tsy eo ianao malala
toa mamanala akia nilaozanao
fa malahelo mamelovelo
manina anao aho manina anao!
Ny lalan-tsika ity efe safidy io ry tiana
Lalam-pitia anie temerin-tsedra
tsy hitarainana f'izay no fianana
manina anao aho manina anao
Iny lalana iny e!
afa-miraikitr'ireo dinan-tsika teny
natrhan'ny anabakabaka iny
nifamihina e!
tsy ho adinoiko e!ho tsiahiko!
Ny lakan-tsika ity anivon-drano malala
ao an-tanana koa misy mandrahona
fa manantena ilay fandresena
manina anao aho manina anao!
Ny fandrahonana hatrany am-ponja aza
tsy nahasaraka ahy mbola hifamihina
fitia tsy miahotra tsy mosy tohotra
manina anao aho manina anao!
Iny volana iny e!
nanatrik'iny ranomaso harivariva
ilay tafasirin-tsika amorom-patana e!
sedra-pitia o!sedra pitia!
SOURCE: gasykamanja
Mankasitraka tanteraka!tena tsara be mihitsy!❤❤👍👍👋👋!!
tsara fio zala eh. 🥰😍😘🥰. vive Madagascar
❤❤ misaotra e!!!!.
ny tiako indrindra @ hiran'ny Ny Ainga, maty namela mamy ianao OMGUI, mandria am-piadanana e!
hatr@ nandrenesako ny fahalasananao dia izao aho vao manana hery kely hihaino ny hiranareo....
za maka ny 100/100e
😍😍
Ndriii😢
ndriiiiiiii !!! ny talouuuu eee !! 04 juillet 2021 !!
❤️❤️❤️❤️🥺🥺🥺🥺 any izay ilay olon-tiako
Ny ainga
Tena mbanga tanteraka tsy anao tsony! Mandria ampiandanana
ndriiiii , mampatsiahy ny fahiny mints izy zany
Mankasitraka indrindra Fa tsara loatra hira tariky Ainga ❤❤
tsy lany hamamiana ny asanao, ny kanto navelanao. Mandria am-piadanana OM-GUY
eka maherza fa tompo ndalana ny azy
Tsara erý ilay hira❤❤❤
mbola hafa fona ny tarika ny ainga, milay e!
TIAKO 😃 Mankasitraka 😘🎤
Misaotra e! Mampahatsiaro ny any amin-tsika.
Mbola hafa ihany NY AINGA .Tena mahatsiaro anao ry OM-GUY mandria am-piadanana fa ny hiranao dia ho ventsoiko sy henoiko hatrany.Tsy mampino hoe tsy eo intsony IANA0.
Ankafiziko
Malahelo sy manina ny hiranao. Mandria am-piadanana
eka atao ahoana
he lasa nialoha lalana tokoa ianao zokilahy, mandria am-piadanana !
repose en paix zoky ,namela mamy ho any mpankafia enao
Sendram-pitia 😢💔
mozika ihany koa , mankasitraka e
mankasitraka 🙏🙏🙏🙏😍😍😍
2020❤❤❤❤❤
Je suis là✌✌😂
Tsaroako ilay olona tiako sy tia zaho taminy zay fitoana
Mamy anie zanee
Zan zalahy ny tena kalo mpitia
tsy mahajery hafa ankoatra ity aloha fa tena mbola tsy zaka ka! nanana occasion nahitana anao aho t@ nianatra tao @ ESJA! vakiana eny @ endrikao ny ao am-ponao, olona tena tsotra!!!
Danielle Mahefasoa jerrimarcos
oui tena marina
Tiako be 2020
Kanto loatra e!! indrisy mantsy ry tany!!
Sedra-pitia ❤
@inshala2inde !!!fa aona kay e!!to tsy heno mintsy patty!!
iny volana iny e
manatrika iny ranomaso harivariva
lay tafasirintsika amorom-patana e
sedram-pitia ô ô sedram-pitia
J adore ❤❤❤
Izany tokoa moa? Int Volana iny mahita n'y sedram-pitia.
tena tsra izy zany ok foana e!
banga be ny toeranao, Mandriampiadanana Om-Guy. tena manina ilay feona totokafo sahady ny tena ko.
ataokory anefa moa maherza
🥰🥰🥰nostalgique
😊😊
J'adore,🇲🇬❤️❤️❤️🙏🙏🙏
💚💚💚💚💚
manina anao aho ry domoina, manina anao!!! :)
:(
@@niainadomoinarakotomalala7933 10 taona be izao😂
@@ghostwalda Nanomboka oviana moa?
Mdrrr Antsarovako olona iray io hira io,ny elanelan-tany manko
tikoooo fon ny ainga
Tiko loatra ity hira ity
iny lalana iny.....
une très belle voix j'adore
quelle belle chanson. ça me touche l'âme
mlay e! nickel
Samaritanina
j adoree
OMGUI!!!!!!!!
Rip :( tena mampalaelo
Ôo.
zany ka tena hira
iny lalana in eeeeeeeeeeeeeeeeeee
mampatsiaro ny tanana ee
J'adore ❣️❣️❣️❣️❣️❣️❣️
♥️♥️♥️🥺
sur fona ny ainga ah
tena mbola tsy lefy laza fa tohizo foana le vazontsika e!
mafnartra fa tohizo ô! misaotra manokana any ( hajamour ) ny ajouter azy tato eh
Tena tiako loatra
Fa angah moa tsy hoe "Sedra-pitia" no titre an'ity hira ity, lay iray iny no "Malalako tsy foiko"
ny eo amin'ilay clip ary hoe Malalako tsy foiko ko inona indray ny anareo
Ndriiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
Ao tsara
❤❤❤❤❤❤
😍😍
mamanala mitsy nilaozanao
Noro tsara feo hira tsara tiko ity
2023
Maminano tiako loatra
2025
ndriiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
COOL
😭😭😭
Babou
😭💔
mlay e
za maka ny 100/100e
😍😍ok
J’adore
❤❤❤
Ndriiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
💖💖💖💖
j'adore
💖💖💖