😪😪❤❤tsy maty ao ampoko aki ny lasa malala ô!!merci😘tiko be fona ilay hira ary mapatsiaro zavatra maro☺👍🏻👍🏻👍🏻tojour je regardé tous le chansion de tarika Ny Ainga 2020 moi de Mei tojour laaaaa😘
mandria ampiadanana fa mino ah fa tsy maintsy mihaona indray andro any fa za dia tena mpankafy ary toa mikasika anah daolo le hira .malahelo dia tena malahelo ny foko fa zay mo no lahatra ,mandinika anao ary lasa saina ka mbola tsy mahita tory efa 23h48 aty en France de mijery ny sarinao sy hira nareo de ontsa tateraka fa tampoka loatra ,nefa za de mba nanao programme be mintsy te ihaona sy iaraka aka sary miaraka ,nefa indrisy . mirary fiononana feno hoany tarika ny Ainga ny tenako ary ny fianakaviana rehetra.mivavaka ny fanahynao zahay aty.
Mandria ampiadanana tena mpakafy tarika Ny Ainga 100% 😢fiainana tsilaitsy lalovatsika tsiray ray ny fahafatesana tombondalana no anao ry OM GUY fa mbola hanaraka anao aby izay fany ira siny fotona no tsihay😌
Ianao lay olo-malalako ts lasa vadiko...indro tsaroako miverina am-poko ny tantarantsika...rah hisy zay ho andefomandry de ho afenina ve ny taloha...sipako taloha ts lasa vadiko... Mankasitraka @inspiration fa tena vazo miteny eeee(Ef vadin'olona izy angamba zay...)
Tsy lany hamamiana raha ny kanto nisoratany tananao ry Om-Guy an !malahelo sy Ontsa mafy ny fo nilaozanao nefa mahita ny nouveaute ny Tarika ny Ainga dia mbola velom pantenana ihany fa mbola mitohy ny kanto !manina anao izahay mpianatrao aty Antalaha sady mpankafy anareo koa! !mandria ampiadanana Maitre nay tsy hadinonay mandrakizay an !!!
Mandra-pihaona ary mandria am-piadanana OM GUI raiketinay ao am-po lalandava ny soa navelanao, ny vatanao no nandao anay fa ireo sanganasanao mitoetra rahatrizay .
Fiainana, fiainana nisy sombiniaina nipetraka Raha hisy aza ny andefimandry ho afenina ve ny taloha??? =>Tantara miafina ........ Tsy maty ampoko eny aki ny lasa a!!!Cheri ooooo!!!! Manonjanonja e! 😏
😪😪❤❤tsy maty ao ampoko aki ny lasa malala ô!!merci😘tiko be fona ilay hira ary mapatsiaro zavatra maro☺👍🏻👍🏻👍🏻tojour je regardé tous le chansion de tarika Ny Ainga 2020 moi de Mei tojour laaaaa😘
5:16 Tena ankafiziko ty hira ty. Tsy mety leo mihitsy za mihaino azy aty am-pita ❤
mandria ampiadanana fa mino ah fa tsy maintsy mihaona indray andro any fa za dia tena mpankafy ary toa mikasika anah daolo le hira .malahelo dia tena malahelo ny foko fa zay mo no lahatra ,mandinika anao ary lasa saina ka mbola tsy mahita tory efa 23h48 aty en France de mijery ny sarinao sy hira nareo de ontsa tateraka fa tampoka loatra ,nefa za de mba nanao programme be mintsy te ihaona sy iaraka aka sary miaraka ,nefa indrisy . mirary fiononana feno hoany tarika ny Ainga ny tenako ary ny fianakaviana rehetra.mivavaka ny fanahynao zahay aty.
2025 .. tsy maty ato ampoko eny akia ny lasa 🥰🥰😍
2024 tsika zao tiko le hira misy zavatra verifieko kely ato fa atreto tsitako le manonjanonja 🫣🫣
za zao ato koa hijery 😂😂
❤ mamiko ny hira fahiny 29/3 / 2024❤❤❤😢
Mankasitraka ree
Tiako loatra anareo Ainga
Bisous avy aty Kuwait 🇰🇼
29/11/23
2024 : mbola mankafy foana, le texte mitoetra foana na efa taona maromaro aty aorina
Tena Maha ngoma be,tsy Lany date zany Hira ny ainga marina,mankasitraka ohh ♥️♥️♥️😻
Kanto n'y hiran n'y ainga ,2025 zao
Mandria ampiadanana tena mpakafy tarika Ny Ainga 100% 😢fiainana tsilaitsy lalovatsika tsiray ray ny fahafatesana tombondalana no anao ry OM GUY fa mbola hanaraka anao aby izay fany ira siny fotona no tsihay😌
RiP OM Guy tena latsaka fona ny ranomasoko dia varina mijery sy mandika ny hira nataonao hatr@zay. Tantara mipetraka sisa ❤️
Tena marina ny anao
Tantara mpiainako mhts le hira 🥰😭😥😥🥰
2024 iza no mbola mankafy ❤❤❤
Aleo verifiena kely etu mints aloha le MANONJANONJA 😂😂😂
😂😂 le zavatra ve
Tsisy ary ko
❤😂😂😂😂😂
To tsitako lty le izy ra iny ko jere la ato 😂😂😂
Za efa mamerina int3 ts maita le izy 😢😢@@andri_thr
Ianao lay olo-malalako ts lasa vadiko...indro tsaroako miverina am-poko ny tantarantsika...rah hisy zay ho andefomandry de ho afenina ve ny taloha...sipako taloha ts lasa vadiko...
Mankasitraka @inspiration fa tena vazo miteny eeee(Ef vadin'olona izy angamba zay...)
Ndriiiii 17 ans le mamikeliko ♥️😊
taloha rehefa mijery video, dia misy varieté mandeha dia mandeha foana io hira io
merci ragah OM GUI a!!!!tn ts h ver n h lan hamamian n hira zai noforoninw n dia ef an ankotra an az. TS MAT AO AM-POK.......;
Marina zany e! RIP grand OM-GUI, tsara le hira ka! Maro be no tratran'izany e!
Toa nouvauté foana le hira e! o.k les izy telo mitsam a! fa ny namantsika nandeha nialoha antsika e!
Tsy lany hamamiana raha ny kanto nisoratany tananao ry Om-Guy an !malahelo sy Ontsa mafy ny fo nilaozanao nefa mahita ny nouveaute ny Tarika ny Ainga dia mbola velom pantenana ihany fa mbola mitohy ny kanto !manina anao izahay mpianatrao aty Antalaha sady mpankafy anareo koa! !mandria ampiadanana Maitre nay tsy hadinonay mandrakizay an !!!
❤❤❤❤❤
Sipako sipako taloha
Tsy lasa vadiko😢💔
Tena niverina nijery fa tena indroa niverina Ilay izy 😅
Hahhaha
😂
2024 fa mbola mankafy foana eeh !
2021♥️❤️mandona loatra ty vazo ty😭😭💔
Ndryyyyyy merci Omgui
2019 tsika zao
Ndriii😢
26 juin 2024, tena mpankafy ee🥰😍🥰🥰🥰🤗🤗
Eh! Hatsiaroako ny passeko ity hira ity. Tiko daholo ny hiran,ny hainga
Namela mamy OM gui, souvenirs tsara ny sombiniaina nipetraka
Tena mana souvenir zahay pakafy
.... raha hisy zay andefimandry, hafenina ve taloha ... tantara miafina!!!
what an amzing video here my brother..new friend here
the most relatable story song, great song
2021 zao e.mahangoma eee
Mandra-pihaona ary mandria am-piadanana OM GUI raiketinay ao am-po lalandava ny soa navelanao, ny vatanao no nandao anay fa ireo sanganasanao mitoetra rahatrizay .
Ndrii. Fahatsiarovana sisa
Ndrisy fahatsiarovana sisa no tavela...
❤Ery ex
Mankasitraka Ainga ato mitety hiranareo ato Youtub
27/09/24❤❤
2021 mbola ankafiziko tsy maty ao ampo ny lasa
ts maty ampoko n vazonw madrakizay 💞
Tiko foana zany tarika Ny Ainga zany mandrakizay mihintsy e
Sipa taloha. Tsy lasa vady. Atao ahôna e. Zay le fiainana.
tiko lôtra!!!!
endre zany maso...de ny ah navela!!!!
miverina am-poko ny tantaratsika!!!!! fiainana de sombiniaina mipetraka!!!!
Ankafiziko foana na dia henoko foana aza! misaotra Ny Ainga
Dry ,,, mapanembona 💞
L'histoire de mon grand amour 😢❤
Fiainana, fiainana nisy sombiniaina nipetraka
Raha hisy aza ny andefimandry ho afenina ve ny taloha???
=>Tantara miafina ........
Tsy maty ampoko eny aki ny lasa a!!!Cheri ooooo!!!! Manonjanonja e! 😏
mbola tsara foana e. mapatsiaro ny taloha hihihihihi :)
Tena tsy mba tonta zany mihintsy marina eh,mbola Tena mankafy be NY tenanahy 😻😊
izay vao tena nohenoiko ny tonony, hay v izany ee !!! ...
raha hisy zay andefimandry afenina ve ny talo 🤔🤔🤔🤔🤔
Mankafy hira reto aho ka tsar loatra za ts mba leo maita spectacle
la Na v
Niantraika tamiko io hira io RIP zaoky nay
Kanto ilay hira, tononkira sy feonkira
Zanaka tokany revimpitiavako 😍😍😍😍
❤
Le nono manonjanonja 😅
26/01/2018 mbola mankafy
8sept 2019
Driii... 😔❤
mamelimaso n'y anarana foana zalah an.? tohizo f oana n'y kanto e
nice song.even i dont understand
2019???
2020❤❤❤
Sipako taloha tokoa
Tiko b ❤
Tsy hadinoko zany miints enao!
tsara Ilay hira nefa indrisy
Misaotra ee
Tsy tantaraina anatin'ny hira ilay tsy nahalasa vady
enao ilay olona malalako tsy lasa vadiko!
2020
mba tsy marina oa ty hira ty ka
Tena tantara marina io
Tsara be ilay feonkira
❤️❤️❤️
tikobe mits ty hira ty aaa
😭😭😭😭😭😭 Om-Gui
2024❤
Rip om gui
eeee
RIP
any ianao ry zo
💖💝
Tantara piainana marina nasiny feony, ts rats mits
RIP :(
Tara be
RIP OM-GUI :( :(
ôtrany oe niaratsy nitarika ainga @zao asznareo ramba mahita anzany
mamy serge rak le iz mizar 2 .ty no naharats az ko
❤️❤️❤️
❤️❤️