merci j ai revi mes plus souvenirs de ma vie apres avoir ecoute toutes ces chansons je suis aux anges merci pour toi qui as pense a moi pour ces tubes la vie est belle
Ianao no lasa fa ny zvtra vitanao d mitoetra mandrakariva ho an'ny taranaka mandimby,mba ahalalan-dreo fa nisy izany rehetra izany.Maty namela mamy,zany no tsara ndrindra fa fandalovana ny eto. Reposes en paix !
Veloma ry zandry Mandria ampiadanana Misaotra betsaka fa tsy ho faty ny fankafizan' ny Malagasy sy ny tia zavankato ny hira no kaloinao. Hoy i DADABE aty Le Havre
Pourquoi vous mettez RIP RIP sur cette musique va sur sa page personnelle si on mettez tous RIP sur chacune de sa chanson c'est n'importe quoi sa musique n'est pas morte la preuve vous la regardez encore ceci est un souvenir et non pas un livre de doléances
Kotrobaratra_(BRUNO RAISNER)
tsy digniko arô , tsy digniko edy eh
ny tsy ahita anô agnatin'ny andro maramaro
jerijery anô mafy zaho rô malalako
ka izegny no mahatonga zaho mamangivangy anô matetika.
(2x)
Ref: mafin'ny herim_pitia arô
hitanô fa na dia mahizign' andro
na kotro-baratra arahina oran'andro
tsy ataoko sakana tsy andeha atô
efa tsy tantin'ny foko fa aminô fogna ny eritreritro
(2x)
fitiavako anô,donc efa dila loatra arô
zaho koa tsy mahita anô kara mararira
nefa aretiko io tsy mahivan-dokotera
tsisy olo afak'izy fa anô reka fanafodiny.
(2x)
ref (2x)
...
iehehe. +ref
Mankasitraka nanome tononkira e!
Ny fahazazako eraky ny RM3 Toamasina sy Analakininina ary Ivato aerport iny.Ndddddddddrrrrrrrrrrrry.Mampilats-dranomaso.
Oh la nostalgie 😢
Ouf ca au moins c'est de la belle musique, merci......
Tsy vilina dokotera eee ! Aro va
Oh tamatave , mbola ho ave😍😍
merci j ai revi mes plus souvenirs de ma vie apres avoir ecoute toutes ces chansons je suis aux anges merci pour toi qui as pense a moi pour ces tubes la vie est belle
2019,ianao no lasa fa ny soa sy ny kanto navelanao dia mitoetra mandrakizay zoky be BRUNO raisner,mandria am-piadanana
tsara tena tsara ,hira tena ahatsiarovana an'i dada sy ireo zokiko sy zandriko efa nodimandry fa tena tianay ary tinay ry zareo.merci
J'adore votre chanson merci c'est beau souvenir pour moi!!repose en paix .
Toujours aussi belle
Repose en paix Bruno Raisner
mandria ampiadana bruno raisner. zahay mihaino sy mankafia ny hiranao foana satria tsara be
Radio
V
Merci beaucoup Bruno raisner tena Tiako à chaque fois je écouté ça me fait trop bien
Nostalgie pour les quelques années passées sur la côte Est. Merci Bruno!
Avril 2020💓
Mankasitraka Tompoko, mampatsiahy ny fahiny, ❤
Azala mbola jeune zaho taminy hira zegny tsara ❤❤
Mandriampiadanana ,misaotra betsaka tamin'ny kanto,mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviana!!
C est nostalgie ❤❤❤
Mahatsiaro hatanorako 💖💖
2019❤😘😍👏
❤j'écoute 2019❤
Ianao no lasa fa ny zvtra vitanao d mitoetra mandrakariva ho an'ny taranaka mandimby,mba ahalalan-dreo fa nisy izany rehetra izany.Maty namela mamy,zany no tsara ndrindra fa fandalovana ny eto. Reposes en paix !
Tsy diniko arô, tsy diniko eky e
Ny tsy ahita anao anatin’ny andro maromaro
Jerijery anao mafy izaho rô malalako
K’izagny no mahatonga zaho
Hamangivangy anao matetika
Mafy ny fitiavako anao arô
Fiv:
HItanao fa na dia maizigna ny andro
Ny kotro-baratra, arahin’oran’andro
Tsy ataoko sakana tsy andeha atôy
Fa toy ny tsy tantin’ny foko,
F’aminao foana ny eritreritro
Fitiavako anao taoko efa dila loatra rô
Zaho ko tsy mahita anao karaha mararirary e
Nefa aretiko iny tsy mahita dokotera
Tsisy olon-kafa eky e, f’anao iraiky fanafodiny
Mafy ny herim-pitia arô
Azalaha magnina ray amandreny, reposez en paix 😍🥰
Mankasitraka rô ! Mandria am-piadagnana !
Rip zoky be ny vazonao velona foana!!!
mahagaga fa toa lasa aloha daholo ny "mpihiran-tsika" é? paix à son âme et sincères condoléances à sa "famille"ny hirany mijanona ho antsika!
Mihaino anao isanandro za tonton malala ❤
Who is listening August 2020?
june 2023
Manimanina mahajanga
2020❤❤❤
2024❤
vive la cote est indrindra tamatave hoy bora
Tena hatsiarovako an mama ty hira 😢😢😢
Merci pour le chanson Bruno
tsara kosa eeee,tena tsara
ah! Tamatave,tany nahabe anà,hira haiko e
tena mahay ee milay be manala satrok mits aaa
Uuuummm tiako hira ty ai ♡♡
diso tsara loatra ity hira ity tsy mety lefy ny hatsarany misaotra e
Mandriampiadanana ry namana!!!
Mandria am-piadanana, eo am-bavanay mandrakariva ny hira sy ny kanto navelanao
Tiako tena tiako io hira io! mandriam piadanana
Mandria,ampiadanana,tena tiako no sady misy fahatsiarova tsy mety maty ao anatiko ity hira ity misaotra nizara
Ianao tsy eo tsony fa hiranao mitoetra fahatsiarona tsy mety maty ho anay!
Hira tsy lefy laza
Mes condoléances
Misaotra Zoky be tamin'ny zava-kanto nataonao , Mandria am-piadanana
KOTROBARATRA TSARA
makasitraka indrindra zahay mankafy foana
❤❤❤❤❤
2023 ❤❤
ny olombelona mandalo, fa ny fahatsiarovana azy mipetraka foana
Vazo manja. Mankasitraka e :-)
tamana efa tsara lotra ity hira ity ka mapatsiro fotona taloha sy namana tavela any atanana
Hafa ian azalahy artiste tamatave e
Mahafinaritra ahy mihaino ity hira ity (y)
❤❤
tsara be eeeeee tiako eeeeee
Madriapiadanana , 😍
J'espère vous rencontrer un jour
mitahiry fahatsiarovana ny voaloha-pitia!!!hmn!!!!
Mampahatsiaro ah bal 1983 tao Mananjary mits ti hira ti
la chanson tre parfaite de l a par de imane
Rip 😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢
mandria am-piadanana ianao zokibe de mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana
marina ny teninao perline.
miraray fionona feno hoan'ny fianakaviana. tombom-dalana ny azy. mandria am-piadanana zokibe
Tiako loatra ity hira ity
Mandria ampiadanana tompkolahy Bruno ahatsiarovako t@fahazazako zay hira zay sady ni-tsara ny fiainana t@mzany
Tiko le hira.
Rip 😢😢😢😢
anita razafindranivo rip
Tsara foana ee
tena tiko ....
Veloma ry zandry Mandria ampiadanana Misaotra betsaka fa tsy ho faty ny fankafizan' ny Malagasy sy ny tia zavankato ny hira no kaloinao. Hoy i DADABE aty Le Havre
Tena marn io
tsara dieha re le hira
rip 😭😭
Kapepeky
Kapepeky
Mandria ampiadanana eh !!!
Ndriiii
mahatsiaro ny fahiny eh
misaotra eeeeeeeeeeeeee!
Tsar lotra
Tsara e! ahatsiarovana ny fahatanorana ka nihirahirana an'izany ho an'ilay bokaka tsy lasa vadiko
🥰
MISAOTR BETSAKA ANAO MANDIRIA AM-PIHADANA
Pourquoi vous mettez RIP RIP sur cette musique va sur sa page personnelle si on mettez tous RIP sur chacune de sa chanson c'est n'importe quoi sa musique n'est pas morte la preuve vous la regardez encore ceci est un souvenir et non pas un livre de doléances
chacun a son sentiment, si vous ne supportez pas fermer vos yeux...
Tsara.
Rip
Bruno Rasn
Misaotrè
zan n atw oe ten tia
Œuvre quoi
👨👩
tena mahay ee milay be manala satrok mits aaa
Rip 😭
Rip
Rip
Rip