NY VADIKO Tonga indray ianao rehefa avy vizana nandeha Nivenjivenjy tany ambadika any Tsy niarahaba ianao, toa tsy nanoroka ahy fa hoe Handalo hisolo akanjo fotsiny ihany Toy ny fanaonao rehefa miserana ohatr’izao Manopy maso kely an’ireo ankizy Hendry ve i Bodo? Mianara tsara ianao, ry Jao Tafandria mandry izato izy. Mipitrapitra fotsiny no hany vitan’izy ireo Nozarinao nilaozana eto foana Tsy hainy ny nandà , tsy hainy koa ny mitoreo Satria ianao tsy eo mandavan-taona Na izany aza anefa ny sakafonao D’hofonosinay hafana tsara Isan’andro izany, na ho avy na tsy ho avy ianao Ianao mantsy aminay tsy diso anjara Fa mbola tiako ianao Mbola tiako sady mamiko Mbola tiako ianao Tiako mandram-pahafatiko Ny havako, ny namako, ny rehetra ao an-tanana Manebaka ahy ho adala avokoa Ny tondro-molotra, ny fosafosa any am-piasana Dia hazofijaliana ho ahy tokoa Nekeko anefa ianao teo amin’ny lanitra sy tany Nekeko f’ilay vady izay finidy Koa asakasantsika izay mivadika amin’izany Ny zaza koa iretsy mbola adidy Any andro izay tsy hiantsoako anao ny tody Hiverenanao eto aminay Ho ranomaso angamba no hitsenana anao mody Dia ranomasom-pifaliana izany Eny na dia aza eo am-pialana aina Fotoana fohy mba hiarahantsika Hifamela isika, hamela anao aho sombinaina Raha izay no fiainana mba vita
ilay olona nanoratra le hira tena olona niaina tao anaty ngidin fiaraha-monina misaotra an Black jack fa tena mahay enao amin fanoratana, dia misaotra an vohangy koa fa tena tsara be nanaovany an ilay hira
A peine enfant, cette chanson était audible partout, mais il m'a fallu être grand, mari et père pour comprendre le scénario et l'histoire racontée. Ma mère en a enduré plus et tout est dit dans les paroles. Je ne peux m’empêcher d’être ému quand elle passe aux stations. Changera et comprendra qui pourra.
ny havako ny namako ny rehetra ao an-tanana manebaka ahy ho adala avokoa! nekeko anefa ianao !!!!hifamela isika hamela anao aho sombinaina raha izay no fiainana mba vita !mbola tiako ianao!!!!!!
L'eternel beauté de l'art... Tout homme a tendance à agir comme tel dans le foyer. Personnellement, cette chanson m'aide à me rendre compte combien ma femme m'aime et m'aide surtout à changer. le regret ne nous devance jamais...
Ndry tia koa hirany mamako faly sady miramira much izy mihira azy .mafitra moa dada tamizany de io fona hiran mama isan andro de lasa tiko koa mihaino ana de mbola tsy haiko aza le tena tin le hira ambara satsia mbola kel ah tamizany .madriam piadanana mama .😢😢😢
Waouhhh! Dans mon enfance j'ai pas bien écouté la parole de cette chanson et maintenant (20 ans après) en l'écoutant, je n'arrive pas à retenir mes larmes. Pourquoi les femmes sont condamnées à souffrir dans leur foyer à cause de leur mari?Vraiment c'est INJUSTE. Indrisy mantsy vitsy ny lelah tonga saina zany !! Mampalahelo ireo zaza tsy mahay ilay situation.
Eny fa na dia eo am-pialana aina no fotoana fohy mba hiarahan-tsika, hifamela isika hamela anao aho sombinaina raha izay no fiainana mba vita! Oh la la, zany ka vehivavy !!!
ity tantara ity dia i Black jack no namorona ny tonony ary niainga tao @ Banky Foibe Malagasy, alahelo noho ny namana bandy saingy vehivavy no nomena ny feony !
Ry Jean de Lacroix angambany nakany amin'ny Paradisa na tany amin'ny tontolo hafa mihitsy dia tany no nanoratra ny hira dia izay vao niverina teto an-tany.
Tena mampalahelo ilay hira, tokony ovaina amzay ny toetsaina am zao 2021 zao oe mitovy zo dia tsy manaiky oe ref tia dia tsy misy fanajana sns tsony ny vehivavy
tena betsaka ny fiainan vehivavy toy io hira io fa mahaiza misaotra anJanahary ra mbola tsy tojo anao,tena mampalaelo fa efa zay lay atao we hazo fijaliana tsy maintsy wentin vehivavy de miartra e
Tena efa heno ity hira ity fa tsy nolalina tsara le tonony raha tsy izao fa tena mampalaelo ary mampiseho ny tena atao oe vady tena tia n’a Inona mitranga eo amn tokantrano
NY VADIKO
Tonga indray ianao rehefa avy vizana nandeha
Nivenjivenjy tany ambadika any
Tsy niarahaba ianao, toa tsy nanoroka ahy fa hoe
Handalo hisolo akanjo fotsiny ihany
Toy ny fanaonao rehefa miserana ohatr’izao
Manopy maso kely an’ireo ankizy
Hendry ve i Bodo? Mianara tsara ianao, ry Jao
Tafandria mandry izato izy.
Mipitrapitra fotsiny no hany vitan’izy ireo
Nozarinao nilaozana eto foana
Tsy hainy ny nandà , tsy hainy koa ny mitoreo
Satria ianao tsy eo mandavan-taona
Na izany aza anefa ny sakafonao
D’hofonosinay hafana tsara
Isan’andro izany, na ho avy na tsy ho avy ianao
Ianao mantsy aminay tsy diso anjara
Fa mbola tiako ianao
Mbola tiako sady mamiko
Mbola tiako ianao
Tiako mandram-pahafatiko
Ny havako, ny namako, ny rehetra ao an-tanana
Manebaka ahy ho adala avokoa
Ny tondro-molotra, ny fosafosa any am-piasana
Dia hazofijaliana ho ahy tokoa
Nekeko anefa ianao teo amin’ny lanitra sy tany
Nekeko f’ilay vady izay finidy
Koa asakasantsika izay mivadika amin’izany
Ny zaza koa iretsy mbola adidy
Any andro izay tsy hiantsoako anao ny tody
Hiverenanao eto aminay
Ho ranomaso angamba no hitsenana anao mody
Dia ranomasom-pifaliana izany
Eny na dia aza eo am-pialana aina
Fotoana fohy mba hiarahantsika
Hifamela isika, hamela anao aho sombinaina
Raha izay no fiainana mba vita
ilay olona nanoratra le hira tena olona niaina tao anaty ngidin fiaraha-monina misaotra an Black jack fa tena mahay enao amin fanoratana, dia misaotra an vohangy koa fa tena tsara be nanaovany an ilay hira
Rip Delacre, tena tsara ny hira noforoniny.
A peine enfant, cette chanson était audible partout, mais il m'a fallu être grand, mari et père pour comprendre le scénario et l'histoire racontée. Ma mère en a enduré plus et tout est dit dans les paroles. Je ne peux m’empêcher d’être ému quand elle passe aux stations. Changera et comprendra qui pourra.
Merci Voahangy, c'est bien dit
@@marieelisabethrazafimalala7491 trés instructive comme chanson
Ndriiiii😭❤
Misaotra Ny mpihira sy ny mpanoratra .
Rehefa mijaly ny Reny dia mijaly ny ankizy ...mety ho simba koa ny taranaka ...mieritrereta e
Malheureusement, c'est toujours d'actualité . Je n'ai jamais compris et je ne comprendrai jamais, pourquoi .
ny havako ny namako ny rehetra ao an-tanana manebaka ahy ho adala avokoa! nekeko anefa ianao !!!!hifamela isika hamela anao aho sombinaina raha izay no fiainana mba vita !mbola tiako ianao!!!!!!
L'eternel beauté de l'art... Tout homme a tendance à agir comme tel dans le foyer. Personnellement, cette chanson m'aide à me rendre compte combien ma femme m'aime et m'aide surtout à changer. le regret ne nous devance jamais...
Hafa ihany wa ny hira taloha tena miteny mihintsy titre
Mankasitraka e
20 08 2023😘💖❤❤
Au moins elle chante pas n'importe quoi mais les paroles me donnent envie de pleurer me font pleurer même pour ainsi dire,merci Voahangy.
ndriiiiiii, hira anisan ny ankafizin'i neny izy ty, enoiny matetika, any kah na izaho aza lasa tia azy, merci
Zany ka hira milaza zavatr,kanto tokoa, misaotra voahangy,mankahery n'y tokantrano rehetra
Delacre! Anisan'ny enjana indrindra raha tononkira! Poa-tsatroka!
Tena manana inspiration koa raha i Délacre ka!
raha maheno an'ty kosa ny bandy dia mino aho fa betsaka ny hiova...
Ra bandy tsy tonga saina amin'izany angamba efa fon'alika. Mankasitraka am'le hira 💔💔
C'est ce que je souhaite, natera-behivavy daholo isika, hajao sy tiavo ny vadinareo ry lehilahy isany.
Ndry tia koa hirany mamako faly sady miramira much izy mihira azy .mafitra moa dada tamizany de io fona hiran mama isan andro de lasa tiko koa mihaino ana de mbola tsy haiko aza le tena tin le hira ambara satsia mbola kel ah tamizany .madriam piadanana mama .😢😢😢
Ndriiii,ontsa kely
Nitomany aho fa vosoratra ny fiainako aiii izy nanenjika ahy...
Mampalahelo 😢😢maro ny renim - mpianakaviana miaina hotran izao
Waouhhh! Dans mon enfance j'ai pas bien écouté la parole de cette chanson et maintenant (20 ans après) en l'écoutant, je n'arrive pas à retenir mes larmes. Pourquoi les femmes sont condamnées à souffrir dans leur foyer à cause de leur mari?Vraiment c'est INJUSTE. Indrisy mantsy vitsy ny lelah tonga saina zany !! Mampalahelo ireo zaza tsy mahay ilay situation.
moi aussi c'est maintenant que j'écoute les paroles, c'est touchant
Eny fa na dia eo am-pialana aina no fotoana fohy mba hiarahan-tsika, hifamela isika hamela anao aho sombinaina raha izay no fiainana mba vita! Oh la la, zany ka vehivavy !!!
C'est histoire des ma vie, mais la vie est belle, je crois que un jour Dieu qui ma donné nouvelles vie
😭😭😭😭😭😭😭😭 Tsy tanako ny ranomasoko
Tiavo ary hajao ry lehilahy ny vadinareo a. Tinareo izy matoa nekenareo ho vady re a! aza ampijaliana izy, omeo fitiavana izy. Jereo ny zaza❤
Latsaka ilay ranomaso keliko e. Lalina loatra ilay tonokira
ndriii ahtsiarovako an fiainan Neniko😢😢jtm neny
ity tantara ity dia i Black jack no namorona ny tonony ary niainga tao @ Banky Foibe Malagasy, alahelo noho ny namana bandy saingy vehivavy no nomena ny feony !
eny , hamafisiko
Tena atsiarovako an,ny mama fony noroahan,ny dada le hira satry mbola kely izahay 6 mianada !
Ndryyyyy ! mahereza eeeee !
Mankahery hatrany...araho vavaka hatrany hatrany...
Mahereza, dia tafità soa aman-tsara.
Ndrii. Zany ka tena fitiavana
Ndriiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii 😥😥😥😥
Hajao ny vady zareo a!
Atsarovako any grand mere anay, tiany be le hira
Fiainanay sy Mama taloha... Tiako Mama
A ma maman qui aimais tant ses chansons 💝💝
ra-lehilahy isany, tongava saina lesy
Ry Jean de Lacroix angambany nakany amin'ny Paradisa na tany amin'ny tontolo hafa mihitsy dia tany no nanoratra ny hira dia izay vao niverina teto an-tany.
ndry!hatsiarovako tantara niainako 😢😢😢
une histoire d'une femme qui a le cœur pure et tenir sa promesse pour son mari infidèle
bravo mr.Pierrot que vous reconnaissez que votre femme vous adore!!! aimez la car elle le merite!!!!!
isika lehilahy ve mety hahazaka raha atao otran zao,tiko raha mitovy amnio vadiko,zany tena fitiavana,
Mafy tokoa kay ni nihainany Mamanay tamin ireny fotoana ireny 😢😢
Tena tsara mitondra hafatra ho an'ny rehetra ity hira ity
2024 mbola mankafy hatrany
Mirary soa ho an'ireo Vehivavy mitaiza ny zanany irery,
Je t'aime beaucoup voahangy
Mama, fiainanao izany,. Malahelo be, za, mandria ampiandanana Mama malalako
Mahereza, tafità soa aman-tsara. Mandria am-piadanana Mamanao.
zany ka hiraaaaa ,tiako izy
Anjara et Aryah, les deux amours de ma vie.. je vous aime
Betsaka Reny mpianakavina mandlo @ io vie ataon ny Voahangy io Merci bcp
antsonané lé figurants kely...hira nameno ny onjampeo tam fahazazana itony hira itony dia tena lasa raikitapisaka, tsara !!!
Izany ka tena fitiavana an, tsy izaho kosa aloha no atao an izao eh na dia atao aza hoe fihafiana ny tokan-trano tsssss
Mavesa-danja ny votoatin'ny hira.Kanto sy soa Misaotra Voahangy
quel nostalgie. Merci.
Tsara ry zareo a. Fa mampalahelo b le zanaka @le mipitrapitra fotsiny
fiainan'i neny ❤
Fiainana niainan'ilay nièce -ko : efa teo @ fiadiana mafy ny cancer-ny izy, dia mbola izany foana no nianany, indrisy lasa izy namela kamboty 3 mianadahy.
Mbola hafa hiany ny hira taloha ein!!! 😘😘🙏🙏🙏
Hira tena. Tiako, manganohano fona ny masoko eo ampihanoina azy hatrizay- hatrizay , d'izany tokoq ve no hanjo ny ankizy refa mandao ny ankilany
eny , hira Anisan'ny malahelo ( triste ) indrindra , fa kanto Dia kanto , misaotra délacre ( rip) misaotra voahangy
Finalemn il est parti😢
Mahay, tsara, kanto tokoa
ten mafinaritr e merci voahangy
dry maro tokoa ny vehivavy miaina toy izao... mahareza e
Maro be nireny miaina io hira io misaotra betsaka dia mankahery atsika renipianakavina e
Tena mampalahelo ilay hira, tokony ovaina amzay ny toetsaina am zao 2021 zao oe mitovy zo dia tsy manaiky oe ref tia dia tsy misy fanajana sns tsony ny vehivavy
ndriiiii; fiainanay taloha
Zany ka hira tsy mety lefy laza
20 taona no nankafizako io hira io fa dia mbola tiako foana ary ho tiako mandrapahafatiko angamba
mampirotsaka ranomaso lotra ito hira ito!! ndriiii
Tay be!
Tsara ilay hira fa mampalahelo be!!
Satria nekeko teo anattrehan'Andriamanitra ianao dia tiako
mahay mihira any zany
Eees!!
Tiko ary anatra ho any tokatranoko le hira
ndriii matsiaro any Neny e
aimer c'est pardonner
tena betsaka ny fiainan vehivavy toy io hira io fa mahaiza misaotra anJanahary ra mbola tsy tojo anao,tena mampalaelo fa efa zay lay atao we hazo fijaliana tsy maintsy wentin vehivavy de miartra e
De mampirotsaka ranomaso tokoa ka!
😭😭😭😭😭😭Driiiii .
njuuuuuu mapalahelo be eeeee
Trop, c trop!!!
2025??? ❤🎉😢
tena ankafiziko lay hira satria tena marina tokoa fa misy lehilahy manao anzan
tena tiiiiiaaaaakoooooo be mintsiny ty hira ty
T'es partout toi
eeee, tiany fona na nanitsaka azy aza!
mapalael isik viavy njainjay. Tena mila hilatsak n ranomaso mihaino azy
tena marina izany hira izany rehefa tia dia mandefitra na mafy aza ny gidy zakaina
😭😭😭mama😭😭😭
Tena efa heno ity hira ity fa tsy nolalina tsara le tonony raha tsy izao fa tena mampalaelo ary mampiseho ny tena atao oe vady tena tia n’a Inona mitranga eo amn tokantrano
c'est ce que les femmes endurent qutidiennement
C'est pas tout les femmes Kosa eee!
Mampisaina! Aiza ho aiza ny hasin'ny fanambadiana ankehitriny? Misaotra hatrany Voahangy!
maf ny maaz ny vhv,nef zay le hazo fijalina,,,,mirar sou ho an'ny vhv rhtr
fa mbola tiko fona enao tiko mandrapahafaty maro ny zavatra lanjaintsika vehivahy
tena tsara misaotra tompoko
Enjana izany
😭😭😌😌
mampilatsaka ny ranomasoko foana ity hira ity na dia tsy niainako aza
mampilatsaka ny ranomasoko koa izy ity. Surtout amlé andininy farany
mampalahelo be
pourquoi les hommes imposent ça aux femmes? et ils osent dirent après hoe fanaka malemy hono ny vhv!
zay rehefa hoe TIA e! sady mety hoe tsy manana choix tsony koa satria efa misy zanaka (ny zaza koa iretsy mbola adidy)
ndriiii
Milay e
tsr men anle bandy papjal vad ren ty a
Hazo fijalian ny vehivavy ahoana e??? Aiza ny fitovian jo?
Ny fitovianjo ahona mo zany tinao lazaina
,