J'ai vécu quelques années à Madagascar, ny ainga passait des fois sur la rta, bien que je n'y comprenais rien (c'est toujours le cas aujourd'hui), j'ai toujours senti qu'il y avait quelquechose d'apaisant dans leur musique
Mitomany mangina io maraina io ilay malalanao Vitanao tsotra izao hiova sy handao F\'ianao nahita olom-baovao manja noho izy Fa ianao no efa tiany sady niafiany Ireny bedibedy tsy nolazainy anao Mosoara tokana iny no ondana hatoriany Kotsan-dranomaso,fa tomany nilaozanao Olon-tsotra sy tia tsy nanana harena ka nosoloinao Saingy mbola ho tsaroinao rahampitso tahaka izao Ilay fahatsoram-pony mba nitiavany anao Iny fanomezana iny d mba novidiany Fa nasitrika tsy nokasihinao Iny nosoratany,iny no mba takany Nefa dia nahilikilikao tsy fantany akory Hanody anao ny fitiavany Hanody anao ny fahatsorany Fa marefo tokoa ny tovovavy r\'efa tia Sao tsy ho tantiny intsony ny ampitso,sanatria Ka izao dieny izao rah mbola azo atao Miverena maika ianao hamonjy ny akany Fa sao izy dify efa mlkipy Tsy hahare intsony ny feonao tomany Hanody anao ny fitiavany Ho tsaroinao ny tsikitsikiny Fa marefo tokoa.... Oviana ianao(oviana ianao)no mba hanadino ankarihary Nefa ianao(nefa ianao)mandratra azy maharary Noleferiny mangina ny hatezeranao,nozakainy Reny lalam-pitakao tsy mba hitan\'ny masony *2 Misy hafatra iray tsy mbola voafafany fa ianao io Izy tsy nahia tory tsy nanam-po akory Mba nirary soa anao tafandry sy hanonofy mamy Fa hay ianao tafita niafina tsy hita Namihina olon-kafa iray hasambaranao Tsy fantany tokoa ny ratra izay hanjo Ianao mba nantenainy ka indrisy tsy ho azo intsony Hanody anao ny fitiavany
😭😭 tiako hira ty eee zaho refa mihaino ty milatsaka moramora ranomasoko ❤💘
Ndriii.tsara izany hira izany.
👉Aza mba misaraka amin'ny olona tia....!!!! J'aime
Olona tia
Ka ny vehivavy koa anie indraindray misy mampitondra faisana ny lehilahy e, hi hi hi
NY AINGA NO TENA MPANAKANTO MALAGASY TIAKO INDRINDRA.
Tiako hira ❤❤❤❤❤
natsiarovak zavatra ity vazo ity , tiko b merci ny ainga à
Za kosa lo tsy hamono tena zany na de tiko to inona aza e. tana very sampy, ny manova no mety
Ka zay nanovana ola samy mitondra lohany kou tsy mitovy toe po toe tsaina
Ndrii. Marefo tokoa refa tia
Tiako be le hira , sady 💔 ni Merci NY AINGA 👍.
aza mapijaly vehivavy nareo lehilahy
2024 country🇲🇬❤️
❤❤❤❤❤😢😢😢😢😢 tiako loatra ty hira ity
J'ai vécu quelques années à Madagascar, ny ainga passait des fois sur la rta, bien que je n'y comprenais rien (c'est toujours le cas aujourd'hui), j'ai toujours senti qu'il y avait quelquechose d'apaisant dans leur musique
Oppp Olomouc mppp pour p l'OL
Tsara foana eh
Tiko lay hira ty sady akifizako isity ary tsy vaholana ny mamono tena zany
Mba manana anabavy ry reto fa mba mahaiza miaina"la vie c'est l'amour"
Dia tena misy tokoa zao. Marary !!!!
tiako be merci oooô😥😥
Aza-Mba misaraka aminolo tiana .....
marefo refa tia tsy tsara n'y mamoy fo
NY tody TS misy fa NY atao no miverina
Tarika tena tiako tokony ankalaza n'y 20 ans
raha za enao ts mihaino sy ts mijery fa mandreraka be le mikonetaka :-)
Aza misaraka @ olona tia
2024❤
Tiko loatra io hira io
Milay be! efa hatry ny ela e
Mampalaelo nefa tsara b lay vazo misaotra e
Ny tody tsy misy , fa ny atao no miverina e
tena tsara le hira fa misaotra e.
que raconte la chanson s'il vous plait?
mampalahelo eky hira ty e!
tsaraiimm
❤❤❤❤
Tout ces femme pleure même si je comprend pas elle pour une bonne cause de vide ton coeur
tsara be
Efa azony ny todiny 😏
Mbola mitomany aho anio mahatsiaro ny t@zan nefa 4ans pass avy ny tondimpitiavana👍
mampalahelo !!!!!!!!!!!!!!!
Mankasitraka
Mandria ampiadanana Om Gui!
Mahay mihira maringy niangay merci bcp
misy farany ny zavatra rehetra. ny todimpitia dia manodiava
misaotra fa tsara le hira
misaotr eee
2018✌👊
Mapalahelo
Ny tody no tsy misy fa ny atao ihany no miverina.
Fa inona le oe: reny LALATAKAO eo am 4:54 ?????
ramarkut lalam_pitakao fa tsy lalatakao :D
Niraikitr kely le iz d latsak n'y teny sasany😂😂😂
Sd mten rats @zn zok a! Lala-pitakao
tsara be hira matoga saina ho anireo lehila miovaova fity
tiko,loatrz
Sao mba misy mahafantatra ilay original vahiny an'ity hira ity?
Le pianiste joue à la Floyd Cramer. Ce qui n'est pas mauvais. Misaotra e!
tena mitomany tokoa nohon ny fandaozanao Om-Gui, mandriam piadanana, ho tsaroana ny tsikitsikinao
❤2024
aza mba tratrany ihany
Mitomany mangina io maraina io ilay malalanao
Vitanao tsotra izao hiova sy handao
F\'ianao nahita olom-baovao manja noho izy
Fa ianao no efa tiany sady niafiany
Ireny bedibedy tsy nolazainy anao
Mosoara tokana iny no ondana hatoriany
Kotsan-dranomaso,fa tomany nilaozanao
Olon-tsotra sy tia tsy nanana harena ka nosoloinao
Saingy mbola ho tsaroinao rahampitso tahaka izao
Ilay fahatsoram-pony mba nitiavany anao
Iny fanomezana iny d mba novidiany
Fa nasitrika tsy nokasihinao
Iny nosoratany,iny no mba takany
Nefa dia nahilikilikao tsy fantany akory
Hanody anao ny fitiavany
Hanody anao ny fahatsorany
Fa marefo tokoa ny tovovavy r\'efa tia
Sao tsy ho tantiny intsony ny ampitso,sanatria
Ka izao dieny izao rah mbola azo atao
Miverena maika ianao hamonjy ny akany
Fa sao izy dify efa mlkipy
Tsy hahare intsony ny feonao tomany
Hanody anao ny fitiavany
Ho tsaroinao ny tsikitsikiny
Fa marefo tokoa....
Oviana ianao(oviana ianao)no mba hanadino ankarihary
Nefa ianao(nefa ianao)mandratra azy maharary
Noleferiny mangina ny hatezeranao,nozakainy
Reny lalam-pitakao tsy mba hitan\'ny masony *2
Misy hafatra iray tsy mbola voafafany fa ianao io
Izy tsy nahia tory tsy nanam-po akory
Mba nirary soa anao tafandry sy hanonofy mamy
Fa hay ianao tafita niafina tsy hita
Namihina olon-kafa iray hasambaranao
Tsy fantany tokoa ny ratra izay hanjo
Ianao mba nantenainy ka indrisy tsy ho azo intsony
Hanody anao ny fitiavany
❤❤❤ merci
merci
tiko,loatra,ity,tira,ty
Eo am 4:55 mantsy e!
Merci eee
Fa J