Tena notiaviko t@foko mihintsy tsimba nasiako fiatsarambelatsihy nomeko azy daholo izay manonontolo nolazaiko ery dada s'y mama fa izy no tiko 💔💔💔💔😭😭😭 Tena tsizakanao mihintsy ilay fitia Tena nasehonao olonkafa mihintsy ilay fietsikao toa manorisory ahy. Efa nasehoko n'y fianakavina fa izy no tiko fa loza 💔💔💔💔 de sahinao ve no nampijaly ahy 💔💔💔💔💔💔😭😭😭😭😭😭😭 merci beaucoup 💔💔💔
...quanta paz...escute voce também e se desconecte uns minutinhos com a terra...feche os olhos e fique so escutando esta melodia...nao importa o idioma...a conexao com DEUS nao tem idioma...somos um só linguajar...
mampalahelo eh.tantara mpiainako io ah 3moi las zay no nitranga.de tsy faanin marin ve eh.mandinika ny zavamis marin toi DONDOLAH..nionin ihany za refa naheno ty hira ty eh
Ny mpanakanto ange ry Rahary Yvette ka miventso izay zava-iainantsika eny @ fiaraha-monina eny e! Tsy manaiky izany va ianao sa tsy tsikaritrao fa mety misy manao izany ny olo akaikinao ao! Na mety ianao koa aza mety ho tratran'izao fa jerijereo ihany e!
aleo mb ataon ny vehivavy fay ko reo lehilahy gasy mpampijaly vady reo
kozy ve zany e xD
mety tsara ny hira, ny arrangement cava, tsara ny franchise fa mandratra a.. tandremo... merci an Ndondola sy Lucia eee
Tsy aleo ve tenenina amin'ny feo avo sy kanto ny hiainantsika am-piatsarambelatsia isan'andro e!
Tiko lôtra ty hira ka na hatr@zao d henoko fôna ❤.
2024 , mbola ato mihaino ny hira❤❤❤
💜💜 tiako tena ,tena tiako lay hira .👍👍 .Merci à tous les 2 !!
Mankasitraka
Octobre 2023 mbola mihaino sady tsy mety leo fa vao maika tiako foana ity hira ity
Août 2024✌🏼🤣
tsara le hira no sady mplhelo;saingy zay le fitiavana eh!!!tonjo @ ilay tena tiany izy zany!!!
Tiko be henoiko fona tsy leo mitsy aho 👌
Mankasitraka
2020 mbola ato fona 😍😍😍
Ndondolah = Createur de tube !!! 20/20
Christian Michon merci à ceux qui écoutent les tubes surtout :) je transmets le message
Milay izany hira izany ry zareo à !!bravo
tena tsara be mintsy o! tena am le tiako mintsy le gado-kira merci e
tena tsare hira de toijo hatrany de mamela hajy
Tena notiaviko t@foko mihintsy tsimba nasiako fiatsarambelatsihy nomeko azy daholo izay manonontolo nolazaiko ery dada s'y mama fa izy no tiko 💔💔💔💔😭😭😭 Tena tsizakanao mihintsy ilay fitia Tena nasehonao olonkafa mihintsy ilay fietsikao toa manorisory ahy. Efa nasehoko n'y fianakavina fa izy no tiko fa loza 💔💔💔💔 de sahinao ve no nampijaly ahy 💔💔💔💔💔💔😭😭😭😭😭😭😭 merci beaucoup 💔💔💔
tiko be mints ity hira ity ann!! mrc bcp eeee!!! fiainana dhlo zany
Mitovy amle tena tratrako ani ndondolah sy tahiry iani ty tantara ty.. mlay 👍
Enjany ty hira ty
Sarotra lay mitia aan
Henoiko fona le hira sad mijery an Lucia Manja be ❤😅
Fa tsy fanahy iniako.NY fitiavako no nahatonga anizany.tena tsara marina eee
Za anie mba gaga!!! milay nareo ...
Ha ha ha zan ne MBA gaga fa nanina nom nitsir tant anatik NY fitiavana azy.....tsara be le va o .tena msotra eee
...quanta paz...escute voce também e se desconecte uns minutinhos com a terra...feche os olhos e fique so escutando esta melodia...nao importa o idioma...a conexao com DEUS nao tem idioma...somos um só linguajar...
Le carat ambatofotsy, mampanembona 😌
Ny olona tena tia izany tsy hampirafy ah kkkkk,
fa tsy fanahiniako hoy ilay sipa nefa efa tratra zao izy hoe nampirafy.
tsy mena-mivadika no tsara atao lohatenin io vazo io !!!!
taraiky zan ranamana ko...io fitiavana io wa de... :P
merci eh bcp fa tsara le hira eh
Misaotra anareo :) ampitaina any @ Ndondolah ny hafatra
ndry aatsiarovako tantaran olona zany le hira☺
Belle chanson et clip, bravo à vous, j'aime beaucoup
serge MULLER Merci 😊 où comme on a l'habitude de dire "mankasitraka"
Tena marna r'reto zany ah!!!! zava misy io ah!!!!
ANDRANIAINA Hasina marin mich za maka anw @zan :)
tsy fanah'iniako ry lucia an..tara amnao za :)
mampalahelo eh.tantara mpiainako io ah 3moi las zay no nitranga.de tsy faanin marin ve eh.mandinika ny zavamis marin toi DONDOLAH..nionin ihany za refa naheno ty hira ty eh
merci mon frère j'adores cette chanson merci
misy dia misy tohoa izany ...
plus de 180.000 vues, misaotra an'ireo mpankafy
pas moyen d'avoir une meilleure qualité d'image???
On s'excuse pour la qualité d'image, à l'époque de la mise en ligne de la vidéo nous n'avons pas encore imposé la norme HD au producteur.
+Mika RAHARISON tahiry ve tsy mihira tsony sa manana azy manokana tsy heno mihitsy izy
tahiry aty France
Mika RAHA
Mangina sady malahelo irery aty antanin'olona maheno anty hira ity,...ahatsiarovako fotoana niainana,.. Who is listening to it in 2017?
Mampatsiaro anlay ol iray zay ❤❤
manja Lucia an,tsara be le hira
ten tsara ka andrasana ndray ny manaraka e!!
I love you Åge Aleksandersen from Madagascar!
mankasitraka ee tsara lotra 😍👌
Mankasitraka btsk e !!!
Fa tsy fanahiniko ny ftiavak ian no nahatonga izany
Merci fatsara lay hira.
zanako 3 ans mahay an'io hira io hatrami'ny farany, misaotra amin'ny gadon e, malagasy ka tiako e
tsara fôna e! tena kanto maminay fôna na de an 2200 arany !
mankasitraka be dia be ho an'ny tarika e
M'lay be le gadona
tres belle chanson je voudrais retouné vivre a mada
Lalina izany inspiraka izany !
Mandona ilay tononkira :)
😍😍😍😍tsara loatra
Mankasitraka
fiainana zany e,j adore
fiainana marina, merci
taiko be ty hira ty, asa raha isaky ny mamerina mijery dia mi compte ny nombre ny vue fa raha 50 zay ny ahy kely. hahahaha merci
😛
Dadilov
mitovy miitsy tsika fa ny melodie na ny tonony mampite-hiaino fona.
taiko be haha
Zah koa tena mankafy be azy ity.
tena niainan ndondolah ngamb zan fa ef mis hiran otrzay ko "tena tratrak enao, namak akaik tsotr zao"
Mitantara ny zava misy :)
Andrianarovana Ramahasahala
Tikobe le hira .❤
aza mba tratran zan fa tena grave an, mlay le hira e, za zao mbola mihaino an ty hira ty (octobre 2018)
tena gravybe koa ny vehivavy a!!!
Mampalaelo ilay hira vous êtes beaux
Tsar le iz ka,tena maka anareo hatr@ faran zay eh!!!!!
Tsara fa tohizo ô!
maditra kousa ngmba le bandy ka tratra eto kou
mba mijinja hiiii
hiiiii😃😄😆
Clarisse RAJAONARISOA 😂😂 possible tsara ka 😂😂
Mika RAHA
hiii ka des fois anie possible mihitsy
be loatra le fankam panahy 😆
Mika RA
sandrah wisley
Clarisse RAJAONARISOA
tsara tarehy le mpihira
le bandy akama koa izany, dia tena bandy akama mits an... tsss, le hira aloha tsara e,
tena tsara loatra,tohizo hantrany zareo. an!zahay makafy foana e!
tiko lotra ty hira ty!!
Mankasitraka nizara o!ça arrive il faut savoir pardonner.belle musique.
Tsara le vazo e! Mahita ny tsy fahita mihitsy
mankafy anareo fona za e...mirary soa
tena misi tokoa io......
Lucia tiako ianao! Hahaha!!!
tena tsara ee!tohizo ee.rovina no misy fampisehona ndray e?mirarisoa a
+Lucien Jean Christian Ralailava @ Lundi de Pâques ny fampisehona manaraka :) mila fanazavana be be kokoa?
efa avy niodina ve enao ve milaza oe azafady fa ts fanah iniako ts mety zah tonga de toizo ny lalanao
j'aime bcp merci !!😘😘😘😘
Zava-misy tokoa ve zany?
Tena mety ho marina io an! zany no atao hoe solafaka fakam-panahy misy na lahy io na vavy
J'aime surtout la partie de LUCIA
Refa tratra zany de hilaza daholo hoe "tsy fanahiniko" de aona?
Tohizo fa tsara ê !
Mankasitraka
Tena matetika aloha zah mahita bandy tatra otranio a tena tantara marina mitsy io
Tsara lay hira
fa maninn ary Ndondolah no tia manao hira hoe voafitaka e??????? :)
+Yvette Soahary Aiza kosa e
Yvette Rahary kkkkk
Ny mpanakanto ange ry Rahary Yvette ka miventso izay zava-iainantsika eny @ fiaraha-monina eny e! Tsy manaiky izany va ianao sa tsy tsikaritrao fa mety misy manao izany ny olo akaikinao ao! Na mety ianao koa aza mety ho tratran'izao fa jerijereo ihany e!
Mafinaritra sady miteny le tonin-kira e tohizo fa tsara e
fa TS fanahiniako
aleo fa atao hatr@ 700.000 vues ts mampaninona fa betsaka izahay mpankafý anareo. MERCI
Zay mintsy, ary porofointsika @ artiste vazaha fa tsy ny video an'zareo iany no ahazo an'zany 1.000.000 de vues
ra ts vitany ts fananiko izy ti kou,tsy fananiko ko ny amona anareo aveo e
Mahafinaritra loatra,misaotra é!
Tantara marina
C ETTE MUSIQUE ME RENDS HEUREUX
mlay kus le parol aa 👍
eoa
tsara ah.
merciiiii beaucoup ,,,
j'aime beaucoup!!!
Tsara loatra! Na ny feo na ny tonony... Mampiasa saina ilay parole louh e
ity hira ity kosa aloha tsy hankaleo ahy mihitsy e, tiako e
Ahatsiarovak ny fiainak t@ fahatanorak ilay tonokira . Mankasitrak tamin hira fa mafinaritr .
Tiako be !
ndriii !!!tiko be fa melci e e:D
Tsara atramzao mbola mieno foana
J'adoooore!!!
+Haja Randrianarivo Grand Merci de la part du groupe Ndondolah :) Et nous vous souhaitons une bonne et heureuse année ;)
Tiako lié Dadie lové
J'adore cette chanson😘
tsara be
MERCI TY mlai ka
d ny az mb voan'zany ihany e!
2023 mbola atoooô🎶🎵
azafady fa diso fanoratra "tiako" = "j'adore"
MDR
ary samy manao otran'izany doly na vavy na lahy dia ita eo iza ny potika e??...
Mbola hamafisiko fa tsy mankaleo mintsy ilay hira a