Soa fa tonga saina ianao Paolo ka mba hiantefa any amin ny tafika io teninao io fa efa voazimbazimba ny hasinn ny tafika fa efa saron ny antoko politika izay mampahatra vahoaka
Ka efa tsy misy azo antenaina intsony ny mpitandro filaminana fa tena mivadika tanteraka. Enga anie II teninao io mba. Hahatonga saina azy ireo ka mba ho hitanay vahoaka mahantra ny fiovampo ka hanaovan ireo ny asany aradalana
Aiza ianao ry gasy vendrana a Mba misy zavatra ihany ve ao anaty salaka nao sa babangaona ? iza no andrasanao hanavotra ny zanakao sy ny firenena ? Tsy takatrao ve fa hanorina faha mpanjaka i rajoel, ka ny zanany no ho mpanjakanao, ianao mianakavy à io hahantra mandritry ny fiainanao, Na ny taninao aza ho esorina aminao. Ny indiens d'Amériques, Ny aborigênes d'Australie, Ny gasy vendrana de Madagascar, ireo dia lasa vahiny ao à taniny daholo. Mbà manàna fahamendrehana.
O ry Paolo na tapitra ton9nao avokoa anie ny article de loi rehetra efa tsy hanaja izany ny institution rehetra hatrany @ fotokontany izay verrouiller tanteraka. Isan'izany ny tafika. Mba réaliste fa mipetraka eto Dago ianao fa tsy any @ planètes hafa .
Paolo io koa manao tanalahy miova loko. Jereo t@ lay biby fameriverena saina'0lona i Paolo no nirahin' Iza ngaha nandrefy ny diambiby. Nefa Dia fameriverena t@ fifidianana an': Andry RAJOELA VAZAHA 2023
Otra haf koa resak reo tafika moaly tam tv plus Zay ,tsy hiaro vahoaka reo force reo fa otra adamosy Andry rah resaka zareo moaly fandraisako azy manoka
Soa fa tonga saina ianao Paolo ka mba hiantefa any amin ny tafika io teninao io fa efa voazimbazimba ny hasinn ny tafika fa efa saron ny antoko politika izay mampahatra vahoaka
Misaotra anao ary Mankasitraka kosa @ fanehon kevitrao ! Misy misia ny antso toy zao ! Tongava saina ianareo Tafika
Ka efa tsy misy azo antenaina intsony ny mpitandro filaminana fa tena mivadika tanteraka. Enga anie II teninao io mba. Hahatonga saina azy ireo ka mba ho hitanay vahoaka mahantra ny fiovampo ka hanaovan ireo ny asany aradalana
Misaotra Anao M. PAOLOmba tsy ho rano araraka ambolongisa anie n'y tolo-kevitra mahasoa n'y FIRENENA iombonana🙏
aza vizana ianao BABA - efa misy Fahalovana ny société Malagasy
Tamin'ny fitondran'i Président philber Tsiranana ihiany no, naha Madagascar an'i Madagascar, malahelo anao aho ry Tanindrazako
Paolo qui change son fusil d épaule c bien si tu es conscient et que tu as ouvert les yeux
Aiza ianao ry gasy vendrana a
Mba misy zavatra ihany ve ao anaty salaka nao
sa babangaona ?
iza no andrasanao hanavotra ny zanakao sy ny firenena ?
Tsy takatrao ve fa hanorina faha mpanjaka i rajoel,
ka ny zanany no ho mpanjakanao,
ianao mianakavy à io hahantra mandritry ny fiainanao,
Na ny taninao aza ho esorina aminao.
Ny indiens d'Amériques,
Ny aborigênes d'Australie,
Ny gasy vendrana de Madagascar,
ireo dia lasa vahiny ao à taniny daholo.
Mbà manàna fahamendrehana.
Efa namidin-dry zareo ny fihandrianam-pirenena e 😢
O ry Paolo na tapitra ton9nao avokoa anie ny article de loi rehetra efa tsy hanaja izany ny institution rehetra hatrany @ fotokontany izay verrouiller tanteraka. Isan'izany ny tafika. Mba réaliste fa mipetraka eto Dago ianao fa tsy any @ planètes hafa .
Manjomona mitsy madagascar nohony fanjakana tsy manaradalana
Izay miteny d migadra,jereo r Malama zao,iza mba niaro azy nefa zavtra marina no nolazainy
Paolo io koa manao tanalahy miova loko. Jereo t@ lay biby fameriverena saina'0lona i Paolo no nirahin' Iza ngaha nandrefy ny diambiby. Nefa Dia fameriverena t@ fifidianana an': Andry RAJOELA VAZAHA 2023
Itony Paolo no atao hoe tarondro.
Mankasitraka anao ❤🙏
Tonga dia tsory letsy fa mila miala i dondrona fa potika ny firenena a.
Mankasitraka tokozny fanehokevitrao Mr Paolo fa tena gaboraraka loatra ny fianam-pirenena. Tsy fantatra intsonyiza no manao inona?
Otra haf koa resak reo tafika moaly tam tv plus Zay ,tsy hiaro vahoaka reo force reo fa otra adamosy Andry rah resaka zareo moaly fandraisako azy manoka
Hiaro ny mpanohitra no sisa tdy voateny , vavan y maty andrano 😂😂😂 😂
Voky be reo
voavidy vola jiaby ee
Tout le monde est corrompu dé iza no tavandraina n'a ny lahalana aza tsy ajaina , guerre civile éfa manangasanga
aro ee Simba mitsi Madagascar eee
😢😢😢
Mendrika anao ny ho filohan'ny HCC.tokony esorina i Florent Rakotoarisoa ohatran'ny tarehy wrong turn iny.
eee ireo voavidy vola pitondra filaminanga ireo ts masaky miteny
Hi!hi!hi. Bé diplôme loatra anao Paolo Dia tsy mety ho solombavambahoaka . Dépité ?
💪💪💪💪💪💪💪💪🙏🙏🙏👍
Adresse le message au général Elack qui défend bête et ongle rajoelina vazaha
👋eh bien 👍 il était temps Vous avez raison c’est à ce be galona piaro ny pamotika io qu’il faut s’adresser….