HO TEZITRA INDRAY VE NY GASY REHEFA LAZAIKO HOE NIVEAU T2 ?? ...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 29 вер 2024
  • Nefa interview ohatran‘itony no mahambabo Gasy amanaliny ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
    Facebook : www.facebook.c...

КОМЕНТАРІ • 37

  • @ainaranaivo3519
    @ainaranaivo3519 Місяць тому +1

    Tsy mbola fanaoko ny miresaka eto @ ity pejy ity, mba hiala @ adi-hevitra tsy voafehy.
    Raha niheno ny fiatombohan'ny resak'i Koto( miala tsiny @ fanononana ilay anarana) dia milaza hoe " interview ohatra izany no mahababo ny gasy ...15 000 j'aime hoy izy sns..... ambany niveau).
    Heveriko fa tsy tokony ho tsiny ny fanarahana izany interview izany n'inon'inona votoanton'ilay interview.
    Azo rasina tsotra hoe " toy ny olona mijery film ihany izany.
    Efa fantatra fa film fa mbola misy maneho fihetsrmpo( mitomany, tezitra be @ ilzay olona tsy tiana ao @ ilay film, misy indray faly be rehefa maty ilay bandy ohatra sns sns.)
    Faharoa : interview ho an'ny public kosa anie ilay izy fa tsy mikatontrano ko inona kosa no tsiny @ izany e.
    Hiala vola hijery film-bazah izay hita fa film fotsiny ihany aza hataony ( ireny sciences fictions maniditsidina tsy mety maty ireny nefa efa voatifitra MBOLA MILAHATRA BE NY VAZAH 😂 ohatra STAR WARS, MAD MAX sns)
    Fahatelo : " olo-malaza " ( mety tsy tin'i Koto lay hoe stars ) kosa ve no resahina tsy ho liana enao.
    Enao aza anie izany mba nijery koa e, fa ny réactions nareo rehetra no tsy nitovy !!!???( lasa 15001 izany ny mpijery 😂, aza tsiny fa mba mampisy sakay kely zah sao lava ny resako).
    Zay sy zay fa mazotoa mijery daholo e.
    Ampanajana ny rehetra hatrany.

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 6 місяців тому +1

    Izaho ry koto efa hatry ny na boy kely ahy tsy mandany lera @ resaka vendratay ohatra itony tsy fatapo ny izany Charlestan izany

  • @reinedesaba9049
    @reinedesaba9049 6 місяців тому +2

    Il faut arrêter les jugements mal placé
    Misy karazany maro ny interview anao koa mba vendrana
    Io interview people fa tsy interview politique matoa izy misy panaraka donc misy mpankafy c’est pareil en Europe dans les magazines people

  • @lantz-258
    @lantz-258 6 місяців тому +5

    😃T3 level, in all aspects

  • @MartialRazafindrabe-zi2jr
    @MartialRazafindrabe-zi2jr 3 місяці тому +1

    2milions no tsy miraharaha io émission dia ahoana😮

  • @mimik.4616
    @mimik.4616 6 місяців тому +2

    Ilay tompony Émission mihintsy, sy ilay mametraka fanotaniana mihintsy no tena vendrana, izy mihintsy no manambany ilay.....🤫🤔

  • @NRAKOTO
    @NRAKOTO 6 місяців тому +6

    Les grands esprits discutent des idées ; les esprits moyens discutent des événements ; les petits esprits discutent des gens.
    Eleanor Roosevelt.

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 6 місяців тому +2

    Tsisy important io interview io nille zero manatodx

  • @louisatadidy3911
    @louisatadidy3911 6 місяців тому +2

    Heveriko za reka natsikaritra, mandany connection, resaka tsisy dikany tokony vitæ anaty mp

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 6 місяців тому +1

    Io ilay tonga @ fitenenana hoe arme de distraction massive, fanabadoana lava no mitohy eto Dago, toujours tirer vers le bas 😭😭😭 indrisy ry fireneko soa fa 15000 j' aime sur 27 millions.

  • @stevenberiziky5493
    @stevenberiziky5493 6 місяців тому +1

    Ty koto ty ma nahazo j'aime maro kara t@ interview ty sa malahelo ts nahery Gomes 😅😅😅😅 ? Olo ma nagnontan avis nao t@ interview io sa toetry nao kara magnangy aboaka nao eto

  • @lydiarabarijaona6122
    @lydiarabarijaona6122 6 місяців тому +3

    Faible bé le interview 😂

  • @ZolalainaRaherilisy-zp1rk
    @ZolalainaRaherilisy-zp1rk 6 місяців тому +1

    Gasy aho no miteny fa betsaka isika no cirrueux, @ privee an olona,marina be nny an.'Ikoto

  • @lantosoajeanjacquesrabesaotra
    @lantosoajeanjacquesrabesaotra 4 місяці тому +1

    ´ny mpanao interview aloha dia tsy ao e,1/10 😂😂😂

  • @laurerasou1457
    @laurerasou1457 6 місяців тому +1

    La curiosité est un vilain défaut. Zao no ahitana fa tena curieux ny malagasy amin'ny fiainan'i olona.

  • @rakotorakotorahery
    @rakotorakotorahery 6 місяців тому +1

    Mampihomehy ianao ry Koto an, tena latsaka foana rehefa eto amin'ity youtube ity.

  • @diamondrarandria4344
    @diamondrarandria4344 6 місяців тому +1

    Tena tsy hay intsony oa na hitomany na hivanitika na ho tezitra mijery ny momba antsika gasy e! tena kiiiiiiivy tanteraka oa 🤣

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 6 місяців тому +2

    Nulle be

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 6 місяців тому +1

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! O ry Koto , io fa ho tezitra aminao indray ilay mpanao Interview ! Na dia tsy i Koto aza no hanapofo ,hita marina fa tena ambany be ilay Interview ! Izao ve mba zavatra hatao Interview tompoko !
    Miala tsiny aminao Razandry , tsy ny fandaharagna ataonao no contré- ko , fa tsisy dikany loatra raha ataonao Interview ity ! Ary mandrobaka toe- tsaignin'ny jeune aty afara raha karah iou ! Magnome courage ndreky tohiza ny fandaharagna , fa mba ataova raha misy dikany !
    Tsy diso ny fijerinao ry Koto ! Ny aty koa , dia mahita fa bojo loatra ilay Interview !

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 6 місяців тому +1

    Hahahahaha diso Firenena tokoa ka tena tsisy raisina fa 1/10

  • @reneerasoanjanahary8331
    @reneerasoanjanahary8331 6 місяців тому +1

    Aza dia mampihomehy Koto....nareo ilay olona tsy misy atao ireo Koto a

  • @zoherilantoramaroson2977
    @zoherilantoramaroson2977 6 місяців тому +1

    Tena marina Koto a, resaka cu. Tena minable be ilay izy.

  • @nionitianavoahangy2606
    @nionitianavoahangy2606 6 місяців тому +1

    De gaga enao ry koto maninona raha miteny gasy
    Mahatsiravina

  • @miorarandria5769
    @miorarandria5769 6 місяців тому +1

    aza omena tsiny zareo Koto fa ambany loatra ny niveauny a

  • @ramalainjose4514
    @ramalainjose4514 6 місяців тому +1

    Tena tsisy dikany mintsy e! sady mapme no mampalahelo 😂

  • @alanmarson640
    @alanmarson640 4 місяці тому +1

    Tena marina fa ambany niveau ny gasy amzao.

  • @joseefanjanirina7962
    @joseefanjanirina7962 6 місяців тому +1

    Efa haiko hoe: misy azy indray i Koto,@ ity stars ny gasy ity 😅😂

  • @bilakely1287
    @bilakely1287 6 місяців тому +1

    Mety ho ambany niveau fa tsy andevolahy.

  • @angelenjoro2793
    @angelenjoro2793 6 місяців тому +1

    Marigny resaka no koto

  • @Smymahl
    @Smymahl 6 місяців тому +1

    Za aloha d ts mandany connexion @ Tony zany ,🤣🤣

  • @ZoHasinaLALAINA
    @ZoHasinaLALAINA 6 місяців тому +1

    Ndah

  • @jimAndriamora
    @jimAndriamora 6 місяців тому +1

    HAHAHA
    ELAH TY LESY RY KOTO😆

  • @christophecolombe8593
    @christophecolombe8593 6 місяців тому +1

    Hahahaha

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 6 місяців тому +1

    😂😂😂

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 6 місяців тому +1

    😂😂😂😂

  • @rojoambinina9125
    @rojoambinina9125 6 місяців тому +1

    Koto Hallyday, Koto Jai White mantsy e! hahaha aaaa Koto Macron ka, sa ve Koto Smith ... etc