Paolo Emilio - TSY VENDRANA ISIKA MALAGASY FA MAHANTRA FOTSINY ...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 26 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 26

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 День тому +2

    Niteny ihany ianao hatramin'izay fa tsy nahalala ny tena olana eto amin'ity Madagasikara ity. Mety hainao ihany ilay tena olana fa mbola ao aminao koa ilay saina mora lemena sy angolena. Ny olana amin'ity Madagasikara ity dia ny fisian'olona iray izay tsy tokony hitondra akory fa napetraka hitondra satria matahotra ny ho henjehina amin'ireo ratsy rehetra nataony depuis 2009. Anisan'ny mpamita-bahoaka koa ianao manohana izay olona izay. Mankasitraka nandany méga ny malagasy e ! 😊😊😊

  • @MangaManirisoa
    @MangaManirisoa 4 дні тому +6

    Bonjour : Mr Paola ,respect Zokibeko ra! Anao hainay satria zahay olo bokatrimo Zokibeko ! Raha tsy nisy anao reny sokatra reny ny lanin'olo avao gne fananantsika Madagascar eto; tsy izay ihany fa mbo maro koa ny événement afaky entiandreo . Fa izaho Gasy mipetraky atiky a France ! Mba mahatsapa s'y mahita ny nataonao Zokibeko ❤❤ tsy anjely anao fa ny takatrinao tsy takatrin'olo ! Ary Zagnahary ny hisaoranay antsimo satria misy anao zahay @ny faritra iny sambatra Zokibeko ! Olobelo anao Zokibenay. Merci !

  • @loulettepauline4961
    @loulettepauline4961 3 дні тому +4

    Salama aby isika Malagasy havako 👋❤🇲🇬tena marina tsy vendrana izany ny Malagasy fa mandefitra ny manampahaizana satria maro loatra ny pihetraketraka ka ny vola no ampanjakana dia ny tsy mahay fianarana avela manao ny ataony 😭😭😭

  • @SergeRakotoniaina
    @SergeRakotoniaina 4 дні тому +5

    Olona ohatranao io no ilainy firenena ka misaotra anao ny mbola mijoro sy mananatra ny vahoaka Malagasy .

  • @tysynday
    @tysynday 4 дні тому +7

    Raha tsy vendrana tompoko tsy ifidy olona vendrana...

  • @PascalPicot
    @PascalPicot 3 дні тому +1

    Mon respect zokibe

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 4 дні тому +2

    Miarahaba Atoa Paolo! Ianao ve Mpomba ny fitondrana ankehitriny sa inona ? Matetika manko tsy haraka mihintsy ny fanehoan-,kevitrao. Migono zava-mihafina matetika ka tdy takatry ny daholobe !

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 4 дні тому +5

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Hafatra hoan- tsika Malagasy rehetra ! Sarotra @ ntsika Malagasy ny mihaino ny teny marina , fa mamaly ny teny marina te- hiady , koa izay ilay maha- vendrana antsika tompoko ô! Efa io toetsaina io mihintsy ilay havendranan- tsika mampahantra antsika , fa tsy hoe : nampahantrana izany ! Rehefa hamaly ny olona tsotra iray isika , dia mi- watawata te - hiady mifamaly foana , fa raha ny Filoha sy ny mpitondra ireo izay manao ny tsy mety mangalatra ny harem- pirenena ireo no manoloana anareo , dia mêrçie president , na hoe : Madagaskar tsy maintsy mandroso , na hoe : izahay tsy maintsy miaraka sy manohana an'izao !
    Efa vendrana isika tompoko ô! Mba tokony manova toe- tsaina isika rehetra , fa tsy mi- watawata eto foana ! Hoan- tsika rehetra ilay hafatra , tsy misy avahana : na izaho , na ianao , na ianareo , na izireo tompoko !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @KuwitCity-qn1yj
    @KuwitCity-qn1yj 3 дні тому +2

    Merci monsieur Paolo Emilio ❤❤❤

  • @verojois115
    @verojois115 3 дні тому +2

    Havendranana koa no mahatonga fahantrana .
    Tadidio tsara zay teniko zay .
    Olona manampahaizana variana milelaka de ts havendranana filazana izn ?? .
    Vahoaka koa zarana vary 1 kp ef rodona edy .
    Ts havendranana ve izn ??

  • @radorakotobe5034
    @radorakotobe5034 2 дні тому +1

    Mankasitraka Paulo a

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 4 дні тому +4

    marina zay ,, tsy gegy fa nampahantraina de verivery saina

  • @jean-clauderandriamiary6887
    @jean-clauderandriamiary6887 4 дні тому +3

    Misaotra betsaka anao Tompoko
    Misy misia ny olona ohatranao

  • @HezekiaRANOMENJANAHARY
    @HezekiaRANOMENJANAHARY 3 дні тому +1

    .... Tsy mahantra koa ny Malagasy fa ampahantraina eee!!!!

  • @ChristopheRakotoarison-je9kt
    @ChristopheRakotoarison-je9kt 4 дні тому +4

    Bjr Paolo merci beaucoup

  • @jeanaimerazafindralaivao3937
    @jeanaimerazafindralaivao3937 2 дні тому +1

    Mbola misy zavatra tsy ampy marina @nao. Tsy ampy fanetre-tena.

  • @ClermontRakotondrasoa
    @ClermontRakotondrasoa 4 дні тому +4

    conseiller tao @ primature ianao lasa aiza ilay ex premier ministre ? sady vendrana no mahantra @ rehetra gisitra indrindra erantany anefa ny zanakareo mianatra andafy aza dodrompory fa tsssss

  • @KuwitCity-qn1yj
    @KuwitCity-qn1yj 3 дні тому +2

    Koa nitovi evitra taminao olojiaby
    Nandroso MD

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 4 дні тому +2

    Bravo Paolo

  • @epuictiv6424
    @epuictiv6424 2 дні тому +1

    Izy no hifidy olona ts manana BEPC ho filoha raha ts olona Bado. Efa fantatra fa mangalatra de tambezina @ jiron’akoho fotsiny de nifidy azy ndray.

  • @coolman3322
    @coolman3322 4 дні тому +4

    kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 4 дні тому +2

    Tena marin zany vola no tsy ananatsika fa isika tena hikoezan izao totolo izao amin ny fahaizana amin ny asa tanana amin ny technique isakarazany aminy toetsaina maro é ny akizy malagasy tonga hianatra aty adafy de higagana ny fahaizany ary tena mihaiky ny prof amin by fahazan nekizy gasy tonga aty .mahazo voaloany fona na faha 2 amin by examen .zay amin izao fotona izao lo no tsy aiko satry be kolikolo lotra ty fitondrana ty mibanaka ny sujet bacc nanerana an i madagascar

  • @djianffarattoumani2321
    @djianffarattoumani2321 3 дні тому +1

    Roasa oulo maloutou

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 4 дні тому +3

    Mba aleo hijanona amizay ilay fanomezana leçon olona fa samia miaina @ fiainany
    Mankaleo be ilay mihaino an drangahy

    • @MangaManirisoa
      @MangaManirisoa 4 дні тому +1

      Anao anisany le tsy tehivotra raha tsy diso aho! Satria fa deba .