Manahoana tompoko Marina be mihitsy ny voalazanao madame Fanirisoa , ❤❤ Merci beaucoup manome vaovao🙏 Reto CeNI reto mihitsy no fototry ny korontana, tena tsy misy ilana azy, ndrindra lay rangahy be solomaso vendrana io, lehilahy lehibe mpandainga sy mpangalatra Takio ny marina ry vahoaka, Aza Misy manaiky fa arovy ny vatonareo Ny antsika d Tojo ihany no nofiditsika Ary izy no nandresy. Bravo Tojo👍🙏
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Tena hombako manana ilay fiarovana ny safidy ! Ny safidy no maha - olombelona antsika eo @ fiainana milamina , koa tena marina fa ny safidy dia tsy azo hahodinkodina tompoko , fa anisan'ny zavatra saropady , ary raha manaiky ny safin- tsika ahodinkodina isika , dia aza manao fifidianana mandrakizay tompoko ! Ary ireo izay milalao safidim- bahoala ireo tompoko , dia mpamosavy ny safidim- bahoaka , ary ho voaheloka eo @ fiainany mandrakizay ! Tsy hiova @ ntsika olona Malagasy ny lainga sy fahantrana , fa lasa taranakin'ny mpandainga ny maro @ ntsika Malagasy , dia ny Firenen-tsika koa mijanona mahantra mandrakizay ! Sanatria tsy ho tonga @ izany tompoko ! Masina ny Tanindrazana !
Hanomboka ny ramatahora ataon’i Rajoelina, 😠 satria hatahorany mafy mihitsy ny TIM. Reto be Boty reto d tena pâte à modèler q’dRadomelina mihitsy, mahatsikaiky😂
Ela nitoratorahana ny Ceni ka nahavoa mason'angatra!!! Mitafy bouc émissaires ndray ry zareo ka ny olonz innocent no nosamborina ! Arovy ry vahoaka izay nifidy an'Tojo ny safidinareo fa aza avela viravirain'Ceni gotdiny 😮😮😮😮.Ireo zay mahay informatique dia tsy maintsy sécuriser ny documents => sécuriser et verrouiller!😅😅😅😅! Ny marina tdy mba maty❤😂❤😂😂
Mila olona mahay manazava tsara toy izao mihitsy ny olo-pirenena fa betsaka ny mihinana am-bolony fotsiny izay lazain'ny ceni dia mionona amin'izao foana Misaotra anao Madama ho ela velona fa ilain'ny firenena ny olona toa anao
Tena marina n'y voalazanao zany Mme Fanirisoa Ernaivo misaotra anao mazava marina
Manahoana tompoko
Marina be mihitsy ny voalazanao madame Fanirisoa , ❤❤ Merci beaucoup manome vaovao🙏
Reto CeNI reto mihitsy no fototry ny korontana, tena tsy misy ilana azy, ndrindra lay rangahy be solomaso vendrana io, lehilahy lehibe mpandainga sy mpangalatra
Takio ny marina ry vahoaka, Aza Misy manaiky fa arovy ny vatonareo
Ny antsika d Tojo ihany no nofiditsika Ary izy no nandresy. Bravo Tojo👍🙏
Ianao aloha de Mahafinaritra e!
Misaotra anao Fanirisoa. Mahereza hatrany
Loza 2 , Loza 3 ty sanabavy
Misaotra anao Fanirisoa mijoro sy manampy ireto vahoaka . Tohananay vavaka ianao ka mijoroa matokia miaraka aminay vahoaka fa tena mankarary mihintsy mahita an ity firenentsika lasa farany mahantra . Enga anie hisy vokany izao fitadiavana ny marina izao
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Tena hombako manana ilay fiarovana ny safidy ! Ny safidy no maha - olombelona antsika eo @ fiainana milamina , koa tena marina fa ny safidy dia tsy azo hahodinkodina tompoko , fa anisan'ny zavatra saropady , ary raha manaiky ny safin- tsika ahodinkodina isika , dia aza manao fifidianana mandrakizay tompoko ! Ary ireo izay milalao safidim- bahoala ireo tompoko , dia mpamosavy ny safidim- bahoaka , ary ho voaheloka eo @ fiainany mandrakizay ! Tsy hiova @ ntsika olona Malagasy ny lainga sy fahantrana , fa lasa taranakin'ny mpandainga ny maro @ ntsika Malagasy , dia ny Firenen-tsika koa mijanona mahantra mandrakizay !
Sanatria tsy ho tonga @ izany tompoko !
Masina ny Tanindrazana !
Mitombona tsara Ary azo raisina. Saingy ho hita Mazava ( mamoaka P.V ny Candidats rehetra) 💪🙏
Enga anie ary Iangaviana mba hisy Thierry Rakotonarivo indray.,!!!
Faritany 6 nahodin' CENI
Hanomboka ny ramatahora ataon’i Rajoelina, 😠 satria hatahorany mafy mihitsy ny TIM. Reto be Boty reto d tena pâte à modèler q’dRadomelina mihitsy, mahatsikaiky😂
Fa mahafantatrz ve ny membres Ceni fa voasazy zay mi'manipuler resultat vote toy izao ! Sa 😮😮😮😮ry zareo mody fanina?
Ela nitoratorahana ny Ceni ka nahavoa mason'angatra!!! Mitafy bouc émissaires ndray ry zareo ka ny olonz innocent no nosamborina !
Arovy ry vahoaka izay nifidy
an'Tojo ny safidinareo fa aza avela viravirain'Ceni gotdiny 😮😮😮😮.Ireo zay mahay informatique dia tsy maintsy sécuriser ny documents => sécuriser et verrouiller!😅😅😅😅! Ny marina tdy mba maty❤😂❤😂😂
Mila olona mahay manazava tsara toy izao mihitsy ny olo-pirenena fa betsaka ny mihinana am-bolony fotsiny izay lazain'ny ceni dia mionona amin'izao foana Misaotra anao Madama ho ela velona fa ilain'ny firenena ny olona toa anao
Flagrant délit des Ceni dama
Flagrants délit de mr dama Arsène 😅😅😅😅 😅 😅 😅
Tia hisambotra ny olona TIM I SAFIOTRA ANDRY RAJOEL VAZAH ttasy 8 cm mpisolokyamin: zavatra rehetra eto antanindrazana