Lèfaka kony DONC DÉPUTÉS MARO MARO ity , Jerevo ity badobe tsy AMPY SOLAITRA , Jerevo koa i députée MADRITSARA VOLAHANTA Marie Thérèse, mba efa na Dali Minisitra ihany sady MPAMPIANTRA ny Diplôme ny , izao ve ny fomban’ny MPANABE , tsy ampy fahaizana na MAL ÉLEVÉE, mba mandinihà ry vahoaka Jerevo tsara ny OLONA FIDINA FA TSY MAMPANDROSO ITY FIRENENA MALAGASY , heureusement IZY NESORINA ny MAHA- Minisitra azy PANIER GARNIER Mbanisy jery ihany IZY talohàny naha lasa azy ho MINISITRAteo , fa lasa nandôva ny JERIN’ i HAJO ratsy toetra mialona an’ I Psdt RAJOELINA, sady manaratsy ratsy an’ i PSDT nefa TSY MISY RAHA ILÀNA AZY , badalelabe tsisy PERSONNALITÉ fa te ahazo fahefana @ izao , tsy possible hajo ô !!! Mbola @ cheville n’ i Psdt RAJOELINA ianao ka tsy ho l’as PSDT IZANY ianao sy C11 nao io , IZANY ve no halainao tahaka ry député VOLAHANTA Marie Thérèse ?!!!!
marina mihintsy ny anao mr paolo a! toetra tsy tsara , b fialonana satria tsy manana ! tsy manana ny fahefana omena ny lehiben'ny distrika izy dia tezitra e!
Très intéressant beaucoup ça
TROP ZANY vava zany a,administrateur civil v d ataéo anzany imasombahoka ,l vahoka majunga 2 ko ra bol ifidy azy d louza
Lèfaka kony DONC DÉPUTÉS MARO MARO ity , Jerevo ity badobe tsy AMPY SOLAITRA , Jerevo koa i députée MADRITSARA VOLAHANTA Marie Thérèse, mba efa na Dali Minisitra ihany sady MPAMPIANTRA ny Diplôme ny , izao ve ny fomban’ny MPANABE , tsy ampy fahaizana na MAL ÉLEVÉE, mba mandinihà ry vahoaka Jerevo tsara ny OLONA FIDINA FA TSY MAMPANDROSO ITY FIRENENA MALAGASY , heureusement IZY NESORINA ny MAHA- Minisitra azy
PANIER GARNIER
Mbanisy jery ihany IZY talohàny naha lasa azy ho MINISITRAteo , fa lasa nandôva ny JERIN’ i HAJO ratsy toetra mialona an’ I Psdt RAJOELINA, sady manaratsy ratsy an’ i PSDT nefa TSY MISY RAHA ILÀNA AZY , badalelabe tsisy PERSONNALITÉ fa te ahazo fahefana @ izao , tsy possible hajo ô !!! Mbola @ cheville
n’ i Psdt RAJOELINA ianao ka tsy ho l’as PSDT IZANY ianao sy C11 nao io , IZANY ve no halainao tahaka ry député VOLAHANTA Marie Thérèse ?!!!!
Mankasitraka indrindra Tompoko 🙏 🎉❤
Tena marigny mitsy zany Tompoko 🎉❤
Tena marina mihitsy.
Mampalahelo ny toetra ao Madagascar mba misy mandaombo mitokiky koa
marina mihintsy ny anao mr paolo a! toetra tsy tsara , b fialonana satria tsy manana ! tsy manana ny fahefana omena ny lehiben'ny distrika izy dia tezitra e!
Tena mampalahelo mihitsy ny olona sasany ka
Un régime qui a piétiné la constitution comment veux tu que les choses vont bien
Ka lohany matsatso tsy ampy solaitra daholo jereo sucre du peuple de zao no vokany kkkkkkk madagougou ! !!!
Tena mampalahelo ity firenena