Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Bonjour rananda tonga soa enao 🙋♀️makasitra mamoha piray tanindrazana @ tsika fa efa resy vahoka malagasy ka miandry zay ingandonany sisa nefa mino zah fa misy farany zavandrehetra 🙏💔😥
❤ mankasitraka zokibe Grivas. 😢 tsara toerana RIP Ninie Donia🙏
👍👍👍
Mankasitraka Anao ZOKIBÉ GRiVAS merci
Tegna Marignie courage avakoo atsika jiaby 💔💔💔💔💔💔😭
Tsy haindreo fa io no namono reo tompontany.
Asan'ny Maire ve manao asan'ny ministera fampianarana.
Miarahaba isika vahoaka Malagasy Diego Avaratra jiaby tsy ankanavaka ! Nino raha kabaron- tsika Malagasy boaka Avaratra jiaby ; dia tsisy ambonin'ny fifankatiavagna mitambatra , ary tsy mila magneky sarahan'olo @ tombon- tsoan'ny olom- bitsy ! Miagavy lahabe eh, mba hifankantia atsika Malagasy jiaby ! Malaza fa i Diego dia tanana madio , ary tsy tia mifamono , nefa nanjary mifamo sy mifampialogno ! Tegna marigny volagnanao Zokibe , ampagnajagna no hikahiako anao Zokibe , fa nefa ny tegna marigny , dia Razandry no hagnajako anao manokana ! Olo karaha anao io tompoko ry Zokibe no tsara mimpody antanagna any , manoro volagna sy magnambara ny mombamomba ny raha nisy tegna marigny tao Diego sy faritra magnodidigny jiaby agny ! Gaga antegna , maharegny ireo Generation tafara ireo , mivolambolagna tantara tsy hain- dreo ! Mitovy @ Filoha Andry Rajoelina tsisy raha hainy aby ireo olo magnaraka azy jiaby , ary ambidiny bontolo ireo olo tsisy raha hainy ireo ! Mino 100 % zah, fa ireo mpitondra nampahantra ny hafa ireo dia tsy maintsy sazin- jagnahary fô ! Mankahery anao Zokibe , ary ho ela velogno anao sy ny fianakavianao jiaby mba hahita ny hiafaran'ireo izay tsy mataho- tody ireo !Masigny ny Tanindrazagna !
Loso nitsaka en amerika agny miss làlana
Vandy aby regny reo mpangalatra
Ecole andafy tsy manefa hatraminy transport tsy manefa la commune manefa transport .materiel Ecole gratuit any ivelany .eto raha jiaby manefa. Volant alatra
Tsy misy ilàna azy, littéralement. Ilay accent fapiasa n'i rajwel à lainga rehetra nataony hatr à zay ihany no io apiasainy io.Makaloiloy be. Tsy mba izaho no hiaino , na hijery an'io.Aleoko miandry an'i ravatomanga ihany, tant qu'à faire.Fa maha gaga ny tanora gasy : maha vita miaina lava reny, anaty fahantrana, loto, maimbo,Misy faha disoa n'ny fianakavia n'io mamela an'io hanimba firenena
🥱 Tabataba, tabataba, tabataba ! Lany lera, tsisy raha miova, tsy mety mandroso, jialy fo mitoy, vahoaka djaba, tsy mety tonga saina. Dictature fa kara io ! Tsisy olo mijery koragna nao, lany asa, anao fo kadjo mibabababa... 🤫
Tsis feo aty @ Maurice zoky
Bonjour rananda tonga soa enao 🙋♀️makasitra mamoha piray tanindrazana @ tsika fa efa resy vahoka malagasy ka miandry zay ingandonany sisa nefa mino zah fa misy farany zavandrehetra 🙏💔😥
❤ mankasitraka zokibe Grivas.
😢 tsara toerana RIP Ninie Donia🙏
👍👍👍
Mankasitraka Anao ZOKIBÉ GRiVAS merci
Tegna Marignie courage avakoo atsika jiaby 💔💔💔💔💔💔😭
Tsy haindreo fa io no namono reo tompontany.
Asan'ny Maire ve manao asan'ny ministera fampianarana.
Miarahaba isika vahoaka Malagasy Diego Avaratra jiaby tsy ankanavaka ! Nino raha kabaron- tsika Malagasy boaka Avaratra jiaby ; dia tsisy ambonin'ny fifankatiavagna mitambatra , ary tsy mila magneky sarahan'olo @ tombon- tsoan'ny olom- bitsy ! Miagavy lahabe eh, mba hifankantia atsika Malagasy jiaby ! Malaza fa i Diego dia tanana madio , ary tsy tia mifamono , nefa nanjary mifamo sy mifampialogno ! Tegna marigny volagnanao Zokibe , ampagnajagna no hikahiako anao Zokibe , fa nefa ny tegna marigny , dia Razandry no hagnajako anao manokana ! Olo karaha anao io tompoko ry Zokibe no tsara mimpody antanagna any , manoro volagna sy magnambara ny mombamomba ny raha nisy tegna marigny tao Diego sy faritra magnodidigny jiaby agny ! Gaga antegna , maharegny ireo Generation tafara ireo , mivolambolagna tantara tsy hain- dreo ! Mitovy @ Filoha Andry Rajoelina tsisy raha hainy aby ireo olo magnaraka azy jiaby , ary ambidiny bontolo ireo olo tsisy raha hainy ireo ! Mino 100 % zah, fa ireo mpitondra nampahantra ny hafa ireo dia tsy maintsy sazin- jagnahary fô ! Mankahery anao Zokibe , ary ho ela velogno anao sy ny fianakavianao jiaby mba hahita ny hiafaran'ireo izay tsy mataho- tody ireo !
Masigny ny Tanindrazagna !
Loso nitsaka en amerika agny miss làlana
Vandy aby regny reo mpangalatra
Ecole andafy tsy manefa hatraminy transport tsy manefa la commune manefa transport .materiel Ecole gratuit any ivelany .eto raha jiaby manefa. Volant alatra
Tsy misy ilàna azy, littéralement. Ilay accent fapiasa n'i rajwel à lainga rehetra nataony hatr à zay ihany no io apiasainy io.
Makaloiloy be. Tsy mba izaho no hiaino , na hijery an'io.
Aleoko miandry an'i ravatomanga ihany, tant qu'à faire.
Fa maha gaga ny tanora gasy : maha vita miaina lava reny, anaty fahantrana, loto, maimbo,
Misy faha disoa n'ny fianakavia n'io mamela an'io hanimba firenena
🥱 Tabataba, tabataba, tabataba ! Lany lera, tsisy raha miova, tsy mety mandroso, jialy fo mitoy, vahoaka djaba, tsy mety tonga saina. Dictature fa kara io ! Tsisy olo mijery koragna nao, lany asa, anao fo kadjo mibabababa... 🤫
Tsis feo aty @ Maurice zoky