Ny tokony hataondreo de mivondrona ny vahoaka Malagasy rehetra, sady tena reo olompirenena rehetra reo de voavidy vola daholo , ary manao sary tsy mahay daholo reo ny fahoriany vahoaka , io efa la totale , Madagascar manontolo , ary tokony reo militaire rehetra miaraka aminy reo de corrompu daholo , ny vahoaka no lasibatra , mila maneho daholo ny vahoaka Malagasy fa mivelona aminy fahantrana , sy ny tsindry azolena , tsy hoe mihaina ny vahoaka fa matahotra ny higadragadra fatany , ny voalazanao dia marina daholo
Nohony zah nalaza ta diego jack 102 nagnano jack koa ta sambava na izy ts heny olo sambava fa ts olo baka sambava koa enolo izy hiroasinolo miala a sambava
🤔 Anao mivolagna fo jusqu'à anao lany batterie, orange tsy mijery koragna nao, orange jamais resy, orange toujours manjaka, efa kara io la loi du plus fort, tgv chef de bande orange jusqu'à la mort. 💪
Ok, efa mazava kely ! Ny tiako hofantatra mazava dia ny olona mankasitraka ny système Dictature ! Amiko dia tsy mankasitra izany ,niza ny Filoham- pirenena izay tonga eo, satria mitovy zo na ianao , na izaho , koa any mihintsy no fototrin'ny fahantrana mihamitombo io ! Na mahatonga ny olombelona mifamono sy mifamosavy sns...rehetra !
Bravo
Mazava tsara zegny merci beaucoup razoky be 👍💪🙏
Salama Misaotra nanazava rahalahy ✊✊✊
Minono ino ma ireo gavaseeee marary kilos Nay aminy tokikyee avant l'oral kirikiry dreikyeee merci gravaseee
Manasahasaha olo am radio fo eny mamangy Norbert
Mifohaza sambava adosoa ao i mamangy Norbert
Mankasitraka zoky eee
Ah ngiah anô,Zoky i ma malaka hognondraha,kara mi cusse Ra8 eh, digniasa raha azonô, ôlo be tsisy jery
Makasitra zokibe
Anontanianaro biographie ny mamangy Norbert
Le peuple aura le dernier mot on a marre de ce regime mafia
Mamangy Norbert fa ts jack
I ts manambady
Ny tokony hataondreo de mivondrona ny vahoaka Malagasy rehetra, sady tena reo olompirenena rehetra reo de voavidy vola daholo , ary manao sary tsy mahay daholo reo ny fahoriany vahoaka , io efa la totale , Madagascar manontolo , ary tokony reo militaire rehetra miaraka aminy reo de corrompu daholo , ny vahoaka no lasibatra , mila maneho daholo ny vahoaka Malagasy fa mivelona aminy fahantrana , sy ny tsindry azolena , tsy hoe mihaina ny vahoaka fa matahotra ny higadragadra fatany , ny voalazanao dia marina daholo
Za ty kony fa lany fanah! Olo tsisy jery jiaby reo kara tsaiky mitondra @ Madagascar, kanefa tsisy raha vitandreo , mipoerapoera fo haindreo!
Asa loha kirikiryeee tohiaza fo gravas zahay mitadreny anao fo ato riata any iro fa tsisy henatra an an port ireo io
Il faut que vous bougez les enfants de sava il ne suffit pas de parler c l action qui prime
Mitsefa olo sambava fa olo tss clé ta diego nagnasahsaha olo tam radio vanille tao avio la nindro député mifoha za sambava
Nohony zah nalaza ta diego jack 102 nagnano jack koa ta sambava na izy ts heny olo sambava fa ts olo baka sambava koa enolo izy hiroasinolo miala a sambava
🤔 Anao mivolagna fo jusqu'à anao lany batterie, orange tsy mijery koragna nao, orange jamais resy, orange toujours manjaka, efa kara io la loi du plus fort, tgv chef de bande orange jusqu'à la mort. 💪
Azafady Ranamagna , tsy azoko raha tianao ambara ?
Tsy aiko raha tsy mazava aminao. Orange tompony fanjakana ao Madagasikara ka orange tsy maintsy manjaka, tianao tsy tianao, efa izy io, système dictature. Mazava !
Ok, efa mazava kely ! Ny tiako hofantatra mazava dia ny olona mankasitraka ny système Dictature ! Amiko dia tsy mankasitra izany ,niza ny Filoham- pirenena izay tonga eo, satria mitovy zo na ianao , na izaho , koa any mihintsy no fototrin'ny fahantrana mihamitombo io ! Na mahatonga ny olombelona mifamono sy mifamosavy sns...rehetra !
Sode efa ho lefaka ai ,tsy resy ahona mbola hoafaka vava nao ,tsisy ratsy ho mandrakizay zany kely sisy de ho resy orange noa zao,chef de bande tsy maitsy maty , zahay vahoaka rôle mahery amparany💪
👍 Zegny kamo tsara, mifoaza, mistangana, ataova balle dans la tête chef de bande orange raha tia nareo androso Madagasikara. En avant, bon courage !