Zokibé Grivas - ZANAK' i DADA IHANY NINTSIKA : MITOHY NY TOLONA , FANDRESENA NO TANJONA ...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 23 лис 2024
  • AZA NY LAZA RATSIN'NY ANARANA NO JERENA FA NY TOLONA IZAY HATAONY ...
    AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅

КОМЕНТАРІ • 21

  • @nicolasralibetra4074
    @nicolasralibetra4074 День тому +2

    Tiako raha volaninao zokibe

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 3 дні тому +3

    Mi arahaba Zoky Be Grivas. Rà mbola tsy voa aisotra teo i rajwel, dia ny Ra8 ihany aloha no instrument hanaisorana an'i cédric teo.
    Tsy misy ilàna azy mihitsy i rajwel, honnêtement. Urgent .

  • @YvetteAujard
    @YvetteAujard 3 дні тому +4

    Alefa num 2 ,Judicaël

  • @MaurilleChristianCharlesRatsar
    @MaurilleChristianCharlesRatsar 3 дні тому +4

    👍👍👍

  • @danieljean2431
    @danieljean2431 3 дні тому +2

    Bonjour. Mr. Mamou. Izigny.

  • @augusterabemanantsoa1161
    @augusterabemanantsoa1161 2 дні тому +2

    Mankasitrak zoky be, @ façon nao tsy misorona mivôlagna rah mis @ tanàna

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 3 дні тому +2

    Magnano mbola tsara anao Zokibe ! Magnano mbola tsara Malagasy tsy ankanavaka , indrindra fa atsika boaka Avaratra jiaby ! Mba mivolaiza ny fagnahin- tsika hampandren'olo mpitondra be kabaro mavandy mampahatra ireo ry Malagasy havako ! Tsy atsika Avaratra ,no tokony hijaly , na lasagna maro olo mahantra tompoko ô ! Falemen- tsaignin- tsika , sy ireo olo be werawera , no mahay mamintagna fagnahin- tsika , koa tonga @ fahantragna tsy dia fahita @ tany masigny Madagaskar ity ! Hafatra hoan- tsika , mba tsy hino marigny ireo mpitondra mavandy ireo , fa ny famenoagna Paosin- dreo no tanjognon- dreo tompoko ô ! Ary aza hambidy ny fagnahy , koa mahita vola hely , na material tsy hahitanagna fiainagna maharitra io ! Mankahery atsika jiaby , mba ho afaka @ fahantragna , sy hiaigny milamigny ho mandrakizay !
    Masigny i Madagaskar!

  • @lalainalalaina-v2y
    @lalainalalaina-v2y 2 дні тому +2

    Prix la vanille fa maty feky

  • @meltinasoa604
    @meltinasoa604 2 дні тому +1

    Bonjour
    😅😅ano ty mo magname place ny olo futur Maire 😅😅😅😅

  • @ahmadaladullah7860
    @ahmadaladullah7860 3 дні тому +2

    Azfdy amindrareho Sambava eee koa manarak iny very 😂😂😂

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 3 дні тому +1

    Nagnadary anao zegny natetika

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 3 дні тому +2

    Na inona na inona filazana nareo dia raha question na maire izany tsy ahavita Tena irery izany mihitsy raha tsy miaraka miasa @fanjakana foibe fa aza mampanatena pokaty vahoaka eo

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 3 дні тому +1

    Hafatra hoan- tsika Malagasy , ary hafatra masigny ambarako ty ! Disoako ilay mangala raha hamian- dro iou , fotony matoa anao mangala raha iou , dia mitovy mandafo fagnahy , ary mamita - tegna , satria misy Zagnahary mahita ilay raha alainao iou , ary ny fangalanao tolotolotro iou , dia alahelon'ny sasany ! Aviou koa , matoa iro mbola magnano tolotolotro iou , satria hain- dro fa fagnahinaro efa zatra vidigny ! Koa efa voahozogno antegna hijaly nohon'ny toetry mangalangala raha tsy dignitrin- tenga ! Safidy nihin- tsika , fa torohevitra no hatsipiko !
    Masigny i Madagaskar !

  • @HuguesSYLVAIN
    @HuguesSYLVAIN 3 дні тому +5

    🥱 Propagande président, propagande députés, propagande maires, propagande chetoany, anareo lany lera amy propagande, ataova fo tabataba nareo, ORANGE toujours manjaka, fa kara io système dictature, tsisy raha miova, jaly mitoy, tsy mety mandroso jusqu'à la fin du monde. La raison du plus fort est toujours la meilleure. Mazava ! 💪

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 3 дні тому +1

    Olona voasaha mametrapanontaniana nagnino zsho voasaha ary koa hainao aza atao .olona victime mety marary aminany.vandy hela narignessko fa hovaky la cours be.Koa hataonareo zany ataonareo fa zahay efa empaka

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 3 дні тому +1

    Olona voasaha mametrapanontaniana nagnino zsho voasaha ary koa hainao aza atao .olona victime mety marary aminany

  • @villamia9063
    @villamia9063 3 дні тому +1

    Loza mihatra kkkkkk

  • @meltinasoa604
    @meltinasoa604 2 дні тому +2

    Pas intéressant 😂😂😂😂😂😂