TDL Nenina (true direction life) version HD 1080p

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024
  • AC: Eric rolsman, Lead vocal: Fanja ,Realisateur video: Ntsoa nantenaina, mixage Audio: Taxx razafindrakoto, Studio:Natural-sound, Copyright: 2014
    CONTACTE unique TDL : 033 37 668 21 pour vos Concert et Evenement evangelique

КОМЕНТАРІ • 24

  • @josephvicky2744
    @josephvicky2744 4 роки тому +3

    Tsy hoe niniako atao,
    Ireo zavatra nandraranao ahy
    Fa mbola eo foana ny maha olombelona ahy,
    Nefa indrisy raha azo atao
    Henoy izao fitarainako izao,
    Ianao mahalala izay hevitra hihevera ahy.
    Naha efa leo ahy aza ianao
    Izao tsy ho lao hitaraina aminao
    Na efa tofoka mijery ahy
    Tonga eto aho hifona indray..
    Tsy oe ny tiako atao,
    F'izay rehetra rehetra sitraponao
    Fa mbola eo foana ny maha olo-meloka ahy,
    Ka anio miangavy anao
    Mba enoy izao fitarainako izao
    Ianao mahalala izay fomba itondranao ahy.

  • @ravinala958
    @ravinala958 4 роки тому +1

    Tompo ô .. mamela ny heloko fa manatrika ahy mandrakariva ny fahotako 💖😭

  • @clarelleyvan819
    @clarelleyvan819 7 років тому +2

    Mankasitra TDL homba nareo hanie JESOSY KRISTY mitombo fahalalana hatrany👄

  • @ramanantsoavinamamy6796
    @ramanantsoavinamamy6796 7 років тому +3

    mampahery anao, de tohizo hatrany fa tena tsara daholo ny hiranao ry TDL

  • @henintsoasantatra7463
    @henintsoasantatra7463 6 років тому +2

    Tsara be!tsy afaka ao ambavako mintsy lay toniny!misaotra TDL

  • @mamydonne248
    @mamydonne248 5 років тому +1

    IANAO MAHALALA IZAY FOMBA HITONDRANAO AHY

  • @volatianaselinaliliane3096
    @volatianaselinaliliane3096 8 років тому +1

    merci d"exister

  • @masoandrosarahafelanavoko4294
    @masoandrosarahafelanavoko4294 2 роки тому

    Tena tiako be ity hira ity, mankasitraka ny mpanankato

  • @pasteurisidoreandrianirina4697
    @pasteurisidoreandrianirina4697 5 років тому +1

    Mampifantoka kokoa @ fikolokoloana ny fanahy.

  • @nomenjanaharyandry1847
    @nomenjanaharyandry1847 4 роки тому +1

    Tena zany tokoa

  • @tanteliniainaadolphinandri355
    @tanteliniainaadolphinandri355 6 років тому +1

    That's a good song. Many thanks to TDL

  • @youzyoy2526
    @youzyoy2526 6 років тому

    Mankasitra ee voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany

  • @laurenrhn554
    @laurenrhn554 7 років тому

    tena feno hery ny hiranareo. misaotra mizara fahasoavana .

  • @rabetafikasaholy5757
    @rabetafikasaholy5757 8 років тому

    Jesosy o! Mankasitraka eé!!

  • @laurenrhn554
    @laurenrhn554 7 років тому +2

    mba mety ve ra miarak @tonony ny manaraka ? misaotra indrindra e. Tsara ny Tompo. Hotahiana ianareo

  • @raharinirinafrancia5686
    @raharinirinafrancia5686 7 років тому

    Mankasitraka ny fiderana ataonao

  • @christiancrost2769
    @christiancrost2769 4 роки тому

    Mifona Aminao aho Kristy o

  • @phanoelineralimariasoanjan4266
    @phanoelineralimariasoanjan4266 5 років тому

    tonga eto aho hifona indray ry Tompo be fitiavana

  • @ratsimbalalatianah6618
    @ratsimbalalatianah6618 3 роки тому

    Tompo ô, mamindra fo amiko

  • @perlinerahantamalala4570
    @perlinerahantamalala4570 6 років тому +1

    tena tsara ilay hira tahina Tompo ianao

  • @tiananantenaina5752
    @tiananantenaina5752 4 роки тому

    Marina b ilay hira

  • @marakhimblar8968
    @marakhimblar8968 4 роки тому

    Fanja is her name?

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 4 роки тому +1

    Tsy hoe niniako atao,
    Ireo zavatra nandraranao ahy
    Fa mbola eo foana ny maha olombelona ahy,
    Nefa indrisy raha azo atao
    Henoy izao fitarainako izao,
    Ianao mahalala izay hevitra hihevera ahy.
    Naha efa leo ahy aza ianao
    Izao tsy ho lao hitaraina aminao
    Na efa tofoka mijery ahy
    Tonga eto aho hifona indray..
    Tsy oe ny tiako atao,
    F'izay rehetra rehetra sitraponao
    Fa mbola eo foana ny maha olo-meloka ahy,
    Ka anio miangavy anao
    Mba enoy izao fitarainako izao
    Ianao mahalala izay fomba itondranao ahy.