Ndrii 😢😢latsaka ranomasoko Any ianareo , Mama ,dada, père Abel,ma meilleure amie. Mandria am piadanana Ity ilay hira tena tena tiako efa zao indray aho vao sahy mihaino azy.❤ ❤❤❤❤
Ny Tompo efa sasatra miandry ❤️🙏🙏🙏🙏🙏🙏, Merci ami le hira , tena afa-po ami hiranao iaby rengy aho sady , te hilatsaka ny ranomasoko , feonao tiako lotra sady ny hira koa fiderana ani jesosy Tompo tsika ❤️❤️❤️🙏🙏🙏 Merci koahy e 😍Tohizo fa Tsara. Ny midera ani Jesosy
Tadidiko ito hira ito, nalaza be ny taona 2015. Maty tampoka ny reniko tamin´io taona io, ary izaho irery no niatrika ny fahafatesany teo ,maty andro week end tao antrano moa izy ary voatery nitady mpitsabo hanao ny declaration fa fahafatesana natoraly (cause naturelle) no nahafaty azy. Mandeha tongotra amin´iny Sabotsy Namehana iny aho sy ny sipako (vadiko ankehitriny) dia henoko foana izany hira izany. Tao aorian´ny nahafaty ny reniko dia tsy sahy niaino ito hira ito mihintsy aho, satria tonga dia izaho mitady dokotera no tsaroiko, izaho miangavy dokoteran´ny CSB II hanao ilay taratasy. Dimy taona aty aoriana, androany 12 Decembre 2020 vao indro aho sahy mihaino ilay hira hatramin´ny farany.
Bonjour,excusez moi je ne comprend pas le malgache mais j'aime beaucoup cette musique,est ce que vous pourriez me résumer la signification de celle ci svp^^,que Dieu vous bénisse xx
Isan'andro isan'andro Dia Miantso ny Ray Hoe nankaiza moa 'zay zanako izay Isan'andro isan'andro Ny famindram-pony Ianao anie ka tsy afaka ao am-pony Fa ianao no tsy nety Hoe handao vetivety F'izy anie nanomana fety Tsy hoe tsy nahalala Tsy zanak'adala Fa ninia ianao nivoka ny vala Fa ianao tena tiany Tsy foiny,tsy ariany 'zany anie no antony niaviany Fa raha ho avy ny andro hiverenanao Fety anie ny ao an-trano ao Rahoviana ianao vao ho avy Rahoviana ianao vao mba hody Rahoviana fa ny Tompo efa sasatra miandry Miandry ny Dadanao Rahoviana ianao vao ho avy Rahoviana ianao vao mba hody Rahoviana fa ny Tompo efa sasatra miandry Miandry ny Dadanao Dia nalefan'ny Ray,'lay Tokana Iray Jesosy anie 'lay Izy hatrizay Tonga Izy hitady Sy hamonjy ny very Fa raha mody ianao tsy mandeha irery Fa ianao mila mino,Jesosy ilay hilo F'Izy anie n lalan'ny mino Dia nalefan'ny Ray,'lay Tokana Iray Jesosy anie 'lay Izy hatrizay Tonga Izy hitady Sy hamonjy ny very Fa raha mody ianao
J’ai besoin de sous-titres en français ou anglais svp Ce chant me touche bcp et ma famille malagasy l’écoute bcp mais malheureusement je ne comprends pas le malagasy 🙁
Quand ? Chaque jour, Tous les jours Le Père appelle et dit Où tu vas /tu es mon enfant! Chaque jour, Tous les jours Sa miséricorde Toi qui est porté chaque jour dans son coeur Mais tu as réfusé son appel Tu te dis que tu vas revenir sous peu! Il va t'accueillir avec une grande fête si tu reviendrais Ce n'est pas par ignorance de l'histoire du fils fou Mais tu as quitté quand même le troupeau Heureusement , Il t'aime tant, il ne t'abandonnera jamais C'est pour te sauver qu'Il est revenu! c'est sa mission! Et quand viendra le jour de ton retour, Se sera une belle fête à la maison Quand est-ce que tu vas venir? Quand est-ce que tu décideras de rentrer à la maison? Quand? Car le Seigneur est là , t'attend depuis, Il est fatigué Ton Père t'attend Quand est-ce que tu vas venir? Quand est-ce que tu décideras de rentrer à la maison? Quand? Car le Seigneur est là , t'attend depuis, Il est fatigué Ton Père t'attend Et le Père envoya Son Unique Fils, C'est Jesus, qui est l'eternel! Il est venu et chercher les perdus Et si tu rentres à la maison, se sera avec lui il est ta protéction Mais tu dois être convaincu qu'il est ton sauveur Lui est le seul billet/chemin de retour des chrétiens! Et le Père envoya Son Unique Fils, C'est Jesus, qui est l'eternel! Il est venu et chercher les perdus Et si tu rentres!
Jesosy no hoavy, vonona ve ianao ?? Ny religion tsy mahavonjy, io hira io tsy mahavonjy, izao tontolo izao tsy mahavonjy, Jesosy no mila Tonga any aminao dia raiso izy fa fiainana , aza variana fa hoavy Jesosy
Very nice melody and great spiritual message. Never tired of listening to this song. Let’s come back to Jesus, repent!
Jesus is with us everytime, everyday. Thank you Joseph D'af!
Yesh
Ndrii 😢😢latsaka ranomasoko
Any ianareo ,
Mama ,dada, père Abel,ma meilleure amie.
Mandria am piadanana
Ity ilay hira tena tena tiako efa zao indray aho vao sahy mihaino azy.❤ ❤❤❤❤
Courage, tsapako be
Mapatsiaro an’ilay anadahiko nandao anay 😢 partie trop tôt 💔 repose en paix lesy . Tena tiani loatra io hira io k natao hira fidirana sy famaranana tam lamesa nandevenana azy
firy taona izy nandao anareo zay....rip
Elle m'encourage beaucoup au niveau spirituel quel talent merci 🙏🏼
Fety anie ny ao an-trano ao ! Efa ity aho Jesosy Tompo oh!
Ny Tompo efa sasatra miandry ❤️🙏🙏🙏🙏🙏🙏, Merci ami le hira , tena afa-po ami hiranao iaby rengy aho sady , te hilatsaka ny ranomasoko , feonao tiako lotra sady ny hira koa fiderana ani jesosy Tompo tsika ❤️❤️❤️🙏🙏🙏 Merci koahy e 😍Tohizo fa Tsara. Ny midera ani Jesosy
Tiako ay iammmmm merci beaucoup anw Joseph d'af fw tegna mafinaritry be lay hira tohizo fa tsara mankasitraka eh. ❤❤❤❤❤❤
Tiko b le hira vo hitako androany whaou tsara jesoa❤
Cette chanson me fait pleurer😪😪😪
rakotobe herena hjjj Ghhggfzag mppljg h
C'est vrai cette chanson nous fais pleurer tous. Gloire a Dieu .
Ça me touche beaucoup , Merci que Dieu t accorde sa Grâce. Amen
J,adore cette chanson, je l,écoute tous les matins, merci !
Tena tsara tsy misy Kianina araka ny tenin'i Père SAINT-JEAN : " UN PETIT BOUT DU PARADIS"
Tsapako fa tsara ary be fahasoavana sy be fitiavana Jesosy ❤️❤️ , tiko be le hira ☮️😇
Tadidiko ito hira ito, nalaza be ny taona 2015.
Maty tampoka ny reniko tamin´io taona io, ary izaho irery no niatrika ny fahafatesany teo ,maty andro week end tao antrano moa izy ary voatery nitady mpitsabo hanao ny declaration fa fahafatesana natoraly (cause naturelle) no nahafaty azy.
Mandeha tongotra amin´iny Sabotsy Namehana iny aho sy ny sipako (vadiko ankehitriny) dia henoko foana izany hira izany.
Tao aorian´ny nahafaty ny reniko dia tsy sahy niaino ito hira ito mihintsy aho, satria tonga dia izaho mitady dokotera no tsaroiko, izaho miangavy dokoteran´ny CSB II hanao ilay taratasy.
Dimy taona aty aoriana, androany 12 Decembre 2020 vao indro aho sahy mihaino ilay hira hatramin´ny farany.
😪
Quel courage ! 🙏 mahereza indrindra fa efa any amin’ny Ray any amin’ny dadany izy zao 🙏
Miala tsiny
Fandalovana letsy ny eto antany manantenaha ny soa any Andanitra fa tsy ny eto mankahery ralahy
Mahereza
Chaque matin je l'écoute (en allant au boulot) ❤
Qui est ici en Dec 2023?? ❤❤
Moi
Octobre 2020
Voninahitra ho an'Andriamanitra sy Kristy. Mankasitraka amin'ilay hira
Tsara be daholo ny hira tiko daholo merci mahavita be @asan'ny Tompo
Se son fait passer un vrai message merci daf 🤛🏽🤛🏽🤛🏽
Bonjour,excusez moi je ne comprend pas le malgache mais j'aime beaucoup cette musique,est ce que vous pourriez me résumer la signification de celle ci svp^^,que Dieu vous bénisse xx
tsara Jehovah ka mendrik azy deraina. tohz tsara d tsar
qui est ici 2024?
moi
Présent 😁
Miandry ny Dadanao ..Love ❤
Great song ..
Am bless with this song
Be bless bro
tsara be le spectacle tandroan, merci bcp
Tena mahafinaritra be le hira
tohizo ny hira mpiderana fa tsara letsy joseph d af an!!!!
Merci Joseph D'af🥺😘😘
Refa vizaka ny fanahiko dia ty ny hira fihainoko merci ptit frère
misaotra D'AF a -tsara - sarotra ny mitaiza ankehitriny kanefa hery no omen'nity hira iray ity - MODIA RANKIZY FA MALALAKA NY TRANO ary misy fahatoniana aratsaina arapo arapanahy
une très belle chanson , merci
tiako be ity hira ity! mampafaly be ny hafitra io.
Fa raha hoavy ny andro hiverenanao, fety anie no ao an-trano ao!
J'adore cette chanson. Merci
hiverina am Dada aho!!!
Tena tsara ny hira!
Misy fanahy, tena mambabo fo...
Tena mampisaina ilay tonon-kira, mankasitraka Josefh dAf
Mba misy afaka manisy tonon-kira eto ve azafady indrindra fa tiako ilay hira. Misaotra.
Dera ho an'Andriamanitra !
Tompo efa sasatra miadry. Rahovina vao avy. Rahovina vao hody
Tsara be ity hira ity. Fa Raha mody Ianao Tsy mandeha irery.
Miandry ny dadanao.
Ye! tsara izany tonokira zany !! fa andao eky tsika mba hamaly ny antsony ry namako a!! mba marin'e!! saody ratsy fiafary mantsy!
Cette chanson m'encourage beaucoup
Fandalovana ny eto antana fa ny andriamanitra irery hiany no mandahatra manaova ny soa ra mbola azo atao
faly be za ato mizaha Joseph daf
Isan'andro isan'andro
Dia Miantso ny Ray
Hoe nankaiza moa 'zay zanako izay
Isan'andro isan'andro
Ny famindram-pony
Ianao anie ka tsy afaka ao am-pony
Fa ianao no tsy nety
Hoe handao vetivety
F'izy anie nanomana fety
Tsy hoe tsy nahalala
Tsy zanak'adala
Fa ninia ianao nivoka ny vala
Fa ianao tena tiany
Tsy foiny,tsy ariany
'zany anie no antony niaviany
Fa raha ho avy ny andro hiverenanao
Fety anie ny ao an-trano ao
Rahoviana ianao vao ho avy
Rahoviana ianao vao mba hody
Rahoviana fa ny Tompo efa sasatra miandry
Miandry ny Dadanao
Rahoviana ianao vao ho avy
Rahoviana ianao vao mba hody
Rahoviana fa ny Tompo efa sasatra miandry
Miandry ny Dadanao
Dia nalefan'ny Ray,'lay Tokana Iray
Jesosy anie 'lay Izy hatrizay
Tonga Izy hitady
Sy hamonjy ny very
Fa raha mody ianao tsy mandeha irery
Fa ianao mila mino,Jesosy ilay hilo
F'Izy anie n lalan'ny mino
Dia nalefan'ny Ray,'lay Tokana Iray
Jesosy anie 'lay Izy hatrizay
Tonga Izy hitady
Sy hamonjy ny very
Fa raha mody ianao
Miandry ny Dadanao :)...
Mankasitraka ry zoky malala e! tsara be le hira fiderana èèè
Milay be e, hoderaina mandrakizay Jesoa
Tena tsara be ary tena izahay maianakavy mihitsy no indray mihira raha vao mandeha ity hira ity
Suis reconnaissante 😥😥😥
Ity Aho Tompo O
ts apiandrasana intsony izy😇😇😇🙏🙏🙏🙏🙏
J’ai besoin de sous-titres en français ou anglais svp
Ce chant me touche bcp et ma famille malagasy l’écoute bcp mais malheureusement je ne comprends pas le malagasy 🙁
Quand ?
Chaque jour, Tous les jours
Le Père appelle et dit
Où tu vas /tu es mon enfant!
Chaque jour, Tous les jours
Sa miséricorde
Toi qui est porté chaque jour dans son coeur
Mais tu as réfusé son appel
Tu te dis que tu vas revenir sous peu!
Il va t'accueillir avec une grande fête si tu reviendrais
Ce n'est pas par ignorance de l'histoire du fils fou
Mais tu as quitté quand même le troupeau
Heureusement , Il t'aime tant, il ne t'abandonnera jamais
C'est pour te sauver qu'Il est revenu! c'est sa mission!
Et quand viendra le jour de ton retour,
Se sera une belle fête à la maison
Quand est-ce que tu vas venir?
Quand est-ce que tu décideras de rentrer à la maison?
Quand? Car le Seigneur est là , t'attend depuis, Il est fatigué
Ton Père t'attend
Quand est-ce que tu vas venir?
Quand est-ce que tu décideras de rentrer à la maison?
Quand? Car le Seigneur est là , t'attend depuis, Il est fatigué
Ton Père t'attend
Et le Père envoya Son Unique Fils,
C'est Jesus, qui est l'eternel!
Il est venu et chercher les perdus
Et si tu rentres à la maison, se sera avec lui
il est ta protéction
Mais tu dois être convaincu qu'il est ton sauveur
Lui est le seul billet/chemin de retour des chrétiens!
Et le Père envoya Son Unique Fils,
C'est Jesus, qui est l'eternel!
Il est venu et chercher les perdus
Et si tu rentres!
Marina zay ka!Miandry ny Dadantsika dia lay Andriamanitra
Izahay mianakavy ❤❤❤
Tsara ny hira , ny fiderana, ny rakitsary, tohizo fa mahafinaritra e
+Thierry Sitraka Razafindrakoto msOtra ee
tsara i jesosy
the best
Thierry Sitraka Razafindrakoto
Mbola oavy andro iverina ny ondry mrc6 d af
Faly zahay manana tanora toaanao Madagascar;
Misoatra fa tiko be le hira
J’adore ❤
Je suis là jeudi 27 juin 2024 à 21:45❤
Tiako loatra reeee le hira bisous elah sady bogosy
Tsara ny midira n'y TOMPO. Mankasitraka
🙏🙏🙏Merci Seigneur
Tiako be ❤
Tiko be le hira
Misoatra Lesy a; mila mihikiaka tokoa isika miantso ny olona mba hiverina Aminy; Maisaotra;Tohizo
Jesosy anie ilay izy hatr’izay..
Merci Jesoa!!!!
hiverina aho !!miandry dada
Tsy Haiko anao
Misaotra Jesosy a fa lay Ianao nandondona tao am-poko iny Ianao dia namaly ny antsonao aho, noho ilay Fahasoavanao.
Belle musique 😇
Mampietsy po be lay hira deraina ny Atra fa lehibe ny fitiavany
2021?
misaotra am toniny fa mahafinaritra
Tsaray amen
misaotr e! tena efa miezak ny anantona ny tompo an!
Tena tiako e😘😘
tiko lotra tsara midera Tompo
JOSEPH D'AF !
Mafinaritra be le hirah fa toiz e!!
Merci 😁
Amen 🙏🕯️💕
tena tsara rangah ity hira ity an
Amen ❤
2024❤❤❤😢
Ho avy aho
Tiko be makasitra 👏
isanandro ny miatso ny ray tsara be le hira
Maniry mafy mba ho avy aty USA i Joseph d'Af o!
Jesosy no hoavy, vonona ve ianao ?? Ny religion tsy mahavonjy, io hira io tsy mahavonjy, izao tontolo izao tsy mahavonjy, Jesosy no mila Tonga any aminao dia raiso izy fa fiainana , aza variana fa hoavy Jesosy
Tsy aleo ve oe maniry mafy ny fahatongavan'i Jeso
La parole sauve
Inty aho Tompo o
tsara mints
Tiko le hira
JOSEPH d 'Af
Joseph d'Af
tsar hors fideran
Mahafinaritra ny hira fiderana tohizo fa tsara
Good 👍👍👍👍👍