Tena tsara be, ilay Medley, ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra, azafady mba mangataka ny toniny complet amin teny gasy ilay hira hoe: ETO IANAO io raha mba azo atao, Misaotra tompoko, THJ
Merci bcp de mba mangataka ny toniny complet amin le hira ETO IANAO, mba hiderana an'Andriamanitra!!! Misaotra mialoha. Fiadanan'i Tompo ho ao aminareo
Fahasoavana Sarobidy, - add ''ss'' before ''y'' in the link, just like: www.ssua-cam.com/video/x7zrEMACuvc/v-deo.html after press ''enter,, and follow the instruction and you'll get it. I think it's available for downloading.
tena tsara, ho an'Andriamanitra ny voninahitra sao dia mba afaka uploaden'i Pasteur ny version long an'ireo iry ireo? na mba mangataka koa ny info an'ilay hira originale indrindra ilay voalohany mbola tsy faheno mihitsy, misaotra betsaka
@@joelpatricksolofoniaina6488 samy manana ny traduction ny @ teny malagasy ny fiangonana, dia araka izay tianao. Cevam no misy ahy fa tsy haiko tsianjery ilay tonony
Dera sy voninahitra ho an'i Jehovah Tompo Telo izay Iray ❤️ Misaotra amin'ny talentanareo
Watching from Saint Lucia 🇱🇨🇱🇨🇱🇨
Amen any amin'ny Avo Indrindra e waou, Jesosy Kristy Tompo kapiteninay 😍😍😍😍
Afoiko Anao Tompo a.. izay rehetra momba ahy 🙌🙌.. I submit to You my God 🙌
Amen mankasitrake tahin'i jesus daolo atsika rehetra ❤ ❤ ❤ ❤ ❤ ❤
Tompo ô, foiko ho Anao ny amiko mba ho ampiasaina. Tena tsara ny midera.
Merci fa tsara be le medley ,,,ho an'ny Tompo ny voninahitra
Mendrika Ianao Ray oooo♥️🙌🙌🙌🙌 tsara loatra eeee, fiadanan'Tompo aminareo ♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🎼🎼🎼🎼🎼🎼🎊🎉
Tsara loatra ty medley fiderana ty. Mampahazo hery, mahafalifaly. Misy Medley hafa koa ve nomaninareo? Mahate-hihaona foana. Sady velombelona ny Fanahy, Ravoravo ny fo, mazotozoto ny vatana hiatrika ny journée, refa lay mihaino azy vao maraına iny. Misaotra anareo mpihira sy namoronkira. Tahian'i Tompo daholo
Comme on dit ici good job super de louer le Seigneur avec vous vous êtes talentueux et tous beaux. Soyez bénis.
qq qqq
Voninahitra ho an'Jesosy!tsara loatra♥️♥️♥️
My God is awsome, I give my Self away, Imela Jesosy ♥️
Tahian'i Jesosy nareo e! mampahery o!
Inona daholo ny titre ny hira amin'ny teny Malagasy azafady 😊😊 merci.
❤❤❤satriko hihaino fona tena matsiro be
Hallelujah 🙇♀️😭worthy He is🙌😭No one is like our God🙏
Tsara lotra❤️ voninahitra ho any Andriamanitra irery ihany
Deraina ny Tompo, Voninahitra ho Azy irery iany, misaotra anareo. Thanks Mama Sinach way maker, I know who I am... 🙏🙏🙏💪👏👏👏👍
wow c'est tellement bien de louer le Seigneur
Tikobe lehira mankasitraka 👏👏👏♥️♥️♥️💞
Tsara be' mankasitraka 😍😍 voninahitra ho An'Andriamanitra irery ihany 🙏🙏🙏
Louange forever !!! Merci avy aty Lyon !
Mendrika tokoa, tsara Ianao ary tsy misy ny mitovy Aminao. Mankasitraka anareo mihira
Way Maker !! woww misaotra betsaka
Hira fanevan i Elyssah🙂💕
🙏Fa tsara ianao
Tsisy ny toa anao Ray ô
Eto ianao
Mahery ; mahery; mahery
Masina ; masina ; masina
Ity aho raiso anao 🙏
J'écoute en boucle, merci 🙏
Tsara ee ! Makasitraka🙏🙏💖🫶
Tsara loatra , mihaino en boucle isanandro, tokony mamoaka hira maro2 nareo :) .Tsara loatra ny TOMPO
Vao mifoha dia ity hira ity aloha hanombohako ny fiderana ny Tompo . Manome fanantenana be ho ahy ity hira ity Misaotra indrindra
Tsara sy kanto loatra , fiadanan'Tompo e !!!
Tsara be ! Mba omeo tonony azafady tompoko :)
Tsara ny midera an i Jesosy. Tsara be ilay hira merci
mahafinaritra ee❤❤❤
Tsara ny Tompo 🙏🏽
Merci ❤fa tiako be
🙏🙏🙏🙏🙏merci tompo eto fona
Maraina
Haleloia haleloia 🙏🙏
Tsara laotra tokony amoka album mintsy nareo fa za anisany hividy
Tsara ny midera an'i Tompo fa tohizo dia mahareta h@ farany
Mankasitraka e:mangataka mba hafaka télécharge na fa maminay ilay hira
Tsara ianao Jesosy o
Tena tsara be, ilay Medley, ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra, azafady mba mangataka ny toniny complet amin teny gasy ilay hira hoe: ETO IANAO io raha mba azo atao, Misaotra tompoko, THJ
Merci bcp de mba mangataka ny toniny complet amin le hira ETO IANAO, mba hiderana an'Andriamanitra!!! Misaotra mialoha. Fiadanan'i Tompo ho ao aminareo
@@andrymichel2564 que dieu vous bénins
Tena tsara be❤❤❤❤❤1
Deraina ny Tompo !
Mendrika deraina ny Tompo fa tsara loatra, mahagaga ny famindram-pony
Raha nyfiheverako azy dia tsara be ilay hira raha tsy misy an’i Mahandry miteniteny eny ampovozny eny. Misaotra
Mihirà enao tsara noho izy raha mahay eh 😂, mahita kianina foana nefany tsy mahavita ny ataony akory enao manenjika io 🥴
Tena mafinaritra be ilay medley. Mangataka mba afahana m'telecharge. Merci
Mavesatra ilay video (4K) dia izay no mahatonga azy tsy mety télécharger-na
Fahasoavana Sarobidy, - add ''ss'' before ''y'' in the link, just like: www.ssua-cam.com/video/x7zrEMACuvc/v-deo.html
after press ''enter,, and follow the instruction and you'll get it. I think it's available for downloading.
Tsara be 💖💖💖
Merci Saint Esprit...pour ta présence à chaque instant dans ma vie.
Hatsaran'izay hira kosa reto ito ka! ilay hira farany surtout! iza no mahay ny tena titre an'ilay hira farany kay azafady?
Tena tsara ny tompo....mankasitraka anareo
Tsara loatra ny midera ny Tompo ❤
Finoana sy fanasitranana
Voninahitra ho Anao Jesosy
Mba mangataka ilay hira manokana foiko ho anao ny amiko mba ho ampiasainao
Mankasitraka @ le hira tsara mbe ilay de any Jesosy ny voninahitra tahin' I Jesosy nareo
Marina zany
Mafinaritra be le mix fa Voninahitra ny Tompo!
Mba mangataka lyrics ilay "Tompo atolotro Anao" feno raha mba mety, merci
Mankasitraka bdb o! Tsara b
Way maker! 👍👍👌👌🙏🙏🇺🇸🇺🇸🇺🇸
I miss my country 🥲
🔥🔥🔥🔥🔥
Que Dieu soit louer 👼🏼👍🏻
Merci Gabby
Tsara be mihitsy...
Inona daholo kay le lohatenin'ny hira natao medley reny azazady????????
Mendrika Ianao
Ray Mahagaga
Foiko anao
Imela
Haiko iza moa aho
woaouhhhh
mba ataovy clip iray miokana le hira voalohany e
mahagaga tsara ianao
Mankasitraka e
mankasitraka o. tsara ka.
Voninahitra ho Anao irery ihany Jesosy a
Tsara be ilay hira
Mba mangataka lien raha misy manana Taranaka voafidy nataonareo azafady
Deraina Jesosy 👏👏👏❤️
Tsara loatra ilay hira. Deraina ny Tompo Avo indrindra!
Amen
Tsara be misaotra an'ny jesosy
Amen
Tena tsara beeeeeeeeeee
❤🔥
Parfait
tena tsara, ho an'Andriamanitra ny voninahitra
sao dia mba afaka uploaden'i Pasteur ny version long an'ireo iry ireo? na mba mangataka koa ny info an'ilay hira originale indrindra ilay voalohany mbola tsy faheno mihitsy, misaotra betsaka
Way maker
@@PriscaMahefa misaotra betsaka
Kanto loatra misaotra indrindra e
Mba ataovy afaka téléchargena fa youtube am telephone no ampiasaiko Pasteur Mahandry
Tiako beeeee
Amen 🙏
Deraina ny Tompo
Antsoni kristy
Tsara be le hira, inona kay ilay hira farany indrindra @ le medley? Misaotra Tompoko
MBA atov mety telechargena ra mety o
Deraina Jesosy 😊😊😊
mankasitraka °°°°°Deraina jesosy
tsara loatra
Miarahaba !
Inona kay ny titren"ilay hira voalohany ?
ilay manomboka @hoe "Eto Ianao..."
Way maker
Way maker
@@rabisaonaandriatiana4499 Merci !
Nitady lyrics @teny gasy fa toy nahita. Sod misy ahitana an'izay ?
@@joelpatricksolofoniaina6488 samy manana ny traduction ny @ teny malagasy ny fiangonana, dia araka izay tianao. Cevam no misy ahy fa tsy haiko tsianjery ilay tonony
@@rabisaonaandriatiana4499 D'accord ! Mankasitraka ! amin'ny famaliana
Tsara be. Mpifaninona moa izany Pasteur Sylvain RAHARIVAHATRAINA sy Mahandry RAHERIVAHATR'AINA raha tsy mahadiso?
Mpianaka eee
mpianaka izy ireo.
manachikiana....mokurukaaa yesus
Dieu soit Loué forever
mba saika anitany oe inona ny titre en anglais any ilay 'fanilo fahasavana, fahagagana,fanatenana"
misaotra indridra
Fiadanana, "Way Maker"- Sinach no anarany @ teny anglisy
🙏🙏🙏🙏🙏🥰
Mampahery
Tsara be
Tena tsara