Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Tena mahavaky fo ahy mihitsy ty hira ray ty Andriamanitra Ô mamindra fo amiko mifona aminao ahy Amin zay rehetra vitako ts mifanaraka tan sitrampon nao ao ka hofantako fa olo nkadalo aho misaotra an TDL ny tompo anie homba anao ❤️
Ny fiainana eto an-tany dia misy farany sy manam-petra 🥹 Ny fahafatesana no hitovizan'ny olon-drehetra 😭😭 Reposez en paix dada sy neny ❤️
Zany indrindra Jesosy ampafataro ahy❤
Jesosy ooooMandalo zahay eto an tany ka aoka hibanjina Ani jesosy kristy irery ihany isika olombelona rht eto amboniny tany
Tiako be loatra!na ny mozika na na gadona na ny parole ! mankasitraka Tompoko Homba anareo hatrany anie Jesosy mahery Amen 💖
Ampafantaro ny ahoIzay mety hiafarako sy zay rehetra hoatriny androkoAoka ho fantatro fa olo-kan-dalo ahoAndehanako mahitsy eo aminao! 🙏🙏🙏🙏😍😍
Tout le matin je regarde ttoi
mampahery sy mapitraka tokoa rehefa mila ho safotry ny adim-piainana
mankasitraky e, fa tonga tsara ny hafatra ankira Tompoko o!
"mbola matanjaka mirijarija lotra....toa to tena loatra raha tsy izany misendotra" marina be
Tsara be le hira ❤❤❤❤
Aoka h fantatra f ho vovok handal aho hipetrahak maitsy eo aminao
Tsotra sadymahafinaritra ,Misaotra tena Tiako ilay tononkira!
Tiako loatra ty hira ty ❤
Tena mahatonga saina ahy mintsy ty hira ity. Tamin vacance ko tany mada vo nahenoko ty hira ty. Misaotra eeee
Tsara be! Mankasitraka @ hira e!
tena tsara daholo ny hiranarareo,mamelombelona ny fanahy,misaotra indrindra
Olon kandalo tokoa aho JESOSY,,,,misaotra @ fampaherezana
🥺😍😍😍😍tsara loatra
Magnifique
Tiako bé 💞🥰
tsara sady tena mampisaina ny tononkira, tena tiako😍
Tiako ❤️🙏
Tsara lotra, mankasitraka 🙏🙏🙏❤
Aoka ho fantatro f olona mandalo 😢😢
Voaray n hafatra f msaotra indrindra
Aleloia
Mankasitra ee tsara ny midera any jesosy ampafantaro ahy izay mety afarako misaotra jesosy o
Mankasitraka
Merci ❤
mankasitraka indrindra
Tsara loatra!! afaka mba mahazo tonony vé azafady!?
Sad tsara tarehy no mana panahy
zany ka hiram-piderana mankasitraka tompoko
👍😍👌Merci 😍
Msaotra fa tsara.
Tiako loatra ity hira ity
Misaotra fa tsara e
Tsara fa tohizo
Mety mahazo ny Toninkira n’izy ity ve tompoko?
tena tsara e
💖💖💖
tsar be lai hira
tiko dhl hira tdl msaotran A/TRA nis anareo
Mariana Ra
tsara be ! msaotra bdb
Tsara
Marina zay ka;marina loatra ity hira ity
tiako loatra
Est-ce qu’in peut avoir la parole?
❤
Tena mahavaky fo ahy mihitsy ty hira ray ty Andriamanitra Ô mamindra fo amiko mifona aminao ahy Amin zay rehetra vitako ts mifanaraka tan sitrampon nao ao ka hofantako fa olo nkadalo aho misaotra an TDL ny tompo anie homba anao ❤️
Ny fiainana eto an-tany dia misy farany sy manam-petra 🥹 Ny fahafatesana no hitovizan'ny olon-drehetra 😭😭 Reposez en paix dada sy neny ❤️
Zany indrindra Jesosy ampafataro ahy❤
Jesosy oooo
Mandalo zahay eto an tany ka aoka hibanjina Ani jesosy kristy irery ihany isika olombelona rht eto amboniny tany
Tiako be loatra!na ny mozika na na gadona na ny parole ! mankasitraka Tompoko Homba anareo hatrany anie Jesosy mahery Amen 💖
Ampafantaro ny aho
Izay mety hiafarako sy zay rehetra hoatriny androko
Aoka ho fantatro fa olo-kan-dalo aho
Andehanako mahitsy eo aminao! 🙏🙏🙏🙏😍😍