Je reviens vers toi ......en fait je ne t'ai jamais quitté ....je me suis égarée et aujourd'hui....je me sens seule et je sais que tu es le seul qui peut me reconforter !!!!!
Fiadanana! *"Fiainana ifampierana no tena fiderana"* Ilay hoe mifampiera: isika rehefa midera an'Andriamanitra, on sait ce qu'Il veut, mila fahamasinana sy fadiovam-po, izay Izy vao mitoetra eo @fiderantsika > misy echange zany rehefa midera ny Tompo isika. *Le contexte:* "Ny hira sy ny dihy tsy ampy satria fiainana ifampierana no tena fiderana": tsy ampy fotsiny ny mandihy sy ny mihira, tsy izay no hatao hoe fiderana na adoration, fa ny fiainam-panahinao, ny ao anatin'ny fonao, ny fahadiovam-po no mahatonga an'i Jesosy mitoetra eo @fideranao. Donc fiainana ifampierana = rehefa tena tia an'Andriamanitra ianao dia efa fantatrao ny zavatra ilainy (ny fahadiovam-ponao, ny fahamasinanao), sy ny zavatra ilainao (Andriamanitra mitoetra eo @fideranao). _(source: Lovatiana Ratsisompatrarivo)_ Mazava kokoa ve? :)
Alix Meye voici je reviens à tes pieds Seigneur personne d’autre que toi et moi Jesus, les chants et la danse ne suffisent pas parce que c’est une vie avec toi qui est la vraie louange. c’est pour ça que je m’approche de toi, que je m’incline que je te loue. en échange de parfums de valeur je t’offre mon coeur. la fête est finie et les chants nouveaux aussi, la danse de louange, on t’a élevé. les lumières sont éteintes, tout est vide, les gens sont tous partis. mais Jesus je vais revenir à tes pieds, personne d’autre que toi et moi. le chant et la danse ne suffisent pas, parce que c’est une vie avec toi qui est la vraie louange. c’est pour ça que je m’approche de toi que je m’incline, que je t’adore. en échange d’un parfum de valeur je t’offre mon coeur... ta présence est remplie de chaleur
Ref : Indro aho hiverina eo an-tongotrao Jesosy ô ! Tsisy afa-tsy izaho sy Ianao Hira sy ny dihy, tsy ampy satria, Fiainana hifampierana, no tena fiderana Eo no anantonako, hiankohofako Anao Hisoronako, hiderako Anao Ho solon-java-manitra, manantitrantitra No ho ataoko ho fanatitra Vita ny fety, sy fihiram-baovao Dihy, ny fiderana ; misandratra Ianao Ny jiro efa nopihina, sina ny tontolo Ny mpihira efa nangina, efa lasa daholo Ref : (x1) Feno hafanana, ny fanatrehanao Anivon’ny fiderana, hiverina indray aho Izaho no sahy hilaza, fa nanome izay sahaza Hitanao ny fo, namaly ny antso tokoa
tiako ny miverina Aminao Jesosy , ataoko isan'andro zany :)
Hafa ihany ny hira misy hosotra, mitondra anao eo @ FANATREHANA
Je reviens vers toi ......en fait je ne t'ai jamais quitté ....je me suis égarée et aujourd'hui....je me sens seule et je sais que tu es le seul qui peut me reconforter !!!!!
²q3qqqqqqqqqqqPpqpqqpqpqqppqpqpqq
Indro aho hiverina
Jesosy ô tsisy afatsy izaho sy ianao 😭❤❤
Indro aho hiverina tompo o 😭😭😭
Mampahery ahy dia mba tiako ho anao koa !
Indro aho hiverina... Amen
Jesosy oh tsisy hafa tsy izao sy Ianao!😍
Hiverina @ nao indray aho Tompo ô ka mamela ny heloka raiso aho hanisany ireo zanakao
Mon Dieu ❤ ne m’abandonne pas
indro aho hiverina eo antongotrao jesosy o!!!tsara loatra enao
fiainana ifampierana no tena fiderana ,mba hazavao azafady.merci
Fiadanana!
*"Fiainana ifampierana no tena fiderana"*
Ilay hoe mifampiera: isika rehefa midera an'Andriamanitra, on sait ce qu'Il veut, mila fahamasinana sy fadiovam-po, izay Izy vao mitoetra eo @fiderantsika > misy echange zany rehefa midera ny Tompo isika.
*Le contexte:* "Ny hira sy ny dihy tsy ampy satria fiainana ifampierana no tena fiderana": tsy ampy fotsiny ny mandihy sy ny mihira, tsy izay no hatao hoe fiderana na adoration, fa ny fiainam-panahinao, ny ao anatin'ny fonao, ny fahadiovam-po no mahatonga an'i Jesosy mitoetra eo @fideranao. Donc fiainana ifampierana = rehefa tena tia an'Andriamanitra ianao dia efa fantatrao ny zavatra ilainy (ny fahadiovam-ponao, ny fahamasinanao), sy ny zavatra ilainao (Andriamanitra mitoetra eo @fideranao). _(source: Lovatiana Ratsisompatrarivo)_
Mazava kokoa ve? :)
tena fiadanampo mideranao ry Ray be fitiavana notsimbininao hatrany aho na dia ts mendrika eo anatrehanao misaotra Ray ooooo
Hiverina aminao aho Jesoa o
indro aho hiverina Tompo o ka mba raiso aho
Misaotra Jesosy ah
matoky aho Tompo o ! ary mino aho fa tsy taratry ny fiainako rapitso izay mitsanga anio ! misaotra Jesosy
Tena mamy ny miankohoka sy midera ny Tompo. Tsara ny mitoetra eo @ fanatrehany.
Ce chant me touche j aimerais avoir une traduction en francais
Alix Meye voici je reviens à tes pieds Seigneur personne d’autre que toi et moi Jesus, les chants et la danse ne suffisent pas parce que c’est une vie avec toi qui est la vraie louange. c’est pour ça que je m’approche de toi, que je m’incline que je te loue. en échange de parfums de valeur je t’offre mon coeur. la fête est finie et les chants nouveaux aussi, la danse de louange, on t’a élevé. les lumières sont éteintes, tout est vide, les gens sont tous partis. mais Jesus je vais revenir à tes pieds, personne d’autre que toi et moi. le chant et la danse ne suffisent pas, parce que c’est une vie avec toi qui est la vraie louange. c’est pour ça que je m’approche de toi que je m’incline, que je t’adore. en échange d’un parfum de valeur je t’offre mon coeur... ta présence est remplie de chaleur
Merci @Miako Rasolondraibe 💗
@@miakoliantsoa Merci!
@@miakoliantsoa merci beaucoup pour la traduction je n ai jamais pris le temps de te remercier
Amen inty aho jesosy
Izany ka fiankohofana amin'ny fo minia fatratra
tsika ve mety oe manana rohy ifapizarana fandrendahatra otrany zany na fampenaran fohy
Amena
Ref : Indro aho hiverina eo an-tongotrao
Jesosy ô ! Tsisy afa-tsy izaho sy Ianao
Hira sy ny dihy, tsy ampy satria,
Fiainana hifampierana, no tena fiderana
Eo no anantonako, hiankohofako Anao
Hisoronako, hiderako Anao
Ho solon-java-manitra, manantitrantitra
No ho ataoko ho fanatitra
Vita ny fety, sy fihiram-baovao
Dihy, ny fiderana ; misandratra Ianao
Ny jiro efa nopihina, sina ny tontolo
Ny mpihira efa nangina, efa lasa daholo
Ref : (x1)
Feno hafanana, ny fanatrehanao
Anivon’ny fiderana, hiverina indray aho
Izaho no sahy hilaza, fa nanome izay sahaza
Hitanao ny fo, namaly ny antso tokoa
merci petite soeur de l'avoir mise!! :)
enjoy 😘 bisous
gloire à Dieu
Misaotra Tompo fa tsa tasra Ianao
Miambena amizay!
ta présence est remplie de chaleur
❤
mila miova eo am fiaina
alleloia
Ellie?
tiko lotra ty fiderana ty
Amen
Amen!!
♥️♥️
❤❤
❤