Fanahy ô ! Mila Anao aho (P Jocelyn R) Strophe (X2) Fanahy Masina ô ! Tonga soa eto Ianao Mandray Anao 'zahay Raiso ny toeranao Ianao no andrandrainay Mila Anao ny fonay Fa maniry mafy ny Fanatrehanao Refrain (X2) : Avia mamenoa tanteraka ahy Fa eto Ianao Tsy ho feno zavatra hafa aho Afa-tsy Ianao Itondray 'lay fiainana aho Tompo ao anatiko ao Fanahy Masina ô ! Mamiko indrindra Ianao Strophe (X2) Refrain (X2) ….. Refrain (X2) Fanahy masina o Mamiko indrindra Ianao (X3) Mamiko indrindra Ianao !!!
Merci mes frères Malagasy pour cette bénédiction, gloire à notre Seigneur Jésus!
Fanahy Masina o! Mamiko indrindra Ianao
Misaotra Tompo fa misy fona olona ampiasainao hiderana,izay mampahery ny afa
Fanahy masina o mamiko indrindra ianao
AMEN ❤🙏
❤️FANAHY🤍MASINA Ô💚. tous ensemble comme une chaîne d'amour avec JESOSY KRISTY✝️ 🎵🎸🎸🎵
Fanahy ô ! Mila Anao aho (P Jocelyn R)
Strophe (X2)
Fanahy Masina ô !
Tonga soa eto Ianao
Mandray Anao 'zahay
Raiso ny toeranao
Ianao no andrandrainay
Mila Anao ny fonay
Fa maniry mafy ny
Fanatrehanao
Refrain (X2) :
Avia mamenoa tanteraka ahy
Fa eto Ianao
Tsy ho feno zavatra hafa aho
Afa-tsy Ianao
Itondray 'lay fiainana aho
Tompo ao anatiko ao
Fanahy Masina ô !
Mamiko indrindra Ianao
Strophe (X2)
Refrain (X2)
…..
Refrain (X2)
Fanahy masina o
Mamiko indrindra Ianao
(X3)
Mamiko indrindra Ianao !!!
Bonsoir tahiana🩵 merci pour les paroles beĺle louange ✝️Amen
Tsara be
🕊🕊🕊🙌🙌🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Bonsoir Tinah çava je suis de la Reunion tu aime la louange Alléluia 🩵