Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Tsara beee Ilay hiraDeraina Jesosy,mamelona bé foana 😊
Minoa minoa fa manakaiky ñy fanjakany ❤🙏🙏🙏
Zoky a!ny alitara fiderana ...Zoky a !refa mivavaka ianao ...Une de mes chansons preferees De RIJA RASOLONDRAIBE ,oui car ca me touche beaucoup meme je suis loin de mon touche beaucoup ! Merci !
Mino aho Eny mino aho !Tiako loatra enao Jesoa zoky malalako. ❤
tsara zalahy ny mihira ho an'Andriamanitra, soa ny TOMPO, love aminao zaho JESOSY
Tsara i JESOSY e ,❤
2024 fa tiako foana
Mino aho eni mino aho ...... reo mino mahalala iany atrany andanitra any
Mino aho 🕊️
tena tiko b mihitsy ity hira ity, tsy mety leo mits zah
mino aho!eny mino aho f' efa manakaiky ihan ny fanjakana!Amen
Enga anie isika samy hino an jesoa de hiara hiakatra any an danitra any e
Sambatr zay mino
Mankasitraka e... Misaotra any mpandefa....
AMEN🙏🔥
Reo zareo tamzany! Soa e
Mino aho,mino aho fa efa akaiky by fanjakan'ny Lanitra
👌😇
mahafinaritra, hiaraka ihany hatrany an-danitra any e!
tiako loatra ity hira ity
Tiako tena tiako be
Alleluia
mba te ihaino ny hirany mamikelin'i jesosy io fa tena tsy haiko ny anarany sao de mba misi mahay
Zah ko mba miombona aminareo mpihira. Hoe Mino Azy ah.
🍀❤️😇👌🤗
@cchanelle Tsy misy isaorana fa ifampizarana ny zavatsoa tahak'zao
❤️❤️❤️❤️
amen!🙏🙌
@faniryharijaona mety ho marobe zao reo olona tsy fantatro refa any ary mety hitovy @ tamintsika tonga tety antany koa angamba hoe eo vao mianatra mifankahalala daholo
Tsara beee Ilay hira
Deraina Jesosy,mamelona bé foana 😊
Minoa minoa fa manakaiky ñy fanjakany ❤🙏🙏🙏
Zoky a!ny alitara fiderana ...
Zoky a !refa mivavaka ianao ...
Une de mes chansons preferees De RIJA RASOLONDRAIBE ,oui car ca me touche beaucoup meme je suis loin de mon touche beaucoup ! Merci !
Mino aho
Eny mino aho !
Tiako loatra enao Jesoa zoky malalako. ❤