Finoana marisika // Rija Rasolondraibe
Вставка
- Опубліковано 8 вер 2024
- Aussitôt après, [Jésus] obligea les disciples à monter dans la barque et à passer avant Lui de l'autre côté pendant qu'Il renverrait la foule. (...) La barque, déjà au milieu de la mer, était battue par les flots; car le vent était contraire.
A la quatrième veille de la nuit, Jésus alla vers eux, marchant sur la mer. Quand les disciples Le virent marcher sur la mer, ils furent troublés et dirent: C'est un fantôme! Et, dans leur frayeur, ils poussèrent des cris.
Jésus leur dit aussitôt: Rassurez-vous, c'est Moi; n'ayez pas peur!
Pierre Lui répondit: Seigneur, si c'est Toi, ordonne que j'aille vers Toi sur les eaux. Et [Jésus] dit: Viens! Alors Pierre sortit de la barque, et MARCHA SUR LES EAUX, pour aller vers Jésus.
-Matthieu 14:22-29
Une chanson pleine de bonté et d'humilité !
😭😭😭kasiho @herinao aho Ray ô!resy tanteraka aho nefa mbola manantena fa tsy handao ar tsy hanary ahy ianao.mila anao aho eo @ fiainako koa tehirizo @fanahinao mba hahita isanandro isatsegodra ny voninahitrao.omeo fahendrena aho hahaizako miarina @ fitondran-tenako ary hialako @ fahazarandratsiko.Amen
Hampaharitra ny FAMINDRAMPONY sy ny FAHASOAVANY aminao Mr Rija Rasolondraibe ; ny Andriamanitra Ray @ alalan i Jesosy Kristy Tompotsika Alelloya
Omeo fahendrena tsy hisisiky ee
Tsy hanao angano²
Omeo finoana marisika eee
Andeha ambony rano, alléluia Amen🥰🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Merci Jésus de ta bonté, de ta grâce , je reconnais maintenant ta présence depuis mon enfance spirituelle, physique, qui m'a tenu et qui m'a fait évoluer dans la vraie connaissance, dans le vrai chemin. Merci Merci Merci. Amen
Ray Masina Mpahary ahy o!Fantatrao ny ao am poko tsy milaoka ny halalin ny fitiavako Anao amin ny finoako kely no hanatonako Anao kasiho aho rakofy ny Herin ny Fanahinao isa tsegondra aho fa te hahita ny Voninahitrao aho mino aho Tompo fa efa natolotrao ahy ny finoana velona tamin ny alalan i Jesosy ary handeha ambony rano miaraka Aminy aho nohon ny halehiben ny famindraponao misaotra amin ny fanatrehanao Tompo sy ny fahendrena zay nomenao ahy Amen
Rien à dire très belle chanson. MERCI 💕💕💕
T
Ue
Jz
Omeo finoana marisika zahay JESOSY O! Miaotra Rija a! fa nampitondrain'I TOMPO HAFATRA HOANAY ENAO !
izany no tena hiran'ny fanahy!hira feno fahatakarana!!
Omeo finoana marisika e, andeha ambony rano e😍 Amen
Misaotra Rija a ! Mitondra hery lehibe ho ahy ity tonikira ity
Mankasitraka Rija aaaaa
Tahiny Tompo tsika rehetree
Ohatran'ny Mosesy raha nangataka hahita ny voninahitr'i JEHOVAH!!!izany no zavatra tena sarobidy indrindra!hira tena feno fahatakarana!tiako loatra ity hira ity!
toroy lalana aho Jesoa, arovy aho Tompo o mba ts hosolafaka andalana rombahan'i satana, ampianaro aho Tompo o mb ialako @fazara-ndratsiko , amin'ny anaran'i Jesoa Amen
Ny oloko marina de ho velon'ny finoana hoy jesosy, amen
"MBA TAHIO HAHAY HITONDRA NY FANAHINAO". AMEN
Tsy hiala amin'ny fanatrehanao aho Jesosy ô, tiko loatra ny eo akaikinao!
Inty aho JESOSY O!Mba tahio e !Kasio aho hahalala ampio aho tsy hiala amin fanatrehanao ,maniry Mafy n'y ahita tsy hiato n'y Voninahitrao ! misaotra indrindra JESOSY O!mankasitraka indrindra !
Omeo finoana aho harisika tompo o
Mba handehanako eny Ambony rano
Amen
HO FENO AHITA TSY MIATO NY VONINAHITRAO❤❤❤❤❤❤😂😂
Omeo finoana marisika e, handeha ambony rano!
Izay alehanao no tiako aleha fa raha andeha Ianao za koa mba andeha!!
Raha tena Ianao Jesosy mba avelao aho anatona ho eny Aminao
Omeo Fahendrena Tsy Hisisika , Tsy Hanao Hanganohangano.
tsara be ny tonin'ity hira ity , tonom-bavaka tsara indrindra
hafeno an-tsefaky ny harambato, @ilay toerana akaikiNao Amen
Omeo finoana marisika aho! Tiako loatra IANAO JESOSY
Misaotra Tompo oh fa mbola tinao aho ary maro be tsy tambo isaina ny soa nataonao tamiko sy ny Ankohonako
Hidera Anao mandrakariva aho 🙏🏽🙏🏽
Mahatsiaro an'i zokinay vavy foana aho isakin'ny miaino an'ito hira ito . Tahian'I Jesosy daholo e !
Omeo finoana marisika eh handeha ambony rano 🙏🥺
Omeo finona marisika ao jesosy
mankasitra o!finoana marisika ho antsika rehetr
Omeo finoana maharisika Jesosy andeha ambony rano!
Omeo finoana marisika e! andeha ambony rano...Amen
Mba tahio e, hahay hitondra ny fanahinao🙏
Amen
Omeo finoana marisika handeha ambony rano💖💖
Tsis otraz
OMEO FINOANA MARISIKA AHO ANDEHA AMBONY RANO
Omeo finoana marisika, handeha ambony rano
tsara b an!! mankasitraka indrindra e!!! mampiakatra finoana b mihintsy!!!
Omeo finoana marisika aho Tompo o!tiako Ianao Jesosy
Tena mahafinaritra !!!.Mambabo Fanahy!!!
tena tiko be ny tonon-kira ,misaotra , mba omeo finoana marisika andeha ambony rano!!!!
Eo @ fanatrehanao no tena tiako Jesosy o!😊❤🎉
Mba tahio ahay hitondra ny fanahinao o !!!! .....Omeo finoana marisika e !!!Hande ambony rano !!!!!
JESUS ampitomboy ny finoko omeo finona marisika aho anompoko anao
Omeo Finoana marisika Zaho jesoa o
tena tiko be ilay hira,mercie mon frér
omeo finona marisiky e e! andeha ambony rano.
Omeo finoana marisika, handeha ambony rano! Amen
Omeo fahendrena aho ts hisisika , ts hanao angano angano, omeo finoana marisika aho , ande ambony rano.
mba tahio e hitondra ny fanahinao Tompo ô. Amen
Omeo Finoana marisika e! Handeha ambony Rano !!!
Je
mankasitraka ary misaotra ny Tompo lehibe nanomezany talenta an'i rija fa tsara ny hira
mafinaritra rija ah!!!za kou mba anaraka eh!!
Ho mon Jésus Christ cette louange est merveilleuse 🙏🙏🙏
Ho tahian'ny Tompo mandrakariva ianao Kezia Onisoa.Ahatsiarovan'i Dada anao manokana izany hira fanopoana izany.
tiako loatra ilay tononkira ;;;; amen
Omeo finoana marisika ee Handeha ambony rano ❣️❣️
ampio aho tsy hiala am fanatrehanao Jesosy o🙏😇
Amen!!! mankasitrak Rija an!!!
Omeo finoana marisika......
Omeo finoana marisika e !!!
Fa ra nahita fitia Taminao aho . te ahita koa ny voninahitrao amen
Hafeno an-tsefaky ny harambato e
Amin'ilay toerana akaiky Anao ❤️
Ho feno, hahita tsy miato ny voninahitrao 🛤
Misaotra anao aho jesosy Amin ny fitiavanao ahy
Mba tahio e, ahay hitondra ny fanahinao🙏🙏🙏
omeo finoana marisike!amen
Amen!!
babon 'ity hir aity ny foko
,STEPHMA RIVER 'Toriteny
mba tahio ahay hitondra ny fanahinao 🙏🙏🙏
Mahafinaritr Rija mihira amimpo s'y fanahy
meo finona marisiky e!Amen
Mba tahio ee hahay hitondrana ny fanahinao
**Omeo fonoana marisika ahy Jesosy**
mampahery tokoa mila finoana mafy tokoa aho
misoatra fa tafita hafatra
Omeo finoana marisika aho Tompo
Ento lavitra ny fahazarana izahay Jesosy o!
Landisoa Edmondine Amen!
Landisoa
Ampio aho tsy hiala ny @ fanatrehaNAO. Deraina ny Tompo :-)
Donne moi une foi inébranlable pour marcher sur les eaux Seigneur 🙏
AMEN BE MIHITSY !!!!!
Ampiho eh, hahay hitondra ny fanahinao!!!
❤❤
ampio aho tsy hiala @ fanatrehanw tompo oh 💖💖
Omeo finona marisk
Amen! tsara ny tompo! mankasitraka nizara
AMEN !!!!!!! ✅
TIKO BE MIARAKA AM JESOSY ENY AMBONY RANO ,,
❤
Omeo finoana marisiky e
toroy lalana re aho ry jesosy tompo !!!!
Tsara ny midera ny JÉHOVAH TOMPONY MARO
omeo finoana marisika
Feno haim-panahy tokoa mihaino ity hita ity ..misaotra
Mankasitraka e , mahafinaritra ahy ny mahaino ity hira ity.
JESOSY KRISTY anie hampitombo n'y fanomezam_pahasoavana ao aminao ranadahy.
Marina izany!Ray o!omeo finoana marisika tsy Anao anganoangano!ary koa hahay itory NY fitiavanao
finoana anie zany e !
Tena tsara be ilay izy
Omeo fahendrena tsy hisisika e ! Tsy hanao anganoangano oh ! T_T
Hallelujah 🔥♥️🙏
i really enjoy it
Covid19 only God can protect us
amen🙏
izany ka hira.mankasitraka.