Vazaha Miteny Gasy - Traikefan'ny hafa

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 16 вер 2024
  • Mba mahatsiaro sy mitantara kely ny amin'ny traikefa sasany andalovan'ny vahiny mandeha any Madagasikara. Zava-dehibe tokoa ny hisoka-tsaina amin'ny fiainana! Samy manana fahaizana sy fomba fijery manokana daholo ny olom-belona, noho izany dia mahasoa antsika ny hifanaja sy hanetry tena rehefa mifampiresaka amin'ny olona. Samy manan-jo hijoroany amin'ny heviny isika! Mirary soa e!!

КОМЕНТАРІ • 111

  • @rakotondrinasantatra3358
    @rakotondrinasantatra3358 5 років тому

    akoary aby ry leka ! nahazendana ahy tokoa naheno sy nahita anareo tena mahafehy ny fomba fiteny malagasy . mankasitraka ee

  • @georgetteandriamampionona2700

    Mankasitrakanareo mirahalahy mafinaritra .

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 3 роки тому

    Mahafinaritra ny fomba fijerinareo ny gasy. Nihetse po za. Misaotra betsaka

  • @henriettelouis-ferdinand4548
    @henriettelouis-ferdinand4548 3 роки тому

    Tia anareo koa izaho ity e 😘

  • @francoiseangelique6036
    @francoiseangelique6036 5 років тому

    Mankasitraka betsaka anareo ,satria misy gasy aty France milaza tsy mahay teny gasy

  • @nomenarabe
    @nomenarabe 8 років тому

    misaotra betsaka e; mahafinaritra fa tohizo

  • @andryraosasalima7238
    @andryraosasalima7238 5 років тому

    Msotra ranga a. Mlay nareo mtsam e

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 8 років тому +7

    mirary soa anareo hatrany de misaotra amin ny fitiavana anay malagasy

  • @maheninalossier5584
    @maheninalossier5584 4 роки тому

    Mihomehy aho satria azoko tsara mintsy ny valintenin'ilay ramatoa : na izaho koa aza tamin'ny voalohany tsy mino hoe : ahona olona fotsy hoditra ve ahay miteny gasy? fa rehefa miheno anareo miresaka dia lasa misy zavatra majika miova ao an-dohako. ny feo sy ny fiteny ; ny fehezanteny mazava no henon'ny sofiko fa tsy ny volonkoditra. Miaiky anareo amin'ny fahaizana mianatra ny kolontsainan'ny olona hafa.

  • @jjfhvkkgf544
    @jjfhvkkgf544 4 роки тому

    Mahafinaritra ee sady zao no atao manaraka fomba etoa Madagascar

  • @hanitrajoelinejohansson4090
    @hanitrajoelinejohansson4090 5 років тому

    Tsy ny gasy ihany ka, za mipetraka aty Suède. Dia ny olona aty raha vao hiresaka amiko voalohany dia miteny anglais foana fa heverin'izy ireo ho tsy mahay Suédois zaho... Satria ny mainty hoditra aty miteny anglais daholo... Dia gaga be zareo refa valiako suédois, ny sasany moa dia otry ny oe tsy te hihaino fa ny anglais ihany no asesiny...

  • @rakotoarimananarajodiane7483
    @rakotoarimananarajodiane7483 5 років тому

    hihihi, mahafinaritra nareo. Mahafinaritra

  • @tahinachantal8275
    @tahinachantal8275 5 років тому

    Faly be a mahita vazaha miteny gasy !rah mb miteny gasy le olona ato @mko ato vo maika faly be mercy e

  • @arl4467
    @arl4467 6 років тому +1

    Dia gaga amin'ireo gasy miambo ho tsy mahay miteny gasy intsony aho. mampalahelo fa tahaka ny hoe ny reny nampinono sy nitaiza no odiana tsy fantatra.

  • @andrianinajonson1743
    @andrianinajonson1743 3 роки тому

    Gasy petaka b reto hahahaha

  • @rasoanivo6061
    @rasoanivo6061 5 років тому

    Misaotra ry zalahy a! Tena mafinaritra e! Tena sady mihomehy faly aho mahita anareo mahavoaka teny malagasy tsara a!

  • @lova.Ravel59
    @lova.Ravel59 6 років тому

    Tena tsy mbola nisy vazà mahay teny hafa tsy ireto 👏👏👏👏 lay lava volo io miady @ pièces-ko an! 😙 ndao hiaraka hivavaka e! 😇

  • @luciennerosette6801
    @luciennerosette6801 6 років тому

    Misaotra e!! Mankasitraka b d b!! Ary efa hita mihitsy aza nareo oe efa manana le toe in tsaina Malagasy

  • @lalainaraherizah
    @lalainaraherizah 8 років тому

    zahay koa aza tena tia anareo , fa mahafinaritra be zavatra ataonareo
    mankasitraka indrindra e! 👍

  • @sochf6930
    @sochf6930 5 років тому

    Je ne vois ce qui a de spécial c’est comme les malgaches qui parlent français ou d’autres langues d’ailleurs c’est pareil , il fait l’effort c’est sympa

  • @xaviersimon340
    @xaviersimon340 7 років тому

    Misaotra ry izy roa lahy an ! Misaotra ry Zamerika!

  • @p-bernard2530
    @p-bernard2530 5 років тому

    tena hainareo tokoa ny kolitsainy malagasy ka hainareo daholo na ny toe-tsainy. Mariny izanyeee, misaotra amin'ny anatra!

  • @guianosaandyalfan3450
    @guianosaandyalfan3450 8 років тому +1

    Manahona anareo hotrany tsy mampino mahita anareo miteny gasy Aiza ilay tohinee 👍🏽

  • @Angy523
    @Angy523 6 років тому

    nareo mahay miteny Gasy b vazaha d otrany hafa2 zany tsinn ko.Aza mena tsiny fa tsika olombelona ty tsy mety afapo ty e!

  • @isabelleraoelina101
    @isabelleraoelina101 8 років тому

    Mahafinaritra be nareo.zahay kou ti be anareo surtout nareo nanana finiavana nianatr niteninay.rah oe feo fotsin no henoina fa ts mjery sary dia oe Malagasy izany miten izany.

  • @priscamaharavo7202
    @priscamaharavo7202 6 років тому

    Tena mahay miteny gasy 'nareo👏 sady mahay oha pitenenana 👌

  • @andreeulaliesylvana2940
    @andreeulaliesylvana2940 7 років тому +1

    MISAHOTRA MAKASITRAKA ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY CREATEURS RÉDEMPTEUR SAUVEUR DE TOUTE HUMANITÉ VOUS DONNE SON AMOUR SA JOIE ET VEILLE SUR VOUS AMEN SOYEZ BÉNIS !!MASOHAVA

  • @onyrina6427
    @onyrina6427 4 роки тому

    Oadray marina, izaho io miteny gasy aminao dia mbola lazainao miteny vazaha ihany??😂😂😂

  • @idealyfifalianasoa
    @idealyfifalianasoa 4 роки тому

    ty kosa no tena nampiomehy ahy indrindra tamin'ireo video anareo, jereko amin'izao confinement zao,hahahhahahahha

  • @randriantsizafymanohisoa1548
    @randriantsizafymanohisoa1548 8 років тому +1

    tena mahafinaritra ny zavatra ataonareo👍 ! misaotra amin'ny fitiavana😊

  • @lazalazaotsimiamboholahy785
    @lazalazaotsimiamboholahy785 8 років тому +1

    Tsara ary hisaorana ianareo. Raha misy fanamarihana dia hendratredratra ihany. Ny indro kely dia ity: somary mica gare n'y teny ofisialy sy NY tenim-paritra, ary koa NY fiteny eny an-dalambe sy ny fiteny avo lenta. Na izany na tsy izany dia efa voafehianreo ilay fiteny, ary miteny mazava nohon'ny Malagasy sasany ianareo. Misaotra mitaitaina ity teny malagasy ity.

  • @errtyuuuvbbnmm4684
    @errtyuuuvbbnmm4684 5 років тому

    Tena mahay mirehake gasy nareo roa misaotse

  • @rahagasonolivafifaliana7247
    @rahagasonolivafifaliana7247 6 років тому

    tsy vaza izany miteny izany fa Gasy

  • @Livia-th3zc
    @Livia-th3zc 4 роки тому

    😂😂😂😂 mbola mahavita video tsara na Dia misy volombava aza ka . Haha

  • @sehenoarisoanarindra2922
    @sehenoarisoanarindra2922 6 років тому

    Marina mints zani, tsara be fa mankasitra e! ♥♥♥

  • @miaranja3700
    @miaranja3700 6 років тому

    Nampiomehy ahy ny tantaranareo ka... Mba tantareo raha mbola misy ...

  • @mercimee3382
    @mercimee3382 7 років тому

    coucou nareo 2. tiko b 💖💖💖💖 Le lava volo. .. 😍😍😍😍😍😍😍 lol

  • @faniry2522
    @faniry2522 8 років тому

    Tokony tenenin'i Payton hoe "tsy heken'ny sain'ilay ramatoa ilay izy miresaka aminy amin'ny teny gasy

  • @rhodinahrandriantsoa6998
    @rhodinahrandriantsoa6998 8 років тому

    hahaha ... soavaly sy be volom-bava ny afaran lisany😂😂😂... Misaotra e! Mankasitraka

  • @fallytoussaint7990
    @fallytoussaint7990 8 років тому

    mer6 ranga fa milay be le video!!mankasitrakeee!!!

  • @theresinemarie8763
    @theresinemarie8763 6 років тому

    Tena tsivazaha miresaka reto fa gasy 😆😆😆😆

  • @narindrarazafindrahovalain6140
    @narindrarazafindrahovalain6140 6 років тому

    Hahaha! Zah kou Tia anareo e! Milay lisany.😋😂😃

  • @Andry.Urbain
    @Andry.Urbain 6 років тому

    Salama e. Tena mahalina ahy ny fahaizanareo teny Malagsy. Nisy vazaha nihaona tamiko dia nilaza izy hoe Zaho vazaha miteny Gasy. Zao vao fantatro hoe tena misy marina tokoa. Makasitraka e

  • @galeolaveromanitra4828
    @galeolaveromanitra4828 5 років тому

    Je kiffe de chez kiffe !

  • @mamygasy1223
    @mamygasy1223 6 років тому

    milay e!!! tsara fa tohizo an!!!

  • @EMMANIRINA
    @EMMANIRINA 6 років тому

    J'adore cette histoire

  • @louisaraharisoa2523
    @louisaraharisoa2523 8 років тому

    Salama ry izy mitsam a
    Tena milay ny zvtr ataonareo e

  • @ainaalima7249
    @ainaalima7249 6 років тому

    Tena mahay
    Mankasitraka e

  • @njaratianarandriafanomezan6504
    @njaratianarandriafanomezan6504 6 років тому

    Tiko be :D sady mivanitika be za ato.Misaotra ry reto a :)

  • @marie-odileravao4939
    @marie-odileravao4939 7 років тому

    mampihome aba nareo hi!hi!. Misaotra ê!😄

  • @kolyrasandimanana576
    @kolyrasandimanana576 8 років тому

    nnnttttssssooooo mafatifaty be nareo :)

  • @carlosmariano3461
    @carlosmariano3461 7 років тому

    Kkkkkk tena misy sôvaly

  • @njakaharisoaandrinirinaraf8806
    @njakaharisoaandrinirinaraf8806 8 років тому

    Mety lesy e ! Zay ku tian' lisany

  • @mahandrytoky1959
    @mahandrytoky1959 7 років тому

    ilay fisokafanareo mirahalahy @ kolotsaina malagasy sy fahaizanareo manara-bolontany no tena mahavalalanina anah. mankasitraka an'i bebe sy dadabe hihihihihih

  • @agnesratovoson1030
    @agnesratovoson1030 4 роки тому

    Kkkkkkkkkk

  • @tsiryemmanuel1334
    @tsiryemmanuel1334 5 років тому

    sur mlai elaisani mitsam

  • @harissfrank2192
    @harissfrank2192 8 років тому

    mlay rangah elisany a!!..... We are the same!!

  • @emilienneargand3670
    @emilienneargand3670 7 років тому

    Makasitraka❤️❤️❤️

  • @balikarandy196
    @balikarandy196 8 років тому

    mampihomehy nareo ka, mahafinaritra

  • @norosoa1
    @norosoa1 8 років тому

    mankasitraka anareo ,

  • @nasainafanendryramahafenos7767
    @nasainafanendryramahafenos7767 8 років тому

    Efa hoe mahay miteny gasy aho oa!!!! TPT

  • @pascalinezozo4632
    @pascalinezozo4632 6 років тому

    Nata za tsy mahay akoatsany reo bref maty @tokiky otsa atako tsary nahita vaza

  • @andonirinasuzelleandrianas5844
    @andonirinasuzelleandrianas5844 7 років тому

    mankasitraka eeee

  • @migymiandrisoa7983
    @migymiandrisoa7983 8 років тому

    mankasitraka feno anareo e, raha nanana chaine TV zah d nantsoiko ianareo hivahiny ao ,hi5

  • @simonannicette4276
    @simonannicette4276 8 років тому

    mankasitraka lisany sur mints

  • @yolandekad2597
    @yolandekad2597 6 років тому

    bravo!

  • @mamitianarakotovao445
    @mamitianarakotovao445 6 років тому

    Milay lisany e

  • @andrianalijaonanarindra7516
    @andrianalijaonanarindra7516 6 років тому

    Mankasitraka lesy ry zalah a?

  • @plouplou1136
    @plouplou1136 7 років тому

    Misaotra fa tonga ny hafatra tena marina mihitsy fa olombelona daolo ny olona rehetra saingy mbola ho sarotra @ny gasy sasany na ny foko sasany ny hanaiky izay fomba fijery izay raha tsy tena mifanerasera @ny foko hafa izy dia mbola misy foana izay fomba fijery somary hafa2 izay.

  • @joandronic9905
    @joandronic9905 8 років тому

    Mankasitraka ô !

  • @VeroHanitra088
    @VeroHanitra088 6 років тому

    tiako be ny mijery anareo :)

  • @tsioryeliane2556
    @tsioryeliane2556 6 років тому

    Mankasitraka nareo

  • @hobiana.ramaroson
    @hobiana.ramaroson 8 років тому +1

    Tapatsinay be zay ato 😂😂😂😂

  • @priscamaharavo7202
    @priscamaharavo7202 6 років тому

    Tsara eee

  • @karenspania120
    @karenspania120 8 років тому

    mahafinaritra e

  • @nasolobeatrice
    @nasolobeatrice 7 років тому

    coucou mankasitraka eh

  • @Borntobeunique
    @Borntobeunique 8 років тому

    You guys are what we called wise men and that despite your young age. Joke: i write in english because i'm afraid you will not understand what I say, like this woman lol

  • @gasyrakoto8958
    @gasyrakoto8958 8 років тому

    mankasitraka eh

  • @paranyandry1948
    @paranyandry1948 6 років тому

    Mafinaritra e

  • @rijasson
    @rijasson 8 років тому

    Milay e

  • @priscaary5314
    @priscaary5314 6 років тому

    kkk latsaka be am le.olon we ahin fonba iresahako an ty iz vaza haha

  • @stellamarieangel3778
    @stellamarieangel3778 6 років тому

    mankasitraka

  • @enollahrica2217
    @enollahrica2217 8 років тому

    misaotra anareo

  • @nirinajosiane6313
    @nirinajosiane6313 6 років тому

    Marina zany

  • @marchellajamima7229
    @marchellajamima7229 6 років тому

    👏👏

  • @niefarakotomavo8687
    @niefarakotomavo8687 8 років тому

    mlay!!

  • @cassandramartin1842
    @cassandramartin1842 6 років тому

    Mba atsoy ary oe za 🤣🤣🤣

  • @nekeniainaalfaandrianaivo3665
    @nekeniainaalfaandrianaivo3665 5 років тому

    mafinaritra , dia mankasitraka anareo .fa za mba te hiresaka amin' nareo ?

  • @julianachocoq3576
    @julianachocoq3576 6 років тому

    Fa tegna margny tena nareo zany fa misaotra nareo eee de bissous mamy be

  • @technologieeducation4206
    @technologieeducation4206 5 років тому

    Hihihi! Hitanareo ri'zala, any Diego-Suarez anie de hotr'izao e : refa manontany lera enao de hoe "kelera izao" de ra valianao izy hoe "amin'ny raika ambin'ny folo" de hoy izireo hoe "atôva teny gasy ma fa tsy haiko zegny" de ovainao le izy hoe "Onzera!" de kôpy izy de hoe "zegny mazava".
    "Kelera izao" teny mifangaro frantsay-gasy hoe "Quelle heure izao?"
    "Onzera" fanagasiana teny frantsay hoe "Onze heure"
    De mitovy amin'izay ny fitenenana lera amin'ny faritra Diego-Suarez

  • @lindazafy1860
    @lindazafy1860 8 років тому

    😂😂😂😂😂😂😂😂merci ee

  • @priscamaharavo7202
    @priscamaharavo7202 6 років тому

    Zahay koa tia be anareo 😹

  • @yvsparym1673
    @yvsparym1673 7 років тому

    nandeha be kely fotsiny zahay kkkkkkkkkkk

  • @fritaudesimeonnette1779
    @fritaudesimeonnette1779 8 років тому

    hihihihi

  • @emeriensestide3803
    @emeriensestide3803 7 років тому

    mafinaritr be anareo

  • @simonannicette4276
    @simonannicette4276 8 років тому

    ianaw mints no mapme be

  • @steftonik
    @steftonik 8 років тому

    Mahafinaritra foana moa ny mahita vazaha mba liana amin'ny teninay e :) mankasitraka. Fa inona nefa no tena tanjon'ilay vidéo e?

  • @EMMANIRINA
    @EMMANIRINA 6 років тому

    Lol "io resako anao io teny gasy"......

  • @roseblanche9430
    @roseblanche9430 8 років тому

    Hahahah!!! 😂 😂 tsy mino ilay Ramatoa hoe vazaha fotsy hoditra ve hiteny gasy? mampimé ko lay Ramatoa 😂😂😂

  • @volatinasandra9613
    @volatinasandra9613 8 років тому

    hahahahhaahahha,misotra e!!