Vazaha Miteny Gasy - Mifamaly Kely

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 18 вер 2024
  • Ito ny video manaraka! Mankasitraka e!
    Indraindray mba manala azy kosa izy mivady e! Sady mahita atao kosa izy ireo ao fa tsy mba mandany fotoana fotsiny an....

КОМЕНТАРІ • 39

  • @mayahrakotovaonirina6861
    @mayahrakotovaonirina6861 8 років тому

    hahahaha......l'intro!!! super!!! ;) ;) ;) ;) ;) tiko be rzalah, avec vous à100%

  • @sandraemma3325
    @sandraemma3325 8 років тому

    Hony oa bebe sy Dadabe mba mangataka raha azo atao asina dikan teny @ anglisy misaotra mialoha! manohana fona e!!

  • @andryrakotobe5084
    @andryrakotobe5084 3 роки тому

    Mila fiarahamiasa aminareo za ry zalahy a, tena matotra

  • @h4sn
    @h4sn 8 років тому

    Mahafinaritra! Mahafinaritra be! :) Mankasitraka indrindra amin'izao fanehoam-pitiavana izao e! :)

  • @andreeansvideos5821
    @andreeansvideos5821 8 років тому

    tena mafnartra nareo.....d tuhizu fna fa tsra

  • @patricialovely7583
    @patricialovely7583 8 років тому +1

    Miarahaba ny vazaha miteny gasy tsara be le feo kira de makasitra an i dadabe sy bebe fa mahay be nareo

  • @andomanantsoaandriamihaja6031
    @andomanantsoaandriamihaja6031 8 років тому

    Bebe sy dadabe mgames le!!! hahaha!!!!! atôn bebe maita mitsy dadabe le!!!

  • @patriciaratovondrahona8382
    @patriciaratovondrahona8382 5 років тому

    Tapaka mihitsy n'y tsinaiko oaaa 😂😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @stysmiley7869
    @stysmiley7869 8 років тому

    hahahah tsara be le personnages que vous jouer lol ....... You are beautiful to look

  • @harimalalaelyseandrianirin5540
    @harimalalaelyseandrianirin5540 8 років тому

    merci lets manandratra ny teninay fa voninahitra lehibe a

  • @emeriensestide3803
    @emeriensestide3803 7 років тому

    misaotr nareo tia gasy sady tia fiteny gasy

  • @sandraemma3325
    @sandraemma3325 8 років тому

    Miarahaba Bebe sy Dadabe!! finaritra maso mijery ,mietanetana, misaotra indrindra @ fafoezanareo fotona fotona ho anay Malagasy. Makasitraka ry reto a!!

  • @Summer-ur9pz
    @Summer-ur9pz 8 років тому

    Mankasitraka e,tsara be tinay be

  • @henintsoadonovantsou
    @henintsoadonovantsou 8 років тому

    firy taona nareo vao nahavofehy ny teny gasy ??

  • @rakotomananamatoy4309
    @rakotomananamatoy4309 8 років тому

    mafinaritra misy an'ilay kalon'ny fahiny! milay e

  • @raissaannah5842
    @raissaannah5842 8 років тому

    hahaha.mb hafa ko re ty.so funny!!!!!

  • @AndryHerivola
    @AndryHerivola 8 років тому

    Hasina ngah "peace corps" niasa taty dago taloha? Tena niavaka tanteraka aloha ilay integration n'la am ilay kolotsaina gasy e!! Milay e!! Mankasitraka!

  • @mercimee3382
    @mercimee3382 8 років тому

    mankasitraka eee.

  • @keziaandrianihasimanana706
    @keziaandrianihasimanana706 8 років тому

    mbol pire no zao ar ny gasy reef mfamaly :p

  • @ainaalima7249
    @ainaalima7249 8 років тому

    Tena mahay 🖒

  • @Rova_RZ100
    @Rova_RZ100 8 років тому

    tena nety tsara ilay izy fa misaotra betsaka e! mlay nareo (y) (y) (y)

  • @rajorakotozafy9795
    @rajorakotozafy9795 7 років тому

    mankasitraka ôôôôôô!

  • @TokyMadaDrive
    @TokyMadaDrive 8 років тому

    sur mahafinaritra e

  • @samyravel2648
    @samyravel2648 8 років тому

    tsara !!

  • @rasolofosonmiarantso3043
    @rasolofosonmiarantso3043 8 років тому

    Even Malagasy beings can't speak like you do guys! Like that

    • @sanjjnajadhav7305
      @sanjjnajadhav7305 6 років тому

      rasolofoson miarantso merci n vazaha mahay miteny gasy ☛☜💞💞💞💞💞💞💖💖💖💖

  • @domohinatianarandraramanan4383
    @domohinatianarandraramanan4383 8 років тому

    ao tsara e

  • @fidykely
    @fidykely 8 років тому

    Hahahahaha milay e!!!!!!

  • @joliemega4295
    @joliemega4295 7 років тому

    Tena mahay

  • @prescazafi6773
    @prescazafi6773 8 років тому

    MBA possible ve zao ary aiza mo mis zareo io

  • @miaryraharimalala3293
    @miaryraharimalala3293 8 років тому

    mahafinaritra e!

  • @berthinotankian149
    @berthinotankian149 6 років тому

    Thanks guys, you are ware better at it

  • @lavieestbelle1035
    @lavieestbelle1035 8 років тому

    milalao bebe sy dadabe

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 8 років тому

    leur voix a été doublé

  • @estheoline9865
    @estheoline9865 4 роки тому

    😂😂😂😂

  • @joenniseahamad2666
    @joenniseahamad2666 8 років тому

    kkkkk mdr tsara be

  • @Bootakill
    @Bootakill 8 років тому

    ptdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr
    hoayyyyyy

  • @fanorandria745
    @fanorandria745 8 років тому

    ahahahahahah :D

  • @aluonemada7819
    @aluonemada7819 2 роки тому

    ,🤣🤣🤣