Vazaha Miteny Gasy - Ohabolana

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 18 вер 2024
  • Anisan'ireo tena misongadina amin'ny hainteny Malagasy dia ny ohabolana. Eto indray izahay no mandinika anankiray amin'ireo ohabolana fampiasa matetika rehefa eny andalana. Mba jereo e! Ary misy fanentanana ho anareo amin'ny faraparany!
    FANAMARIHANA KELY:
    Mahafinaritra koa ny fianarana dikanteny vaovao. Misaotra ny nampisy resaka tato ambany fa kay tsy ohabolana ny nampisainay amin'ilay video fa ohapitenenana. Tsara ho fantatra izany, ary mbola hodinihanay ny ohabolana ho atao amin'ny manaraka. Misaotra tompoko!

КОМЕНТАРІ • 92

  • @sidoniefara9493
    @sidoniefara9493 9 місяців тому

    ❤ misaotra e! Na ny zanako aza tsy mety miteny gasy tsony rehefa avy nanomboka nandeha an-tsekoly mampalahelo

  • @xaviersimon340
    @xaviersimon340 7 років тому +1

    Misaotra betsaka é! Mahafinaritra be ! Tianay be koa ny zavatra ataonareo fa tohizo ! God bless you!

  • @patriciaratovondrahona8382
    @patriciaratovondrahona8382 5 років тому +1

    Manahoana daholo e, tena mahay nareo roalahy ka ! Tena miaiky aho ! Sady mampihomehy no mahatonga saina😍

  • @lova.Ravel59
    @lova.Ravel59 5 років тому +1

    Mahafinaritra fa tohizo... milay e!👍👍👍sangan’akoho lahy...😂😂😂
    Efa taraiky be za fa ty misy ohabolana:
    « Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana. »

  • @rolandrakotondramanana4521
    @rolandrakotondramanana4521 5 років тому

    Mba asio le tantara fohy tsotra ireny. Tsara kely le ankizikely miteny gasy

  • @johnrasolofondraibe2781
    @johnrasolofondraibe2781 3 роки тому

    Tena mahafinaritra rangahy a! Milay e!

  • @rakotoarimananamendrika1729
    @rakotoarimananamendrika1729 5 років тому +1

    Tsara, tena mahafinaritra !

  • @simonannicette4276
    @simonannicette4276 8 років тому

    miseo milay rehefa mahai miteny gasy

  • @niara9700
    @niara9700 8 років тому +5

    Tsy maninona na tsy ohabolana aza fa mahafinaritra ilay ezaka ataonareo eh.
    Tohizo fa mety =D

  • @mamyrakotoarivo1503
    @mamyrakotoarivo1503 8 років тому +1

    Mafnaritra e!

  • @monaalenzi1127
    @monaalenzi1127 6 років тому +2

    Ninaka ohabolana tena tiako: tano ny azo fa sarotra ny mila.

  • @rakotondralayharinantenain9641
    @rakotondralayharinantenain9641 8 років тому +8

    Mahafinaritra zalahy a! Mipoha-tsatroka!
    Manantena aho fa tsy ho faly ihomehy fotsiny isika rehetra mijery fa ho tonga saina tokoa hoe olona avy ivelany, tsy malagasy (ao ampony izy tena malagasy anefa raha ny fahitàko azy), mankafy ny tenintsika, ny kolotsaintsika, ny fomba fiaina malagasy, anefa betsaka @ isika tompony toa tsy tia.
    Izaho zao manomboka androany, hitandrina mafy @fiteny sy fanoratra @teny malagasy na @irony SMS irony aza!

  • @steveramiaramanantsoa7784
    @steveramiaramanantsoa7784 7 років тому +2

    Mahafinaritra ranga ny fitiavan laisany an Madagascar

  • @aimeandrianantenaina269
    @aimeandrianantenaina269 6 років тому

    Za rangah mankasitraka an'lisany a,,mahay be nareo m'tsamy , Za lo tsy anisan'reo panankiana reo ee,,,reo aza ngamba na Fehezan'teny iray tsy hainy @fiteninareo akory,,, Mankasitraka ry zalah !!!

  • @mariahaloma9767
    @mariahaloma9767 7 років тому +1

    tiako be ,rovina reto mba manao spectacle a 😍 miaiky za e

  • @tsararahamazava4312
    @tsararahamazava4312 5 років тому +2

    Hihihi, milay be nama ny mihaino sy mijery lay vazaha miteny gasy a. Mankasitraka anareo e👌👍👊👊

  • @miome4331
    @miome4331 7 років тому +1

    Mampime be le vidéo anareo! and your son is so cute! God bless you! (tahin'Andriamanitra e!)

  • @albertrakotoandriantsaroan6967
    @albertrakotoandriantsaroan6967 5 років тому

    misaotra na dia izahay malagasy aza tsy miezaka miteny gasy ohatra anareo ok

  • @ravelomanantsoamiarisoacar3935
    @ravelomanantsoamiarisoacar3935 8 років тому +2

    Mahafinaritra ô! mahafatifaty kely le zazakely miteny gasy hihihi

  • @stysmiley7869
    @stysmiley7869 8 років тому +1

    Mafatifaty kely le zaza kely @ farany hiny :) Vazaha miteny gasy hony lol!!

  • @andriamiradomananarijatian8125
    @andriamiradomananarijatian8125 8 років тому +1

    Mankasitra lesy ry zalah a, ty zao mis ohabolana iray: "Aza manararaotra toy ny banga mihomehy alina"

  • @todisoaemmanuelhobiniaina8613
    @todisoaemmanuelhobiniaina8613 5 років тому

    Mahafinaritra zalahy tena malagasy marina ( solo -tenananay nareo ani ampita any misaotra)

  • @onyrina6427
    @onyrina6427 4 роки тому

    Ataovy toy ny voankazo an'ala, ny mamy atelemo, ny mangidy aloavy.

  • @jimmyrandrianarison5321
    @jimmyrandrianarison5321 5 років тому

    oham-pitenenana izany

  • @karenspania120
    @karenspania120 8 років тому +1

    mahafinaritra eeeeeeee

  • @isabellarazanamamonjy633
    @isabellarazanamamonjy633 Рік тому

    Mankasitraka vazaha miteny gasy.milay be nareo .tinay be nareo tohizo fa tsara é
    Ny ohabolana mba tiko hazavainareo ilay manao hoe :
    Trano atsimo sy avaratra izay tsy mahalen- kihalofana
    Misaotra betsaka

  • @RelyJ
    @RelyJ 3 роки тому

    Tapakaponga nahazo mpangalatra: ampio aho fa azoko, vonjeo aho fa lasany

  • @fanasinamiadantsoa7565
    @fanasinamiadantsoa7565 3 роки тому

    Tsara fa fomba firent fotsiny io fa ity zao misy "ny Mita be tsy lanin'ny mamba''

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 8 років тому

    zao an misy koa hoe ny tarehy ny ratsy de ny volo no aholakolana

  • @andrianinajonson1743
    @andrianinajonson1743 6 років тому

    Tapaka ny tsinaiko eeee... Mafinaritra e. Mankasitraka. Inty ary misy fomba fiteny iray "ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy"

  • @hanitrinialaaldor2307
    @hanitrinialaaldor2307 2 роки тому

    Inona ny ohabolana tinareo indrindra

  • @joandronic9905
    @joandronic9905 8 років тому +1

    Hanatra ho antsika rehetra , mankasitraka tompoko ô :-)

  • @annabefa4962
    @annabefa4962 2 роки тому

    😂 Misotroa betsaka e!
    Ity misy iray « Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina »

  • @zetazeta8802
    @zetazeta8802 8 років тому

    vola no maha-rangahy

  • @vaonasoloflorence8123
    @vaonasoloflorence8123 4 роки тому

    Mafinaritra lisany e mirary soa hatrany

  • @andri5169
    @andri5169 8 років тому

    Mahalatsaka be koa zalahy ireto kah ! Milay ee !!

  • @franckyb83
    @franckyb83 8 років тому

    ''Teny diso tsy mba kabary'' , tsara e

  • @cestrenelavao
    @cestrenelavao 8 років тому

    Hahahaha!! Efa hatramin'ny ela mintsy zaho nonanka any reto mbady reto!!! sady ri zareo mahita fanoharanao ho tenenina fôna !suuuuuura!

  • @mariemar4209
    @mariemar4209 5 років тому +1

    Tohizo fa mafinaritra be

  • @zavamanantsoarakotondravon1014
    @zavamanantsoarakotondravon1014 5 років тому

    Mankasitraka anareo telo mianaka amin'ny fankafizana sy fanandratana ny teny malagasy. Tena anisan'ny mampiavaka ny teny gasy tokoa ny ohabolana. Ny ohabolana mikasika firaisan-kina sy fihavanana no mba tiako asongadina eto koa. ohatra: "Izay mitambatra vato, izay misaraka fasika".

  • @jayrahwendalanana95
    @jayrahwendalanana95 7 років тому

    waouh milay Be kaa

  • @filadelfiarakotomalala7594
    @filadelfiarakotomalala7594 5 років тому

    Mankasitraka zalah

  • @mariahaloma9767
    @mariahaloma9767 7 років тому

    Misaotra reto a

  • @emmanuelranaivoson8985
    @emmanuelranaivoson8985 2 роки тому

    Mahafinaritrar'ise a! mankasitraka anareo mitsam e ! raha ny ohabolana no averina hianarana any ampianarana agamba hiadana finaritra sy hahay mifanaja ny Malagasy rehetra noho izay hianatra baiboly tsy misy bokany ; mifona Alahady dia mangalatra sy manolana ny Alatsinainy.

  • @razadenn8195
    @razadenn8195 4 роки тому

    Enjana lisan e

  • @dibscover337
    @dibscover337 8 років тому

    Ohabolagna : Aleleo very tsy kalakalambola toy izay very tsy kalakalam-pihavanana !

  • @briskabriska9256
    @briskabriska9256 5 років тому

    Mankasitrakiee

  • @nomenavahatriniaina3497
    @nomenavahatriniaina3497 5 років тому +1

    Aza manao fiainana alika ! 🤣🤣🤣

  • @tsimiful
    @tsimiful 8 років тому

    "Hazo tsy ala " hahaha tsara be!

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 3 роки тому

    mafinaritr.tonko.le.vahiny.mahay.miteni.gasy.zay.nefa.maniri.ny.haay.teny.vahinu

  • @felanymamy3161
    @felanymamy3161 5 років тому

    Mafinaritra ahy ny minjery anareo mamerin-desona anay gasy tohizo fa tsara ataovy (ohabolana ny vola koa fa ny vola @ zao tena manimba ny toen-tsainy zanankolombelona ankehitriny

  • @RelyJ
    @RelyJ 3 роки тому

    Boka miepita rano, tafita vao rendrika

  • @salohynandosoa6759
    @salohynandosoa6759 8 років тому

    mankasitraka anareo roa lahy! fomba fiteny malagasy iray mahafinaritra ahy ilay hoe :"Vorona azon'adala"...

  • @kandymanoji5756
    @kandymanoji5756 7 років тому

    izako mipetraka enyambohinbratrimo fa milaravinatra. atyivelany toizo fa milaibe

  • @p-bernard2530
    @p-bernard2530 5 років тому

    Ity misy ohabolana somary hafahafa, fa mifona anatra hoan'ny olona mpanao afera ratsy ireny ilay izy. "Piso lahy nangery (nikaka) ambony vato, ka ny toerana tsara fa ny bo (faika) hatototra azy tsy misy". Mitovitovy amin'ny hoe "Voalavo lahy nangetotra an-davenika ka sepotra ny raha nataony".

    • @lova.Ravel59
      @lova.Ravel59 5 років тому

      Mosa Peter Bernard 🤦‍♀️ aza mampitenin-dratsy ny vazà fa mba atôvy sérieux... 😅

  • @errtyuuuvbbnmm4684
    @errtyuuuvbbnmm4684 5 років тому

    Aleo very tsikalakalam bola toy izay very tsikalakala mpihavanana

  • @jadicraft8496
    @jadicraft8496 6 років тому

    Misaotra e! Fa inona no mahatonga anao Tia ny teny Malagasy ?

  • @mikaramakarison3471
    @mikaramakarison3471 6 років тому

    Milay ianareo ka

  • @miorarakotobe3721
    @miorarakotobe3721 7 років тому

    Tsara e...fa tsy ohabolana kosa ngamba ilay "olombelona tsy akoho" fa fomba fitenin'ny tanora fotsiny.ny ohabolana manko oha-pitenenana tranainy feno fahendrena nataon'ireo ntaolo MBA hananarana indrindra indrindra

  • @mamynarindra1340
    @mamynarindra1340 8 років тому

    unbelievable!! OMG! thanks a lot guys!!! ohabolana avy aty amiko "izay mitambatra vato, izay misaraka fasika."
    iv got one question for you guys: how did u learn malagasy????

    • @marik89s
      @marik89s 7 років тому

      izy ireo dia nanao mision ho ny fiangonana tany madigaskara...

  • @rakotosehenonjara
    @rakotosehenonjara 2 роки тому

    Miandry ny vidéos manaraka fa tena mahaliana afoana ianareo e :)

  • @tsiryemmanuel1334
    @tsiryemmanuel1334 5 років тому

    fine

  • @lalainarob4692
    @lalainarob4692 8 років тому

    Misaotra @ fitiavana gasy

  • @PatrickRabarison
    @PatrickRabarison 8 років тому

    Mety kosa a :D

  • @sitrakaraharijaona8742
    @sitrakaraharijaona8742 8 років тому

    aleo misoroka toizay soroana

  • @vanessairene6881
    @vanessairene6881 8 років тому

    hoabilana les zan ah

  • @natanaelarafera295
    @natanaelarafera295 8 років тому

    Mahafinaritra e hahahahahahhaha . . Ity misy ohabolana iray somary mampihomehy "kilemaina mangery amoron-kady, ka izy ndray no latsaka alohan'ny tay" hahaha. mazotoa nareo roa lahy e

  • @honoratrajonson5531
    @honoratrajonson5531 8 років тому

    za maka anlisan eh !!!!

  • @willywesthenrion7888
    @willywesthenrion7888 8 років тому +1

    1 dislike, olo tsy de milamina koa ngamba io
    milay rangah lisany ah

  • @maholisoafaniryrabearivelo8076
    @maholisoafaniryrabearivelo8076 8 років тому

    Mafinaritra,Malay b fa tohizo foana

  • @dinatolotriniainaramarokot5880
    @dinatolotriniainaramarokot5880 8 років тому +3

    Ny ahy ny ohabolana tiako indrindra dia ilay hoe ; "Aza manao an'i Laborde tsy ho vazaha".

  • @razafindrakotosoloandriana7875
    @razafindrakotosoloandriana7875 8 років тому +1

    TENA HORS SUJET KOSA IANAREO TETO !!! OHAPITENENANA ZANY FA TSY OHABOLANA

    • @ignacerasolo7320
      @ignacerasolo7320 8 років тому

      +Razafindrakoto Solo Andrianambinina aza ahodikodina ny fomba fiteny fa volana ihany ny fitenenana...

    • @sitrakaraharijaona8742
      @sitrakaraharijaona8742 8 років тому +1

      tsimaintsy holasa ohabolana ihany io any aoriana any e

    • @sardonyx7777
      @sardonyx7777 5 років тому

      de ina no mahatezitra sy mampiakatra anao @ zany e? manina raha tenenina mora2 fotsny fa in ar ty?

    • @p-bernard2530
      @p-bernard2530 5 років тому

      mariny zanyee! zany no tena mpahay malagasy.

  • @patricerakotoarisoa3154
    @patricerakotoarisoa3154 8 років тому

    zah mahay mampianatra kabary raha ohatra ka anao video momba an'izay ianareo

  • @e-footballistique1186
    @e-footballistique1186 8 років тому

    Ary efa lavavolo be koa kay i Ra-Austin zany an!!!! sangan'akoho hono e!!! hahahaha !!
    sady miarak'@ le volombava Western-kely, mlay e! mlay lisany !!!

  • @kandymanoji5756
    @kandymanoji5756 7 років тому

    toizo fa milay

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 8 років тому

    misaotra ry se a

  • @razaffranc6985
    @razaffranc6985 4 роки тому

    Kkkkkkk MAHAFINARITRA

    • @razaffranc6985
      @razaffranc6985 4 роки тому

      Ohabola tiko aleo very tsikalakalambola toy zay very tsikalakalampihavanana

  • @xoxomg99
    @xoxomg99 8 років тому

    Tsara loatra eh!Tsara daholo ny ohabolana malagasy eh!!tsisy ratsy, ohabolana.org/ohabolana
    Iza ilay zaza kely??mafatifaty kely manko mahita azy miteny gasy!Tokony mba hasianareo Vazaha hafa akoatranareo mba miteny gasy kely!Milay eh!!TOHIZO FA TSARA!

  • @PatrickRabarison
    @PatrickRabarison 8 років тому +1

    Ilay "prononciation" aloha dia tena ao tsara fa ny gasy ary sahirana indraindray @io. Inty misy ohabolana henjana iray ary raha vitan'ialahy isany:"Banga mihinan-kitoza, tsiro no notadiaviba, kanjo ny hivy no raraka". :D

    • @tsidymiboela936
      @tsidymiboela936 8 років тому

      reveko mits io, f zan n henoko voalohany tamin'ny fahazazana

  • @emeriensestide3803
    @emeriensestide3803 7 років тому

    kkkkkkkk