Vazaha Miteny Gasy - Miavona
Вставка
- Опубліковано 8 лис 2024
- Isika samy isika ihany no tena mahay ny tantaram-piainantsika. Noho izany, tsara ny tsy mitsara olona avy aty ivelany. Misy antony foana matoa ny olona anankiray manao zavatra; hifamela toerana kely isika tsy mifampiantso miavonavona foana eo dia mba milamina kokoa ny fiainana e. Tianay ianareo!
ny vazaha ary mahay miteny ny fitenitsika nefa misy indray ny gasy tsy te halala fiteniny fa manambany ny gasy, tsara be ilay hafatra 😉😊😊
Vazah miteny gasy.arabaina o!tohizo fa tena tsara😘
Misaotra be dia be
Arabaina fa tena mahay ianareo. Sady tsara ny hafatra. Tohizo hatrany sy mankasitra ô!
Tena mahafinaritra fa tohizo satria mankafy ny kolotsain’ny gasy nareo, trandraka antanimena manaraka volotany bravo
Milay nareo e! Za zao MBA te hahay teny anglisy mikoriana tsara toy ny fahaizanareo miteny gasy koa
Vazaha miteny gasy tsara zany AAA
mlay be foana kosa ny zavatra ataon-zala a :D tohizo fa tsara e!
"fier" zareo miteny malagasy.
mankasitraka e
Tinay be ko nareo,sady mampihomey ny fandaharana, za aty France no mipetraka fa rehefa mahita gasy izaho dia faly ery miteny gasy ,aty vao faly hoe manana fiteny manokana.
MAHAFINARITRA rehefa Misy sentiments e !!! Siora foana e !!!
Marina zany zalahy. Zahay aty Michigan no mipetraka de betsaka mihitsy ny Amerikana no Ohatry hoe miavona ndrindra rehefa eny an-dalana... isika mila mi-understand. Merci e
Ny fahendrena arahina fahaiza-misaina no tena zava-dehibe
ary tena mahay miteny izy mirahalahy an! tsara tohizo!
Misaotra betsaka. Tahian'ny Tompo é!
Manala satroka aho 😉 ary misimisy ange zany vazaha mahay.miteny gasy e.Tanaty train aho indray andro niresaka gasy dia namaly gasy ilay vazaha ...soa ihany fa tsy nanompa olona 😂
Ahoana ny fomba nianaranareo miteny gasy?
Mlay rzala an, tena ntongava matetika any an-tanàna e😉
Miavonavona a! Tsy mitolitolika a!
Tsy atahorana ve io quartier io? :) Fa izao aloha e, tsara ilay hevitra mampita ilay tsy mitsara ivelany ...
mahafinaritra mihaino anareo na dia tantara fohy tsy dia mahaliana loatra aza,tohizo aza adino ny teny Gasy fa ankafizinay nareo, no sady mahay miteny tsara.
milay lisany e 👍
Tena vitanao mts na ny fiteny na ilay toetoem-piainana eto antanàna 😅
manala satroka eh, milay be nareo.
slt aza oaiz ny toeran fampianaran cours zay atao nareo
hahahahahaha tiko be le hiran' lah kkkkkkkk tapaka ntsinaiko
miavonavona ndray ra Tiana an! 😉
Oui il ne faut pas vite juger...hiii.😅😁 calme dia msourire
Besarety ampandrana
Ary elaela tsy misy vaovao a
Tena tssssss
hihihihi...tsy ratsy kosa
Mahagaga mihits
LEGEND!
tiko be mhtsy reto a ,miaiky za
Milay eee !
milay kosa sur mints
woauh vraiment
Zay mihitsy
Ndray kkkk mampimeh ah
Tsaraeeeee
Pourriez-vous me donner le titre de la chanson ? Mercii pour la vidéo
Black nadia tsy anjarako
@@idealenomery5283 merciiiiiii
mahafinaritrra eh
mahafinaritra mahita zalahy ireto fa sao lahy ianareo mitsam ireo bandin'ny DGSE,ahahaha tsy hay an; mody adala, enga anie tsy izany é
Dia inona anefa no mahaliana azy ireo aty amitsika !
Otrn oe betsileo ry zala
marina mihitsy zany
👊👊👊
mlay ranga nareo à tohizo
calme!!!
2:17 tortue ninja 😂
Hihihi
$9000 zan io video 90mille vues 3 minutes io? mapte anao video youtube :v
🤣🤣🤣🤣 $0 baina an...Misy lalàna maro samihafa mi-determiner an'io.
like
marina mits izany
😂😂
mapome
Mdrrrr vazaha mafy ady 😂 fa ny an’ny gasy ra vô hoe vazaha dé maty, mampiomehy, any andavamaba ve no mipetraka? Vonoin’olona any tenisany 😀 any @ quartier ndry jiolahimboto no mianjera 😂
Vazaha miteny gasy tsara zany AAA