Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Waouh voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany:kanto e,mbola ao Jesoa,hamonjy anao
Tena makasitraka fa tena tsarabe le hira❤🎉
Na sarotra ny lalana,ataovy an dohanao,Jeso de maty hamonjy ahy sy ianao,Amen
Mankasitra tompoko fa tsara be💞💞💞💞💞
Misaotra betsaka mampahery Tena marina be mihintsy zany Jesosy tia antsika foana
Tiako ay iammmmm tohizo fa tsra mankasitraka eh ❤ ❤ ❤ ❤ ❤ ❤ ❤
Ndryyy ! Marina miitsy zany e! Merci Fa d tena tsara e!
Mampahery be. Tsara ee mankasitraka anareo roalahy.😘😘
Merci avy aty Lyon razoky de tahin Tompo. Mitomboa am fahasoavana
Tsara be, mampahery fa misaotra betsaka!........
Mankasitraka indrindra fa tafita ny hafatra. Tia antsika JESO
Merci fa tena tsara loatra, manome fankaherezana ho an'izay kivy amin'ny fiainana. Misaotra Jesosy
Tsy aiko aloha, fa raha Iza Dia le version talohan no tiako, tena fa manomboka na le feo kira n'a le fihirana Dia nandona am foko, fa ito otran lasa manamboatra feo bé loatra nareo , Hafa foana Zavatra rhf tena am fo bé no anaovana azy. Mankasitraka
tena tsara eee LE TONONY TENA TIAKO .. MBOLA AO JESO TIA AHY SY IANAO
Misaotra zany hira zany
Misaotra Jesosy,fa ny tanam pitiavanao,no mihazona ahy hatrany,tsy ahavery ny fanahiko.Tiako be ianao JESOSY.
Kanto loatra Misaotra ny mpamorona ❤️❤️❤️
Misaotra fa tena mahafinaritra ny miarka @ jesoa.
Ankasitrahana Rojo an! tsar ny hira! na ny tonony na ny fenony voahevitra tsara ! tohizo!!!!
Tohizo fa tsr be jesoa tia isika jiaby💘💘💘💘💘❤❤❤❤
Tonga d j'aime avy hatrany👍👍👍Misaotra Jesosy fa mbola eo foana Ianao, tena tia ahy tokoa Ianao, ary tena tiako Ianao Jesosy an!
😘😘tiako loatra .
Mbola ao tokoa Jesoa hamonjy antsika . Tsara reto a! Miaraka @ le ambanivohitra sy le akanjo hihihi😀😀
Misaotra jeso fa eo foana ianao na mafy aza manjo 😍😍😍😍
marina zany mbola eo tokoa jesosy e ,merci nareo
Mahafinaritra be d Mankasitraka anareo tena marina izany .
Mankasitraka nareo tiko be
tiko be le hira! mankasitraka sy midera ny fahaizan'zareo mihira zaho
Misaotra mampitombo ny fiainam-panahy. Tsara be ilay hira a !
Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny Voninahitra ! Mankasitraka fa tena tsara be ô ! Marina izany tsy mba manary anao Izy !
Tiko loatra lay hira mbola eo jesoa ho ahy enao
😂tsara re zany
Misaotra eee tiako be ilay tononkira midona ny aminy fiainako, ho voninahitra anie irery hoan'Andriamanitra
trara be fa tohizo
Mankasitraka tompoko Tia antsika jeso 😇😇
tiko loatra ty hira ty! JESOA TIA AHY SY IANAO
Tena tsara be
tsara izany hira izany
Tena mankasitraka fa tsara be ilay hira e !Misaotra Jesoa Amen
ตามดูนานแล้ว
babo zah! marina izany Jesosy tia ahy sa ianao
tsara tena tsara rahalahy ilay fitoriana fa tohizo a, Mankasitraka e..!!
Marina izany JESOS KRISTY tia ahy sy enao...
tsara loatra💝
Mangataka tonon-kira fa tena tsara be ilay izy .... tahin'i Jesoa daholo
Tena tiko ranga ty hira ty a!!! tsara be mihitsy
Marina zany Mbola ao jesoa Tsy mandao .tsara e
Mbola ao jeso miahy anao hanafosafo anaoMbola mijery anareo teo izy tsy voasa akory tanimbary 😜😜
Marina izany Jeso Tia ahy sy ianao... Tiko be 😀
Tiako loatr ❤❤
Misaotra e
Misaotra fa Tsar loatra jesosy Tia ahy Sy anw , mahereza ry Havana jesosy maty amonjy anw
Makasitra fa tena mampahery ary eo jeso hitatan sy hamonjy atsika amen
Mankasitraka fa tsara be ilay hira e! (y)
Amen 🙏
Merci très belle chansons 💕
Marina zany !! Tsara b ary mbol votahirin i Rojo kosa iny akanjoba an i Dadabe nareo teny Ambany Atsimo iny zan 😂 😜
AMEN
mampahery tena mankasitra dia mitomboa talenta hatrany!
Aleloia!
Tena mafinaritra ilay Hira eh fa makasitra anareo Tahin'i Tompo daholy
LALANA MAKANY AMBOHITRIMANJAKA IO A!! MILAY ZALAH A! TOHIZO FA TSARA NY MIDERA NY TOMPO E
mankasitrakeee
Mlay les DD a. Tiako le mandroaka ganagana i3
Tena tiko lotra...ny TOMPO anie hanampy anareo hatrany...
fs Jesoaso sady Tia anao fona
Tsara lotra 💞♥️
Tiako lotra ilay hira
Mialy rakotomamonjy
misaotra
Отлично песни 🙏
Amen, be
mlay b
Waouh voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany:kanto e,mbola ao Jesoa,hamonjy anao
Tena makasitraka fa tena tsarabe le hira❤🎉
Na sarotra ny lalana,ataovy an dohanao,Jeso de maty hamonjy ahy sy ianao,Amen
Mankasitra tompoko fa tsara be💞💞💞💞💞
Misaotra betsaka mampahery
Tena marina be mihintsy zany Jesosy tia antsika foana
Tiako ay iammmmm tohizo fa tsra mankasitraka eh ❤ ❤ ❤ ❤ ❤ ❤ ❤
Ndryyy ! Marina miitsy zany e! Merci Fa d tena tsara e!
Mampahery be. Tsara ee mankasitraka anareo roalahy.😘😘
Merci avy aty Lyon razoky de tahin Tompo. Mitomboa am fahasoavana
Tsara be, mampahery fa misaotra betsaka!........
Mankasitraka indrindra fa tafita ny hafatra. Tia antsika JESO
Merci fa tena tsara loatra, manome fankaherezana ho an'izay kivy amin'ny fiainana. Misaotra Jesosy
Tsy aiko aloha, fa raha Iza Dia le version talohan no tiako, tena fa manomboka na le feo kira n'a le fihirana Dia nandona am foko, fa ito otran lasa manamboatra feo bé loatra nareo , Hafa foana Zavatra rhf tena am fo bé no anaovana azy. Mankasitraka
tena tsara eee LE TONONY TENA TIAKO .. MBOLA AO JESO TIA AHY SY IANAO
Misaotra zany hira zany
Misaotra Jesosy,fa ny tanam pitiavanao,no mihazona ahy hatrany,tsy ahavery ny fanahiko.Tiako be ianao JESOSY.
Kanto loatra
Misaotra ny mpamorona ❤️❤️❤️
Misaotra fa tena mahafinaritra ny miarka @ jesoa.
Ankasitrahana Rojo an! tsar ny hira! na ny tonony na ny fenony voahevitra tsara ! tohizo!!!!
Tohizo fa tsr be jesoa tia isika jiaby💘💘💘💘💘❤❤❤❤
Tonga d j'aime avy hatrany👍👍👍
Misaotra Jesosy fa mbola eo foana Ianao, tena tia ahy tokoa Ianao, ary tena tiako Ianao Jesosy an!
😘😘tiako loatra .
Mbola ao tokoa Jesoa hamonjy antsika . Tsara reto a! Miaraka @ le ambanivohitra sy le akanjo hihihi😀😀
Misaotra jeso fa eo foana ianao na mafy aza manjo 😍😍😍😍
marina zany mbola eo tokoa jesosy e ,merci nareo
Mahafinaritra be d Mankasitraka anareo tena marina izany .
Mankasitraka nareo tiko be
tiko be le hira! mankasitraka sy midera ny fahaizan'zareo mihira zaho
Misaotra mampitombo ny fiainam-panahy. Tsara be ilay hira a !
Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny Voninahitra ! Mankasitraka fa tena tsara be ô ! Marina izany tsy mba manary anao Izy !
Tiko loatra lay hira mbola eo jesoa ho ahy enao
😂tsara re zany
Misaotra eee tiako be ilay tononkira midona ny aminy fiainako, ho voninahitra anie irery hoan'Andriamanitra
trara be fa tohizo
Mankasitraka tompoko
Tia antsika jeso 😇😇
tiko loatra ty hira ty! JESOA TIA AHY SY IANAO
Tena tsara be
tsara izany hira izany
Tena mankasitraka fa tsara be ilay hira e !
Misaotra Jesoa
Amen
ตามดูนานแล้ว
babo zah! marina izany Jesosy tia ahy sa ianao
tsara tena tsara rahalahy ilay fitoriana fa tohizo a, Mankasitraka e..!!
Marina izany JESOS KRISTY tia ahy sy enao...
tsara loatra💝
Mangataka tonon-kira fa tena tsara be ilay izy .... tahin'i Jesoa daholo
Tena tiko ranga ty hira ty a!!! tsara be mihitsy
Marina zany
Mbola ao jesoa
Tsy mandao .tsara e
Mbola ao jeso miahy anao hanafosafo anao
Mbola mijery anareo teo izy tsy voasa akory tanimbary 😜😜
Marina izany Jeso Tia ahy sy ianao...
Tiko be 😀