Tiako be ilay hira, mahafinaritra i Mihanta na @ fihetsika na ny feo. Ankafiziko daholo ny hiranao ry Rojo Ny Avo,misaotra ary mahereza eo @ talenta masina nomen'ny Tompo
BABO( Ny Avo) Babo ny fitiavanao aho Tompo ô Babo aho,tena babon'ny hatsaranao Anilako hatrany ,mangidy na mamy Na tsiky na tomany! Ny otako dia efa voavela Ny trosako tsy nisy tavela Nodiovinao aho, Ho olom-baovao aho izao Fitiavana Ianao Mpamonjy mahery Mitsinjo , mijery Tsy mamela ahy ho very! Ilay namonjy ny aiko Sy mbola antenaiko Ianao foana no hiraiko Fitiavako Ianao Fiainako Ianao Nanolotra ny Ainao ho anay Ilay nampahoriana sy napijaliana. Ho tsaroana mandrakizay Babo ny fitiavanao aho Tompo ô Babo aho ,tena babon'ny hatsaranao Tsy lany hamamiana,feno fitahiana Ary tretriky ny hafaliana
Mbola tsy nahita any zany paradisa zany aho. Fa refa mihaino an'ty hira ty aho de otrin' mahatsiaro sambatra ery aho. Otrin' ef any amzany paradisa zany. Misaotra betsaka. Deraina ny Tompo
tsara be ry izy dah le Hira ah..Tsis Ftiavana lehibe miotra noh ftiava Jesosy de ny nanolorany ny ainy ho antsika ary ty am ftona rehetra tokoa.tahin Jesosy ee
babonao tanteraka aho Tompo o! i'm completely captivated
Babo tokoa aho Tompo amen
Babo Anao aho JESOSy !
Tena tiako. Mankasitra anareo ❤
Babon'ny fitiavanao Tompo, raiso ny fiainako ka hanjakao mba ho ao aminao mandrakariva.Amen🙏🙏
mpianadahy angamba ianareo e? TSARA NY TOMPO ZAREO A. AMEN!!
Babon ' n'y fitiavanao Aho Jesosy!!
Il a une voix magnifique le garçon. Ca me donne des frissons en l'écoutant ❤
Tena babo ny fitiavanao tokoa aho Jesosy malala
Deraina mandrakariva ny anaranao Ry Tompo avo indrindra🥰🥰
Mpankafy foana izahay e!
Amen.Babo ny fitiavako anw Tompo.
Mafinaritra e! Merci hatrany e! Tsara ny Tompo !!!👍
Tiako be ilay hira, mahafinaritra i Mihanta na @ fihetsika na ny feo. Ankafiziko daholo ny hiranao ry Rojo Ny Avo,misaotra ary mahereza eo @ talenta masina nomen'ny Tompo
You guys are just awesome!!! That song is so great and so inspiring. Thank you so much
BABO( Ny Avo)
Babo ny fitiavanao aho Tompo ô
Babo aho,tena babon'ny hatsaranao
Anilako hatrany ,mangidy na mamy
Na tsiky na tomany!
Ny otako dia efa voavela
Ny trosako tsy nisy tavela
Nodiovinao aho,
Ho olom-baovao aho izao
Fitiavana Ianao
Mpamonjy mahery
Mitsinjo , mijery
Tsy mamela ahy ho very!
Ilay namonjy ny aiko
Sy mbola antenaiko
Ianao foana no hiraiko
Fitiavako Ianao
Fiainako Ianao
Nanolotra ny Ainao ho anay
Ilay nampahoriana sy napijaliana.
Ho tsaroana mandrakizay
Babo ny fitiavanao aho Tompo ô
Babo aho ,tena babon'ny hatsaranao
Tsy lany hamamiana,feno fitahiana
Ary tretriky ny hafaliana
BABO NY FITIAVANAO AHO TOMPO O! BABO TENA BABO NY HATSARANAO AHO. AMEN!!!❤❤❤
Misaotra Tompo o, nomenao tanora tianao
mankasitra eh!tena tsara.....misaotra an'Jesosy!ho azy irery ihany ny Voninahitra!mahereza hatrany @ asa fitoriana filazantsara!
Babon'ny fitiavanao aho Tompo o!
Ny otako voavela
Ny trosako tsy misy tavela
Nodiovinao aho, olom-baovao aho izao
Fitiavana Ianao
Misaotra anareo mianadahy fa tena tsarabe le hira
Tsara ny Tompo. Dera sy Laza ho Azy irery ihany mandrakizay ❤
Ohhhhhh babonao e tena babonao Jesosy ooooo
Jéhovah vous aime très fort Amen 🙏🙏❤️
Magnifique ❤
merci rojo fa tena mampientana ni fanahiko na ni toniny na ni feony
Tena babo tanteraka...tsara loatra e !
merci.
TENA MISAOTRA an ANDRIAMANITRA aho fa navelany ny otako
tena tsara ny hira deraina JESO
Tsara be rahalahy Rojo a tohizo fa tsara e mampahery be mhts AMEN
Mbola tsy nahita any zany paradisa zany aho. Fa refa mihaino an'ty hira ty aho de otrin' mahatsiaro sambatra ery aho. Otrin' ef any amzany paradisa zany. Misaotra betsaka. Deraina ny Tompo
Maivamaivana mintsy ny ady rehefa maheno an'ity hira ity
Misaotra e! Mandona ny fo ny tonony! Mankasitraka azy dahy! May God bless. (y)
Ity no tsara indrindra amy feating ny Avo ka Tena Tsara raha mitohy FOANA ny fiarahanareo mihira
Moi c,est la fille avec sa belle voix très personnelle,elle me donne des frissons...
mankasitraka rojo a;tena nomen' Andriamanitra talenta tokoa ianao;haleloia
Babo ny fitiavanao aho JESOSY. Tsara be
Amen.misaotra betsaka ry reto a !
Tsara be Nareo sy ny hira sy ny clip👏👏🙏
Babo ah. Tsara Andriamanitra! De mankahery anareo. Mahafinaritra ny hira
tena tsara loatra....mambabo fo ary mampirotsa dranomaso..mankasitrak...voninahitra ho an i Tompo
toujours sourian :) mampahery be, merci
Mankasitraka e.zay hira mivoka de lafatra daholo
babonao aho Jesosy, tsara loatra ilay hira
TY NY VERSION TSARA INDRINDRA FA MANARAKA RENY SUR SCENE ANAO IRENY FA TADIAVO ITY OLONA ITY FA TENA METY BE NY FOMBA FIHIRANY
Ny otako dia efa voavela
Ny trosako tsy nisy tavela
Nodiovinao aho,
Ho olom-baovao aho izao
Fitiavana Ianao
tsara be ry izy dah le Hira ah..Tsis Ftiavana lehibe miotra noh ftiava Jesosy de ny nanolorany ny ainy ho antsika ary ty am ftona rehetra tokoa.tahin Jesosy ee
Tsara! Mankasitraka e!
Tena babonao tokoa aho Jeso misaotra Ray o
Mankasitrak eh;tsara
Tsara rahalahy a! mazotoa amin'ny asan'ny Tompo e!
tena tsara ny hiranareo tena tsara TENA BABON I JESO TSIKA REHETRA DERAINA JESO
Bobo ny fitiavanw aho Tompo ooh! Tiak be ilay hira
ity no hiranareo tiko ndrindra,,,mankasitraka e
you are my love, you are my life.Lord
mankasitraka anareo e fa tsara be hiranareo tahin Tompo e!
Mankasitraka 👌
❤
Tsara loatra
Mankasitra
tsara ka tiako fa hoatran ny ktza dri an sur mlay e.
Anilako hatrany!
Tena tsara e
tena tsara b fa mankasitraka @ talentanereo, isaorana ny Tompo
misaotra Ray O! Amen!!!
Tena babo toko zay e
mankasitraka e!!!!!!
tsara be le izy
Kanto mahafinaritra mahababo fo
Babon'ny hatsaranao loatra ry tompo malalako , mamy loatra ianao , tsy misy toa anao
Anisan'ny tsara t y hira ty
❤️❤️❤️
Tiko loatra Rojo a!!! deraina ny Tompo é!! tsara ny concert teto Tamatave ny 18 Aout teo é!!!
Tena Babo aho misaotra fa Tena tsara
tsara bw!!
tsara tena tsara le hira e
tena tiko loatra
Henoiko in-polo zay ito androany tiko loatra Tena babo aho
APETAO ETO NO ANARNY TY VEHIVAY ITY?FA PURE BE BY FEONY OTRANY AN'I AVO
tena tiko ty hira ity fa misaotra e!!!!!!
tiko loatra ny fivoakan'ny fampiaraham-peo sady hiderana an'Andriamanitra
tohizo fa tsara ny Tompo de tsara ny fiderana
Tsara be fa misaotra betsaka,
Mba ASIO VERSION INSTRUMENTAL r ise raha mety ah.
Tiako loatra
Amen!!!
tsar be
mamiko lotra inty hira ty
Tena babon'ny hatsaran'ilay hira aho, misaotra sy mankasitraka iindrindra, Deraina ny Tompo
Film mty safelika
Scoup digital
Babonao aho Jeso TIAKO IANAO AMEN
Tena Tsara be le feo ry se Rojo a
Mankasitraka e
Be8
A
❤❤❤❤
❤❤❤