Ndriiiiii tiko lotra misaotra Jesosy a, ny voninahitra anie dia hoanao irery ihany 😭😭😭😭 Mankasitraka nareo roa lahy ho tahin Tompo anie nareo Marina daoly zany🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻 Omano ny mandrakizay💖💖💖
Mahagaga, mahonena loatra Ny zava-mitranga miseho Marobe tafahoatra Ireo olona miantso hoe vonjeo Mitaraina matahotra mafy Sao harary, sao dia ho faty Tsy fantany mantsy Na ho ela na ho aingana Tsy maintsy ho tonga ilay daty. Mahagaga, mahonena loatra Ny zava-mitranga miseho Marobe tafahoatra Ireo olona miantso hoe vonjeo Mitaraina matahotra mafy Sao harary, sao dia ho faty Tsy fantany mantsy Na ho ela na ho aingana Dia tsy maintsy ho tonga ilay daty. Ref: Tsy ho ela intsony ilay fotoana Hifarana izao rehetra izao Miomana sy miambena foana Tsy maintsy ho tsaraina zaho sy ianao Fandalovana ihany ny tany Miserana mihelina ihany Mbola tsy tara fa averiko indray Omano ny mandrakizay. ....................... Mahagaga sy mampalahelo Marobe ireo misafidy ny helo Mahavariana, f'ilay Paradisa tsy vidiana Nefa tsy rarahiana Voalaza fa ny olona any am-parany any Dia mpandoka tena sy miavona am-po, Ratsy fanahy Manompo vola sy harena. ........................ Ref: Tsy ho ela intsony ilay fotoana Hifarana izao rehetra izao Miomana sy miambena foana Tsy maintsy ho tsaraina zaho sy ianao Fandalovana ihany ny tany Miserana mihelina ihany Mbola tsy tara fa averiko indray Omano ny mandrakizay. Tsy ho ela intsony ilay fotoana Ho potika izao rehetra izao Miomana sy miambena foana Tsy maintsy ho tsaraina zaho sy ianao (zaho sy ianao) Fandalovana ihany ny tany Miserana mihelina ihany Mbola tsy tara fa averiko indray Omano ny mandrakizay. Mbola tsy tara fa averiko foana Tsy ho ela intsony ilay fotoana. Mbola tsy tara fa averiko indray Omano ny mandrakizay. tononkira.serasera.org/hira/ny-avo/omano-ny-mandrakizay
Fandalovana ny eto an-tany vahiny sy mpivahiny ihany. Jesosy Tompo ô omaniko ny mandrakizay. Miambina sy manolon-tena isan'andro. Misaotra JESOSY MALALA Ô.
Tsara lôtra :Mbola tsy tara fa averiko indray Omano ny mandrakizay Tsy maintsy ho tsaraina zaho sy ianao Fandalovana ihany ny tany Miserana mihelina ihany Mbola tsy tara fa averiko indray Omano ny mandrakizay
🔹 Groupe Ny AVO ft. Groupe ROVA🔶 OMANO NY MANDRAKIZAY 🔹 1- Mahagaga ,mahonena loatra Ny zava-mitranga, miseho Maro be, tafahoatra Ireo olona miantso hoe vonjeo Mitaraina matahotra mafy sao harary Sao dia ho faty Tsy fantany mantsy Na ho ela na ho haingana Tsy maintsy ho tonga ilay daty Ref: Tsy ho ela intsony ilay fotoana Hifarana izao rehetra izao Miomana sy miambena foana Tsy maintsy ho tsaraina izaho sy ianao Fandalovana ihany ny tany Miserana mihelina ihany Mbola tsy tara fa averiko indray Omano ny mandrakizay 2- Mahagaga sy mampalahelo Maro be ireo misafidy ny helo Mahavariana f'ilay Paradisa tsy vidiana Nefa tsy raharahiana Voalaza fa ny olona any am-parany any Dia mpandoka tena sy miavona am-po Ratsy Fanahy Manompo vola sy harena Mbola tsy tara fa averiko foana Tsy ho ela intsony ilay fotoana Vidéo Hira Fiderana
OMANO NY MANDRAKIZAY
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra
Dieu vous bénisse
Tsara be, mankasitraka, ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra
OUI et AMEN !!!
VONINAHITRA ho an'ny JESOSY TOMPO IRERY ! Mbola TSY TARA ....Andao ary HIOMANA ho amin'ny MANDRAKIZAY miaraka AMINY ! AMEN !!!
Tena latsaka ato ampoko le tononkira omano n'y mandrakizai driii tsara n'y midera n'y tompo 😢 misaotra jesosy ôoo merci nareo de tahiny tompo daholy
mi toucher ana mihitsy ty hira ty!
NDAO RE OMANINA NY MANDRAKIZAY E, sa tsy zany?
GLOIRE SEUL A DIEU!
Mankasitraka indrindra . Mbol ts tara toko raha zao no miomana ny mandrakizay .
Tsy isany mpiondana evanjelika loatra aho, saingy raha vao Rojo Ny Avo, dia ankafizina foana.
Mahefà be, amin'ny fitoriana filazantsara ankira.
Mankasitraka e merci mahafinaritra tohizo hatrany ny fiderana
tohizo hatrany ny talenta fiderana an ny tompo voninahitra ho azy irery iany
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany, Tena mampisaina be okay Hira, mankasitraka tompoko, OMANO NY MANDRAKIZAY
Mankasitraka e!tsy maintsy ho tonga ilay daty,omano ny mandrakizay
Mankasitraka eh 👋ho an 'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra
Amen isaorako ianao jesosy fa manome ahy fanairana fona
Ndriiiiii tiko lotra misaotra Jesosy a, ny voninahitra anie dia hoanao irery ihany 😭😭😭😭
Mankasitraka nareo roa lahy ho tahin Tompo anie nareo
Marina daoly zany🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Omano ny mandrakizay💖💖💖
Mahagaga, mahonena loatra
Ny zava-mitranga miseho
Marobe tafahoatra
Ireo olona miantso hoe vonjeo
Mitaraina matahotra mafy
Sao harary, sao dia ho faty
Tsy fantany mantsy
Na ho ela na ho aingana
Tsy maintsy ho tonga ilay daty.
Mahagaga, mahonena loatra Ny zava-mitranga miseho
Marobe tafahoatra Ireo olona miantso hoe vonjeo
Mitaraina matahotra mafy
Sao harary, sao dia ho faty
Tsy fantany mantsy
Na ho ela na ho aingana
Dia tsy maintsy ho tonga ilay daty.
Ref: Tsy ho ela intsony ilay fotoana
Hifarana izao rehetra izao
Miomana sy miambena foana
Tsy maintsy ho tsaraina zaho sy ianao Fandalovana ihany ny tany
Miserana mihelina ihany
Mbola tsy tara fa averiko indray
Omano ny mandrakizay. ....................... Mahagaga sy mampalahelo
Marobe ireo misafidy ny helo
Mahavariana, f'ilay Paradisa tsy vidiana Nefa tsy rarahiana
Voalaza fa ny olona any am-parany any
Dia mpandoka tena sy miavona am-po, Ratsy fanahy Manompo vola sy harena. ........................
Ref: Tsy ho ela intsony ilay fotoana
Hifarana izao rehetra izao
Miomana sy miambena foana
Tsy maintsy ho tsaraina zaho sy ianao Fandalovana ihany ny tany
Miserana mihelina ihany
Mbola tsy tara fa averiko indray
Omano ny mandrakizay.
Tsy ho ela intsony ilay fotoana
Ho potika izao rehetra izao
Miomana sy miambena foana
Tsy maintsy ho
tsaraina zaho sy ianao (zaho sy ianao) Fandalovana ihany ny tany
Miserana mihelina ihany
Mbola tsy tara fa averiko indray
Omano ny mandrakizay.
Mbola tsy tara fa averiko foana
Tsy ho ela intsony ilay fotoana.
Mbola tsy tara fa averiko indray
Omano ny mandrakizay.
tononkira.serasera.org/hira/ny-avo/omano-ny-mandrakizay
Tsara loatra e, mankasitraka dia mtomboa talenta hatrany ao amin'i Jesoa Kristy
Miavaka mihintsy ny mozikanao zandry! Mahafinaritra ny sofina. Soli Deo Gloria
Mankasitraka an'i ROJO fa izy dia mazoto mampiaram-peo amin'ireo zandry kely rehetra , mitomboa mandrakariva
Hafa mints zan oe tanoran'i Jesosy zany😘
Tena tsara tena tsara be, mankasitraka ee
Mankasitrak fa tsar be lay hira
Fandalova ny tany
Omano ny mandrak'izay 🧎♀️🕊🙏
Voninahitra hoany Jesosy irery ihany
Mbola tsy tara fa omano ny mandrakizay 🙏🏾💕
Mankasitraka hatrany ny amin'ny hafatra! 👍
Misaotra indrindra
Mandalo tokoa izao fiainana izao, mila manomana ny mandrakizay
OMANO NY MANDRAKIZAY tsara be makasitraka, 🕊️🕊️
Amen. Misaotra Jesosy
Tiko loatra, ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra mandrakizay, Amen,, mankasitraka,
mankasitraka fa tena tsara be mits!
Mbola tsy Tara fa homano ny Mandrakizay
Makasitraka indrindra
Voninahitra ho an'i jesosy irery ihany 🙏🙏
Mandalo izao fiainana izao sy ny filàny fa izay manao sitrapon'Andriamanitra no maharitra mandrakizay...Mankasitraka fa tena tsara le hira
Tsara be , Mankasitraka
Misaotra ny Tompo ny @nareo ❤️❤️
Hafatra mafonjabe 💙
Misaotra n'y Tompo homano n'y manjakizay amen
Tsara lotra ity hira tu merci ❤
Tiko be tena marina dhl zany manankasitraka Rojo sy Rova a
Amen.omano ny mandrakizay voninaitra ho /tra rery hiany🙏😍
Voninahitra hoan Jesosy 🙏 tsara be ny tononkira...Omano ny mandrakizay ❤️👍👌
Amen misaotra betsaka fa tena tsara be ilay tonon-kira de tahiny Jesosy nareo mitombo atrany aminy Fahasoavana Tompo homba anareo Amen.
Tena tsara ilay ira😊
Kanto loatra ; mafonja ny hafatra
❤
Fandalovana ny eto an-tany vahiny sy mpivahiny ihany.
Jesosy Tompo ô omaniko ny mandrakizay.
Miambina sy manolon-tena isan'andro.
Misaotra JESOSY MALALA Ô.
Tsara be, tiako be ilay tononkira ❤️
TENA tsara be mihintsy ity hira ity
Mihomana de omano ny mandrakizay
Fah izarana izao rehetrizao
Maro be no misafidy ny helo!!!🙏🙏😻😻😻
Mankasitraka marina be ❤️❤️
tena tiku loatr e,merci à vous
Makasitraka foana ❤️ tsara be
Miambena foana fa samy manana ny farany ho azy ny rehetra !
Omany ny mandrakizai-nao !
Ho azy hatrany ny voninahitra . Amen!
Omano ny Mandrakizay 🙏🙏🙏❣
Mankasitrak ô!🕊🧡🔥
Tena babo tanteraka Aho tiako tena tiako an'Atra irery n'y voninahitra miteny n'y tononkira mankafy e merci
Tsara lôtra :Mbola tsy tara fa averiko indray
Omano ny mandrakizay
Tsy maintsy ho tsaraina zaho sy ianao
Fandalovana ihany ny tany
Miserana mihelina ihany
Mbola tsy tara fa averiko indray
Omano ny mandrakizay
Mpirahalahy iray tampo angaha ianareo?
Tsarabe ny fampiaraham-peo.
Tafita sy mazava tsara ny hafatra.
Mahereza foana amin'ny asa fitoriana.
Ny Dera sy Laza ary ny Voninahitra ho an'ANDRIAMANITRA Irery ihany. AMEN
Tena tsara fa mila miomana tsara ihany koa
Amen!!! Deraina Jesosy
Tiako loatra ity hira ity 😇😇😇
tsara be , tafita ny hafatra
Mbola tsy Tara fa averiko indray,, Omano ny mandrakizay ❤️🙏
Tena tiko ti hira ti!!!
Mankasitraka anareo, tena kanto , tsara be mihitsy ❤
Tsara be . Mankasitraka indrindra anareo ! Tano mafy koa izay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao
Mandona ilay hira, mampisaintsaina. Tiako ❤️
Tsara loatra, mankasitraka
Thanks you. God Bless you
Makasitraka anareo. Mirarisoa hatrany
Misaotra an'Andriamanitra nomeny anareo tanora mitory ny fahatsaràny
Tsara clip an! Mankasitra eh.
Mankasitraka indrindra
mahafinaritra e! mankasitra!
Tiak b ilay hira d mankasitraka eh
MANKASITRAKA TOMPOKO O!
bonjour rojo ny avo tsara be ilay hira tsy maintsy tonga ilay daty marina e
Tsara be fa mankasitraka e
tena hoe mahatonga saina ilay toniny misaotra nareo mila vonona tokoa na andro na alina
🔹 Groupe Ny AVO ft. Groupe ROVA🔶 OMANO NY MANDRAKIZAY 🔹
1- Mahagaga ,mahonena loatra
Ny zava-mitranga, miseho
Maro be, tafahoatra
Ireo olona miantso hoe vonjeo
Mitaraina matahotra mafy sao harary
Sao dia ho faty
Tsy fantany mantsy
Na ho ela na ho haingana
Tsy maintsy ho tonga ilay daty
Ref:
Tsy ho ela intsony ilay fotoana
Hifarana izao rehetra izao
Miomana sy miambena foana
Tsy maintsy ho tsaraina izaho sy ianao
Fandalovana ihany ny tany
Miserana mihelina ihany
Mbola tsy tara fa averiko indray
Omano ny mandrakizay
2- Mahagaga sy mampalahelo
Maro be ireo misafidy ny helo
Mahavariana f'ilay Paradisa tsy vidiana
Nefa tsy raharahiana
Voalaza fa ny olona any am-parany any
Dia mpandoka tena sy miavona am-po
Ratsy Fanahy
Manompo vola sy harena
Mbola tsy tara fa averiko foana
Tsy ho ela intsony ilay fotoana
Vidéo Hira Fiderana
un duo de choc... mankasitraka! Misaotra ny Tompo noho ny talenta anananareo. Omaniko ny mandrakizaiko
Tena tsar e
amen
Amen
Tsara be
tsara lotra .le hira e
Merci bcp 🙏🙏
mankasitraka e
❤🙏
Misaotre, Amen
🙏🙏🙏❤️
tsara loatra
makasitraka
😍😍😍😍😍😍😍
❤❤
Amen ❤️
tsara be (y) (y)
a
Tsara be
Amen 🙏🙏
❤❤❤❤❤❤❤