Kalvary_(TANORA MASINA ITAOSY) Isaky ny maheno aho Na mahita soratra hoe (Kalvary) Dia tsaroko Ianao Kristy nijaly Nihari-pery tsy namaly Nalatsa-drà Ianao Noho ireo hakason’ny tany Jesosy ôôô! Nampandefitra ambom-po Ianao Nefa dia afaka Nanaisotra jaly Ho an’ny tenanao Ref: Tsy mba zakan’olombelona Izay nihatra taminao Ary tsorina fa ny ainao mihitsy No natao sorona Jesosy ô! Mafaitra loatra re Jesosy izany ka ny mba hany Azoko atao dia Ity ny foko homeko Anao izao Ôôôô, … Mahonena ny fo tokoa Ny nahazo Anao ry Tompo (fa nombohina) Omeo hery aho mba tsy ho lefy Hiasa tsy hihoatra ny fefy Mba hamelomako Ny anaranao ry Kristy Mpandresy Ilay nahafoy ny ainy ho ahy Hiasa ho anao maharitra Mba tsy ho sasatra Na hoe hitaraina Reraka aho Tompo ô! Ref (x2) Azoko atao dia Ity ny foko homeko Anao izao Calvaire_(TANORA MACHINE ITAOSY) Chaque fois que j'entends ça Ou vous voyez un texte qui dit (Calvaire) Et je me souviens de Toi Christ qui a souffert J'ai été coincé sans réponse Tu as un sang versé sur moi A cause de la stupidité de la terre Jésus ooo ! Vous avez mis à terre votre ego Et pourtant c'est libre de partir Rendre grâce à la douleur Pour le bien de toi-même Réf : Ne pouvait pas être toléré par les humains Qu'est-ce qui t'est arrivé ? Et pour être honnête avec ta vie Jésus a été sacrifié ! C'est trop dur Jésus d'être seul Je peux le faire et C'est mon cœur je te le donnerai Ouh, .... Tellement triste pour le cœur Que t'est-il arrivé Seigneur (parce que tu as été blessé) Donne-moi la force de ne pas m'évanouir Ne travaillera pas au-delà des limites Juste pour l'allumer Tu t'appelles christ le vainqueur Celui qui a donné sa vie pour moi Je travaillerai pour vous à long terme Pour ne pas être fatigué Ou même pour se plaindre Seigneur, je suis fatigué ! Réf (x2) Je peux le faire et C'est mon cœur je te le donnerai · ·
Tena tohana b foko no malaelo b Ndrriiii mandriam piadanana Zoky nay mandriam piadanana Mino aho f ef eo akaiky ny tompo ianao zao vita ny adidi nao tety antany ts hadinonay ilay feonao manga s nandrotsirotsy ny fonay Tompo ooo raiso nyy fanahiny 😭😭😭😭😭😭😭😭😭
Misaotra Ray ô, ny nanaovanao sorona ny ainao nohon ny amiko sy izay rehetra tia sy mino anao , koa ny azoko atao dia ny foko no omeko anao, ary dia anjakao, ny haja dia hoazy @ alalàn izany hira izany.Mahereza foana fa tsy ho very ankory ny fikelezanareo aina ho an ny Tompo!!!!
Kalvary!indrisy ry Tompo.(Fa na dia nahalala anAnd/tra aza izy dia tsimba nankalaza Azyfa tonga zava poana izany t@ fisainany ary tonga maizina ny fony donto)
MISAOTREEEE MAMPAHERY AHY ITY HIRA ITY AMZAO FAHORIMPO DIAVIKO ATY ANTANILAVITRA ATY IZAO JESOSY O! MISAOTRA NAO AHO F NA DIA MAFY AZA NY LALANA DIAVIKO DIA MBOLA EO ANILAKO ENAO AMEN!
Mandriam-piadanana ramose tsara feo , tena mba tohina ny foko naheno ny fahalasanany😢😢
Manaiky ny fandaharan'ny Tompo isika fa Izy no mahalala ny zavatra rehetra
Je garde un très bonne souvenir de toi tu est dans mon cœur
Tompo o! Mamelà ny heloko,inty ny foko omeko ho Anao,omeo hery aho mba tsy ho resy Tompo o! Amen
Tena tsara ilay hira, mankaistraka ny mpamorona fa tsapa tokoa hoe nisy fitarihan'ny Fanahy Masina nampiaina anay ny tononkira.
Éfa manatri-maso an'Ilay Jesoa Kristy notompoiny izy
Kalvary_(TANORA MASINA ITAOSY)
Isaky ny maheno aho
Na mahita soratra hoe (Kalvary)
Dia tsaroko Ianao Kristy nijaly
Nihari-pery tsy namaly
Nalatsa-drà Ianao
Noho ireo hakason’ny tany
Jesosy ôôô!
Nampandefitra ambom-po Ianao
Nefa dia afaka
Nanaisotra jaly
Ho an’ny tenanao
Ref:
Tsy mba zakan’olombelona
Izay nihatra taminao
Ary tsorina fa ny ainao mihitsy
No natao sorona Jesosy ô!
Mafaitra loatra re Jesosy izany ka ny mba hany
Azoko atao dia
Ity ny foko homeko Anao izao
Ôôôô, …
Mahonena ny fo tokoa
Ny nahazo Anao ry Tompo (fa nombohina)
Omeo hery aho mba tsy ho lefy
Hiasa tsy hihoatra ny fefy
Mba hamelomako
Ny anaranao ry Kristy Mpandresy
Ilay nahafoy ny ainy ho ahy
Hiasa ho anao maharitra
Mba tsy ho sasatra
Na hoe hitaraina
Reraka aho Tompo ô!
Ref (x2)
Azoko atao dia
Ity ny foko homeko Anao izao
Calvaire_(TANORA MACHINE ITAOSY)
Chaque fois que j'entends ça
Ou vous voyez un texte qui dit (Calvaire)
Et je me souviens de Toi Christ qui a souffert
J'ai été coincé sans réponse
Tu as un sang versé sur moi
A cause de la stupidité de la terre
Jésus ooo !
Vous avez mis à terre votre ego
Et pourtant c'est libre de partir
Rendre grâce à la douleur
Pour le bien de toi-même
Réf :
Ne pouvait pas être toléré par les humains
Qu'est-ce qui t'est arrivé ?
Et pour être honnête avec ta vie
Jésus a été sacrifié !
C'est trop dur Jésus d'être seul
Je peux le faire et
C'est mon cœur je te le donnerai
Ouh, ....
Tellement triste pour le cœur
Que t'est-il arrivé Seigneur (parce que tu as été blessé)
Donne-moi la force de ne pas m'évanouir
Ne travaillera pas au-delà des limites
Juste pour l'allumer
Tu t'appelles christ le vainqueur
Celui qui a donné sa vie pour moi
Je travaillerai pour vous à long terme
Pour ne pas être fatigué
Ou même pour se plaindre
Seigneur, je suis fatigué !
Réf (x2)
Je peux le faire et
C'est mon cœur je te le donnerai
· ·
Mampahery ny hiranareo .Isaorana JESOSY Amen
Tena tsara be, ampitomboin'Andriamanitra anie ny talenta izay ef ao anatinareo
inty ny foko homeko anao izao jesosy amen
Sitrana ny fo Andriamanitra ô !
Bonne année 2021 ee :-)
Tena tohana b foko no malaelo b
Ndrriiii mandriam piadanana
Zoky nay mandriam piadanana
Mino aho f ef eo akaiky ny tompo ianao zao vita ny adidi nao tety antany ts hadinonay ilay feonao manga s nandrotsirotsy ny fonay
Tompo ooo raiso nyy fanahiny 😭😭😭😭😭😭😭😭😭
tsy mba zakan'olombelona tokoa ny fahoriana nahazo an'i jesosy teo ambonin'ny hazo fijaliana
Koa ny voninahitr"And/tra tsimety lo dia nosoloiny zavatra tahaka ny endriky ny olona mety lo sy ny vorona ...Rom(1:21 24)
Ity ny foko omeko anw Tompo Misaotr ee Amen be
Misaotra Jesosy a! Mankasitraka e!
Marn zany tsara ny tompo
Tompo ô,ity NY foiko atolotra ho anao,raiso raha MBA sitrakao Amen
🙏🙏🙏🙏
❤️
Misaotra Ray ô, ny nanaovanao sorona ny ainao nohon ny amiko sy izay rehetra tia sy mino anao , koa ny azoko atao dia ny foko no omeko anao, ary dia anjakao, ny haja dia hoazy @ alalàn izany hira izany.Mahereza foana fa tsy ho very ankory ny fikelezanareo aina ho an ny Tompo!!!!
Tompo o ! Mba mitoera ato ampoko
Mangataka famindrampo nao aho
Tompo o
Mba tsara feo leretsy ity lehilahy raiky ty, tss azo ambara f tena chapeau, iz Kay ny anaran io rangah io?
Ohatry ny nahita pub aho teo hoe maty io Tovolahy tsara feo io .😢
Mihaja RAKOTOARIMANANA
Mahatsiaro cousin zay mana peo mitovy 2 lehilahy ity mandriapiadanana zokinay
Zaza Gasy rip zokinao...... NNjiii... Courage rahavako... Tena tsara feo zoki
Augustine Jeanneabdoul nisy sira ko zay
Zaza Gasy ..... Henoy zany hira zanyy........ Sady mitovy amzany ko feoko.. Kkkkkk
Augustine Jeanneabdoul naky rasoa az miakatra tsy fidiny noho hatsara peo lina mandrotsirotsy 😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
Zaza Gasy 😂😂😂😂😂😂😂😂
Tena mampifoha ny mbola matoritory am-panahy ny hira fa misaotra indrindra
Io Tovolahy tsara feo be io ary ve lay nodimandry e ? 😢
yah io iz io
Inty ny foko omeko ho Anao Jesoa!
Kalvary!indrisy ry Tompo.(Fa na dia nahalala anAnd/tra aza izy dia tsimba nankalaza Azyfa tonga zava poana izany t@ fisainany ary tonga maizina ny fony donto)
❤❤❤🙏🙏🙏🧎♀️🧎♀️🧎♀️🧎♀️
Feno fisaorana ny mpanoratra ny tonon-kira, sy ny feony, Feno fiderana, ananAndriamanitra, misaotra tompoko.
Manja feo liaky ty ka....de mipoa-tsatroka e...
Mankasitraka tompoko o..
Isaorana ny Avo. Amen.
Sylvoalias Salama Ravelot zako tena mi chapeau am oix an reto tanora reto
hira ahatsiarovan azy be kou ity niarahanay tamin'ny mihaja rivo ny taona 2008,lasa iz ny asan manaraka azy
ua-cam.com/video/QxeN44F0oUE/v-deo.html
Ny asa fitoriana ny Filazantsara nataony mitoetra ary mtohy ho vavolombelon"ny fanarahana an'i Kristy.
MISAOTREEEE MAMPAHERY AHY ITY HIRA ITY AMZAO FAHORIMPO DIAVIKO ATY ANTANILAVITRA ATY IZAO
JESOSY O! MISAOTRA NAO AHO F NA DIA MAFY AZA NY LALANA DIAVIKO DIA MBOLA EO ANILAKO ENAO AMEN!