Faly dia faly tokoa ny tena fa mbola misy ny Malagasy Hendry! Mankasitraka azy telo mirahalahy sy ny Mi-Kolo Hevitra. Zava-dehibe loatra @ ny maha-Malagasy izao ataonareo izao! Ary mahamenatra sy tsy mety ny tsy ananan-tsika na ny tsy fahafahantsika mamaritra vanin'andro iray Fandroana! Koa, mety marina mihitsy angaha raha mifanantona, mikaondoha, mifanapatapaka ahitra ny Malagasy tompon'andraikitra rehetra eto Gasikara mba hananana io vanin'andro io isan-taona. Ary maniry ihany koa ny mba hampidirana ny Tantara, Hain-fomba amam-panao Malagasy lalina kokoa manomboka any @ ambaratonga ambany eo @ fanabeazana sy any an-tokan-trano. Harena goavana ny Kolon-tsaina sy ny Soatoavina ka mila tahirizina fatratra! Ireo no maha-izy antsika eto an-tany, ka tsara kolokolona sy jerena akaiky tokoa! Ny Fitondrana mijery akaiky dia akaiky sy miaina @ izany no tena Fitondrana Malagasy marina!