Eris RABEDAORO: ésotérisme, fanorona, skidy et culture malagasy!

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 27 гру 2024

КОМЕНТАРІ •

  • @kathiefrancette2991
    @kathiefrancette2991 Місяць тому +2

    Manahoana daholy ,
    Interessant be ilay documentaire 👍🏽

  • @sambatramiharisoa6167
    @sambatramiharisoa6167 Місяць тому +9

    Mankasitraka fa tsara be ❤ Maromaroa ny podcast manandratra ny kolontsaina malagasy toy izao.

  • @mariafrc4194
    @mariafrc4194 Місяць тому +5

    58 minitra anisany nahafinaritra indrindra tamin'ny fiainako. Tena mankasitraka 🙏

  • @MaumadRéservation
    @MaumadRéservation Місяць тому

    Lalina tanteraka... Misaotra anareo ... J'apprends encore et encore et j'ai envie de continuer d'apprendre...Maro ny toe-javatra tsapa mivantana amin'ny fiainana.

  • @XinLiu-c4o
    @XinLiu-c4o Місяць тому +1

    Afam_po tanteraka Aho !

  • @gasymotivation1044
    @gasymotivation1044 Місяць тому +1

    voninahitra ho anareo..asandrato n maha malagasy satria hitia azy n vazah....mankasitraka

  • @djianffarattoumani2321
    @djianffarattoumani2321 Місяць тому +3

    Bonjour, je suis très impressionné et c'est vrai ne perdons pas nôtres patrimoine

  • @sitrakamamytantelyandriami1202
    @sitrakamamytantelyandriami1202 Місяць тому

    Inty no interview préféré ako, GG Storytown

  • @ambinintsoarandriamaro4684
    @ambinintsoarandriamaro4684 Місяць тому +1

    Tsy haiko intsony ny hiverina hanova ny fomba fiteniko, fijeriko, izay diso teo aloha tsy niankina tamiko, saingy kosa, manokatra maso tsara maha malagasy ahy ity! Misaotra... 😊

  • @hantasoaminoarivelonandria6229
    @hantasoaminoarivelonandria6229 Місяць тому

    🇲🇬 ❤ Mampisaintsaina. Misaotra sy mankasitraka tompoko.

  • @zoeravao9602
    @zoeravao9602 Місяць тому +2

    Tena manao tsinotsinona ny fisin’Andriamanitra izay ny mahatonga ny firenena tahak’izao. Mpanao fanafody gasy daholo, isika tompoko dia mandeha @ FInoana fa tsy @ Fahitana.

    • @nalyra3662
      @nalyra3662 Місяць тому

      Dia gaga zareo hoe ohatran' izao ny hiafaran'ny firenena. Jamba moa izy dia tsy hita fa ny mivavaka ho azy angamba no tsara atao.

    • @GATARE5
      @GATARE5 6 днів тому

      @@nalyra3662 Ny Ntaolo taloha efa natahotra sy nahalala an'Andriamanitra fa tsy av tamin'io baiboly vazaha io, ary tsy nisy voambolana (Démon)Devoly sy Satan ( Satana) izany tamintsika Gasy fa zavatra nezahina naparitaka nadika tsotr'izao, Ny an'ny Malagasy dia ZANAHARY no Fiantsoany Andriamanitra nahary izao tontolo izao. Na ny Tantara nao ary tsy hainao koa ny RAZAM-BAZAHA NO IVAVAHANAO FA NGAH ENAO NIVOAKA TAM KAKAZO FA TSISY RAZAMBE? TENA MAPALAHELO ANAKAY

  • @AvemArya72
    @AvemArya72 Місяць тому

    Mankasitraka nizara ❤

  • @mickaelandrianirina862
    @mickaelandrianirina862 Місяць тому

    Mahaliana b 😮 ndeh ividy anle boky ah Lo 👌

  • @vivianerakoto8093
    @vivianerakoto8093 Місяць тому

    Mankasitraka tompoko o! Mahaliana fatratra!

  • @tachou7523
    @tachou7523 Місяць тому

    Merci a notre Skiderman 🙏🙏
    Tena Andriamanitra e 🙏🙏🙏

  • @zoeravao9602
    @zoeravao9602 Місяць тому +1

    Aza gaga hoe izao Madagascar mpanao skidy Sy fanafody daholo dia izany no inoany, mampalahelo fa ho very tanteraka. Vata kazo tsy miteny ,vato, vovoka sns izany no famonjena azy ireo. Tsy ilay namorona an,ireny no inoany fa izay zavatra noforonina. Ahlalala
    Vakio Exode : 20/3-4 - Psaumes : 115 -Apocalypse : 21/ 5 -9. Ireo ny Tenin’Andriamanitra ka famonjena anareo farany izao, fa isika tsy tompony ampitso.
    Am-bava omana am-po mieritreritra. Amen.

    • @nalyra3662
      @nalyra3662 Місяць тому

      Dia gaga mihitsy aho @ fahasahian'ilay rangahy miteny zavatra tsy fantany. Heveriny azo vazivaziana mantsy Jehovah Andriamanitra. Tsy mamaky baiboly akory fa mandray maivamaivana izay voatenitenin' olona eny angamba.

    • @GATARE5
      @GATARE5 22 дні тому +1

      gasy enao sa vazaha? baiboly vazaha nge nalentika anaty lohanao io é, fa ny gasy ntaolo efa natahoatra an'Andriamanitra efa elabé talohany 1818 natongavanio baiboly nao io

    • @zoeravao9602
      @zoeravao9602 9 днів тому

      @@GATARE5 « RINGANA NY OLOKO NOHO NY TSY FISIANY FAHALALANA » OSÉE :4/6

    • @GATARE5
      @GATARE5 6 днів тому

      @@zoeravao9602 Ny Ntaolo taloha efa natahotra sy nahalala an'Andriamanitra fa tsy av tamin'io baiboly vazaha io, ary tsy nisy voambolana (Démon)Devoly sy Satan ( Satana) izany tamintsika Gasy fa zavatra nezahina naparitaka nadika tsotr'izao, Ny an'ny Malagasy dia ZANAHARY no Fiantsoany Andriamanitra nahary izao tontolo izao. Na ny Tantara nao ary tsy hainao koa ny RAZAM-BAZAHA NO IVAVAHANAO? TENA MAPALAHELO ANAKAY

  • @yayazama-i1g
    @yayazama-i1g Місяць тому +3

    tena tsara be le izy fa le boky ve disponible eto madagascar sa ahoan ny atao raha tia hanjifa azy

  • @Zafimanampyannyckaeljustin
    @Zafimanampyannyckaeljustin Місяць тому

    Merci anao namana
    Enjana nareo

  • @MOP319
    @MOP319 Місяць тому +3

    Gasy hono manana fahendrena, manana fahaizana, nefa gisitra na amin fahendrena fandriampalemana na fahaizana refa amin tena izy! tia mandokatena loatra nefa gidany. inona no ilaina fahendrena nefa isan andro zao mangalatra, mamono, mifampialona? resak etotra fotsiny no tena marina. dokafana dia manitsatay.

    • @mahefaratsimbazafy9265
      @mahefaratsimbazafy9265 Місяць тому +4

      ka satria efa gasy ohatranao daholo izao no betsaka fa efa vitsy no mitazona ny fahendren'ny Razana

    • @MOP319
      @MOP319 Місяць тому

      @mahefaratsimbazafy9265 ianao zao no gasy izaho merina. Tsy mitovy zany , zay notezaina tsy ho gasy.

    • @mahefaratsimbazafy9265
      @mahefaratsimbazafy9265 Місяць тому

      @@MOP319 LOL

  • @soandrabe
    @soandrabe Місяць тому +3

    Mahaliana be ilay resakareo, lasa vetivety kely dia vita ilay 58:30 🤭Mankasitraka o! 👏

  • @PavelRaj
    @PavelRaj Місяць тому

    Interview hafakely! Mahaliana, lalina kanefa tsara ny fanazavana. GG @storytown

  • @zoeravao9602
    @zoeravao9602 Місяць тому +2

    Miala tsiny aho tompoko fa tsy ny culture malagasy mihintsy no hidirana any an-danitra. Aoka izay fa omeo toerana ny famakiana ny BAIBOLY. Andro farany izao,tsy tokony ho variana @ izany . Tsy ny fanorona na ny fanaovana skidy sns aoka izay ny resa be. JESOSY IRERY IHANY NO LALANA SY FAHAMARINANA »

    • @raelisonriantsoa1593
      @raelisonriantsoa1593 Місяць тому +2

      Sao dia ilay resahinao no resabe ... Natao isainana izay fa tsy iadiankevitra

    • @GATARE5
      @GATARE5 6 днів тому

      TAONA FIRY NO NIDITRA TETO MADAGASIKARA NY BAIBOLY NAO IO? DE IMPIRY NIOVA DIKA TENY?

  • @paillavola816
    @paillavola816 Місяць тому +2

    Tsara karohina ireo finoantsika an'Andriamanitra talohan'ny nidiran'ireo misionera nitondra ny christianisme teto Madagasikara. Inona sy ahoana marina ny tena finoantsika?
    Mankasitraka ary mirary ny fitohizan'izao resaka ahafantarana ny maha-Malagasy izao.
    Misaotra Tompoko!

    • @Maya-us7ns
      @Maya-us7ns Місяць тому

      Andriamanitra rery ihany

    • @GATARE5
      @GATARE5 21 день тому

      @@Maya-us7ns gasy enao sa vazaha? baiboly vazaha nge nalentika anaty lohanao io é, fa ny gasy ntaolo efa natahoatra an'Andriamanitra efa elabé talohany 1818 natongavanio baiboly nao io

  • @tahinarolandfrederic8867
    @tahinarolandfrederic8867 Місяць тому

    Marina ny voalazanao Eris Rabedaoro

  • @hackingtrick5117
    @hackingtrick5117 Місяць тому

    Miarahaba Tompoko
    Mba mangataka ny contacte an'io Mr Eris RABEDAORO azafady indrindra
    Informaticien ny tenako ary liana hanao Thère mahakasika an'io zavamiafina io ampifandraisina amin'ny Technologie

    • @Bozylittlepanda
      @Bozylittlepanda 24 дні тому

      Eo antaninarenina no misy azy, akaikiny restaurant Neron dia miakatra kely.
      Misy plaque hoe "3.14" , zay ilay anarany ilay bureau de consultation 'ny

  • @gasymotivation1044
    @gasymotivation1044 Місяць тому

    ny dadanao no fijeriko fahiny tam telé ...mankasitraka

  • @zahelearinelina155
    @zahelearinelina155 Місяць тому

    Mankasitraka fa tsara be ilay interview,sady aminy teny Malagasy.

  • @nalyra3662
    @nalyra3662 Місяць тому

    Mila mamaky baiboly tsara aloha angamba vao miteny azafady indrindra sao hahitana loza @ Jehovah Andriamanitra ny teny tsy voamarina avoaka momba ny TENA vahoakany.
    Tsy fantatrao ve ilay hoe "isika TSY NAMAN' IZAY MIHEMOTRA"? Ary hoe "ny alika no miverina @ naloany"? Ny dikan'izany ny kristiana tsy mahazo miverina @ratsy nataony intsony na dia voavela heloka aza. Jesosy koa ary niteny t@ ilay vehivavy janga hoe "voavela heloka ianao, fa manomboka izao, AZA MANOTA INTSONY".
    Tsy fantatrao angaha fa "fahafatesana no TAMBIN' NY OTA" ? ary "TSY AZO VAZIVAZIANA Andriamanitra" ? Izany hoe rehefa voavela heloka, tsy miverina manota intsony fa tsy vazivazy io. Aloaky ny vavako ianao raha mangatsiaka na matimaty hoy Izy. Olona mafana @ fanompoana Azy no ankasitrahany.
    Ary voasoratra fa izay miverina @ fahotany dia RATSY LAVITRA noho ny état-any teo aloha ny manjo azy aoriana satria fanahy FITO mbola RATSY KOKOA noho ny teo aloha no miditra ao aminy. Fanahy FITO ratsy kokoa, diniho @ izany. Tsy telo, tsy dimy fa fito.
    Inona ny nanjo ireo nandika ny lalanan' Andriamanitra ?
    - noraràna Adama sy Eva tsy hihinana ny voankazo voarara nefa mbola nihinana ihany. Lasa voafetra ny fiainan'ny olona : fahafatesana no tambin'ny ota,
    - maty tanaty safodrano ireo tsy nino ka tsy niditra tao @ sambofiaran'i Noah,
    - nivadika ho VONGANTSIRA ny vadin'i Lota t@ izy tsy nanaraka ny tenin' Andriamanitra,
    - maty ilay zanak'i Davida voalohany nananany t@ Batseba na nivavaka sy nifady hanina toy inona ary izy. zanaky ny fahotana io, tsy eken' Andriamanitra.
    - noho ny fahotana nataon' Israely dia lasa BABO tany Babylona zareo (vahoaka iray manontolo mihitsy). Nifona zareo avy eo dia voavela heloka, fa nony nanondrana indray dia lasa ambany vahoan' ny filistina,
    Rehefa meloka ianao dia mihatra ny zavatra ratsy valiny mitranga aminao. Tena misy valiny tokoa moa izany. Ary mihatra aman'aina mihitsy. Tsy vazivazy io.

    • @GATARE5
      @GATARE5 21 день тому

      gasy enao sa vazaha? baiboly vazaha nge nalentika anaty lohanao io é, fa ny gasy ntaolo efa natahoatra an'Andriamanitra efa elabé talohany 1818 natongavanio baiboly nao io

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 Місяць тому

    Pbm le manandri tsy hoe noir et blanc fa misy ndraindray tsy voafehy, misy ottan hoe mety. Ndrindra resaka metro Izy ottan mety foana.Fa ny hilaza hoe mijereva andro fa Raha @ io ianao manomboka propagandy d ho lany filoham- pirenena tsy de marina loatra.D Mila Karohina misinisy koa le resaka kristianina fa Raha fiangonana gasy no anaovana conclusion Dia Izay no aletiny anaty ati- Doha hoe reheva mibebaka Dia tsy misy valiny ny ratsy atao Tsy Izay mintsy ny fivavahana kristianina. Nanota I Adama fa izao mizaka ny vokany zao ny olona, resaka fanavotana @ refa Maty no hidiran resaka mibebaka fa tsy hoe tsy misy valiny ny ratsy atao. Ny gasy zany no namilana ilay fivavahana kristianina

  • @raelisonriantsoa1593
    @raelisonriantsoa1593 Місяць тому

    Dommage efa lasan intelligence artificiel le izy ra zanu

  • @tranckseo4314
    @tranckseo4314 Місяць тому

    Tena samy manana ny mahaliana azy marina. Mamaky commentaires dia gaga fa betsaka no miteny hoe ity no itw tianzareo indrindra. Et je le dis pas au sens péjoratif du tout. Ilay itw tsara comme d'hab, fa ilay thématique mihitsy no tsy mahaliana ahy... kanefa faly aho fa be no tia azy.. fa ny tena tiako ho tsindriana dia hoe samy manana ny tiany marina kay ny olona.

  • @YkranDouglas
    @YkranDouglas Місяць тому +1

    Tombony n'y maha-kristianina ny fisian’ny fahazoana famelan-keloka @ fahotana. Tsy midika zay akory fa tsy mi-payer ny vokatrin'ny fahotany ny mpivavaka, ka hoe hanosika azy hanao fahotana foana satria misy n'y famelan-keloka. Noho izany dia fahatahorany n'y sazi-pahotana tahaka ireo Malagasy lazaina fa nino an'Andriamanitra ireo ary natahotra n'y tody s'y n'y tsiny ihany koa n'y Kristianina manokana. N'y adultère zao voavelan'ny Pretra nohon'ny fahefana nomena azy fa arakin lalana dia mampigadra.Tsy mitarika n'a mamporisika hanota mihitsy n'y fivavahana fa manampy aza.

    • @GATARE5
      @GATARE5 21 день тому

      Ny tsiny sy Tody tsy mamela anao zany!!!! ary tsy misy olombelona (pretatra na pasitera) andeha amafa fahotanao zany eo fa samy mijinja izay nafafy sodé manantena ka ny Rà nalatsak'i Jesosy no andeha amafa fahotanao aty aorina de hanao izay ratsy sy tsy mety rehetra

  • @herverazak2258
    @herverazak2258 Місяць тому +2

    Misaotra anao fa isika gasy tsy avotra intsony, mila misafidy isika ny fombantsika ve sa ny fombam-bazaha (christianisme na fomban'olon-kafa) , fa izay firenena tsy manaja ny fombany dia tsy misy mandroso ary latsaka anaty lavaka lalina, tezitra amintsika gasy ny razambeantsika, marina daholo ny zavatra teneninao fa indrisy tsy mampiova zavatra intsony. Nisy vahiny nisy niteny fa na afaka 30 taona dia tsy miova ny gasy tamin'ny taona teo amin'ny 1992 teo. Tezitra isika tamin'izany nefa jereo amin'izao fotoana izao, tena vao maika potika isika. Ny marina raha mbola tsy miova ny toe-tsaintsika dia mbola ratsy lavitra noho izao no hitranga amin'ny malagasy.
    Averiko indray tezitra amintsika ny razambeantsika, samia mandinika sy mila miova haingana isika. Tsy vitan'ny resaka ny fiainana fa mila mihetsika mandray andraikitra ny daholo be. Misaotra betsaka.

  • @djianffarattoumani2321
    @djianffarattoumani2321 Місяць тому +2

    sikidy

  • @zoeravao9602
    @zoeravao9602 Місяць тому

    Vraiment n,importe quoi, dia misy olona mino an,izany, tena mibebaha fa mbola misy ny fotoana. Fahavalo voalohany eo an’anantre an’Andriamanitra ny fananana andriamany kafa. Ka miomana fa mbola ho tsaraina arak’iny asany avy. MIBEBAHA

    • @GATARE5
      @GATARE5 22 дні тому

      gasy enao sa vazaha? baiboly vazaha nge nalentika anaty lohanao io é, fa ny gasy ntaolo efa natahoatra an'Andriamanitra efa elabé talohany 1818 natongavanio baiboly nao io

    • @zoeravao9602
      @zoeravao9602 9 днів тому

      @@GATARE5 tsy fahalalana Tenin’Andriamanitra izao ary tena mampalahelo, tsy ho tafarina i Madagascar. Fa ny dévoly dia mahay fahagagana. Vakio ny BAIBOLY. Fahagagana ataon’ilay ratsy daholo izany. Mampalahelo,

    • @GATARE5
      @GATARE5 7 днів тому

      @@zoeravao9602 Ny Ntaolo taloha efa natahotra sy nahalala an'Andriamanitra fa tsy av tamin'io baiboly vazaha io, ary tsy nisy voambolana (Démon)Devoly sy Satan ( Satana) izany tamintsika Gasy fa zavatra nezahina naparitaka nadika tsotr'izao, Ny an'ny Malagasy dia ZANAHARY no Fiantsoany Andriamanitra nahary izao tontolo izao. Na ny Tantara nao ary tsy hainao koa ny RAZAM-BAZAHA NO IVAVAHANAO? TENA MAPALAHELO ANAKAY