Asa ianao ity raha tena misy saina marina inona no hidedadedahanao mitantara izany Ny tena tsy tantiko ny fanambanianao Ny Malagasy Izahay Tsy vendrana fa tsy bevava Dia tena misy mihaino foana ve ianao Io? Aleo mangina fa mety tezitra ny Olona satria Marobe Ny nahavita fianarana tsy nahita asa ohatranareo mianakavy Matikambo ny fahitako anao
Amiko aloha tsy voatery hiantoka anjareo anao fa raha ny fahitana anao mahay mananatra sy hendry be ato amin'ny facebook, tokony mba hainao koa manitsy ny lalan'olona au moins ao amin'ny fianakavianao. Ianao mananatra ôlo jiaby ato amy tambazotra tserasera. manana adidy anao Koto raha tsy tia tena. Andraso eo ary Andry Rajoelina hanavotra anjareo eeee
Ary mitovy daholo kay ny vesatra manjo antsika aty an-dafy aty. Tena hoe mba efa nanao izay azo atao hoan'ny havana sasany saingy indrisy fa very maina ny ezaka e🥺
Tsika gasy manana any izay mentalités zay hoe aty andafy dia hiantoka ny fianakavina. Tsy admdaka io fa asina limite no tsy maintsy apafatarina any ireo hoe tsy misy vola maniry antokotaniko.
sarotra be ny manampy olona idd famille any dago ry koto fa ny ahy tsy irony olona manome seconde chance izany indray mamely ahy indray mandeha bye any
Y a un mani en afrique ,de croire que si on est en Europe ça veut forcement dire qu'on est riche ,faut arrêtez, là ou tu es tu es obligé de travailler pour reussir .
Zao letsy nu fautes lahy a. Elahy be critiques na ny lalitra manidigna aza, sady tsy misy controle am resaka de zay no ataques ny olona. Zaho betsileo andafy 34ana ingenieur petro-chomie fa hatramzao tsu matilko lolo nagnaratsilahy ny betsileo tao am you tube
Za tsy betsileo fa merina, nefa efa nipetraka ela tany Ambohimahasoa Ny betsileo tompokp dia olona manantsaina, maranitra, mahay ary betsaka no lasa lavitra.
Je suis entièrement d'accord avec, bonne continuation Koto eeeee
ouiii Mr Koto Ny manao ihany no enjehina
Marina be ny voalazanao !
Pour une fois, je suis entièrement d'accord avec lui
Asa ianao ity raha tena misy saina marina inona no hidedadedahanao mitantara izany
Ny tena tsy tantiko ny fanambanianao Ny Malagasy Izahay Tsy vendrana fa tsy bevava Dia tena misy mihaino foana ve ianao Io? Aleo mangina fa mety tezitra ny Olona satria Marobe Ny nahavita fianarana tsy nahita asa ohatranareo mianakavy
Matikambo ny fahitako anao
Be tsimisaraka anie anao é 😂😂😂
Amiko aloha tsy voatery hiantoka anjareo anao fa raha ny fahitana anao mahay mananatra sy hendry be ato amin'ny facebook, tokony mba hainao koa manitsy ny lalan'olona au moins ao amin'ny fianakavianao. Ianao mananatra ôlo jiaby ato amy tambazotra tserasera. manana adidy anao Koto raha tsy tia tena. Andraso eo ary Andry Rajoelina hanavotra anjareo eeee
Merci beaucoup. Marigny. Resakanao
Merci koto a, tena zavatra marina zany
Mankasitraka Koto
Ianao dia olona tsotra, mahitsy....
Tsy zakan'ny ankamaroan'ny malagasy ny olona manana toetra toa anao, indrindra mahatohitohina ny momba azy.
Marina avokoa ny voalazanao
raha marary aminao ny latsaina, de mba marary @ gasy koa ny fanambaniana ataonao
aza tezitra fa ny ataonao ihany no avalin'ny olona aminao
Miombokevitra aminao ndray zah amininy
Ary mitovy daholo kay ny vesatra manjo antsika aty an-dafy aty. Tena hoe mba efa nanao izay azo atao hoan'ny havana sasany saingy indrisy fa very maina ny ezaka e🥺
Tsy ho vita daholo ny hikarakara ny fianaviana sahirana.manome fititana no azo atao. Aza kivy ry zandry an
Ka tsy adidin'i Koto kosa ny havany e
Respect total
Atoa Koto aah ! STP Aiza manaraka ny Lalao an'izireo lasa ianao indray noho Manamba-Tena izay noho tanjon'izireo. Manka-Hery Tovolaha .
❤
Marina izany tsy misy obligation fa rehefa te hanome ianao dia manome @fo fa ny fianakavianao aloha no priorite'
Koto ! Tsy voatery mitondra izany fanazavana rehetra izany eto ianao e ! Ireo manenjika anao ireo mety tsy mahavita ny havany akory.
❤
Tsika gasy manana any izay mentalités zay hoe aty andafy dia hiantoka ny fianakavina. Tsy admdaka io fa asina limite no tsy maintsy apafatarina any ireo hoe tsy misy vola maniry antokotaniko.
👋👍👍❤
Aoka tsy ho be fialonana an'i Koto ianareo e
Ni ol rehetra nga mo mahavita n famille ny e?
sarotra be ny manampy olona idd famille any dago ry koto fa ny ahy tsy irony olona manome seconde chance izany indray mamely ahy indray mandeha bye any
Y a un mani en afrique ,de croire que si on est en Europe ça veut forcement dire qu'on est riche ,faut arrêtez, là ou tu es tu es obligé de travailler pour reussir .
Nareo ao @fb aza mitsara fa mbola samy ho tsaraina fandalovana ny eto
Zao letsy nu fautes lahy a. Elahy be critiques na ny lalitra manidigna aza, sady tsy misy controle am resaka de zay no ataques ny olona. Zaho betsileo andafy 34ana ingenieur petro-chomie fa hatramzao tsu matilko lolo nagnaratsilahy ny betsileo tao am you tube
Za tsy betsileo fa merina, nefa efa nipetraka ela tany Ambohimahasoa
Ny betsileo tompokp dia olona manantsaina, maranitra, mahay ary betsaka no lasa lavitra.