Zokibé Tsiresy - HAFATRA MANOKANA HOAN ' i KOTO LILAHIMAHITSOAMBO : FADIO NY MANOPANOPA OLONA ...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 29 вер 2024
  • TSY NY ZANAKA AVARATRA REHETRA NO AZONAO HO VENDRANINA KA AOKA HIFANAJA ...
    AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅

КОМЕНТАРІ • 55

  • @manga7926
    @manga7926 Місяць тому +2

    Eee azo dra anareo resaka avaratra ity,
    Maka lagy @ ra tsy tokony ampiasaina lo
    😮

  • @TianaAndriamanana
    @TianaAndriamanana Місяць тому +7

    Fa asa plongeur na manasa wc moa zany amin olo be tsisy jery ty ambany ??,tsy ireo viavy tavaratra manambady matohy lahim bazaha mi wera2 amin reseaux ty sy ireo jaloko jiaby reo zany aminao tena tapi pahaizana rehareha nareo tavaratra ,tsy hitako mihitsy izay fasahiny nataony tamin video ny fa raha marigny raha nozakainy tao😂😂

  • @lydiarabarijaona6122
    @lydiarabarijaona6122 Місяць тому +8

    fomba fiteninareo avaratra any nymanasaha de mba nataony humour ino probleme amin zany aza maka lagy amin fiainana saotra ty eeeeeeeee

  • @YvetteAujard
    @YvetteAujard Місяць тому +9

    Zaho aloha raha volagniny i koto io marigny sintry

  • @YvetteAujard
    @YvetteAujard Місяць тому +7

    Izegny baka mavoa aysika côtier miady. Misy dikany koni i koto mivolagna raha io .

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Місяць тому +5

    I Koto efa mahay volagna Avaratra tsara, satria haiko volagna nazy. Asa ny Koto tsy plonge zegny ê. Blague ny Koto tsy hidirako , satria mampitokiky, makorely amintsika Nossy-be Hell-ville ao, vahiny aby, viavy avy aminy faritra hafa erany Madagascar. 😂😂😂😂😂

  • @lydiarabarijaona6122
    @lydiarabarijaona6122 Місяць тому +8

    ka zay no antsoina humour ry zokibe Tsiresy aza draba ary olomanampahaizana docteur Madagascar lasa infirmier aty an dafy aza vendrana fa humour ireny de refa tsara asa ano de fermer la bouche no

    • @mischaemmanuella6151
      @mischaemmanuella6151 Місяць тому +2

      Misy limite ny humour fa amiko matoa nataony taminy fiteninay de mbola mametaveta koa izy en plus...amiko ny humour misy limitiny....ndrey zaho mba tsy tia iny zavatra nataony iny...satria zahay tsary nanambany karazan'olo teto

    • @mischaemmanuella6151
      @mischaemmanuella6151 Місяць тому +1

      Nagnino anareo rehefa hopahopaini Luc Hervé eto mikapokapoko jiaby...

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 Місяць тому +5

    Ary zava'misy no lazain"i koto f'tsy mandainga na mamorona izy

  • @toussaintrakotoarimalala7368
    @toussaintrakotoarimalala7368 18 днів тому +1

    Aleo magnasaha dia samy vita toy zay hifampiahatsara velatsihy mandrakizay

  • @franckelie
    @franckelie Місяць тому +6

    Anao mbola tsy ampy an'i Koto izy koa intelligence et connaissances générale eh.
    Généralisé raha nivolagnin'i Koto fa izy koa anao tsy agnatiny dia afodio ny...

  • @ANISSAAugustine
    @ANISSAAugustine Місяць тому +1

    Ekeko fa marigny ny tenin'i Koto,fa ny fomba fivolagnany izy tsy mety.
    Satria tsy marigny hoe olo jiaby AVARATRA io kè bado,misy bado,fa misy koa ny mahay,ary @ tany misy izy agny koa misy olo mahay raha olo nianatra,ary misy koa olo tsy mahay raha,olo tsy nianatra.Fa koa mivolagna olo préciser tsara fa azatao ANARÔ.

  • @HajaRandimby
    @HajaRandimby Місяць тому +5

    NAREO 2 SAMY TS MANDINIKA ;adve anareo 1 d io tkn jerenarreeo solution fa ts nareo ndray no mifanasy vangy eto

  • @ElianeRazanamanampi
    @ElianeRazanamanampi Місяць тому +1

    Azovy ma nasahany i Koto tsy azoko ,karaha MBA nitandregny zaha ta@ vidéo nazy igny 😮😮😮

  • @volahantasolofoharimanga7885
    @volahantasolofoharimanga7885 Місяць тому +4

    Lasa resakan’i tsaiky izy ty...normal izikoa couillon-né-n’i Cedric atsika

  • @ramarokotochristian6177
    @ramarokotochristian6177 Місяць тому +3

    Mahay ianao ramose fa maivana be ilay fomba fanehoanao hevitra. Izay marina lazain'i Koto raisina fa tsy izay fanopany any no asianao lanjany.

  • @tysynday
    @tysynday 17 днів тому +1

    Koto tsy magnasà olo fa miteny ratsy

  • @danielJEANBART
    @danielJEANBART Місяць тому +1

    Tsisy gasy mahatanty asaha sy ompa. Indrindra raha atao faobe. Ny hendry hono mody voky, fa ny adala manesika ihany.

  • @iralijohn
    @iralijohn Місяць тому +6

    Inona no ifonanao @ n'izany ry Koto. Mankaleo be le resak'ity rangahy ity.

  • @raisaraisa4543
    @raisaraisa4543 Місяць тому +3

    Enao no adala fa tsy Koto 😅, resaka tss fotony nihiny le rangahy ty sababavy😊

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 Місяць тому +3

    N'onon"inona asan'i Koto na ny Malagasy rehetra any ivelany n'aiza n'aiz"io.
    Dia tsara ny fiainan'ireo nohon'ny eto Madagascar.
    Any ivelany ve anefa aloha misy délestage e? Misy làlan-dratsy..........
    N'gasy az'izao efa mi- klandy na dia ao Comores aza.

  • @Grace73278
    @Grace73278 Місяць тому +8

    Koto il est réceptionniste, il accueille les clients et gère la réservation et les factures. Izy nagnano exprès mamafa verre @ live nazy.

    • @mischaemmanuella6151
      @mischaemmanuella6151 Місяць тому

      On s'en fiche ça ne nous interesse même pas fa aza manompa olo fo...izay no hatao hoe fifanajana

  • @arttinah
    @arttinah Місяць тому +6

    La vérité blesse. Raha koa tsy nikogno riban'ny tragnonao tsy tokony ni-pointenao le doigt. Fa raha raha marigny na nindesiny songetaka zigny. Cadre anao fa tsy miwerawera nefa anao io miwerawera. Avy io samy olo mahay raha tiany atao amin'ny Facebook nany. Olo bien éduqué tsisy le temps manao Facebook ngiah

    • @mischaemmanuella6151
      @mischaemmanuella6151 Місяць тому +1

      Ah bon depuis quand olo bien éduqué n'a pas le temps magnano facebook...du n'importe quoi...hitako anarô hasasahainy Koto bado draba...tu as vu ton raisonnement

    • @BenRACHID-gp4cd
      @BenRACHID-gp4cd Місяць тому

      anao koa migadra @ raha tsinataonao, iô vo hainao fa vandy tenga mandratra🤦

  • @manangamananaelievalloys1582
    @manangamananaelievalloys1582 Місяць тому +4

    Koto izany tena olona cultiver be sady mahay culture genral be. No sady mahay mamaky partition am mozika. Fa zanaka avaratra izany bado hoy izy.

  • @heryZafirsimietry
    @heryZafirsimietry Місяць тому +2

    AMBARIO BE ho lafo @ RAVATOMANGA eto no tena KABARY,,,EFA koranan''i FRANCOIS LA BANNANE le raha ,,donc eo no tena KABARY maventy havako fa tsy de i I KOTO....

  • @mariesabine-dj6vk
    @mariesabine-dj6vk Місяць тому +2

    Boko phylibert Tsiranana. Premier republique de Madagascar avy aiza?
    Tsy hitany anarana io

  • @MafredwolfArthur
    @MafredwolfArthur Місяць тому +4

    Koto miteny mahitsy fa tsy mihatsara velatsihy.Bravo koto

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 Місяць тому +3

    Lalitry koa lefaka fery takofagna. I Koto io fa azony dépression.

  • @zandriniparani
    @zandriniparani Місяць тому +5

    La verité blesse😂

  • @JinneyRollinRATSIRINDRAINY-b9o
    @JinneyRollinRATSIRINDRAINY-b9o Місяць тому +1

    marina tenin'i koto e

  • @gabrielleratsirahonana8536
    @gabrielleratsirahonana8536 Місяць тому +2

    Be lesona be ity izy 🤣🤣🤣

  • @gilbertrabetafika3354
    @gilbertrabetafika3354 27 днів тому +1

    .

  • @manga7926
    @manga7926 Місяць тому +2

    Mon dieu

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 Місяць тому +1

    Kindy!!!!! miteniteny foana ilahy ty Izaho leroa Gasy TSY MIFANGARO fa tsy OHATRA anao izaho an!!!!!

  • @AliliAlii-b1o
    @AliliAlii-b1o Місяць тому +1

    Ar professeur ZAFY ALBERT mo avy aiza ??

  • @AliliAlii-b1o
    @AliliAlii-b1o Місяць тому +1

    Ar professeur ZAFY ALBERT mo avy aiza ??

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 Місяць тому +2

    Cadre influenceur hono Zokibé Tsiresy e !

  • @BenRACHID-gp4cd
    @BenRACHID-gp4cd Місяць тому +1

    Zahava @ jeune Afrique, azôvy imbe serge jovial, olo boaka ahia ?

  • @gasyranoray1416
    @gasyranoray1416 Місяць тому +1

    KOTO, IL AVAIT RAISON. La vérité blesse.

  • @eliramiliariniaina2207
    @eliramiliariniaina2207 Місяць тому +1

    Marina izany zokibe. Azon'i koto isaintsainana izany.

  • @yvetterandrianiaina62
    @yvetterandrianiaina62 Місяць тому +1

    Marigny zany zokibe

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 Місяць тому +1

    😂😂😂

  • @abdallahahmady7264
    @abdallahahmady7264 Місяць тому +1

    Jean René

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra Місяць тому +2

    Azonareo torina any en suisse tsy mety agny raha ataonio manamvany io ary lafo aminany discrimination et denegre.koa bakavAntsiranana ary alainy video nany

    • @iralijohn
      @iralijohn Місяць тому +1

      Koto a raison, hitory aty suisse anao inona ? Handany andro @ nao eo moa ny aty @ ny tsisy antony.

  • @chacazoulou6694
    @chacazoulou6694 Місяць тому +2

    Nifody vavan’i koto le plongeur🤣🤣🤣

  • @AliliAlii-b1o
    @AliliAlii-b1o Місяць тому +1

    Tsisy miditra ami ny lohan i koto zao zony ...everinao fa mis loha sy nianatra marina ve izy ..raha nianatra s bon éduqué iny na izy aza ts fatatrao teto akory ....ts hain I koto zan mialantsiny zan ..anao niray aza zao lazain'ny fa adala s miseho kilasy...d fataro fa ho lasafahavalony ko anao de andraso fa hanao directe koniz i dénigre anao koa

  • @francoiserazafiarisoa5371
    @francoiserazafiarisoa5371 Місяць тому +1

    Izaho tsy mba nianatra firy fa , tsy mba manaratsy olona ,efa ela Koto, no tsy mahay miteny, misaotra Colibe.