Koto
Koto
  • 274
  • 1 387 040
VALIN’NY FANGATAHANA DÉBAT IZAY NATAON’ i RIJASOA MANANA ...
Oviana , inona ny fepetra angatahako ! ...
Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
Facebook : profile.php?id=100091314114841
Переглядів: 7 333

Відео

HATAOKO VE NY DÉBAT @ ITY MADAMA RIJASOA MANANA ITY RY ZAREO ?? ...
Переглядів 7 тис.7 годин тому
FANDEHAN’ ILAY DÉBAT IZAY HATAONAY sy Rijasoa MANANA , FANAZAVANA MIALAHO ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
RESAKA MISS TSY MAHAY MITENY FRANTSAY ...
Переглядів 7 тис.9 годин тому
Deraiko manokana kosa aloha reto sipa reto . Nihaino an’ilay sipa lany miss , niteny frantsay garabola . Fa tena tsy nihomehy ry zareo , tsy nihetsika , nanaja ( nefa zareo tokony t@ toerany, nangalarana ) Chapeau les filles !!! Çà c’est du professionnalisme . Un comportement classe , fair-play , attentionné , respectueux , exemplaire . Pendant tout le speech , elles sont restées stoïques , iné...
JERY TODIKA KELY : IZA MOA ILAY OLONA MITONDRA ATSIKA ?? ...
Переглядів 7 тис.14 годин тому
TSARA HO FANTARINA , ARAHO HATRA @ FARANY ILAY VIDÉO ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
POROFO FA TENA TSY NAMELY NY FITONDRAN-dRAVALOMANANA ...
Переглядів 4 тис.16 годин тому
Manana porofo aho ity , ahoana marina ny fiainan‘ny gasy t@ andron-dRavalomanana . Mitady anareo TIM zaho hanao komantera ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
MIKASIKA NY FANAOVANA HAZALAMBO an’i GASCAR FENOSOA ...
Переглядів 4,7 тис.День тому
INONA NO TENA ANTONY ??? ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
AFAKANDRO Christian sy DEL KELY : ADY SARITAKA AO @ FIRAISANKINA ...
Переглядів 9 тис.14 днів тому
DISO IANAO RY AFAKANDRO , ATY AMIKO RAHA SAHY HANAO DÉBAT ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
HAFATRA MIVANTANA HO an-dRAJOELINA SY NY MBOLA MANOHANA AZY REHETRA ...
Переглядів 13 тис.14 днів тому
IANAREO MBOLA MANOHANA FITONDRANA IREO : MILAMINA TSARA VE NY SAINAREO SA EFA LASA ADALA ?? ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
IZAY MANETRY TENA NO ASANDRATRA @ IZAO 2024 IZAO ?? ...
Переглядів 1,4 тис.14 днів тому
Baiboly 5 taona no mbola ampirona @ fiainana ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
NY AVANTAGE MIPETRAKA ATY ANDAFY , TSY MIFANAMBANIMBANY NY OLONA ...
Переглядів 1,5 тис.14 днів тому
Ny zavatra mba tiako aty Suisse dia tsy mahatsiaro ny tenako mainty na ngita volo na andevo na eny antsena , na mpiara-milalao volleyball na ampiasana . Tsy ohatran‘ny any Madagsikara ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
NIALA DAHOLO NY MPANARAKA KOTO REHEFA NANAKIANA AN' i AMBONDRONA i KOTO ...
Переглядів 3 тис.14 днів тому
Merina tsinona no 63% ny abonnés ato ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
RESAKA AMBONDRONA sy RAJAO ...
Переглядів 8 тис.14 днів тому
MANOME LESONA HATRANY MOA NY TENANAY ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
MANINONA ISRAEL MANAFIKA NY HEZBOLLAH ANY LIBAN ?? ...
Переглядів 3,4 тис.14 днів тому
LESONA KELY IFAMPIZARANA ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
BETSAKA NY GASY MANANA FISAINANA FA VOALAHATRA HANOMPO OLONA HATRANY , HANDEVOZINA HATRANY ...
Переглядів 64114 днів тому
DIA MANAIKY NY TSIRAIRAY ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
AMPAMOAKA MAHAKASIKA NY FIAVIAN'NY VOLA ANAOVAN' i Gascar FENOSOA HETSIKA ...
Переглядів 7 тис.21 день тому
AZA MIFANOSI-POTAKA FA NDAO HANAO LALAO MADIO DE HO HITA EO ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : profile.php?id=100091314114841
HO AN’NY AMATEURS DE SON , MÉLOMANES sns [ RESAKA CHAINE Hi-Fi ] ...
Переглядів 82921 день тому
HO AN’NY AMATEURS DE SON , MÉLOMANES sns [ RESAKA CHAINE Hi-Fi ] ...
FA MANINONA MOA i GASCAR NO LOTOVIN’NY TIM ? ...
Переглядів 4,5 тис.21 день тому
FA MANINONA MOA i GASCAR NO LOTOVIN’NY TIM ? ...
RESAKA RAP - RAPPEURS - MUSIQUES DE BANLIEUE - RACAILLES - VIOLENCES - DROGUES - TRAFIC ...
Переглядів 1,5 тис.21 день тому
RESAKA RAP - RAPPEURS - MUSIQUES DE BANLIEUE - RACAILLES - VIOLENCES - DROGUES - TRAFIC ...
MASINDAHY PADRE PIO : NY FATINY , EFAPOLO TAONA ATY AORIANA TSY LO TSY NIHETSIKA ; FAHAGAGANA ??
Переглядів 1,7 тис.21 день тому
MASINDAHY PADRE PIO : NY FATINY , EFAPOLO TAONA ATY AORIANA TSY LO TSY NIHETSIKA ; FAHAGAGANA ??
i KOTO MIPOERAPOERA ANY ANDAFY @ FACEBOOK NEFA NY HAVANY ANY ANOSIBE AN'ALA 4Mi ...
Переглядів 4,6 тис.21 день тому
i KOTO MIPOERAPOERA ANY ANDAFY @ FACEBOOK NEFA NY HAVANY ANY ANOSIBE AN'ALA 4Mi ...
MIKASIKA NY POST NATAON’ INGAHY JEANNOT RAMAMBAZAFY MAHAKASIKA AHY ...
Переглядів 4,3 тис.28 днів тому
MIKASIKA NY POST NATAON’ INGAHY JEANNOT RAMAMBAZAFY MAHAKASIKA AHY ...
NY HABADOAN' IREO MPANOHANA Marc RAVALOMANANA ...
Переглядів 10 тис.Місяць тому
NY HABADOAN' IREO MPANOHANA Marc RAVALOMANANA ...
ZAVATRA NAHAFALY AHY SY ISAORAKO ANAREO MPANARAKA NY PEJY ...
Переглядів 4,3 тис.Місяць тому
ZAVATRA NAHAFALY AHY SY ISAORAKO ANAREO MPANARAKA NY PEJY ...
INONA NO TOKONY HATAO RAHA RATSY TAREHY sy BIKA AMAN'ENDRIKA IANAO ?? ...
Переглядів 1,7 тис.Місяць тому
INONA NO TOKONY HATAO RAHA RATSY TAREHY sy BIKA AMAN'ENDRIKA IANAO ?? ...
VALINKAFATRA HO AN' i MAYANG TV , KAY BANDY VONGADITY VENDRATAY LANY SESSION IALAHY ...
Переглядів 6 тис.Місяць тому
VALINKAFATRA HO AN' i MAYANG TV , KAY BANDY VONGADITY VENDRATAY LANY SESSION IALAHY ...
NY ATAO HOE RÉALISATEUR sy ACTEUR MAHAY ...
Переглядів 780Місяць тому
NY ATAO HOE RÉALISATEUR sy ACTEUR MAHAY ...
MAHAKASIKA NY POST IZAY NATAON’ i RAJAO PUNCHLINES ...
Переглядів 2,1 тис.Місяць тому
MAHAKASIKA NY POST IZAY NATAON’ i RAJAO PUNCHLINES ...
TARIKA ANAKIRAY MBA NAHAFINARITRA AHY ...
Переглядів 1,1 тис.Місяць тому
TARIKA ANAKIRAY MBA NAHAFINARITRA AHY ...
MIKETRIKA TSARAMASO SY HENAN KISOA ...
Переглядів 1,3 тис.Місяць тому
MIKETRIKA TSARAMASO SY HENAN KISOA ...
TSY ILAINA NY MIANATRA FA MIKETRIKA FOTSINY DIA TAFA ?? ...
Переглядів 1,8 тис.Місяць тому
TSY ILAINA NY MIANATRA FA MIKETRIKA FOTSINY DIA TAFA ?? ...

КОМЕНТАРІ

  • @beanjara
    @beanjara 5 годин тому

    Marina ny an i Mr Koto, kaza mandany andro @ olona hoatranireny fa ho lany fotoana fotsiny 😅

  • @beanjara
    @beanjara 5 годин тому

    Rehefa ratsy de ratsy😂

  • @User-y9p7i
    @User-y9p7i 5 годин тому

    MANILA, Philippines - Miss Philippines Universe Catriona Gray said that the ability to communicate, and not the knowledge of English language, defines a Miss Universe. In a video interview with Philippine Pageantry, Catriona was asked whether she thinks it is a prerequisite to speak the English language in being a Miss Universe. “No, of course not,” the Philippines’ bet said. “Miss Universe is someone who communicates her thoughts effectively and is able to connect to people,” Catriona added in a cut from the interview that has since gone viral. She also said likened communication to music where she said feelings may be conveyed despite lyrics written in a foreign language. “Just like in music you don’t need to understand the lyric but you can feel the feeling from what they’re communicating so why should it be any different from language,” Catriona also said. This was the same question posed to Miss Philippines Universe Janine Tugonon when she competed in 2012. Janine then said: “For me, being Miss Universe is not just about knowing how to speak a specific language. It’s being able to influence and inspire other people. So whatever language you have, as long as your heart is to serve and you have a strong mind to show to people, then you can be Miss Universe.” Janine finished her run as the pageant’s 1st Runner-up. Miss USA Olivia Culpo bagged the crown in 2012. Catriona competes with 95 other beauty queens for the crown. She hopes to bag the fourth Miss Universe crown for the Philippines. - Kristine Joy Patag Lien de l'article : www.philstar.com/entertainment/2018/12/17/1877749/should-english-be-prerequisite-miss-universe-catriona-gray-answers Morale : Notre jolie miss représente Madagascar pas la France. Elle sait s'exprimer en malgache. Elle a était élue et sera l'ambassadrice de notre magnifique pays. Soyez reconnaissant et encouragez la. Elle aura une équipe avec elle qui l'aidera à se préparer pour le concours de miss world. Arrêtez d'être toujours pessimiste nous réussirons en travaillant tous ensemble. Pour ceux qui comprennent l'anglais, l'article ci-dessus est parfaitement clair. Pour ce qui est de maîtriser le français, ne soyez pas hypocrites. Vous voulez des miss bilingue ? Dans ce cas invesstissez dans l'éducation à Madagascar et faites en sorte que la maîtrise d'une deuxième langue soit une priorité de l'éducation nationale. À ce moment vous pourrez vous plaindre que certaines miss ne maîtrisent pas la langue de Molière ou de Shakespeare...

  • @Fifidianana
    @Fifidianana 6 годин тому

    Ity Koto ity ve tsy tonga saina e! Efa voalohany isika izao amin'ny fahantrana. Aiza misy firenena ambony indrindra amin'izany fahantrana izany eto antany. Efa nandresy tanteraka ny tolona. Ny îles eparsse aza efa ho lafo izao. Izany ve dia ambany e!

  • @mickaelmamy
    @mickaelmamy 9 годин тому

    Vendrana be i koto

  • @JeanRosaLivaRandriatahina
    @JeanRosaLivaRandriatahina 12 годин тому

    Aza mandany andro @ olona ohatran'ireny

  • @MarieAnge-x3i
    @MarieAnge-x3i 12 годин тому

    Avy ndray ianao be koto an aiza miala lalana eo nao

  • @MarieAnge-x3i
    @MarieAnge-x3i 14 годин тому

    Anao manao vavany pédophilie sarimbavy tsy misy atao

  • @MarieAnge-x3i
    @MarieAnge-x3i 14 годин тому

    Enao lelalebe tsy misy saina soranao toa kara tsobaka fotsy reny tsisy ilavana nao faly manaratsy olona anao tsy olona marina ianao asanao manalaka tena

  • @MarieAnge-x3i
    @MarieAnge-x3i 15 годин тому

    Aiza maratsy anao ramose fa efa anjarany matoa izy lany alefaso koa zanakao vavy raha endry ianao ny misy tsy bika amanendrika fona fa ny alava ny toetra anana azonao ianao faly mitsekera fotsiny alefaso vadinao sy zanakanao enao lelalebe io tsy mieritraritra gasy hotranao tsy menatra nao tsy ainao fa zany hoabolana vazaha hoe trop bon trop con aiza manaratsy matahotra ianao. zanahary alefaso manao misy vadinao sy zanakanao koa

  • @eka-tj3mg
    @eka-tj3mg 17 годин тому

    Laisse tomber ..

  • @eka-tj3mg
    @eka-tj3mg 17 годин тому

    Même pas la peine koto 😂

  • @RojoprinciaRanjanivombahoakaro
    @RojoprinciaRanjanivombahoakaro 17 годин тому

    Malahelo vody ko koto zany 🤣🤣🤣😂😂😂😂😂😂❤️

  • @lansikmantourneur8335
    @lansikmantourneur8335 20 годин тому

    Dahy avelao aza moresaka aminio fa tsy hilaina mihitsy

  • @hanschelleravoavahy5296
    @hanschelleravoavahy5296 21 годину тому

    Les chiens aboient.................

  • @christophecolombe8593
    @christophecolombe8593 22 години тому

    Hahahaha

  • @OlivierNaina-xn7mw
    @OlivierNaina-xn7mw День тому

    Ianareo mety abadoiny koto ato lazain'ny fa niveau t2 ireo midokadoka azy ato ireo...zah na niveau t1 tsy mety Ambanina izany

  • @NyavoNasandratra
    @NyavoNasandratra День тому

    Iny MINISITRA INY LE NIPETRAKA TAO Imerinafovoany, tao amn tranonlay olona mipetraka an andafy , fantatro tsar in ay BONBON SOSETY B

  • @HermanAndrianarijao
    @HermanAndrianarijao День тому

    Ze ataonareo any rabaina à fiainana efa sarotra ty mbola apesainao saina amizany aleo sami manana fiainany de zay

  • @erotom9209
    @erotom9209 День тому

    Ato

  • @ezechielrasi7672
    @ezechielrasi7672 День тому

    menteur tu ne maitrises pas le français voire tu parles mal, qui peut gober tes conneries serieux ,

  • @iralijohn
    @iralijohn День тому

    Ka le ramatoa iny olona mitady toerana no te hiseo boby any dago. Misy tanjona sy efa manana but ho tratrarina io vehivavy io no sady te hiseho américaine any dago. Vono vorina ny adiny any eo. Izay olona azony ao indray ho hitan-tsika eto ny ho avy....ne casse pas la tête ry Koto. Laisse tomber, c'est pas un échange intéressant. Mazoto e

  • @Fanja-dq3kl
    @Fanja-dq3kl День тому

    Marina mitsy zany

  • @jeanbaptisterazafinimaria
    @jeanbaptisterazafinimaria День тому

    Salama Topoko!

  • @RabengodonaRABEHAJAINA
    @RabengodonaRABEHAJAINA День тому

    Tsara ry Koto raha ity no atao débat noho ny lohahevitra hafa an

  • @JeanRosaLivaRandriatahina
    @JeanRosaLivaRandriatahina День тому

    Tu a vraiment raison 😂

  • @MafredwolfArthur
    @MafredwolfArthur День тому

    Aza asina sujets bonbon sucette 🍭 fotsiny de mihaino zahay😂

  • @JeanchristopheRavelsone
    @JeanchristopheRavelsone День тому

    Ao tsara zany

  • @sylverazara3911
    @sylverazara3911 День тому

    Misaotra Koto, io anie ts mampandroso Madagascar ai, izay ny toe-tsainy olo ministra

  • @gabriellaandrianaly5822
    @gabriellaandrianaly5822 День тому

    👋👏👏👏👍

  • @Firoze-u7h
    @Firoze-u7h День тому

    Tena takatranao ny tiny atao koto,aza mandany fotoana aminolo nianatra fa tsiampi falalagna otrany rehy ,izahay madinika iany anao cinéma lava zao

  • @talatasolange8187
    @talatasolange8187 День тому

    Bravo Koto

  • @hajaandria990
    @hajaandria990 День тому

    Sucette !!!! 😅😅

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p День тому

    😮KOTO KO ADALAIN IO RAMATO IO ZAVATRA MAZAVA BE LE IZY RY KOTO À .LE MISS TSY NAHAY NITENY FRANTSAY LE OLONA .LE MISS ANISAN LE OLONA NIVIDY DIPLOMA BACC .SAO DE ADINON I KOTO FA AMIN ITY FITONDRAN ITY ANIE KA MIBANAKA BE DAHOLO NY AFERA É IZAY MANANA 2MILLIONS DE AFAKA BACC DEPUIS 2020 KA ATRAM IZAO ..ZANY NO MAHATONGA AN LE KALAKELY MIBARADAKA REHEFA MITENY FRANTSAY .

    • @Yvette-r8p
      @Yvette-r8p День тому

      Zaraina fotsiny ny matière tam bacc valeur 2 millions

  • @TahanRjns
    @TahanRjns День тому

    Tsy ilaina n'y débat @ Io vehivavy mpivady antsena Io eee !Manana doctorat fa tsy misy saina !!?

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 День тому

    Tu es tellement idiot koto et tu manques d intelligence tu passe ton temps à mépriser les gens tu t attribue les lauriers en te prétendant intelligent tu es juste un gars frustré

  • @donapraisejude9763
    @donapraisejude9763 День тому

    Miala bala Koto! Hita be. Sendra ny vehivavy katsetsaka. Hafa Pasitera Heritiana nanaovany hoe andao hanao débat sy Paul Rabary. hoe nopotehany tamin'ny débat. Nankalazaina be izany resaka izany. Koto anie no niavian'izany resaka débat débat izany.

  • @AlphaIarison
    @AlphaIarison День тому

    Siora Koto a, tena tsy nampoiziko ilay vidéo-ny. Ilay façon d'exprimer fotsiny dia efa nahataitra ahy hoe izany ve? Miala tsiny ! Lavitry ny afo ny kitay zoky Koto a. Izay kôpy kôpy, izay tsy kôpy on laisse comme ça. Question de forme sy fond na contenant sy contenu ilay izy, arako tsara. Merci Koto, milay e👍🙋

  • @jocelynerasoalantonirainy1454

    Bien dit Koto a

  • @lucienrasolofoarimanana8751
    @lucienrasolofoarimanana8751 День тому

    Pour am Koto

  • @martialrazakrisonratsima2744

    Marina ny anao ry Koto a!

  • @shakuruabdu4478
    @shakuruabdu4478 День тому

    Olo manana doctorat tany US ,sady lasa ministre ve tsy mampianatra aminireo université reo? Na koa manao ohatran'i filoha Rajaonarimampianina, mampianatra? Les plus belles voitures ne quittent pas Paris.

  • @tefyrandry6634
    @tefyrandry6634 День тому

    KAY MAN IO LAY NIVIDY 🍬 AMIN'NA MILLIARDS 😂😂😂

  • @Lala-t5d5k
    @Lala-t5d5k 2 дні тому

    Loza....miss ma moné Fa Koto indray no kihanin'ny bado

  • @Lala-t5d5k
    @Lala-t5d5k 2 дні тому

    Iva be ramatoa bonbon sosety 🍭 Minisitra taloha ......bado ka Mazava raha 2 volana naongana.......tsy mahatsapa ny fahadondronany. Filoha dondrona nanongana minisitra dondrona Mpiady antsena ramatoa ity Mankasitraka Koto

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 дні тому

    Mialona anao le madame Koto ah

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 дні тому

    Ilay ramatoa manambany gasy aminy bonbon sucette

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 дні тому

    N'y kolikoly bé anilay ramatoa Io no mahatonga any Madagascar toy izao

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 дні тому

    Tsy manana doctorat zany le ramatoa fa nividy diplôme

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 дні тому

    Sady efa bé kolikoly bé le ramatoa Io no tsy misy ilavana azy