Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Ndryyy, mahatsiaro n'y fahazazako Aho,😭😭😭😭🎼🎼🎼
Lionel Richie Malagasinay koa anie tsara hira sady tena tsara feo e
4 ans za tamin izany ... mbola tadidy na ilay radio an bebe fianona azy aza ❤
Tany oany koa ny taonako t@zany efa ho anakaiky 30ans zany🫣🤯🤯🤪🤪🤩🤩🤩🫶
Matsiro be 'Lay hira e !!! Tena tiako e !!! 1000 Mercis Tsanga & Liva !!! < (y) < (y)
Bogosy mihintsy iTsanga sady tsara feo no mahay mihirabe, kobama koa sambatrabe niaraka niasa è. Brravo tena milay ny Duo è merci Liva
Aiko Marhy>Salama e. Andranomanelatra ve? Misaotra maneho fankasitrahana e. Ireny no mba vita ka dia ankafizo ry nalana e. TSANGA.
Isika koa anie mba manana Lionel Richie e :)
Hitako!
Fa Aiza oa nareo no tsy hita intsony nefa tena maha mpihira be.
Ndriiii!Tsara lotra ❤️♥️🥰
Ndriiii, tsiaro sisa 😢❤
2021 mbola ankafiziko be mihitsy,Dadan'i Jerry Edouard moa i Tsanga e?
Lionnel Richie gasy i Tsanga beau gosse
❤❤❤❤❤❤❤Tsara fona
Mon enfance avec ma petite soeur👭❤,mes parents🤍🕊 aussi...la vie était si simple à l'époque.
Mon adolescence ❤️🇲🇬
Tsara be ity hiira ity, LIONEL RICHIE gasy...hafa ihany ny hira taloha
Hatramin izay nzhenoako ty hira ity, satriko fona hiheno azy, tena mivoaka ny feon i Liva rehefa ambony ny feo
doux be ilay hira. mamy ery. tadidiko ery aho 10 na 11 taona no nalaza izany. dia atao anaty cahier de souvenir ny namana foana Liva Andrianavalona. eo amin'ny chanteuses préférées
Aia kala aaa Urshula jana aaaa.ndao ampiara peo amity fa hotran mlay aa
Ny fahazazako
❤Hafa ihany vazo taloha
Hafa ihany ny kalo taloha. Milay be
Mahatsiaro ny fahazazana e! misaotra tompoko!
Mbola hafa nama ny fahiny a!
Hafa iany ny hira malagasy ka ...
Tiko tsotra izao ❤️❤️❤️
Fanantenana tsy lanilanina. No nampisava ny haizina tao.. merci tiko be tyhiraty hatramizay.mety plus de 20 ans ngamb zay
Tena tsara e, mitort fahatsiarpvana be
Ahatsiarovako zavatra maro, indrindra ny fotoana nifaneraserako naharitra tamin'i Tsanga H.L.E.! Ela tsy hita an!
milay an!tena mahafinaritra mitsy e
Tena "bogany "ity Tsanga ty !Mba aiza ary izy zay ? Tena tsy hita intsony.😁😁😁😍😍😍
Mipetraka Belgique tsanga ankehitriny
Any bruxelle manambaly vazaha!
Fanantenana s'y fifaliana no hiafarany. :-)
Milay e tsaroako tsara
tena i lionel Richie mintsy i Tsanga
Tena Tsanga mits Lionel Richie ka. 😊
Tena Kanto ny hira Gasy e. Tena tiako ♥️
Eny akia.kanto e
tsanga, lionel richie gasy
Tsara e, fitiavako an'io hira io no nanomezko ny anaranhanako hoe "FIFALIANA"
😍
Ny fahazazana
mankasitraka tompoko o
Tena Mpankafy ana'ity hira ity mihtsiny hatram'zay ndrindra @ zao
beranto RASOLOELISON hatrati io👌
Za koa dia mbola mankary anio Hira io atraminizao
Tsy lionnel Richie zao io fa zalahy toliara koahe
TSARA E
MAHATSIARO NAMANA TSANGA LIONEL RICHTIE GASY
Mankasitraka hafa ihany ny hira taloha
Mampme koa le zeste fahiny 😃
tsara nama ty vazo ty atramzao
Hafa ihany ny arrengement taloha
Tiko
❤️
Bola zaza be tamin ny zany
2024
tena tsara zany ra hira (y) tiko lotra, aiza kay @zao zareo mihira ireo e???
Tsonga any ivelany. Liva sahirana amin'ny andraikitra fa eto Madagasikara
Aiza zoky Tsanga e?? Milay b dhlo ny hiranao fa mba asio fiverenana
Efa tsy mpanakanto intsony izao Tsanga fa efa pasteur EPUB (=FJKM) eto Belgique efa ho 2 taona izay. Pasteur Hanitra Lin
JOE Aina Tena anarany ve ilay Tsanga sa iza?
@@manjakamiadana5554 misaotra nanome vao2
@@FitiavanaChannel Tsia Hanitra Lin no anarany
@@manjakamiadana5554 Inty eto e. Milay be daholy tsika. Mirary soa be dia dia be.
tiako be
marin zan lazar a.hatrati ko io