hafatra, rossy
Вставка
- Опубліковано 8 лют 2025
- Tononkira (Paroles) : Rossy - Hafatra
Tandremo sao tsy tsaroanao ilay hafatra,
Aza misy adino ataovy tonga lafatra;
Ny rediredin'ny foko kely adalako,
Ampombaiko anao omeo ilay malalako.
Tsy manadino hono hoe,
Raha tsy mahasoratra ho anao;
Fa ny alahelo anao no be, Ka mahalasa saina lava izao;
Fa mbola be ny zava-tiako hambara,
Nefa ampy izay, mandehana ianao sao tara.
Miala-tsiny raha toa miambakavaka,
Fa efa feno ny alahelo ka tsy zaka;
Miala-tsiny raha mando koa ny tavako,
Tsy tomany aho fa ditsoka, tongava soa
Rip Ton Hary
Any Zay zandrilo zay 😭😭 fahatsiarovana tsy adino ❤❤
Atsarivako Madagascar Zay hira rossy zay❤❤❤❤
❤trop beau, merci beaucoup Rossy et Jo👨❤️👨 diris
la chanson qui fait toujours vibrer mon coeur. Tsy lefy laza e. Merci Rossy
ialako tsiny raha toa miambakavaka fa efa feno ny alahelo ny alahelo ka tsy zaka
ialako tsiny raha mando koa ny tavako, tsy tomany aho fa ditsoka ka tongava soa
ntsooo, tsy lany manja ty hira ty e,, merci a Rossy
😢😢😢
Tsotra ny arrangement, tsotra ny hafatra, kanefa lafatra ny fomba namoronany azy! 2024/01/26 aty Chine 🇨🇳
Tsyleo mintsyaho mihaino ty hira ity. Kopatann atý Kiwait eee merci. Tsy tomany aho fa tongavasoaa.
Merci Zoky bé Rossy ! C'était en 1990 mahajanga j'écoutais cette chanson
la seule chanson qui m'a fait pleurer!!!! merci et merci encore Rossy
ANDRIAMIHAJA Lantoson ndriiiiiiiii...courage o
tu n'est pas la seule
tiko foana ity hira ity ,😍😍 ... Kanto loatra , merci Rossy
Ça me remue toujours le cœur d’entendre ta chanson. Ialako tsiny raha manorika ny tavako, je ne pleure pas mais j’ai un sabayon dans l’œil , bon voyage
2:28 2:28 2:28 2:28 kl n'y nl
Mahay mamorona ianao Rossy❤
MERCI ROSSY TENA TSARA LE HIRA refa aty lavitra aty de tena mampanembonembona le gasikara mintsy snifffff tiana foana zay rossy a tohiza ny hra e
Niarahanay nikalo sy nisarahanay t@ fiainana ity hira ty. depuis 1990 no tsy nihainoko azy nefa mitamberina iany zao ny fahatsiarovana.mandria ampiam-piadanana zany havako zany.😢😢
😢 ndriiiiiiiii la jeunesse 🥰🥰🥰
fony aho tany dago tsy nahita azy taty alavitra taty, olona no nampitondraina hafatra, tafaray izahay izao, fahatsiarovana tsara eeeee, merci
mbola mitondra hafatra ho ahy hatr@ zao
Enga anie ka tonga ny hafatra merci Rossy
Mankasitraka zoky 🙏🙏🙏
Merci Rossy ..
Tiako hira ty mampitomany.merci rossy
Merci zoky be Rossy a!
bella canzone,che fa sognare molto gli innamorati,grazie Rossy!!!!!!!,anche i più anziani.Arrivederci,non! cosa dico??????? Ti seguo con computer grazie ancora ciao ciao
MERCI, Rossy, fa kanto lôtra 😍😘😘
Tena tiako.. merci Rossy 😍😍😍
ZANY KA HIRA !!!! de mandava fahavelomana groupe Rossy
Mampatsiaro NY taloha e! Merci @le hira mahafinaritra
Merci zoky be!!!!!! tsara le vazo
Mampatsiahy ny tanindrazana aty an-tany lavitra . Mankasitraka .
cela me rend nostalgique et quelque peu tristounette
Hira tena tiko tamin'ny mbola teto Tanà !Aza misy adino ny hafatra !!!!!
Merci Rossy , toujours le meilleur
ILAY HAFATRO, mampanembona 😢😢😢
zany ka hira,revekoooo))).....люблю просто
Mankasitraka fona Rossy a 👍
Tena ts resy laza fahatsiarovana lehibe ho ahy sy ny anadahiko efa maty izay tena nankafy an'Rossy t@ zany ftona zany 😥😥😥
Merci fa bebeko mankafy anio ka isaky mihano za dia anabavy ndraiko tsaroko satsia naha tsy any mada aza za dia matsiaro azy fona satsia izy natafita ahy otsizao ka atolotro azy io
tongava so engane ka ihona zay mianaka refa tafaverina any Madagascar soratra za raha sitrapony Tompo
MLAY ELAH les Rossy a!
Dia mbola ankafiziko h@zao sy tsy mety lany hamamiana amiko ity hira ity............misaotra Rossy
mankasitra Indrindra oo tena te ody be,maha manina le hira no tena malahelo be mihintsy ato e.tohizo fona fa tinay be fona Rossy an
Volasoa Lechleche 😍😍😍
Mankasitraka ee 💝
malahelo be rehefa mihaino zany hira zany
Tena kanto loatra Rossy a,,,,
Iza mbola mihaino 2018??
Gasy Tiamozika isanandro zah mihaino ...atý kuwait eee...efa hody kelisisa.
za mbola miheno!
Za mbolatsvit mankafyaz hatr@zay katr@zao
Henoiko hatrany2 hatrizay ka hatrizao
2020
i ROSSY natao sesitany aza efa tsy fidiny
Mankasitraka Rossy à!
Aza misy adino ataovy Tonga lafatra ......
Norm
Ialako tsiny raha toa miambakavaka......
Ialako tsiny raha mando koa ny tavako, tsy tomany aho fa ditsoka.......tonga soa!
Kanto loatra ilay hira ka dia tena tsy maintsy mihira manoratra ee. Misaotra Rossy an!
Tsy mila mpisolo toerana mpandika vilana
C'est une très belle chanson, merci
tsara eh! afa ian ny hira vokatry ny fo!!
tsy mety lefy fitiavako ny hirany
Hiran’i Rossy ankafiziko indrindra. Tsara toko ny « arrangement » !
😭😭ialako tsiny rah mando ku ny tavako😭
aza adino le afatr eee! misaotr ross a
Merci rossy mankasitraka OK!
Elle est magnifique cette chanson
sûr mits é!
Tsara e. Misaotra Rossy
te hanidina any dago, malahelo :-(
Tsara tokoa ilay hira ry Rossy a!
Tiko le hira misaotra e!
Hatr@zao 2022 Mai ❤😘😘
On est en 2022, mais, cette chanson me met toujours des larmes aux yeux.
tsara b ilay hiran Rossy rehtra fa saingy mapalaelo de zah bloken Rossy tss ina akory fa na izan ary de mijanona hi mpankafy fn😍
sura mintsy Valeri Julie a! :* :* :* :* :* reveko mitovy aminao ihany le vazo io e!!
Avereno moa ilay ''tapolaka gilady '' eee
tsy mety lany hamamiana,,,
Tiako ee 💝 💖
Super!! :-)
Manja ê! !!
Jesosy aza adino
Aza adino lay hafatra e
Fahatsiarovana lalina an'ilay olona nanana ny naha izy azy t@ fiainako ity.
Que c est beau
tsy mety lany manja io hira io !!! mahagaga?????
hatsiarovako n'y any Dago mbola tiako fona tdy manadino n'a aty aza
az adino le hafatra ry piso a!
Merci e!!! ❤❤❤
Mankasitraka -Aza adino ilay hafatra".
Juin 2020 😊😊😁😁🙌⛅☀️☀️☀️☀️
J'adore !!
presque tsra be daolo ny hiran ty Rossy ty an,tena tsara isan zany ty hira ty.manksitraka ee
La nostalgie
Makasitraka Rossy à
2019??😍😏
Afatra kosa ku
hO any havana rehetra è
28 12 2018 mbola mihaino ve ooo
malaelo mafy ny famille ko an mada za aty alavitra aty :'( :'(
faniry randrianasolo avia aty eh
Hafatra😉😯
2021❤️❤️🙏🙏🇲🇬🇲🇬🇲🇬
2024 ❤❤❤
30 décembre 2020 ❤👍
t
mbola tena adloantsento aho t@ ity hira ity nalaza,dia nohirahiraina fotisny fa na sipa aza mbola tsy natao, izao aho efa 2 ny zanako,hay ve izany no dikan'ilay tononkira e!!
Octobre 2019
Tsara loatra
❤❤ 2024 😢
ankafiziko e
Mahafinaratra
mampamanimanina ny FAHINY ? MAMY B ZANY HIRA ZANY TALOU ,h@ zao toa tsy hadino!
, tohizo foana ny hira tsar ROSSY faza asian loko politika mitsy , d vao maika mlay sy malaza nareo
Belle chanson c’est toute ma jeunesse qu’elle raconte
misaotra e
Aoka e