Misaotra anareo Monik ( NJAVA) and the Quality sy Bakcom Le Rasta. Misy ventiny ny hira sady originale ny mpihira. Toa any USA any izao i Monik Njava no manao ny fanandratana ny Kanto malagasy . Misy ilay sipa kely mianatra @ Univ, Berklee( RAZA NIU) toa miara-mikanto aminao izao?
BACKOM: Miavonavo kara tsy ho faty Rengirengy kara tsy ho hanin-tany Raty vava kara tsy hidiran-doza Miavonavo kara tsy ho faty Rengirengy kara tsy ho hanin-tany Raty vava kara tsy hidiran-doza oum!!! MONIQUE: Mievera fa mandalo Mievara fa mbola ho vovoka Mievera fa mandalo Mievara fa mbola ho vovoka Refrain: Io vola be nao io ô! Tsy handay anao any Mausolé Fa ny havanao No hilanja anao any Mausolé Io vola be nao io ô! Tsy handay anao any Mausolé Fa ny havanao No hilanja anao any Mausolé BACKOM Ka miavonavo fa mbola ho faty MONIQUE Ka mirengirengy Fa mbola hohanin-tany BACKOM: Ka raty vava fa mbola hidiran-doza MONIQUE: Androany anao mirehareha Amaray anao mety ho lavo Vao mandeha Malama anie ny ety ambonin-tany Androany anao mirehareha Amaray anao mety ho lavo Vao mandeha Malama anie ny ety ambonin-tany BACKOM: Mievera longokô fa mandalo Mievara havakô fa mbola ho vovoka Mievera longokô fa mandalo Mievara havakô fa mbola ho vovoka
Mapiheirtreritra sy mahatonga saina mahitsy ny tonony itny hira inty. Misaotra Tonton Bacom, mba asivo reprise ho any taranaka faramandimby zanaky Madagasikara
vao tsy ela no nifankahita ary nividy ny CD backom fa tsy mbola antitra izany izy ary Monique tena mbola tena mahafinaritra be mihitsy rehefa mihira na tsy mihira koa azy
tsy hoe ohatra fa tena izy io ry namana, ary tany amin'ny fiandohan'ny taona 90 tany ho any no nanaovana io clip io na tao ami'ny glaicer analakely na Zazah club Toliary
Backom Le Rasta, d'un calme, un type très simple, quelle belle voix🎶🎵🎙🎤🎸👏👏
Merci Monique et Backom💐💐💐
2020 misy mbola miheno ve?
eka 👌🏾
@@tiifya oui
oana nemany eee
Eto ampihainoana no mahita ny commentaire , mbola mihaino e ! 😘
Août 2024🎶🎵🎙🎤🎸💐👏👏
Très simple trop beaux j'adore tout simplement ❤❤ trop mignons
Merci bé vata zoky backom marigna ra zakeny Baba vola bé tsy etinanao mouselle aza mioavina eto ambony tagny ity eeeeeh
Merci du fond de mon cœur pour cette chanson
Backom le rasta merci pour le son
Mankasitraka indrindra tompoko hafa iany ny hira taloha❤️merci Backom
❤Kanto zany hira zany ❗🎧 Mifono anatra lalina 💔 Tsy tontan'ny ela 🕗 Merci Backom 🙏
2021😘🇲🇬👍
Merci pour cette belle voix, très touchant !
Tokony mba ataon-dry zala reprise ndray zany hira zany mba hahazaoana hivaoka tsara indray ilay son.
Soa bibiky lahy! Merci Zoky be Backom & Monique. Io no efa Original telinou
2024 mbola atou
😍😍 Any avao toliarako zay ❤❤ le imaninako 🥰🥰🥰🙏
J'adore beaucoup madagascar me manque beaucoup
Mampahatsiaro ny fandalovanareo tany Bruxelles tany @ taona 1990. Misaotra e!
Misaotra anareo Monik ( NJAVA) and the Quality sy Bakcom Le Rasta.
Misy ventiny ny hira sady originale ny mpihira.
Toa any USA any izao i Monik Njava no manao ny fanandratana ny Kanto malagasy . Misy ilay sipa kely mianatra @ Univ, Berklee( RAZA NIU) toa miara-mikanto aminao izao?
Aleo ho anareo Mausaulé fa omeo ahy ny vola 2022!!!!
2019?? Iza namako ato
Za
Tiako eeee
Mbola hafa ihany ny tena tompony no mihira . Manja foana eh. ......"Mihevera fa mbola ho vovoka.....MARINA
Je ne m'en prive pas je l'écoute toujours.
Fahatsiarovana be ho ahy !
Tena nahita azy nihira "live" tamin'izany ! Tena lafatra ange izany e !
BACKOM:
Miavonavo kara tsy ho faty
Rengirengy kara tsy ho hanin-tany
Raty vava kara tsy hidiran-doza
Miavonavo kara tsy ho faty
Rengirengy kara tsy ho hanin-tany
Raty vava kara tsy hidiran-doza oum!!!
MONIQUE:
Mievera fa mandalo
Mievara fa mbola ho vovoka
Mievera fa mandalo
Mievara fa mbola ho vovoka
Refrain:
Io vola be nao io ô!
Tsy handay anao any Mausolé
Fa ny havanao
No hilanja anao any Mausolé
Io vola be nao io ô!
Tsy handay anao any Mausolé
Fa ny havanao
No hilanja anao any Mausolé
BACKOM
Ka miavonavo
fa mbola ho faty
MONIQUE
Ka mirengirengy
Fa mbola hohanin-tany
BACKOM:
Ka raty vava
fa mbola hidiran-doza
MONIQUE:
Androany anao mirehareha
Amaray anao mety ho lavo
Vao mandeha
Malama anie ny ety ambonin-tany
Androany anao mirehareha
Amaray anao mety ho lavo
Vao mandeha
Malama anie ny ety ambonin-tany
BACKOM:
Mievera longokô
fa mandalo
Mievara havakô
fa mbola ho vovoka
Mievera longokô
fa mandalo
Mievara havakô
fa mbola ho vovoka
Merci beaucoup 🥰
Tsara be le hira ❤
Écoute 2024❤
Telinou & Rajo > Io mits le original ka, le akotran'io no tsy izy !
194 ku mitondra anao ho any Mausolée an ! :D
+Jean de Dieu RAKOTOARISON marina e! hihihi
hihi
+Jean de Dieu RAKOTOARISON 400ar no aloha.hahahah
Jean de Dieu RAKOTOARISON :a33
146 ko aa 119
Misaotsa anareo nahatahiry a'ity'hira ity marina fa. Malama. Ànie ny. Tany nalaza. Tianay. Tao. Tuléar terin temse 1987
Mapiheirtreritra sy mahatonga saina mahitsy ny tonony itny hira inty. Misaotra Tonton Bacom, mba asivo reprise ho any taranaka faramandimby zanaky Madagasikara
malama ne ety ambonin'ny tany, ts mety lany mamy. AFAKA ANAOVANA karaoke tsar 2021-...
Tik be hira❤❤❤
Hiran'ny fahazazana. Tena tsara !
2024 ❤️❤️❤️🇲🇬
Fa aiza zao ry zareo reo tiko be zany hira zany , tiko be raha Mba averiny zany
❤❤❤merci bcp
Marina eee , merci
2023 🇲🇬
Hira hatolotro manokana ny politiciens malagasy...
hay moa Monique Njava zany ty!
Maha tsiaro hira taloha
Mievera fa mandalo, mievera fa mbola ho vovoka...The reality!
Mbola zaza aho t@zany .... 2022
Tsara be! Aiza zay Backom?
zao ef 2024 nefa bol ts foy fou hira
❤️❤️❤️❤️❤️❤️
T@ za kely no naheno zan hura zan farany efa lebe zao Dray Tsara Ranga NY vazo fahiny an
mievera fa mandalo
mievera fa mbola ho vovoka
androan enw mierahare
amarai mbola mety ho lavo raha mande
mba meo zé manana original e!
Io ny original e .
merci tonton backom
La tokoa raha volagninareo io bacoma e misaotra betsaka !
Bakoma . Mandroso ny taona fa ny zavatra lazainao dia mitoetra . Ianaro by fahendrena
2924❤❤❤❤
❤❤
Zany ka kanto sady miteny lay hira
Tena tsara ilay hira
Gwir eo ! N'eus netra da lakaat ouzhpenn. Trugarez deoc'h Monique ha Bacom.
Marina loatra
Na gasy na vazaha
marigny aiiiii, Mankasitraka e
Zany ka hira mifono anatra, tsara akantsika tanora ankehitriny inspiraka, f ts d iteniteny foana foana no atao anaty hira
marina mihintry izany ka,ny havana ihany no hosahirana @ nao.
vao tsy ela no nifankahita ary nividy ny CD backom fa tsy mbola antitra izany izy ary Monique tena mbola tena mahafinaritra be mihitsy rehefa mihira na tsy mihira koa azy
Arina izany, ka mirengirengy raha manana e !
Mihevere .ka raha ts olo ho faty .miavona2 .olo jiaby
Realistic song
Hira feno fahendrena sy feno lesona, sasatra be @ vanin'andro hiaina-tsika @ zao no ahitana hira toy izan
tena marina loatry zany resaky resahany hira zany!!!mafana soaaa
zava-poana tokoa zao rehetra zao,lanitra sy ny tany ho velona tokoa !!!!!!
Tena lalina sady mampieritreritra laotra ny fiainana eto an-tany inty rehefa maheno ny toniny into hira into
tsy hoe ohatra fa tena izy io ry namana, ary tany amin'ny fiandohan'ny taona 90 tany ho any no nanaovana io clip io na tao ami'ny glaicer analakely na Zazah club Toliary
Toly jean Luc
tena marina fa malama ni aty ambony tany e,tena mahajerijery be mitsy le hira fa misaotre ee
Hafa hiany mihaino vazo fahiny i
Sao dia misy manana version tsara kokoa ato (ny feo) sahala amin'ilay alefan'ny onjam-peo ireny. Misaotra mialoha.
io original @ny ra tsy diso za
🙏
😍😍
Sevré mais amie
Nostalzika
MBA taona firy ity hira ity azafady
Zava misy @ izao fotoana 2019 eto Madagascar! !!! 😢😢😢😢
ja'aime
io Monique io ve lé Monika amin i Njava ry zalah?
Tena ohatra izy io a! T@ taona firy ary io? Tena efa ela be mihtsy a. Ary tsy fantatro hoe Backom kay efa nihira t@zany
Fenitra Andrianaivo ie, Monika Njava io.
mais oui c elle !!! tena efa antitra mitsy za nan le. efa tamn 25 taona lasa
merci
Tiko lotra Ty hira ty hatramzao.
msaotra le ol nampiditr e, vazo mlay
Voho hitako hira toi ha ela zai lahi ni fiavona raha rati fe trihain'olom.belo Malama tokoa ni eti ambonini tani Tuléar zai lahi mampitomani aloha OK!
Ql musique
Makasitrakei
zany ka hira
Tsar be zany ee marina izany
Marina e ,mankasitraka
ANTITRA daholo ry zareo ankehitriny
mankasitraka bacom a
marina e
Mankasitraka indrindra tompoko hafa iany ny hira taloha❤️merci Backom