Manindrona ny ati-foko tontolo Ny firesahanao aman’olona Satriko ianao mba ho ahy manontolo Na dia ho be ny mpialona Ny fahasarotam-piaroko aza efa tafahoatra Sy ny fitiavan-tena Raha ny tena izy tsy dia izany loatra Fa izao raha jerena Ahy ianao (ahy ianao) Ka ho arovako foana Ahy ianao, tsy foiko fa ahy Tsy mahatsiaro ho tena tia aho Raha tsy saro-piaro Nataonao adala angamba aho indraindray Tezitezi-poana tsy amin’antony Raha toa ka hankahalaiko ilay olona iray Tsy mahalala ny tokony ataony Tsy fantatro izay foton-dresakareo Tsy misy antony Tsy fantatro izay antondianareo F’izay no fantatro Ahy ianao (ahy ianao) Ka ho arovako foana Ahy ianao, tsy foiko fa ahy Tsy mahatsiaro ho tena tia aho Raha tsy saro-piaro
Tena tsara be ilay feon-kira araham-baliha, Miteny be ihany koa ilay tonon-kira, Hira tsy ho tontan'ny ela na oviana na oviana, Misaotra hoan'ilay nanolotra ho ahy ity hira ity, Ato am-poko mandrakizay ianao ♥♥♥
Hai ve ity ilay hira fahenoko matetika any anaty bus, an-dalana... henoko tampoka tato ihany izy ity aleo aloha asiako daty kely 12:21 am, 17 septembre 2021
Tena tsara izany hira izany, na ny tonony na ny feony, ka mendrika henoina foana, tsy ho lany manja e... Lay feom-baliha koa tena tsara, tsy i Daniel ve zany mitendry azy izany?!?!
Tonokira: Manindrona ny ati-foko tontolo Ny firesahanao aman’olona Satriko ianao mba ho ahy manontolo Na dia ho be ny mpialona Ny fahasarotam-piaroko aza efa tafahoatra Sy ny fitiavan-tena Raha ny tena izy tsy dia izany loatra Fa izao raha jerena Ahy ianao (ahy ianao) Ka ho arovako foana Ahy ianao, tsy foiko fa ahy Tsy mahatsiaro ho tena tia aho Raha tsy saro-piaro Nataonao adala angamba aho indraindray Tezitezi-poana tsy amin’antony Raha toa ka hankahalaiko ilay olona iray Tsy mahalala ny tokony ataony Tsy fantatro izay foton-dresakareo Tsy misy antony Tsy fantatro izay antondianareo F’izay no fantatro Ahy ianao (ahy ianao) Ka ho arovako foana Ahy ianao, tsy foiko fa ahy Tsy mahatsiaro ho tena tia aho Raha tsy saro-piaro
14 avril 2024 ❤
21 decembre 2024😊
27.12 2024 mbola mankafia fona eeeh😢😢😢😢
Manindrona ny ati-foko tontolo
Ny firesahanao aman’olona
Satriko ianao mba ho ahy manontolo
Na dia ho be ny mpialona
Ny fahasarotam-piaroko aza efa tafahoatra
Sy ny fitiavan-tena
Raha ny tena izy tsy dia izany loatra
Fa izao raha jerena
Ahy ianao (ahy ianao)
Ka ho arovako foana
Ahy ianao, tsy foiko fa ahy
Tsy mahatsiaro ho tena tia aho
Raha tsy saro-piaro
Nataonao adala angamba aho indraindray
Tezitezi-poana tsy amin’antony
Raha toa ka hankahalaiko ilay olona iray
Tsy mahalala ny tokony ataony
Tsy fantatro izay foton-dresakareo
Tsy misy antony
Tsy fantatro izay antondianareo
F’izay no fantatro
Ahy ianao (ahy ianao)
Ka ho arovako foana
Ahy ianao, tsy foiko fa ahy
Tsy mahatsiaro ho tena tia aho
Raha tsy saro-piaro
Hira tiako indrindra teo amin'ny fiainako ary tsy nankaleo anah, 24/08/2023 ❤
Tiako atao karaoké fôna ❤❤😊
kanto loatra ity hira iray ity , anisan'i hira malagasy tsy mety mankaleo na ❤💘💘💘💘enoina foana aza
2019 mbola mihaino ihany.ny kanto tsy tontan'ny ela
Tena tsara be ilay feon-kira araham-baliha,
Miteny be ihany koa ilay tonon-kira,
Hira tsy ho tontan'ny ela na oviana na oviana,
Misaotra hoan'ilay nanolotra ho ahy ity hira ity,
Ato am-poko mandrakizay ianao ♥♥♥
05/082023 tsara loatra ity hira ity ...na ny tonony na ny feon-kira tena fanaperana...
Tiako hira ity, Mankasitraka ❤❤❤❤
Hai ve ity ilay hira fahenoko matetika any anaty bus, an-dalana...
henoko tampoka tato ihany izy ity
aleo aloha asiako daty kely
12:21 am, 17 septembre 2021
(25juillet 2023) hira anisan'ny tena mahafinaritra ahy ary tsy mety mankaleo ahy ny mihaino azy....Tsara ery
17 AOUT 2023 Mbola mihaino en boucle foana
Tsatra kanto lotra❤
Mijanona eto amin'ny bord Antalaha, avy moramora ny orana, misotro coca kely sady mihaino an'ilay feom-baliha mikarantsana ato anaty fiara... Oh là là, tiko loatra ...
12 Novambra 2019. Hafa ihany ny hira taloha, kanto loatra!
izany hira izany dia heno isan'andro amin'ny radio fa tsy mbola nisy nahita hoe iza sy ohatran'iza ary ry zareo mpihira azy e (2023)
Ianao !!!!ianao de arovako foana💞❤🎶🎤19avril 2019,Antananarivo.
septembre 2020, hafa ihany ny tena kanto Malagasy, ny tonony milentika tsara, ny feony kanto dia kanto
BOLA Misy mjery otranah amzao 2017 zao veh .TIKO LOTRA
itony no tena hira :D
za ary zao 2018
Miaro foana koa. TIAKO 😃💓
ela ny ela fa izay vao hita hisaorana ry ikala vazo nanao cover💋
Octobre 2,2024 mankafy tsara
ela no nitadiavako an ty hira ty fa itako iany misaotra nizara o!!!
Tsara loatra ❤❤❤❤
Tsara bé ilay feom-baliha. Misaotra e 😃💓
Tsara dia tsara izany hira izany
Tena tsara izany hira izany, na ny tonony na ny feony, ka mendrika henoina foana, tsy ho lany manja e... Lay feom-baliha koa tena tsara, tsy i Daniel ve zany mitendry azy izany?!?!
Décembre 2019? iza avy?
Juin 2021 😍😍 mbola ankafiziko eh
oct 2021 mbol tsy leo anle hiranareo
03/02/22 10:10 PM tsy lany manja, kanto dia kanto
❤❤❤❤❤❤❤
hira henoiko be indrindra ary tsy mankaleo ahy mihitsy 02 Août 2024
Milay foana ty vazo ty❤
tsara lotra e,mbola kely zahay tamin zan
Tsara e!!!! mba asio clip amzay e!!
Tiko loatra k ❤❤
milay hatrany ilay hira,,, LOVE :) --Nov2018
04 janvier 2021 mbol mihaino ary ts mety leo an'ty hira ty
06/08/2024 depuis l’île Maurice 🥹🔥
13 /10/2024 depuis la France😊
Septembre 2020 mbola mihaino foana e...
Jona 2019?
20:55 androany 13 aogositra 2019 mbola mihaino an ity hira kanto ity
zah ary efa 2018 06 juilet no mijery a
Sept 2020, mbola mihaino fôna e
mlay e, 2020 amn 4maraina mbl mankafy tsar
Tsara loatra lay mozika. Ny tonony koa... 😊😊😊
2 fevrier 2021 ❤️
Hafa ihany n'y vazo taloha 😍😍😍😍
1 janvier 2024🥰
02 Octobre 2024 ❤️
Mihaino foana ,tiako be lay hira
Misaotra an le nanolotra ahy ilay hira 🙏
Tiko ❤️❤️❤️
misaotra nizara oh, tena mafinatitra ny hira taloha
31 aout 2024 🇲🇺
ahy ianao , ka ho arovako foana
zan ny ka tena vazo
Miheno dia faly mamarana ny herinandro
Hatsiarovako fatratra ilay namako nataoko ho rahavavy izay ❤❤❤ atolotro andry kia #MamaRasta keliko a ❤❤❤
Ho andrie Mah a ❤
milay ranga le hira, le tononkira kou....2019
Mai 2021 mbola mijery
2019 eee
28 janv 2019
presente ✋👍
Gen 👏🏽👏🏽👏🏽
Ndriiii mampanembona anle olona Tina rehetra
08/08/24 Ahy ianao❤
Tiko loatra❤❤
zay ary 2018 mbola ato ah
Za ko 😊😊
😉
tsara ny hira taloha
Tena kanto ty zavatra ty!!!!!
Tsara fona ito hira ito ❤️❤️ misaotra an’ilay nizara 🥰
Tiako. Mankasitraka:-)
Aiza àry 'zao zany tarika zany @zao ftn zao!
18/05/24 zao ehhh🎉
Efa fin 2023 zao dia mbola tena farandole izay makafy ehhh.
27 Janvier 2021😊
Itony no tena oe zavakanto
tena hira farany ze tiako io a!
Namana zo panage
Tonokira:
Manindrona ny ati-foko tontolo
Ny firesahanao aman’olona
Satriko ianao mba ho ahy manontolo
Na dia ho be ny mpialona
Ny fahasarotam-piaroko aza efa tafahoatra
Sy ny fitiavan-tena
Raha ny tena izy tsy dia izany loatra
Fa izao raha jerena
Ahy ianao (ahy ianao)
Ka ho arovako foana
Ahy ianao, tsy foiko fa ahy
Tsy mahatsiaro ho tena tia aho
Raha tsy saro-piaro
Nataonao adala angamba aho indraindray
Tezitezi-poana tsy amin’antony
Raha toa ka hankahalaiko ilay olona iray
Tsy mahalala ny tokony ataony
Tsy fantatro izay foton-dresakareo
Tsy misy antony
Tsy fantatro izay antondianareo
F’izay no fantatro
Ahy ianao (ahy ianao)
Ka ho arovako foana
Ahy ianao, tsy foiko fa ahy
Tsy mahatsiaro ho tena tia aho
Raha tsy saro-piaro
26 Juillet 2024❤
tsara ity hira ity ny tono-kira sy ny feony
😢
Sarom-piaro a eeee .. shhh
tena mahafinaritra izany :)
@@rijanicolasrazafindrakoto4596
Eny ry ise !
Saro-piaro.
tikoo eriii
27 sept 2024
24 mai 2024 🎶🎶❤
to my endless love
❤❤❤
Oct 2018 izao
19.04.2021 ❤️
Didi 😍😍😍
❤️❤️💕
09 juillet 2023
Mai 2019
hafa mihintsy
2021
❣
Eeeeee,tsy mety lefy e,kanto loatr