ALAY LAKANA Elaela nialako gny tany misy Nengako an’i Manakara Taona maro da kado ho 20 taona Tratrin’ny famangana Hi i i i i ! Manigna e Ho o o o o ! Tsamoro ô Sarotsarotra gny fitadiavan’asa Tsy mora mitady vola Ndre frais manahiragna, ampian’ny zaza Da akora sahiran-dava Hi i i i i ! Manigna e Ho o o o o ! Tsamoro ô Alay laka aho aba lavitry gn’amitiagny Anarany avao gny namanga fa tsy nahalagno Alay laka aho zoky e an-tanin’olo Hipetraka antena hidoboky e manigne tsamoro Menamenatr’ipody lehilahy namanga Tsy hoezan’ny gn’antanana Agny gn’havana mitavandra diso fanantenana Hi i i i i ! Manigna e Ho o o o o ! Tsamoro ô Very hevitry akôry avao gn’atao hihemotra sa handroso Amitiagny ts’antany ts’amparafara Amignagny d’efa tsy lala Hi i i i i ! Manigna e Ho o o o o ! Tsamoro ô Nanafatry iaba (2) Ka mody la tsy nahazo I Endry ts’atao an’izany Mitomagny avao isan’andro Dia io ndray ry zareo ny vaovao a ! Ankafizo e Tian’i Lôla mihintsy hono io hirany io tononkira.serasera.org/hira/lola-lahy/alay-lakana Tsiky dia ampy
can someone shortly tell me what this song is about? I write about Madagascar and this song really catched my heart so i would love to know what its about.
Hello!In general it's about a young guy who left his hometown (it's MANAKARA, I'm from there too❤🇲🇬) and his family almost more than 20 years ago to look for work and to return his family proud of him but in a city where he doesn't know anyone but it wasn't as planned because he thought he was helping his family but unfortunately he couldn't. But his family has already told him if he will fail it doesn't matter but it's better to come back home / to his family even if his mother is not satisfied and a little sad. So he no longer had the choice to stay in this city but he tries to go home because he also misses his family but it's still the galleys because he had nothing. But he tries his best to find money for the transport costs. It is more or less that😊
@@princialinah wow thank you so much is rly nice song but a little sad lyrics I am so happy that you took your time and explained to me thank you very much!
@@nekoupsidedown4273 you're welcome and thank you too because it gives us great pleasure to see you take an interest in our song which is a bit dated😅😊
2024 mbola ato mankafy
Misaotra eee❤️❤️❤️
toujours eeee 🇲🇬🇲🇬
Hatraty io namana an
Atratiky io❤❤❤ kalony fahony génération 90
Mbola TIKO fona en 2022
Vous me manque tellement ma famille 🥰. Madagascar me manque 😔
2020 Tsy mety mankaleo ❤️
Atra aty ee
Eeeeeee tsara loatra le hira Lola , mandria ampiadanana Ely ❤❤❤❤❤
Aly fa ts ely
2024 qui est avec moi ❤❤
Présent. Je vais passer ce mois d'Août vers là-bas.
2019 da mbo makafy💝💝
ALAY LAKANA Elaela nialako gny tany misy Nengako an’i Manakara Taona maro da kado ho 20 taona Tratrin’ny famangana Hi i i i i ! Manigna e Ho o o o o ! Tsamoro ô Sarotsarotra gny fitadiavan’asa Tsy mora mitady vola Ndre frais manahiragna, ampian’ny zaza Da akora sahiran-dava Hi i i i i ! Manigna e Ho o o o o ! Tsamoro ô Alay laka aho aba lavitry gn’amitiagny Anarany avao gny namanga fa tsy nahalagno Alay laka aho zoky e an-tanin’olo Hipetraka antena hidoboky e manigne tsamoro Menamenatr’ipody lehilahy namanga Tsy hoezan’ny gn’antanana Agny gn’havana mitavandra diso fanantenana Hi i i i i ! Manigna e Ho o o o o ! Tsamoro ô Very hevitry akôry avao gn’atao hihemotra sa handroso Amitiagny ts’antany ts’amparafara Amignagny d’efa tsy lala Hi i i i i ! Manigna e Ho o o o o ! Tsamoro ô Nanafatry iaba (2) Ka mody la tsy nahazo I Endry ts’atao an’izany Mitomagny avao isan’andro Dia io ndray ry zareo ny vaovao a ! Ankafizo e Tian’i Lôla mihintsy hono io hirany io tononkira.serasera.org/hira/lola-lahy/alay-lakana Tsiky dia ampy
Misaotra betsak nareo 2021 mbola mankafy ihany
Tiany papako sy mamako loatra io hira io ary isaorana any Lola Tonga nanafana ny lanonana t@fampakarana ny nofo mangatsiaka anizy mivady makasitraka lonoka samby ho tsara
2019 vive💔💔 mais rip Aly 😭😭😭
MBOLA MIHENO FONA NY ATY NA @ 2023 TSY MAKALEO IO ❤ ALAY LAKA AHO ABA LAVITRY GNAMITIAGNY AGNARANY EVAO GNE NAMANGA FA TSY NAHALAGNO ! MISAOTRE LÔLA 😍
A cette heure tardive, je bois mon champagne et je danse les chansons malgaches....
Rahampitso indray.
Matoritory eo.
Veloma.
Da toa andra, hihihi 😂,da tsy amoro ro gne Ty antanin'olo,da agny evao i manakara,farafangana s'y vangadrainano Zay ro
👌 ry namako.
Maharaba bakou.
Eee!!! Mafy mitady vola ty..fa aleo aloha ny fisasaranytena toyzay holatsainolo .mitady na dia keli noazo.merci bc Lôla..
Mampate-hody maheno hirany Lola ty zalahy hein, hafa avao ny any antanindrazana. Atao akory fa tsy mora2 ny mitady vola aty antanin'olo eeee?
Mahangoma eee .Lavitry anao Madagascar eeee.
Eka saro mahate-hody mitandregny hiran'i Lola
Mbola tsara henoina ihany na de fa 2018, misaotra anareo mpanakanto malagasy havana
da marina ro zany lola . ody avao aho hamaray .merci . !!
Cifc fleuria Bxjd30 November 1984 marn n'io an !!!!
2020 mbola mihaino foana,
2019 mbola miayno yani merci Lola
Fahatsiarovana sisa reposé en paix papany zanako😢😢
2018 😘❤
Mandria am-piadanana Aly !!
Pourquoi il est mort ?
Tena tsy mora mitady vola. Mankasitra aro nga da afa tokotry @ntsika Manakara
Mampitomany ny mahita an'i Aly 😭😭😭😭
vivre 2019
06/03/2021 kuwait 🇰🇼 hoavy arô Amen🙏😍😍
Mai 2019 :( :( mon enfance!
Mampalahelo mijery ani Ely eo io.fambola hitsangana izy @Paradisa , souvenir be hoanao izy Lôla.
Fa iza Ely azfd?
I Ely lay anarana napetaka @ lay pilalao sary mihetsika izay milalao koa ato @ ty hira ity , Dokotera izy , narary ary efa nody miandry mbola tanora l
@@jeanchrinot I Johary malokila
@@famohorh17 merci
Mankasitraka lola,mahay mihira anao e ,otran manonofy aho mijery an i Ali,tsy mino ,mandriampiadanana Ali ,
hatsiarovako ny vadiko rô ty hira ity, vacances majunga sady niarahanay voalohany
Ahatsiarovako gnalahiko zay abarah ity hira ity no sady antany lavitra aty lahateo koa ma itegna kada voamaika ny fankafizana azy !! Mankasitraka Ragnandria ary misondrota @avo indrindra
Mahatsiarotsiaro aby an-tegna ah zalahy. 🤍
Rip aly azala 2019
Izany ny zakanay antemoro da amin'azy tsara habako
Traduction française
Freter maritime.
Louer un canoë.
Voici ma replique:"
" lohahevitra iraisana"
2019 ❤️🌸
2019 😍😍
2019 ❤
can someone shortly tell me what this song is about? I write about Madagascar and this song really catched my heart so i would love to know what its about.
Hello!In general it's about a young guy who left his hometown (it's MANAKARA, I'm from there too❤🇲🇬) and his family almost more than 20 years ago to look for work and to return his family proud of him but in a city where he doesn't know anyone but it wasn't as planned because he thought he was helping his family but unfortunately he couldn't. But his family has already told him if he will fail it doesn't matter but it's better to come back home / to his family even if his mother is not satisfied and a little sad. So he no longer had the choice to stay in this city but he tries to go home because he also misses his family but it's still the galleys because he had nothing. But he tries his best to find money for the transport costs. It is more or less that😊
@@princialinah wow thank you so much is rly nice song but a little sad lyrics I am so happy that you took your time and explained to me thank you very much!
@@nekoupsidedown4273 you're welcome and thank you too because it gives us great pleasure to see you take an interest in our song which is a bit dated😅😊
@@princialinah I found it when i searched Madagascar songs for my presentation and this was viby
@@nekoupsidedown4273wow yes it is good with sound and everything 🇲🇬. Thanks again😊
2020 😍😍😍😍❣️❣️❣️
zah makafy lola fona e!!!
Nov 2020 😍😍😍
2022 mbl tiko ihn ❤
hira isany nanamarika ny fahazazako izy ity
oooo tsamoro ôô agny avao Manakara zay
2020 mbola mankafy yaho.
2021 mbl mihaino e ,rip Aly😭
Manigny tsamoro ! Top na 2018 mandria ampiadanana Ally
2019👍
da manigna ategna ka mbola wavy fa mbol mamanga
14 septembre 2020 mbola miheno fona
25 may 2021 mbola tiako fo☺☺
2021 August, still watching
Same
2021 fa mbola tsu leo mihaino azy tsara loatra
Septembre 2020👏👏
Mandriam-piadagnana Aly
Dec.... 2017... Iza dhl mbola makafy
Dah misatsaa roo lola
2019...waouu
Manigny aminay ihao zany ro ,ao avao izy zay mbola ho avy agny evao
Mahasiaro an i abako iaho @ ty hira ty😪
Mbola mankafy 2020
Mbola misy mihaino veee
2020 tsara fona ary ts makaleo toa reo hira @ zao fotoana
2021
Mbol mankafy foan
2021 Mbola mankafy RIP Ali
Marina zany eeeee....2019✈✈
alay laka iao aba lavitry gnamitiagny
Lavitry gnamty agny
mbola makafy fona e!!
2019 xD
2021 mbola mihaino
2024❤️
2021😍
Mai 2019
May 2019 👏👏
Farafanga silatry gne masianaky
30 avril 2022 😊
Rip Aly
2020 mbola mihaino
@ ty agny tsy antany tsy amparafara @ gnagny fa tsy lalah!
15 February 2020 mbola mankafy
Otran maita an Joary zany zh am hira ty sa ?
Izy mitsy moa io koa 😅
@@hantamalalachristele4186 Eny wa tena izy tokoa ve io?
Rah azo naverina ny maty de mba tokony naverina ign olo ataiky ign
2019
Tiako hira ty
Mai 2021
Manakara 😚😚😚😚
Medley Lola
Bawoejy
Souvenirs
nde ody avao koa iaho
2024
Yessss👍💪
Mani eeee!
✌✌✌
manignééé
Eka rô Lola , tsymaintsy mamanga ka.atý Kuwait ahay io.mbolahoavy.angayahina@Andrianagnahary ambony ao.mrrci Bc
Tsara eee
😍😍