Hosana Ambohijatovo - Ekeko

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 15

  • @yangalyrandriamiarisoa
    @yangalyrandriamiarisoa 3 роки тому +2

    1. Indro eto anoloanao no anekeko Andriamanitra ô
    Fa izay sitraponao Tompo ô no aoka hatao Hanaja ireo fefy izay nataonao hotandremako Te ho tsara tefy, mba ho mahitsy fo… Tefeo hahatana, finoana sy fanantenana Amboary ho fiasana, hampandeha ny asanao Tsy zavatra mora no hiseho ka mba hiomananay Tsy fantatra ny ora sy ny andro hiverenanao.
    Ref : Jesôsy ô, nanandrana aho ka nahita ny hery sy ny hatsaranao Tsy kivy intsony aho miampita Izao tafiotra sy onja izao Manaiky anao, ety ka hatrany an- danitra Nasehonao, ny ety dia tsy mba maharitra Fa ao aminao, ao no hahitanay Ilay fiadanana, fahasambarana mandrakizay Izay rehetra maniry izany tsy maintsy manaiky hotefenao, Izay Tompo ô no iankohofako aminao.
    2. Hijery anao foana, ka ny làlanao no làlako Na manao ahoana, mino anao aho Jesoa ô Hiezaka hanatratra ilay amboara izay napetrakao Ho fiarovan-tratra, hilona am-bavaka aho Ekeko fa mafy ny làlan’ireo irakao Matoky aho mitafy ireo fiadiana omenao Lovako ny mihafy, ary efa niomanako izany Ny herin’ny mpandrafy, efa resinao izany.

  • @nirinalingo9773
    @nirinalingo9773 3 роки тому

    Misy hosana andafy zany de misy hosana Ambonjatovo tena izy miaraka amn président any atanana,

    • @sederamendrikaja3702
      @sederamendrikaja3702 3 роки тому +1

      Hosana ambohijatovo daholo ihany. Lay aty andafy, ankizy tao @ hosana tany Madagascar ihany dia manohy ny asa fitoriana aty. Fa mitovy ihany. Ny toerana fotsiny no manasaraka

  • @nirinavoarisoadavidsonmana8277

    😢❤

  • @mamiejenny996
    @mamiejenny996 4 роки тому +1

    Rovina v ivoka official ty e😭😭😭😭

  • @andriamalalafenomananamami3771

    Tsara loatra❤

  • @sederaramarolahy3868
    @sederaramarolahy3868 3 роки тому +1

    💞💞💞👍

  • @domoinarandrato4592
    @domoinarandrato4592 2 роки тому

    Tiako loatra Io hira Io. Ekeko Jesoa

  • @teddymiarisoa9663
    @teddymiarisoa9663 3 роки тому

    Mankasitraka fa tena tsara

  • @joellieravaoharisoa778
    @joellieravaoharisoa778 4 роки тому

    😍❤

  • @sitrakarasoasimbola1854
    @sitrakarasoasimbola1854 5 місяців тому

  • @sitrakarasoasimbola1854
    @sitrakarasoasimbola1854 3 роки тому

    tsara be

  • @antenainaonisoa3567
    @antenainaonisoa3567 4 роки тому

    Mba avoay amizay fa maika b zay na d oe audio fotsiny aza re a

  • @herinjatovorandriampanalin7577
    @herinjatovorandriampanalin7577 5 років тому +1

    sur lesy ry zandry malala an!!

    • @santatraran3285
      @santatraran3285 5 років тому

      okey lesy a
      tohizanay foana ny fiderana na tsy any intsony aza a hehe