Tsara ny famelomana hatrany ny hira fa misy fanitsiana kely @ légendes: Ilay hira voalohany "Tefeo ny Foko" tsy noforinin'i Karmela, ny tononkira @ teny malagasy no rizareo no nanao azy (angamba) fa ny hira dia noforonin'i Nathan Nockels sy Christy Nockels ary nohirain'ny Tarika Women of Faith tany am-piandohana: ua-cam.com/video/Of3IVr3G-Bc/v-deo.html
mahafinaritra ny fiderana, sady tsara no mampehery, deraina ny Tompo dia mankasitraka anareo
Saint Esprit ´merci pour la guérison de ton Église
tsara be le hira fiderana
N'a inokidona,n'a inokiantra,isika tsy miala @ tompo,paradisa no tanjona🙏🙏💥💓merci @ fahafoizanareo fotoana
Vraiment tu inondes nos vie Saint Esprit
Makasitraka,fa tsara be ny hira e ! ❤❤❤😊
Tsara bé . Mankasitraka ❤
Ampy ho anay mihintsy ny miracles omenao anay
Merci pour la restauration que tu nous apportes
❤Dera Sy laza ho Anao Mpanjakanay
Amen
12:40 14 juillet 2024: mankasitraka tompoko, tsara be, tahian Andriamanitra❤❤
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.🥰misaotra anareo am fiderana, mankasitraka daholo tompoko. THJ atrany👋😍
❤❤
❤
Deraina.Jesosy
Tsara be
Entinay ho Anao Andriamanitra ny fanatitra FISAORANA
Tsara ny famelomana hatrany ny hira fa misy fanitsiana kely @ légendes: Ilay hira voalohany "Tefeo ny Foko" tsy noforinin'i Karmela, ny tononkira @ teny malagasy no rizareo no nanao azy (angamba) fa ny hira dia noforonin'i Nathan Nockels sy Christy Nockels ary nohirain'ny Tarika Women of Faith tany am-piandohana: ua-cam.com/video/Of3IVr3G-Bc/v-deo.html
❤ Mitoetra @ fiderana Andriamanitra. Kanto loatra
❤❤❤❤❤
Makasitraka,fa tsara be daholo ny hira e ! ❤❤❤