Meteza anefa Mba tsy hilefa Na handao ny fanompoana hiantsorohanao Na hihatra aman'aina, Tsy maintsy sendraina Hoe tena mino va ianao? Maro ireo voasedra toy izao No miala eny an-dàlana Aoka mba tsy ho an'isany ianao F'aoka ho tonga fianarana. Avelao hifandimby hatrany Ny adin-tsaina sy ny sentonao Fa ny ety tsy hilaozan'izany Mijoroa minoa foana. Fa mahita anao Andriamanitra n'inon'inona mahazo anao Làlana tsara ny hitondrany anao Toy ny nandehanan'i Jesoa Kristy azy Ny ady hatrehanao Ho avy ny andro izay mbola handresenao Na hihatra amin'aina Tsy maintsy sedraina Hoe tena mino va ianao? --------
Isan'andro izao Ka mitalaho miantso an'Andriamanitra Nefa toa tsaroanao Tsy mivaly hatrizao Ny fangatahana natao. Ny tena mino Tsy misy adino F'omen'ny Tompo valim-pitia lehibe Mbola misy angamba Zava-mahajamba Mamatopatotra anao. Ny manafina tsy hainy ekena Fantany izay ao am-ponao Raha tianao ny hoe hovonjena Tsy maintsy mibebaka ianao Mibebaha, 'zay no fahendrena Raha tsy izay, tsy ho vohavahy ianao Mitafia ny fanetren-tena Raha tsy izay, tsy ho voavaha ianao. Fa mahita anao Andriamanitra n'inon'inona mahazo anao Làlana tsara ny hitondrany anao Toy ny nandehanan'i Jesoa Kristy azy Ny ady hatrehanao Ho avy ny andro izay mbola handresenao Na hihatra amin'aina Tsy maintsy sedraina Hoe tena mino va ianao? .... Hisy handatsa anao Hisy haneso anao Noho ny ady sarotra sy mafy hiaretanao, Aoka tsy ho tomany No hasetra an'izany Fa saotra ho an'ny Tomponao. Meteza anefa Mba tsy hilefa Na handao ny fanompoana hiantsorohanao Na hihatra aman'aina, Tsy maintsy sendraina Hoe tena mino va ianao? Maro ireo voasedra toy izao No miala eny an-dàlana Aoka mba tsy ho an'isany ianao F'aoka ho tonga fianarana. Avelao hifandimby hatrany Ny adin-tsaina sy ny sentonao Fa ny ety tsy hilaozan'izany Mijoroa minoa foana. Fa mahita anao Andriamanitra n'inon'inona mahazo anao Làlana tsara ny hitondrany anao Toy ny nandehanan'i Jesoa Kristy azy Ny ady hatrehanao Ho avy ny andro izay mbola handresenao Na hihatra amin'aina Tsy maintsy sedraina Hoe tena mino va ianao?
Meteza anefa
Mba tsy hilefa
Na handao ny fanompoana hiantsorohanao
Na hihatra aman'aina,
Tsy maintsy sendraina
Hoe tena mino va ianao?
Maro ireo voasedra toy izao
No miala eny an-dàlana
Aoka mba tsy ho an'isany ianao
F'aoka ho tonga fianarana.
Avelao hifandimby hatrany
Ny adin-tsaina sy ny sentonao
Fa ny ety tsy hilaozan'izany
Mijoroa minoa foana.
Fa mahita anao Andriamanitra
n'inon'inona mahazo anao
Làlana tsara ny hitondrany anao
Toy ny nandehanan'i Jesoa Kristy azy
Ny ady hatrehanao
Ho avy ny andro izay mbola handresenao
Na hihatra amin'aina
Tsy maintsy sedraina
Hoe tena mino va ianao?
--------
Isan'andro izao
Ka mitalaho miantso an'Andriamanitra
Nefa toa tsaroanao
Tsy mivaly hatrizao
Ny fangatahana natao.
Ny tena mino
Tsy misy adino
F'omen'ny Tompo valim-pitia lehibe
Mbola misy angamba
Zava-mahajamba
Mamatopatotra anao.
Ny manafina tsy hainy ekena
Fantany izay ao am-ponao
Raha tianao ny hoe hovonjena
Tsy maintsy mibebaka ianao
Mibebaha, 'zay no fahendrena
Raha tsy izay, tsy ho vohavahy ianao
Mitafia ny fanetren-tena
Raha tsy izay, tsy ho voavaha ianao.
Fa mahita anao Andriamanitra
n'inon'inona mahazo anao
Làlana tsara ny hitondrany anao
Toy ny nandehanan'i Jesoa Kristy azy
Ny ady hatrehanao
Ho avy ny andro izay mbola handresenao
Na hihatra amin'aina
Tsy maintsy sedraina
Hoe tena mino va ianao?
....
Hisy handatsa anao
Hisy haneso anao
Noho ny ady sarotra sy mafy hiaretanao,
Aoka tsy ho tomany
No hasetra an'izany
Fa saotra ho an'ny Tomponao.
Meteza anefa
Mba tsy hilefa
Na handao ny fanompoana hiantsorohanao
Na hihatra aman'aina,
Tsy maintsy sendraina
Hoe tena mino va ianao?
Maro ireo voasedra toy izao
No miala eny an-dàlana
Aoka mba tsy ho an'isany ianao
F'aoka ho tonga fianarana.
Avelao hifandimby hatrany
Ny adin-tsaina sy ny sentonao
Fa ny ety tsy hilaozan'izany
Mijoroa minoa foana.
Fa mahita anao Andriamanitra
n'inon'inona mahazo anao
Làlana tsara ny hitondrany anao
Toy ny nandehanan'i Jesoa Kristy azy
Ny ady hatrehanao
Ho avy ny andro izay mbola handresenao
Na hihatra amin'aina
Tsy maintsy sedraina
Hoe tena mino va ianao?
Tsara loatra ❤
Mampahery be ny tononkira fa misaotra, jo Azy Tompo ny voninahitra
Misaotra amin torinteny akira ataonareo fa tafita afatra samy hadresy isika amin anarany Jesosy
Mahatsiaro ny iray kilasy tany amin'ny lycée ry se, ry Kalapiso. Asio manaraka indray, fa tsara be ny hiranareo.
MBA mangataka parole azafady tompoko
Mankasitraka. Tiko ery
Hihihih, mbola batitiny kely Benoro teto
Ao tsara zany zoky Ndriana a.
Mankasitraka , Mirary soa ho anareo , Mahefà be mandrakariva amin'ny fanompoana
Azy ny ady atrehanao. Ho avy ny andro izay mbola handresenao !
Misaotra amizany teny mamy zany ary mino Jesosy isika
Arrehetp ny jiho
tiako be, amen!
Dieu est grand...
Vontosy filazantsara ny fonao
Azy ny ady atrehinao. Mbola ho avy ny andro handresenao! tena mino va hianao?
tsara ny midera an 'Andriamanitra e
❤❤❤
tena mino va ianao ?
Merci e
.
Tena misaotra Anao aho Jesosy fa nampahatsiahivinao t@ alalan'ity hira ity ny toky omenao ahy izay tsy miova mandrakizay.