- 653
- 7 021 411
Rojonyavo Rojonyavo
Приєднався 8 лип 2015
Відео
Ny Avo Voky Fitahiana Live
Переглядів 1493 місяці тому
Akany Avoko Ambohidratrimo 27/07/24 Tour Voky Fitahiana
Ny Avo & Benja Ny Mino Live
Переглядів 5193 місяці тому
Fjkm Antsirabe Fitiavana 11/08/24 Tour Voky Fitahiana
Ny Avo & Iloaina Babo Live
Переглядів 4163 місяці тому
Fjkm Antsirabe Fitiavana 11/08/24 Tour Voky Fitahiana
Ny Avo Ianao foana no hiraiko Live
Переглядів 2833 місяці тому
Fokrifa Antsirabe 23/06/24 Tour Voky Fitahiana
Ny Avo Ianao foana no hiraiko Live
Переглядів 1263 місяці тому
Ankazondandy 25/06/24 Tour Voky Fitahiana
Ny Avo Ianao foana no hiraiko Live
Переглядів 1153 місяці тому
Ankadinondry Sakay 05/07/24 Tour Voky Fitahiana
Ny Avo Omano ny mandrakizay Live
Переглядів 963 місяці тому
Ankadinondry Sakay 05/07/24 Tour Voky Fitahiana
Ny Avo Tsara ny Tompo Live
Переглядів 1173 місяці тому
Ankadinondry Sakay 05/07/24 Tour Voky Fitahiana
Ny Avo & Iloaina Group "Antso Sarobidy" Live
Переглядів 3563 місяці тому
Ny Avo & Iloaina Group "Antso Sarobidy" Live
Ny Avo & Ny Koloina "Maniry ho Anao"
Переглядів 4,4 тис.4 місяці тому
Ny Avo & Ny Koloina "Maniry ho Anao"
Mankasiaraka e!
Mankasitraka
Mankasitraka Rojo Ny Avo, Mahefà be amin ny asan i Tompo. Ho an Atra irery ihany ny voninahitra.
🔹 Groupe Ny AVO ft. Groupe ROVA🔶 OMANO NY MANDRAKIZAY 🔹 1- Mahagaga ,mahonena loatra Ny zava-mitranga, miseho Maro be, tafahoatra Ireo olona miantso hoe vonjeo Mitaraina matahotra mafy sao harary Sao dia ho faty Tsy fantany mantsy Na ho ela na ho haingana Tsy maintsy ho tonga ilay daty Ref: Tsy ho ela intsony ilay fotoana Hifarana izao rehetra izao Miomana sy miambena foana Tsy maintsy ho tsaraina izaho sy ianao Fandalovana ihany ny tany Miserana mihelina ihany Mbola tsy tara fa averiko indray Omano ny mandrakizay 2- Mahagaga sy mampalahelo Maro be ireo misafidy ny helo Mahavariana f'ilay Paradisa tsy vidiana Nefa tsy raharahiana Voalaza fa ny olona any am-parany any Dia mpandoka tena sy miavona am-po Ratsy Fanahy Manompo vola sy harena Mbola tsy tara fa averiko foana Tsy ho ela intsony ilay fotoana Vidéo Hira Fiderana
Tsara lotra ity hira tu merci ❤
tena tiko be ilay hira nareo
tiko loatra ity hira ity, mitoboa talenta hatrany Rojo . Tahian' I Tompo mandrakariva
tsara sy mahafinaritra e
😢 fitiavana mandrakizay, zaho matoky azy ho mandrakizay doria
Tsara bé fa merci ❤
Io Andriamanitra tompoiko io anie, tena mahagaga Isan'andro Izy manome, ny anjara sahaza ho ahy Io Andriamanitro tompoin-tsika io anie, mpanolo-tsaina Famindram-pony havaoziny ho antsika, isa-maraina. Efa nomeny ahy (Nomeny ahy) Nomeny ahy izay sahaza ho ahy Nomeny anao (Nomeny ahy) Nomeny anao izay sahaza ho anao. Mbola homeny ahy! (Homeny ahy) Homeny ahy izay sahaza ho ahy Homeny anao e! e e e! e! (Ho anao! ho anao!) Homeny anao izay sahaza ho anao. (Homeny anao izay rehetra mahasoa anao.) Feno fifaliana ny fiainako e! Feno fitahiana ny fiainako e! Manompo Azy aho, (Hou! hou!) Rehefa manompo Azy aho. (Fifaliana foana ny fiainako e!) (Fitahiana foana ny fiainako e!) (Manompo Azy aho) Manao ny asany e! .... Io Andriamanitro tompoiko io anie, tena mahagaga Isan'andro Izy manome, ny anjara sahaza ho ahy!! Io Andriamanitra tompoin-tsika io anie, tena Mahery!! Izay mahatsara sy nahasoa antsika, efa nomeny. Efa nomeny ahy (Homeny ahy) Nomeny ahy izay sahaza ho ahy Nomeny anao (Nomeny ahy) Nomeny anao izay sahaza ho anao. Mbola homeny ahy (Homeny ahy) Homeny ahy izay sahaza ho ahy Homeny anao anao anao e! (Homeny anao) Homeny anao izay sahaza ho anao. .... Feno fifaliana ny fiainako e, Feno fitahiana ny fiainako e! Nanompo Azy aho, (Hou! hou!) Rehefa manompo Azy aho. (Fifaliana foana ny fiainako e!) (Fitahiana foana ny fiainako e!) (Manompo Azy aho) He! Manao ny asany e! (Feno fifaliana ny fiainako e, Feno fitahiana ny fiainako e!) *Rehefa manompo Azy aho.(x2) Fifaliana foana ny fiainako e! Fitahiana foana ny fiainako e! (Manompo Azy aho) Rehefa manompo Azy aho (Manao ny asany) .... Voky fitahiana aho, voky fahasoavana e! Voky famindram-po, rehefa manompo Azy aho. (Voky fitahiana, voky fahasoavana e! Voky famindram-po, rehefa manompo Azy e!) Voky fitahiana aho, voky fahasoavana e! e e e! Voky famindram-po e!, manao ny asany e! (Voky fitahiana aho,) Fitahiana e! (Voky fahasoavana e!) Fahasoavana e! Voky famindram-po aho, manao ny asany e!
Quel belle accompagnement!
mankasitraka hatrany eh!
Tena owe tafita ny hafatra!!! merci
Jaws ban.d
❤❤❤🌹🌹🌹
j'ai un coup d coeur sur cette chanson🥰😍🤩
Fandalovana ny eto an-tany vahiny sy mpivahiny ihany. Jesosy Tompo ô omaniko ny mandrakizay. Miambina sy manolon-tena isan'andro. Misaotra JESOSY MALALA Ô.
Misaotra eee tiako bé ❤
❤😂😂❤
tsara lotra .le hira e
❤❤❤
Miambena foana fa samy manana ny farany ho azy ny rehetra ! Omany ny mandrakizai-nao ! Ho azy hatrany ny voninahitra . Amen!
❤ tiko b l hira misaotra e
Tsar feo nama ilay Bodo a.
❤❤👍👍
Toriteny vita
Tsara be le reverb!
Mamela fanaha
Tena tsara ne lay hiran'ny tarika ROJO NY AVO
Tsara be zoky Ny AVO misaotra betsaka nizara
❤❤❤
Ny tsara hatrany❤❤
Mankasitraka ho an'Andriamanitra ihany anie n'y voninahitra,❤❤❤❤
Misaotra betsaka ny amin' ny fijoroana vavolombelona, ny voninahitra dia ho an ' Andriamanitra.
❤❤❤❤❤
Tsara be le ĥira! Bravo be Rojo ny Avo. Roviana ianareo no tonga aty Genève Suisse taona 2024. Mba te hiaraka hihira amin I Rojo ny Avo hiaraka hidera ny Tompo.
Mahafinaritra be ❤
Mampanembona ny any an-tanana 😢... Mahantra gasikaraw feno tsy fandriampahalemana.. fa mahamanina hatrany ❤
❤👏🏻🫶🏻
Ny Dera sy Laza ary ny Voninahitra ho an'ANDRIAMANITRA Irery ihany. AMEN
tompo o ekeko tsotr izso
Tena hoe tsitako tsony ze ambara fa tena hoe fiainak mantolo😢😢😢❤❤❤❤
❤❤
❤❤
❤❤
❤❤
Tsara e :)
mankasitraka, tahian'i Tompo
Mankasitraka indrindra tena mampahery Mahereza @asa fitoriana 🥰🥰🥰 Samy Tahian Andriamanitra ny isika rehetra mpihaino